fitsangatsanganana ataon'ny SERASERA DAGO

41. ravatorano ( 16/10/2008 10:13)
za gaga amin ity lasasy ity kle
asa kouh
nirjimka < ampiesona ndray ngah ! lol! oka less marina an
ary mba aiza i raprrr e ???,
lobaka< aleo mlam amin 'ilay maiô izy fa tsika indray mijery ny bombone kle
:-D :-D :-D
42. naritsimba ( 16/10/2008 10:43)
ravatorano> lobaka> sao dia tsy billard fa kanety
43. angotiko ( 16/10/2008 16:13)
lobaka: efa we ny lahilahy tsy mahazo manao la chassyyyyyyy fa ny vehivahy ihany fa indrindra ry bombone
44. angotiko ( 16/10/2008 16:22)
nirijmka: hihihihi taraiky be enao ny ol tany jangil defa nahita hahaha, ka omano ny maso aza sao d gôka eo an, ary mitondra mouchoir maromaro fa sao d rarakivy(izay mety ho rarakivy io an mdrrrrrrrr) eo mahita anaka manao maillot(eiiiiiiiiiii eo d ratsy saina eo dôly)

ravatorana: any enao maita azy eh, la chasse eh hihihihi, ary enao efa la chasseko fa pepe tsara, efa misy miaramila kolonely police zandary miisa 16 any hiambina anao hahahaha

ravatorano: za koa aza mba gaga we nankaiza i raprezz

naritsimba: ny kanetindrizareo veeeee lol hahahaha
45. naritsimba ( 17/10/2008 04:57)
angotiko>> aleo resahako reo dia mba tsy kanety no atao fa epée,@ zay mba mety hiady tsara ny lalao!!! sa tsy zany ry lobaka sy ra nirjimka?????
46. ravatorano ( 17/10/2008 05:05)
nari < hahaha kanety ngah epée ngah
ntss
oka kosa kle

tongava maro ry zare fa hilay io an
santionan'ny resaka fotsiny ny eto fa any no tena izy
47. thiel ( 17/10/2008 06:08)
angotiko:

nirijmka: hihihihi taraiky be enao ny ol tany jangil defa nahita hahaha, ka omano ny maso aza sao d gôka eo an, ary mitondra mouchoir maromaro fa sao d rarakivy(izay mety ho rarakivy io an mdrrrrrrrr) eo mahita anaka manao maillot(eiiiiiiiiiii eo d ratsy saina eo dôly)

ravatorana: any enao maita azy eh, la chasse eh hihihihi, ary enao efa la chasseko fa pepe tsara, efa misy miaramila kolonely police zandary miisa 16 any hiambina anao hahahaha

ravatorano: za koa aza mba gaga we nankaiza i raprezz

naritsimba: ny kanetindrizareo veeeee lol hahahaha


-Aza mba tia tena ry Angotiko fa ny bandy koa hanao la chasse fa tsy ny vhvy irery sady ny anareo basy rano no hi-chassena.Omeo sôsy aloha vao omena mpiambina fa tsy miasa ireo raha tsy izany.Izay ilay hoe aleo hilamina dia misesy : Izay PAS dia PAIKA, izay REVY dia SYSTEME, izay RADIO dia FM daholo !
Ilay rallye,ny zoma 24 no mandalo eo Vontovorona fa tsy 25 indray, noho izany tsy misy atahorana ny fahatapahan'ny làlana.Dommage ho an'izay te-hijery. Rallye ao @ Espace "Oasis" izany no ady eo.

48. naritsimba ( 17/10/2008 09:43)
thiel>>> mba ho ento, mba ho ento, mba ho ento aho, ento hijery rallye!!!
ny taigna samy taigna va dia ho chasse-na, hihihii
49. sasa ( 17/10/2008 10:30)
misaotra betsaka anareo nampita hafatra, soa za fa nandalo teto fa ny an'ahy ny pro efa am am 08 novembre no vita tsara, d mamporisika antsika namana izany mba ho avy amin'io.

Kiiiiiiiiiiiiiiiiiii malahelo be za fa efa tsy eto tana amin'io date io fa handé kely any am sisiny any e! :( :( :( :( :( :( :( :( :(
50. epsedo ( 17/10/2008 18:37)
sasa : e! de soavadia ianao fa zay lo mba hifalifaly de hitsikitsiky
51. epsedo ( 17/10/2008 18:40)
ary mba misy mankafy tarika TSIMOKA ato a! m"lay e!
naritsimba :hhahaha
52. watafon ( 17/10/2008 20:01)
Mahazoa fahafinaretana doly e! :-*
53. elfuero ( 18/10/2008 05:48)
Slt les sera2!,manatena izahay vao2 fa de m'lay be any eh! :lol:
54. notron ( 18/10/2008 07:12)
elfuero> ny antsika indray dia Bienvenue foana izay tonga eo ka!
Matetika no misy namana vaovao tafaka aminay fa eo @ 30mn eo raha ela no dia tsy toy ny vaovao intsony izy. Raha tsy hoe ilay mjery spectacle mihintsy angaha no mahafinaritra azy.
Tamizay tany Antsirabe zao an! Nisy akama vaovao fa ny nahatongavany ny ela efa nasain-dry zalahy nisorona afo sady mivazo @ guitare fa milay an!
Anontanio ange i narisimba e!!
55. angotiko ( 19/10/2008 04:53)
avylavitra: fa mba nakaiza wa enao e, sa mbola adino any mahajanga, ato zao misy taratasy ampamakina anao koa, taratasy le mahazatra tsy hita zay maharatsy azy

jentilisa: fa nakaiza koa ianao eh, sa mbola namaky karapasyy any jangil, mba mitenena rangaha sa amin'ny 25 vao ita ndray

glou: fa nakaiza koa nareo eh, ilaozy variana any fa lasan'olona ny entana an, itako efa misy miaza zay mantsy izy, za anie kôpy fa tsy zinga eh, ny fijerinareo defa hummmmmmmmm moi ca, mihetsika enao ssssssssss fotsiny
56. angotiko ( 19/10/2008 05:13)
watafon: mazahoa fafinaretana nareo ahoana e, isika fa nareo ahoana e, ny tongotrao aza efa eto tana fa aza mampime an, fa raha tsy ho avy enao d inona ndray zany ny kilalao ndry bombone isany, kiiiiiiiiiii very kilalao zany koooo mdrrrrrrr

thiel: vola amin'ny ahoana aza, fa nga tsy efa no nalahako anature ilay ndramandeha iny eh hahahahaha, ary tsilaina tapatsinay eo
57. ravatorano ( 20/10/2008 08:24)
latsinainy androany
ary afaka efatra andro sisia d hifankahita indray isika eny amin\'ny espace Oasis Vontovorona !
isika sisa no andrasana e
:-*
58. lo ( 20/10/2008 09:07)
te-hiezaka mafy d mafy fa tsy tratra e
59. naritsimba ( 20/10/2008 10:20)
lo>>> atao ahoana letsy rehefa tsy tratra le, aleo atao any @ là ny manaraka eh!!!!
60. thiel ( 21/10/2008 06:44)
Mitondrà guitare ho an'izay mahay mitendry mba hiarahana mivazo eny an-kalamanjana eny.Fa ity cyclone mananontanona ity ve tsy atahorana? Efa hitan'ny masina hono fa tsy atahorana ny toetr'andro @ io fotoana io. Mba firy eo ho eo moa izao ny olona handeha fa tsy maharaka vao2 mihintsy izao izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3486