Dànsa évanzélika

21. rijadolly ( 06/10/2008 17:25)
Mahita zavatra mihitsy nareo reto an!Tsy aiko aloha na mioby na miteny aona na ahoana ilay hira tsy aiko ny dikany :oops: ,no sady toa trano samy hafa ilay izy nefa hira iray ihany,izany hoe misy zavatra namboarina zany tao :wink: izay tsy fantatra ihany koa oe ilay atoko mpivavahany ihany ve sa tsy.
Fa kosa ra toa ka midera sy mankalaza an\\\'Andriamanitra marina(ilay Nahary) dia tsy misy tsiny zany amiko,na dia manao ny tenany ho tsinotsinona aza izy,mety misy ny fahamenarana ho an\\\'izay miharaka aminy eo,na ny havany mahita azy,nefa izy dia mahatsiaro tena mihoby an\\\'Andriamanitra amin\\\'fony tanteraka.Eo no itenenako hoe aza manenjika an\\\'ireny na manome tsiny fa tsy fantatrao ny ao anatiny(toe-pony)ka lasa mitsara vilana azy ilay fahamenaranao na ny tsy fasahianao hanao toa azy,eny tena miaotra be ilay fibitahana hoy isika nefa tadidio tsara fa Davida koa dia efa nanao toy zany ary dia ny vadiny ihany no menatra noho ny nataon\\\' Davida.Andraso fa omeko ny toko sy andininy dia hitanareo fa nisy fihatraikany tamin\\\'vadiny zany nataony izany.SAMOELA FAHAROA 6 : 12 -23 ; [color=blue]12 Ary nambara tamin\\\'i Davida mpanjaka hoe: Jehovah efa nitahy ny ankohonan\\\'i Obed-edoma sy izay n
22. ikaretsaka ( 06/10/2008 17:28)
le fihetsika ange no resaka fa tsy le hira e..
fa mampihomehy ihany le hoe andriamanitra no dradradradraina de ny fitombenana no adoladola sy ny fe no atsipatsipaka an...

dia ny mampihomehy kao raha vao hoe tsy tany @ sekta vanjo alika izao io de hoe voan'ny Ramanenjana....

raha hoe "mitehafa tanana" mba azo dinihina tsara ihany :-D
23. fahamarinana ( 07/10/2008 06:47)
:arrow: rijad :ka ahoana tokoa moa no hanenjehana rahatoa ka na ilay hira aza tsy fantatra akory,raha ny amiko aloha no lazaiko eto.Fa ny fihetsika no nahatonga resaka hatreto.
rijad:
kosa ra toa ka midera sy mankalaza an'Andriamanitra marina(ilay Nahary) dia tsy misy tsiny zany amiko,na dia manao ny tenany ho tsinotsinona aza izy ,mety misy ny fahamenarana ho an'izay miharaka aminy eo

:arrow:aiza kosa no dia hoe tsy misy tsiny na hanao ny tenany ho tsinotsinona aza ? Ka na olon-tsotra amin'izao nefa tsy mpino aza va dia hanao an'izay ?Asa anefa fa samy manana ny fomba fanehoany azy tokoa angaha no azo hilazana azy no samy manana ny famaritany ny atao hoe tsinotsinona ihany koa.Ekeko kosa raha dihy,tehaka,hafaliana,sns...fa raha korotana be karaty (raha lazaina ohatra fa tena mitombona io ) toa hanahirana ahy ihany na dia tsy hiresaka afatsy ny harerahako avy miangona aza aho.Zà moa somary hafa fijery izay koa fa io no fahitako azy (amiko zany no marina kokoa )(l)
24. tywa68 ( 07/10/2008 08:40)
rijadolly : :lol: tsy misy mitsara fa zah kosa aloha d hiomehy e ! satria tena variana ihany mijery ny fandihy aseho @ilay fiderana :-D :-D

Fahamarinana :
fa raha korotana be karaty
zah mbô gaga ! torovana maka congés mihitsy ny lundi sy mardi fa tsy miasa, maka repos =)) =))
25. fahamarinana ( 07/10/2008 09:43)
:arrow: tywa : ka raha ny tokony ho izy rehefa avy mivavaka dia mahazo hery sy fidanam-panahy,fiadanan-tsaina fa eto ndray raha tsy hiasa toi fa reraka dia ahazo olana ara-piasana dia manginy fontsiny ny ambiny... (l)
26. rijadolly ( 07/10/2008 10:44)
Fahamarinana a! za rehefa manao fanantanjahatena dia mampinjaly tena mihitsy ,tena mahatsiaro reraka ny vatako,Inona hoy se ny antony? Inoako fa azon'se ny tiako holazaina.Nefakosa tsapako fa ra oh ka tsy sitrako ilay izy na terena fotsiny aho hanao ilay izy dia mitarika faharerahana,ary dia marina tokoa ny an'se fa dia reraka marina tonga any an-trano.
tywa68 =)) =)) =)) Izay mantsy,Tsy mety aminao ilay izy dia mandreraka be,araka ny fiten'Fahamarinana hoe samy manana ny fomba fiderany,izay ny mety amin'Davida,mitsinjaka be sy nanary lamba mihitsy araka ilay toko sy andininy ao amin'Samoela faharoa 6:12-23 dia tsy azo enjehina amin'izany izy araka ny tenin'se.
27. rijadolly ( 07/10/2008 11:06)
fahamarinana:
aiza kosa no dia hoe tsy misy tsiny na hanao ny tenany ho tsinotsinona aza ?
Marina zany fahamarinana jeren'se anie ty tenin'Davida ty e! SAMOELA FAHAROA 6: 21-22 21 Ary hoy kosa Davida tamin'i Mikala: Teo anatrehan'i Jehovah, Izay nifidy ahy noho ny rainao sy ny ankohonany rehetra ka nanendry ahy ho mpanapaka ny Isiraely, olon'i Jehovah, eny, teo anatrehan'i Jehovah no nitsinjahako.22 Ary mbola hivazina kokoa noho izany aza aho, ka hataoko tsinontsinona ny tenako; nefa hiaraka hanam-boninahitra amin'ireo tovovavy nantsoinao ireo kosa aho.
28. tywa68 ( 07/10/2008 13:38)
i Rijadolly tsy tia mivanitika ohatranay ka aza mitsatsaingoka intsony, fa avelao izahay hijery ny mahafinaritra anay e :wink: sa tsy zany ry Fahamarinana sy Booboo ? :-*
29. fahamarinana ( 07/10/2008 14:07)
:arrow: tywa :eka ozy :-* ,njy maditra kouh..
rijad :misy fahamarinany ny tenin'ise fa zà ndray tsy nieritreritra an'iny andininy iny fa zvtr hafa mihintsy anie !... ts'izany fa tywa ihany no mampivanitika ahy eto foana nefa mba te ho serieuse zà io...:wink: (l)
30. tywa68 ( 07/10/2008 14:26)
Fahamarinana : aiza ny arguments-njy raha te ho sérieuse ohatran'i rijadolly :lol:
31. fahamarinana ( 07/10/2008 14:29)
:arrow: tena mbola mianatra sy mandalina ny toko sy andininy fa be fanadinoana dia tsy mety tavela na averina matetika amiko aza...na mety tsy mahay mandray azy koa angamba no marina e dia aleo avela ho an'ny rijad sy ny hafa aloha fa zà mamaky sy manaraka eny hatrany aloha hatreto an.:) (l)
32. tywa68 ( 07/10/2008 14:38)
zah koa aloha d tsy mahay, fa faly mandray zay omena ahy e :lol:
33. rijadolly ( 07/10/2008 15:26)
fahamarinana:

:arrow: tena mbola mianatra sy mandalina ny toko sy andininy fa be fanadinoana dia tsy mety tavela na averina matetika amiko aza...na mety tsy mahay mandray azy koa angamba no marina e dia aleo avela ho an'ny rijad sy ny hafa aloha fa zà mamaky sy manaraka eny hatrany aloha hatreto an.:) (l)
Fantatro tsara ra ise(teto@ serasera)ra za manokana dia mila an'se eny fa na dia tywa koa aza ,Fantatro tsara ny fahalalan'se izay nanoro ahy ny marina.Aza atao any amban'latabatra ny jiro fa tsqilovy za raha misy diso ny teniko ka tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra indrindra². :-* :-*
34. fahamarinana ( 08/10/2008 03:33)
:arrow: rijad :eka ozy...ialana tsiny fa ny vazivazy mandeha ihany fa kosa ny fampianarana entinareo dia mipetraka mandrakariva e. :-* (l)
35. ikaretsaka ( 08/10/2008 16:49)
izay le tena partage ange e
36. fijo ( 08/10/2008 20:33)
de ireo ve no sahy hanaratsy ny misy tromba????????nefa toa ireo mihintsy no ataon'ny misy azy.sa tromba rajesosy ny azy de milay kokoa?
37. ikaretsaka ( 08/10/2008 22:01)
fijo:

de ireo ve no sahy hanaratsy ny misy tromba????????nefa toa ireo mihintsy no ataon'ny misy azy.sa tromba rajesosy ny azy de milay kokoa?


izay mihitsy anie ry lefijo le mampihomehy mampalahelo e...
rehefa ry zareo no mihitsintsinjitra de dansa voanjo alika fa rehefa ny hafa de tromba sy hidiran'izao devoly devoly izao
38. tywa68 ( 09/10/2008 13:53)
Hoy i Rijadolly :
Fantatro tsara ra ise(teto@ serasera)ra za manokana dia mila an'se eny fa na dia tywa koa aza ,Fantatro tsara ny fahalalan'se izay nanoro ahy ny marina.Aza atao any amban'latabatra ny jiro fa tsqilovy za raha misy diso ny teniko ka tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra indrindra².

Hangataka Aminy mandrakariva mba tsy ho diso lalana isika e :wink:
39. fijo ( 09/10/2008 20:03)
asa letsy ry ika,fa toa mitovy tsy misy valaka ami'ny izao mihintsy ny ataon'ny olon alazain afa misy tromba itako tany mahajanga ko.saingy ny any moa tromba gasy ngamba ka ratsy kokoa.
40. ikaretsaka ( 09/10/2008 20:16)
dia ahoana tokoa no hoe izao mety de zao sy mety ary rehefa tena dinihina e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077