fitsangatsanganana ataon'ny SERASERA DAGO
![](https://avatar.serasera.org/14e8f9fbdcda445b8aae10629f809d36.jpg)
21. Mimifali
(
14/10/2008 11:04)
notron:
Gay gay gay!
Tsy maintsy haka avance vintss any @ patrô njay zany ny bady knou! Tena ao anatin'ilay maha-tapaka sy namana mihintsy io 25 Oct io.
Izany hoe efa manana klou kalonga za fa ampina sisa e!
Nefa noho ny fifankatiavana sy ny firaisan-kina ary ny hatsaran'ny ambiasa ho hita any dia tsy maintsy hidebra ny bandy e!
Fa izao e! Aza de manao tara be rangaha fa lasa tsy ampy le fotoana a!
Lasa lany andro mifampiandry fotsiny.
Ary elah ry Prezida Glou tokony @ 6h30 d'efa tonga eo @ SOLIMOTEL satria elah no akaiky indrindra.
Dia mba samia mitondra kilalao fa tsy ianareo akory no ho lalaovina any an!
Tongava dôlidôly éééééééééé!
Dé hanao lé hira "bâtonnet" ndray ve zan tsika @iorynotron :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?: :?:
za lou azo atao kilalao lalaovina any ian ra toa mifanaraka e!
:?: :?: :?: :?: :?: :?: =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
![](https://avatar.serasera.org/14e8f9fbdcda445b8aae10629f809d36.jpg)
22. Mimifali
(
14/10/2008 11:08)
lobaka:
soa fa nijerijery tato fa ra tsy zany dia tamin'ny novambra vao tonga tany,dia inona moa zany fa dia any ndray ny fotoana ny mpiserasera rehetra
Manantena olona be dia be sy vaovao be sy talohabe zany ko
efa mis fandrosoana zan fa efa mandalo matetitetika ato an! ra novembre ianao vao tonga teny dé nantsoinao fotsn ngé za dé roa tsika no niaraka e! dé nanao......billard :!: :!: :!: :!: =)) =)) =)) =)) =)) =))
![](https://avatar.serasera.org/14e8f9fbdcda445b8aae10629f809d36.jpg)
23. Mimifali
(
14/10/2008 11:09)
Za lou dé ts hitondra maillot de bain zany @ io fa manjary lena eo n voloko nefa arrivage no ho jereko any ka ts mety e :!: :!: :!: :!: =)) =)) =)) =)) sady n billard mbola ts mety hay :!: :!: :!: :!: aleoko zany mikotrana an'iny dé mihira bâtonnet aveo. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
![](https://avatar.serasera.org/14e8f9fbdcda445b8aae10629f809d36.jpg)
24. Mimifali
(
14/10/2008 11:11)
myaina:
oviana ny daty farany fisoratana anarana??
Tonga dé zao defa misorata faza miandry ny andro farany ô :!: :!: :!: :!:
![](https://avatar.serasera.org/56303412f3490ff804093039b64a9a0e.jpg)
25. Naniie
(
14/10/2008 11:27)
sali sali doly eee
mimifali mdrr am le hira batoné
Za aloha otran'ny handeha ihany na dia ny hahita ny salovatavan'i Etienne fotsiny aza eee :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: nefa mbola tsy hay fa ho hita eo ihany :? :? :? :? :?
![](https://avatar.serasera.org/9cba3a805cb12fd86d2a844c39a15d34.jpg)
26. ari.malala
(
14/10/2008 12:11)
angotiko:
Tany amin'ilay toerana hitsangatsanganana izahay androany ny 11 octobre ka izao no zavatra tapaka tany:
Noho ny antony tsy miankina aminay mpikarakara izay nandeha tany dia voatery tsy maintsy novana ny daty hankanesantsika any, ka naroso ny 25 octobre 2008,tsiky dia ampy, ny antony moa dia efa nisy namandrika io toerana io ny 08 novembre 2008,
Ny daty moa no niova fa ny ora sy fotoana kosa tsy niova,izany hoe: amin'ny valo ora maraina eo amin'ny "arrêt bus" eo amin'ny "SOLIMOTEL"
Ny sakafo sy ny zava-pisotro ary ny fitaovana ilaina amin'zany moa, toy ny lovia, sotro, vera dia samy mitondra ny azy.
Ny fandraisana anjara koa dia tsy miova fa 5 000 ariary na 25 000 fmg , izany hoe : saran-dalana mandroso sy miverina, fidirana eo amin'ny ESPACE, ary azahoana mandray anjara amin'ny kilalao rehetra ao amin'io toerana io, toy ny billard, piscine, karaoke, baby foot, pingpong, basket,... izay tsy voatanisa eto fa misy kilalao maro isakarazany (raha milalao zany enao dia tsy mandoa vola intsony), ary aza adino ny fitaovana ilaina amin'zany.
Marihina eto zany fa samy mandoa io fandraisana anjara io daholo isan'olona na ny mandeha fiara hiombonan'ny be sy ny maro na ny mandeha fiara manoka
Ny daty no niova fa mino izahay mpikarakara fa ny fonareo sy ny fikasanareo andeha tsy hiova, koa entanina isika mba azoto fa tsara sy mahafinaritra any eh, tsiky dia ampy
MARIHINA eto dia ny fahamatorantsika amin'ny fotoana, ny antony dia zao: voalahany dia isika dia olona matotra daholo, faharoa manaraka izany dia isika tokony ho tonga any amin'io toerana io fara fahatarany amin'ny 9 ora maraina satria hisy RALLYE any amin'ny fotoana io ka ho tapaka ny lalana ary mety aharitraritra ora maromaro izany fahatapahana izany
Koa entanina isika ary hiangaviana mba hisoratra anarana mialoha mba ahafahana manomana ny fiara hitatitra sy ny toerana ho fandrihana any.
Azo atao ny manoratra anarana eto amin'ny furum, na hiantso na handefa SMS amin'ireto laharana ireto:
GLOU: 032 04 168 86
VOAHIRANA: 033 12 609 87
AVYLAVITRA: 034 04 220 49
ANGOTIKO: 032 59 770 45
RAVATORANO 032 04 591 18
MIMICH: 033 11 543 69
Toy izao kosa ny fandaharam-potoana antsika any:
ny maraina:
-"fifakafantaran'ny tsirairay, sy fandraisana sy fiarabana ny olona vaovao zay vao mba nadeha fihaonana
-fivoriana kely momban'ny hetsika sosialy izay atao any Manakavaly
- fitsidihana ny toerana izay handehanantsika io
-lalao iraisan'ny be sy ny maro, ary marihina eto fa raha misy olona manana lalao ampilalaovana antsika rehetra miaraka dia aoka mba ho vonona amin'zany,
ny atoandro:
- sakafom-pifaliana
-fandihizana (mahazo mitondra CD)
ny tolakandro aorian'ny sakafo kosa dia fotoana malalaka ho an'ny tsirairay "quartier libre" sy "brochette party"
NY MPIKARAKARA REHETRA
tssssssssssssssssssss :( miova dool ndray kou ny programa! zay efa ts manambola tsony amizany...
ANGOTIKO: 032 59 770 45antsoina toa messagerie vocale? euh, ts mampanantena fa mety ts tonga...
![](https://avatar.serasera.org/4800fb0a26f22c1c030250ada861b84e.jpg)
27. naritsimba
(
14/10/2008 12:35)
ari.malala>> io njay de tady tsy ande! tena tsy fidiny mihitsy ny nanovana ny daty, zà aza mou efa niteny hoe tsy afaka raha tsy aorian'ny faran'ny volana saingy atao ahoana eh!!!
mimifali>>> sur fa misy arrivage bonne occasion mihitsy any lol
mimifali>>> sur fa misy arrivage bonne occasion mihitsy any lol
![](https://avatar.serasera.org/9e3234b2da8d74ae33a600fc87bed816.jpg)
28. colaps
(
14/10/2008 17:22)
manantena fahafaham-po be d b av amnareo ntenanay na d matahotra am tsfahafatarana n rehetra az satria ntenanay d vaovao kely mampalahelo kely k miahyahy.Mino s manatena anefa f tsiho voatostoska ntenanay any sa ahoana hoy ianao io????????za koa anefa afaka miaramfaly amtsika mianakavy na d mzara tsikytsiky fotsn aza.Mety hisy tia ve n DANSE D SALON any ar mety hisy ve any za mantsy mahay kely sy tia an io dihy io toy n tchatchatcha samba madeison tango sns MBA OMEO COURAGE KELY FOTSN ZAH.......!!!!!!
![](https://avatar.serasera.org/8a3ff11df05be7435e693e21f3d6f311.jpg)
29. epsedo
(
14/10/2008 17:54)
Sipagasy zahay tena aka fahafinaretana hahahahaahahaa. Aka pv matsy e!
dia mba anao Adama sy Eva
dia mba anao Adama sy Eva
![](https://avatar.serasera.org/4800fb0a26f22c1c030250ada861b84e.jpg)
31. naritsimba
(
15/10/2008 04:43)
colaps>>> aza matahotra fa betsaka mihitsy ny mankafy dihy any, saingy ny ahiko sao de colaps ka tsy hahavita hihihihihihi!
epsedo>>>hevitra tsara koa ny anareo zany ka, saingy ilay ravin'aviavy no tsy hahita ianareo ko!
epsedo>>>hevitra tsara koa ny anareo zany ka, saingy ilay ravin'aviavy no tsy hahita ianareo ko!
![](https://avatar.serasera.org/84f9574b1743df2c9db584262ad328d0.jpg)
32. ravatorano
(
15/10/2008 05:12)
naritsimba < fa ravin goavy v :-D :-D :-D
ari-malala < itako eto fa mtad hihemotsa enao zany an
notron< tongava marna lah fa hisy lait mafana ho avy any kle
colaps < mlay zany e tongava fa zaay vonoa hianatra an izany kle zaranay aza misy anizay

![](https://avatar.serasera.org/5fe76a2108de1f7b4a03b0f4275beb16.jpg)
33. thiel
(
15/10/2008 06:15)
aleo milamina ary, dia misesy.ok? tongava daholo fa hahafinaritra ny fiarahana ê!
![](https://avatar.serasera.org/a13297feb458cf9bac793bf701d9e841.jpg)
34. angotiko
(
15/10/2008 09:45)
ari malala: dray kosa mandeha tsara io numeroko io ka, fa rehefa tsy reko lay izy na double appel d lasa messagerie vocal, betsaka ny miantso ahy fa ndry irery zany no ratsy vintana lol mdrrrrr
![](https://avatar.serasera.org/a13297feb458cf9bac793bf701d9e841.jpg)
35. angotiko
(
15/10/2008 09:54)
colaps: tongava fa aza matahotra eh, rehefa any ve tsy ampianarianao zay fa zao mitondra cd fa sao d mampime be tsy misy any amin'ilay toerana, rumba sy jive ny ahy no mba haiko hihiii mdrrrrrrrrr
ravatorano naritsimba:ravonakikninina no any eh
naniie: ny pozinjy otsan'ny we tsy ho avy zany mdrrrrrrr, ny bombone tsy maintsy tonga sady mety misy la chasse any zao an hihihihi, ny sasany mou efa miandry arrivage fotsiny
mimifali: hihihi arrivage moi ca, arrivage atsimo antsinanana sa atsimo andrefana hahahaha
thiel: inona ndray no alaminao ao d inona ndray no asesinao eo eh, i etienne mou kambana aminaoooo, mbô ento rangaha izy an
epsedo: mmmmmmmmmmm tady anao adama sy eva amin'i tianalove njay an, pv pv an!!! mdrrrrrrrr
ravatorano naritsimba:ravonakikninina no any eh
naniie: ny pozinjy otsan'ny we tsy ho avy zany mdrrrrrrr, ny bombone tsy maintsy tonga sady mety misy la chasse any zao an hihihihi, ny sasany mou efa miandry arrivage fotsiny
mimifali: hihihi arrivage moi ca, arrivage atsimo antsinanana sa atsimo andrefana hahahaha
thiel: inona ndray no alaminao ao d inona ndray no asesinao eo eh, i etienne mou kambana aminaoooo, mbô ento rangaha izy an
epsedo: mmmmmmmmmmm tady anao adama sy eva amin'i tianalove njay an, pv pv an!!! mdrrrrrrrr
![](https://avatar.serasera.org/4800fb0a26f22c1c030250ada861b84e.jpg)
36. naritsimba
(
15/10/2008 10:31)
ravatorano>> ravim-pitombenana izao no betsaka any fa sur zà, ary maninona moa raha ampiana ny ki-raviravin-javatra rehetra eh! lolololol :D
thiel>> inona zao no asesinareo rehefa tonga any?
thiel>> inona zao no asesinareo rehefa tonga any?
![](https://avatar.serasera.org/5cdb9c2d5da62e7094b438168299b4ae.jpg)
37. nirijimka
(
15/10/2008 15:04)
ohohohoho
de aoan ndray re zany e!
okay e! tsy maintsy hampiesona an'ilay oloan iray izay izany koa! lol
ho avy za tompoko ô!
tena kozy an, za tsy maintsy mandeh na hijery an'i angotiko hanao maillot de bain aza! ouhahahahahah! CARAPASSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS
de aoan ndray re zany e!
okay e! tsy maintsy hampiesona an'ilay oloan iray izay izany koa! lol
ho avy za tompoko ô!
tena kozy an, za tsy maintsy mandeh na hijery an'i angotiko hanao maillot de bain aza! ouhahahahahah! CARAPASSSSSSSSSSSSSSSSSSSSS
![](https://avatar.serasera.org/4800fb0a26f22c1c030250ada861b84e.jpg)
38. naritsimba
(
16/10/2008 04:54)
nirjimka>>> hihihihii CARAPASSSSS tany mahajanga bobaka be fa elà tsy hita. Dia aza ampiesonina ilay olona iray fa sao dia.........!!!!!!!! tongava dia afaka tonga indray andro mialoha ange elà eh! na dia ny maha vice an'là fotsiny aza, sao mantsy dia manky-vice eo ra-prrrrrrr.
![](https://avatar.serasera.org/c202ec0729a2b41b27fae5d555351afa.jpg)
39. lobaka
(
16/10/2008 07:29)
ravatorano:
ravato> ato iany anie fa mamaky tena tsara e,ahahahaa,
mety ande tongotra mitsy amin'io fa to te otapaka ny lalana fa misy rallye,miomana iany so de tokoa aloha
lobaka < gaga gaga iany aho mahita anao ato :-D :-D :-D soa fa nandalo marina an ! tsy maintsy nahare vaovao ihany nareo kah !
tandremo indray ary sao mande tongotra lavitra b indray amin io ry zandry
:-D :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/c202ec0729a2b41b27fae5d555351afa.jpg)
40. lobaka
(
16/10/2008 07:36)
[quote=Mimifali]
[quote=lobaka]
allo mimifali,aiza ianao fande anao billard tsika,to tsy mandray dray enao zany,
ento iany ny maillot na de anao la chasse azy ko
[quote=lobaka]
allo mimifali,aiza ianao fande anao billard tsika,to tsy mandray dray enao zany,
ento iany ny maillot na de anao la chasse azy ko