agence matrimoniale malagasy

1. sff ( 29/09/2008 04:14)
Mba manontany aho ry zareo raha misy agence matrimoiniale malagasy. Aiza raha misy, dia mba azo ahatokisana ihany ve?

Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena tsy mbola nifandray mihitsy ny longuer d'onde. Raha hihirako an'ito hira ito ohatra ry zareo http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&id=3554 dia tsy misy effet-ny akory. Moa ilay standing n'ny fiainana vazaha koa tsy ahazoako aina loatra. Tsy mbola nahita mihitsy aho sipa mety hiaraka hiaina amiko any Madagasikara rehefa any aoriana fa izaho foana no asaina mijanona aty.

ps: raha hamaly dia aza atao xxx fa ny ahy na amin'ny tena izy aza tsy tiako ny miresaka amin'ny olona tsy mijery ahy rehefa miresaka.
novalian'i sff ny 05/10/2008 04:39
2. ni81 ( 29/09/2008 05:26)
Mba manontany aho ry zareo raha misy agence matrimoiniale malagasy. Aiza raha misy, dia mba azo ahatokisana ihany ve?

http://pagesperso-orange.fr/tamm/
http://www.libellules.com/fitia/mentions.php
Ireo no fantatro fa tsy haiko hoe aiza na aiza no misy azy.
Fa hono oa! Tsy mety aminao angaha raha toa ka tsy miditra agence ianao fa atoro vehivavy gasy fotsiny amin'izao. Nanana havana mantsy aho, dia niresaka t@ fianakaviana fotsiny izy (satria tsy nety taminy ny vazà) dia ireo fianakaviana no nijery ho azy aloha (naka ny toeran'ny agence), dia avy eo izy ireo nifandefa mail, sy tél, dia nihaona dia toa nifanaraka ny tadin-dokanga dia nivady ry zareo.
Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena tsy mbola nifandray mihitsy ny longuer d'onde. Raha hihirako an'ito hira ito ohatra ry zareo Jereo eto dia tsy misy effet-ny akory. Moa ilay standing n'ny fiainana vazaha koa tsy ahazoako aina loatra. Tsy mbola nahita mihitsy aho sipa mety hiaraka hiaina amiko any Madagasikara rehefa any aoriana fa izaho foana no asaina mijanona aty.
:lol: Miala tsiny raha toa ka somary mihomehy fa tsy sanatria hoe maneso anao akory! Ka zavatra tsy misy fantany ve ny hira lazainao hisy effet-ny aminy!
3. nomenjara ( 29/09/2008 05:47)
Tsy izany mantsy fa efa betsaka ihany izay vazaha niaraka tamiko izay fa tena tsy mbola nifandray mihitsy ny longuer d'onde.


ka efa tsy mety aminao izany koa inona no mbola hi insistiavana...

miovà filamatra ndray dia gasy no erahina tsy mila agence matrimoniale
Moa ilay standing n'ny fiainana vazaha koa tsy ahazoako aina loatra

mazava ho azy ny voalazanao fa tsy mety aminao izany dia hoy aho hoe miovà filamatra.
4. ni81 ( 29/09/2008 06:09)
Moa ilay standing n'ny fiainana vazaha koa tsy ahazoako aina loatra. Tsy mbola nahita mihitsy aho sipa mety hiaraka hiaina amiko any Madagasikara rehefa any aoriana fa izaho foana no asaina mijanona aty.
ka misy gasy betsaka koa aza tsy mety hody any intsony any aoriana kou. :lol:
5. Tynahti ( 29/09/2008 06:22)
Hono wa, fa maninona ianao no mitady agence matrimoniale aty dago nefa any anie be sipa gasy tsara hono e! sa we lé sipa itanao any no tsy mety iverna iaina aty ii ?? le bandy gasy efa manana diva b aty ireny mantsy ka reefa lasa any d taraiky @ sipa gasy any daholo!!
Tsy aleonao mampitady olom-patra aty aloha zay vô miditra agence zany @zay misy irika kely ahafantaranao mialoha koko ilay vhvy
6. fahamarinana ( 29/09/2008 06:27)
nomenjara:
dia gasy no erahina tsy mila agence matrimoniale

:arrow: ka na gasy aza anie ka mila mi-bouge koa i sff e fa tsy hiandry izay atolotry ny agence eo ? Eritrereto hoe handoa vola be juste hangalana vady :raha saro-kenatra na sanatria misy kilema ka somary hanahirana dia mety hety fa raha toa ka afaka mba mitafa sy mijery izay mahasoa dia aleo ihany aloha izay.Marina fa ny kilema tsary ho hita izao dieny izao fa au moins mba mifandray resaka e...
Ary na gasy na vazaha anie mety misy mahasoa sy tsy mahasoa daholo e,miankina amin'ny fifandraisanareo sy ny fitiavana mety hitsiry eo aminareo io. Hahita rehefa izay no voalaza e...mba tsy hitenenako hoe lahatra fa ohatran'ny hafahafa ihany.
Mety misy ny vazaha mody any kah,nahita vitsivitsy aho fa kosa mila entina manao vacances foana aloha dia mahita tsara ny ambiance,mila matanjaka ara-bola ihany koa satria somary hafa ny fiainandry zareo fa rehefa any aoriana ve no hody tsy efa misy voaomana ny amin'izany ihany ??:) (l)
7. ni81 ( 29/09/2008 06:28)
Hono wa, fa maninona ianao no mitady agence matrimoniale aty dago nefa any anie be sipa gasy tsara hono e! sa we lé sipa itanao any no tsy mety iverna iaina aty ii ?? le bandy gasy efa manana diva b aty ireny mantsy ka reefa lasa any d taraiky @ sipa gasy any daholo!!
Tsy aleonao mampitady olom-patra aty aloha zay vô miditra agence zany @zay misy irika kely ahafantaranao mialoha koko ilay vhvy
Ka zao no izy ry sff a! i Tynahti teo aloha toa nisy pb kely ka sao mba mety ianareo e! Resaka tena marina io resahiko io (sosokevitra ny agence matri serasera :lol: :lol: ) ka raha vazo mitovy ve? Eritrereto ihany...
8. fahamarinana ( 29/09/2008 06:34)
:arrow: marina io voalazan'ni io,toa misy maromaro ihany hitako ao fa tsara zahana raha resaka serieux fa tsy mi-balaoasy fontsiny amin'ny fitiavana misera e.. (l)
9. ni81 ( 29/09/2008 06:44)
fa tsy mi-balaoasy fontsiny amin'ny fitiavana misera e..
=D> Zany mihitsy
10. sakaizakely ( 29/09/2008 11:06)
za kou tena mba mitady :roll: :roll: :roll: :roll:
11. ratonga ( 29/09/2008 11:08)
tongavan'i kapisotra eo dray fa ataovy :-D :-D :-D
12. ni81 ( 29/09/2008 11:11)
za kou tena mba mitady
tsy mazava ilay hoe tena mitady! :)
13. sakaizakely ( 29/09/2008 11:38)
ratonga> vaza ve zany ?

ni> za kou mitady vaza (l) (l) (l)
14. fahamarinana ( 29/09/2008 11:44)
:arrow: sakaiza : :) (l)
15. ni81 ( 29/09/2008 11:47)
ratonga> vaza ve zany ?

ni> za kou mitady vaza
:-D :-D :-D Efa vazà io @ avatar io kou
16. sakaizakely ( 29/09/2008 12:00)
ni> vosongon'i Angelina za tamn'io de zao manomboka mitady zao ndray 8-) 8-) 8-)

faha> ;-)
17. ni81 ( 29/09/2008 12:02)
ni> vosongon'i Angelina za tamn'io de zao manomboka mitady zao ndray
:-D :-D :-D
18. Tynahti ( 29/09/2008 13:09)
ni a! misaotra @ lé soso_kevitra tokoa fa tsy olana taloha lé izy fa mbola h@zao mintsy e!
Ka ahoana ny hevitr'i sff @zany?? andao andramana dé ho ita eo sao mba mifanojo tampoka 'lay fitiavana.
19. ni81 ( 29/09/2008 13:16)
ni a! misaotra @ lé soso_kevitra tokoa fa tsy olana taloha lé izy fa mbola h@zao mintsy e!
Ka ahoana ny hevitr'i sff @zany?? andao andramana dé ho ita eo sao mba mifanojo tampoka 'lay fitiavana.
Somary nisalasala mantsy aho anikeo ange e! Sao efa nisy t@ zay andro vitsivitsy izay mantsy.
Io ny anao ry sff! Zà ange efa miteny e! Ianao no handeha handany andro any @ agence any dago any! Ny vola mbola ho alohanao. Ity efa eto (na any dago aza izy! sa moa aiza ianao ry Tynah? Dray! Aleo handaminantsika azy eto fotsiny dia efa PAN! Zà mihitsy no hilatsaka ho mpikabary @ zay fotoana izay (vao hianatra a io an) :-D :-D Lazao izay hevitrao fa aza avela hiandry ela eto izahay vavolombelona a! =)) =)) =))
20. mbaliana ( 01/10/2008 18:18)
efa miresakanay ambadika any zao ry zreo koa :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0124