agence matrimoniale malagasy
21. ni81
(
01/10/2008 18:26)
efa miresakanay ambadika any zao ry zreo koaMarina oe! Tsara raha toa ka izany fa kosa tokony hanao kaonty randi :-D :-D :-D eto izy ange e! Ny vahoaka miandry fotsiny eto hoe aiza ihany aza. Velezo ny vy dieny mafana an :lol:
22. Tynahti
(
02/10/2008 07:13)
Poyyyy! nodiny fanina hatr@ farany à reto a!
Maninn zao ra tronga d notenenina teto ry sff reefa avy nijery ny momba ahy tao we tsy tafa zany proposition nao zany ry Tynah fa aleo ilamina.
Tsy tafa lé ezi ra-ni a! aleo mitrave aty @ sisiny ihany za kah

23. ni81
(
02/10/2008 07:19)
Poyyyy! nodiny fanina hatr@ farany à reto a!Tena marina ve e? Sao dia mbola sahirana kosa izy dia tsy afaka nijery ny momba anao tao e! Miandrasa kely aloha...
Maninn zao ra tronga d notenenina teto ry sff reefa avy nijery ny momba ahy tao we tsy tafa zany proposition nao zany ry Tynah fa aleo ilamina.
Tsy tafa lé ezi ra-ni a! aleo mitrave aty @ sisiny ihany za kah
24. sff
(
05/10/2008 04:29)
Tynahti:
Poyyyy! nodiny fanina hatr@ farany à reto a!
Maninn zao ra tronga d notenenina teto ry sff reefa avy nijery ny momba ahy tao we tsy tafa zany proposition nao zany ry Tynah fa aleo ilamina.
Tsy tafa lé ezi ra-ni a! aleo mitrave aty @ sisiny ihany za kah
;-)
25. sff
(
05/10/2008 04:33)
sakaizakely:
ni> vosongon'i Angelina za tamn'io de zao manomboka mitady zao ndray 8-) 8-) 8-)
faha> ;-)
tsara kosa ilay brad pitt zany
26. sff
(
05/10/2008 04:35)
ni81:
http://pagesperso-orange.fr/tamm/
http://www.libellules.com/fitia/mentions.php
Misaotra =D
27. sff
(
05/10/2008 04:39)
Tynahti:
Tsy aleonao mampitady olom-patra aty aloha zay vô miditra agence zany @zay misy irika kely ahafantaranao mialoha koko ilay vhvy
Hevitra tsy nandalo ny saiko marina izany.