Dànsa évanzélika
1. menalamba
(
04/10/2008 19:19)
http://www.liveleak.com/view?i=230_1222996585
répondu par fijo le 15/10/2008 20:56
6. badboy
(
04/10/2008 22:05)
Tsy tanako ny nijery nihoatra ny 10 seconde! Za ndray no fanina nefa mijery fotsiny aza izany! 8-) 8-)
7. ikaretsaka
(
04/10/2008 23:45)
misy raha la terre..aza atao tratran'ny gasy izao fa miala any koa ny minotsika vanjo alika an
8. Rafotsy
(
05/10/2008 08:12)
ikaretsaka:
misy raha la terre..aza atao tratran'ny gasy izao fa miala any koa ny minotsika vanjo alika an
Salut daholo !
Misy raha la terre marina mihitsy !
Zah mbola tsy nahita tromba , fa tsy mitovotovy amin'izao ve ?
Ny any @ boite de nuit aza toa mbola milaminadamina noho io ( taminy androko izany ary tany Dago en plus )
Tsy hita e , jereo fa ario izay ratsy e !
Misaotra fa mba tsara ho fantatra ihany !
Bon dimanche daholo e
:-*
9. xxx
(
05/10/2008 09:10)
tsy misy olana io, zavatra telo no azo lazaina:
-tsy izay rehetra eo @ internet akory dia marina(mety sary combiné na montage io)
-na izany aza, haingana loatra le video, tsy naturelle le sary, tsy misy olona handihy haingana be toa io ffwd angamba ny rythme ny video eto;
-de toute façon jereo au 2nde dégré le izy fa tsy au 1ère degré: rehefa tia an'andriamanitra sy tia ny namanao ianao, dia azonao atao ny mampiseho izany @ fomba rehetra
11. ikaretsaka
(
05/10/2008 14:17)
xxx:

1-misy sy marina io ka.. ny masoko mihitsy nho efa mba nanatrika sy nahita... etsy @ le fiangonana sekta etsy ampita avaratray etsy de efa hafahafa ohatran'io
2-na ffwd aza, le fomba fandihy mihitsy no ....
3-toa misy resaka an'io ao @ evenjely ao hoe rehefa manao an izao sy izao ianao dia aoka ny rainao izay ao amin'ny mangingina no hahita azy fa aza aseho an-dalambe sy ho hitan'ny be sy ny maro
:-D
12. rakaroka
(
05/10/2008 14:21)
'zao kosa 'zany lé we midera an'Atra @ dihy koh !
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/banane-m%E9di%E9val.gif[/IMG]
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fantastique/banane-m%E9di%E9val.gif[/IMG]
13. fahamarinana
(
05/10/2008 14:24)
:arrow: toa ho rearaka be rehefa mody any antrano kouh,na herinandro ve ho voa-recupere ny aina.. (l)
15. ni81
(
05/10/2008 14:35)
Ireto kosa toa mbola somary milantolanto raha mihoatra @ ilay voalohany
http://www.dailymotion.com/channel/music/video/x57qh7_eglise-rhema_music?from=rss
http://www.dailymotion.com/channel/music/video/x57qh7_eglise-rhema_music?from=rss
17. tywa68
(
06/10/2008 09:34)
Ary zay nanao jupe fotsy rehetra tao @ ilay lien voalohany tena aoka fotsiny :lol: sa tsy zany no tena mampime an'i booboo ? :-D :-D
19. simplex
(
06/10/2008 15:49)
hitako no tsy henoin'A/tra mintsy ny vavako hatr@ zay...
... hay tsy mety ny nanaovako azy :)