Zavatra dimy no tokony ho fantatra raha mitranga io

41. niryna ( 30/09/2008 14:58)
fahamarinana:

:arrow: tsa nipody koa kalakely iny ,marina moa !!! (l)

=)) efa ireo ambony ireo aky ny fanazavana maro a
42. niryna ( 30/09/2008 15:04)
tywa68:

tsiambaratelo : koa na vahiny ohtran'inona ve d tsy hahay hanontany hoe ahoana ny atao ? sa hoe tsy mahay miteny koa :-D
Rehefa tojo an'ilay fahoriana d tonga d misy olona manoro eo hoe ataovy ty sy ry fa tsy very mandeha (indrindra moa sympa sy mba mangataka fa tsy mivandravandra, miandry lova :°) )

mety mitombona ny tenin'i ty saingy nisy tranga toa izao tamin'ny fianakaviana,maty tampoka ity nenitoanay,ny zanany vavy lavitra ny misy azy,samy niandry angamba ,tsy fantatro e fa voalevina ny razana vao tonga ny zanany mianakavy.Ilay dadatoanay nana-manjo no nomen'ny olona loza.Izy ary mba ankona tsy tompon'ny tenany ,ary tsy nanana safidy fa toa nihevaheva toy ny latsahambaratra fotsiny.Tao anatin'ny fahoriana,tsy fananam-bola koa ry zareo ka iny no mba hany hanan'ilay dadatoa.Ny vinantony no niteny hoe izy aza mba voadona dia izy ve no hiandrasanareo tamin'izao rehetra izao ...Rehefa sendra ny loza tokoa ny patsa iray tsy omby vava :miam: :cry:
43. niryna ( 30/09/2008 15:32)
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana
niryna:
Ny aina tsy mifametra ka rehefa sendra ny loza isika dia tsy mahita izay atao fa tena fanina eo amin'ny fahoriana. Tsy maintsy manana ttasy izany isika ho porofo fa maty ilay olona ka ny hopitaly sy ny dokotera no manaporo izany ary dia iny no atao kopia dimy..io ihany koa no mahalala ny atao rehetra hoe aiza no manamporofo fa misy vola afahana mampiasa ny fanadiovana ny razana,fandevenana ny razana,fandorana ny razana .. Ny iray omena ny mpampiasa mba ahafahany mamone alalana ny olona velona afaka andevina,na mba ahafahany mamindra ny vola napetrak'ilay maty,raha misy moa ny anarany ho mpandova . Ny iray omena ny banky misy ny volany mba ahafahan'ny fianakaviana na ny zanany maka ny vola hatreo aloha fa mbola andeha hiasa aho an,ho tohizako avy eo an

Dia ho tohizako ihany koa ,mety nametraka will ve izy na didy miafina..Indrokely ho antsika raha tsy mba mametraka izany dieny mbola velona fa lasan'ny fanjakana fotsiny..tsy mitovy ny any an-tanana,ny an'ny sasany dia raha manana zafikely izy dia any no ataony ny will ,raha ny vady tokoa mantsy dia matetika mitovitovy ny taona,dia mandeha ny zanaka ,mety eo amin'ny zanaka dia tapitra ny niarina raha maditra ny zanaka ,raha mba hendry moa izy dia mety ho voatazony ihany raha nisy koa ny nihariana .:D

De hono ho aho e,iza na aiza no hatonina refa handevina.Satria raha vahiny be tsy mahalala na inona na inona le olona,de mety ho tahiriziny ao an-tranony ao liay razana :-P
:cry: tsy satry tokoa aza ve tazomina ao foana,foana,foana :cry: saingy ny fahasalamana,ny aretina ,ny nofo mihitsana ,ny fofona ary ny lalana mifehy dia tsy ahafahana mitazona izany

Raha tao an-trano hianao no nisy voana toa izany fa tsy tany amin'ny hopitaly ohatra( ry zareo ihany no manome porofo ary tsy miverina any an-trano intsony ny maty fa tonga dia tazominy ao amin'ny tranom-paty amin'ny fotoana fohy ary dia alefa mivatana any amin'ny toerana fametrahan-drazana ( funeral home ) ,io toerana io indray no manadio ny razana(misy aza tena mandoa vola be manadio ny razana,misy olona efa voakarama manao an'io ,mampihaingo ny razana,manadio ny hohony,ny volony sns ) fa raha ao an-trano dia miantso polisy ary dia ny polisy no maka ireny toerana maka ilay razana ireny dia alefa any amin'ilay funeral home.
Misy vola haloha avokoa ireo ary raha mipetraka any Amerika ohatra dia mametraka ny razana sy mikarakara azy fotsiny dia eo amin'ny $6000 eo,ny mandevina koa dia mbola hafa..
Indro kely ny any filipina dia any ambanin'ny trano ny fasana sasany ary mandoa vola isam-bolana ilay fianakaviana ka rehefa tsy mahaloa dia havokany any ivelany...aleviny eny amin'ny fasan'ny tsy manana havana ireny.
Dia raha mieritreritra ny andefa ny razana araka ny hafatry ny maty dia eo amin'ny $ 25.000 eo ka raha toa moa izany hoe ho dorana ny fatydia kapoaka kely fotsiny izany no asiana ny razana e :cry:
Ao amin'ny positra hono dia mahita foana ny ankizy mandefa faty,

Ny akohokely aza alefa sy ny bibilava ary ireny angelikary ireny sy jorery ireny ..oops HS kely fa mba nahatonga saina ahy izany akohokely marobe nalefa izany dia tsy nisy rivotra hono tao anaty ilay fiara nandefasana azy ka rehefa tonga tany amin'ilay olona dia naverina avokoa ilay fatin'akohokely efa nisy ho firy ?

44. niryna ( 30/09/2008 15:39)
niryna:

Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna

mampandre ny fianakaviana akaiky, ny polisy, ny any amin'ny tanana,ny namana akaiky,ny fiangona ,ny fiasana,

45. niryna ( 30/09/2008 15:46)
Ilay kopia dimy izay manambara fa maty ilay olona dia
omena ny mpampiasa
ny anankiray tazomina
ny iray omena ny aeroport raha ohatra ka alefa mody sady solon'ny passport koa io fa faty tokoa no ao
ny iray omena fianakaviana any amin'ny tanana hanaovana ny raharaha rehetra any .(fandevenana,fanaovana ny fizarana lova sns )
ny iray omena ilay toerana nikarakarana ny razana

Raha mbola misy mahita hafa dia afaka miresaka isika
:-* :-*
46. endrika01 ( 01/10/2008 05:45)
tywa68:

tsiambaratelo : koa na vahiny ohtran'inona ve d tsy hahay hanontany hoe ahoana ny atao ? sa hoe tsy mahay miteny koa :-D
Rehefa tojo an'ilay fahoriana d tonga d misy olona manoro eo hoe ataovy ty sy ry fa tsy very mandeha (indrindra moa sympa sy mba mangataka fa tsy mivandravandra, miandry lova :) )

Angamba kosa tsy lay teny no tsy hainy ,fa misy lay olona hanotaniana ireny,na omenao tsiky aza,ny lohany fotsiny no ahodikodiny eo,sady manao endrika marikivy be,tsisy feo mivoaka heno hatrao am-bavany na ny A aza :-D:-D:-D
47. tsiambaratelo ( 01/10/2008 10:25)
niryna:
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana
niryna:
Ny aina tsy mifametra ka rehefa sendra ny loza isika dia tsy mahita izay atao fa tena fanina eo amin\'ny fahoriana. Tsy maintsy manana ttasy izany isika ho porofo fa maty ilay olona ka ny hopitaly sy ny dokotera no manaporofo izany ary dia iny no atao kopia dimy..io ihany koa no mahalala ny atao rehetra hoe aiza no manamporofo fa misy vola afahana mampiasa ny fanadiovana ny razana,fandevenana ny razana,fandorana ny razana .. Ny iray omena ny mpampiasa mba ahafahany mamone alalana ny olona velona afaka andevina,na mba ahafahany mamindra ny vola napetrak\'ilay maty,raha misy moa ny anarany ho mpandova . Ny iray omena ny banky misy ny volany mba ahafahan\'ny fianakaviana na ny zanany maka ny vola hatreo aloha fa mbola andeha hiasa aho an,ho tohizako avy eo an
Dia ho tohizako ihany koa ,mety nametraka will ve izy na didy miafina..Indrokely ho antsika raha tsy mba mametraka izany dieny mbola velona fa lasan\'ny fanjakana fotsiny..tsy mitovy ny any an-tanana,ny an\'ny sasany dia raha manana zafikely izy dia any no ataony ny will ,raha ny vady tokoa mantsy dia matetika mitovitovy ny taona,dia mandeha ny zanaka ,mety eo amin\'ny zanaka dia tapitra ny niarina raha maditra ny zanaka ,raha mba hendry moa izy dia mety ho voatazony ihany raha nisy koa ny nihariana .:D
De hono ho aho e,iza na aiza no hatonina refa handevina.Satria raha vahiny be tsy mahalala na inona na inona le olona,de mety ho tahiriziny ao an-tranony ao liay razana :-P
:cry: tsy satry tokoa aza ve tazomina ao foana,foana,foana :cry: saingy ny fahasalamana,ny aretina ,ny nofo mihitsana ,ny fofona ary ny lalana mifehy dia tsy ahafahana mitazona izany Raha tao an-trano hianao no nisy voana toa izany fa tsy tany amin\'ny hopitaly ohatra( ry zareo ihany no manome porofo ary tsy miverina any an-trano intsony ny maty fa tonga dia tazominy ao amin\'ny tranom-paty amin\'ny fotoana fohy ary dia alefa mivatana any amin\'ny toerana fametrahan-drazana ( funeral home ) ,io toerana io indray no manadio ny razana(misy aza tena mandoa vola be manadio ny razana,misy olona efa voakarama manao an\'io ,mampihaingo ny razana,manadio ny hohony,ny volony sns ) fa raha ao an-trano dia miantso polisy ary dia ny polisy no maka ireny toerana maka ilay razana ireny dia alefa any amin\'ilay funeral home. Misy vola haloha avokoa ireo ary raha mipetraka any Amerika ohatra dia mametraka ny razana sy mikarakara azy fotsiny dia eo amin\'ny $6000 eo,ny mandevina koa dia mbola hafa.. Indro kely ny any filipina dia any ambanin\'ny trano ny fasana sasany ary mandoa vola isam-bolana ilay fianakaviana ka rehefa tsy mahaloa dia havokany any ivelany...aleviny eny amin\'ny fasan\'ny tsy manana havana ireny. Dia raha mieritreritra ny andefa ny razana araka ny hafatry ny maty dia eo amin\'ny $ 25.000 eo ka raha toa moa izany hoe ho dorana ny fatydia kapoaka kely fotsiny izany no asiana ny razana e :cry: Ao amin\'ny positra hono dia mahita foana ny ankizy mandefa faty, Ny akohokely aza alefa sy ny bibilava ary ireny angelikary ireny sy jorery ireny ..oops HS kely fa mba nahatonga saina ahy izany akohokely marobe nalefa izany dia tsy nisy rivotra hono tao anaty ilay fiara nandefasana azy ka rehefa tonga tany amin\'ilay olona dia naverina avokoa ilay fatin\'akohokely efa nisy ho firy ?
ka mety mba hety iany lay hevitra fandorana razana rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava:-w
48. niryna ( 02/10/2008 16:54)
tywa68:

tsiambaratelo : koa na vahiny ohtran'inona ve d tsy hahay hanontany hoe ahoana ny atao ? sa hoe tsy mahay miteny koa :-D
Rehefa tojo an'ilay fahoriana d tonga d misy olona manoro eo hoe ataovy ty sy ry fa tsy very mandeha (indrindra moa sympa sy mba mangataka fa tsy mivandravandra, miandry lova :) )

endrika01:

Angamba kosa tsy lay teny no tsy hainy ,fa misy lay olona hanotaniana ireny,na omenao tsiky aza,ny lohany fotsiny no ahodikodiny eo,sady manao endrika marikivy be,tsisy feo mivoaka heno hatrao am-bavany na ny A aza :-D:-D:-D
marina tokoa izany ,misy efa konjokonjo hatrany an-kibon-dreniny mihitsy angamba ,na ny fiainany no tsy tiany dia izay tratrany rehetra dia hanamparany ny alahelony :cry:
Hitako izany rehefa misy mpiasa vaovao ao aminay dia izaho no asiana mampianatra asa azy ireo,raha manontany ny olon-kafa izy dia miketokoa toa hanaikitra ilay hafa "izaho angaha patron" na dia zavatra kely tsy misy dikany aza .

:cry: :wink:
49. niryna ( 02/10/2008 16:59)
niryna:
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana
niryna:
Ny aina tsy mifametra ka rehefa sendra ny loza isika dia tsy mahita izay atao fa tena fanina eo amin'ny fahoriana. Tsy maintsy manana ttasy izany isika ho porofo fa maty ilay olona ka ny hopitaly sy ny dokotera no manaporofo izany ary dia iny no atao kopia dimy..io ihany koa no mahalala ny atao rehetra hoe aiza no manamporofo fa misy vola afahana mampiasa ny fanadiovana ny razana,fandevenana ny razana,fandorana ny razana .. Ny iray omena ny mpampiasa mba ahafahany mamone alalana ny olona velona afaka andevina,na mba ahafahany mamindra ny vola napetrak'ilay maty,raha misy moa ny anarany ho mpandova . Ny iray omena ny banky misy ny volany mba ahafahan'ny fianakaviana na ny zanany maka ny vola hatreo aloha fa mbola andeha hiasa aho an,ho tohizako avy eo an
Dia ho tohizako ihany koa ,mety nametraka will ve izy na didy miafina..Indrokely ho antsika raha tsy mba mametraka izany dieny mbola velona fa lasan'ny fanjakana fotsiny..tsy mitovy ny any an-tanana,ny an'ny sasany dia raha manana zafikely izy dia any no ataony ny will ,raha ny vady tokoa mantsy dia matetika mitovitovy ny taona,dia mandeha ny zanaka ,mety eo amin'ny zanaka dia tapitra ny niarina raha maditra ny zanaka ,raha mba hendry moa izy dia mety ho voatazony ihany raha nisy koa ny nihariana .:D
De hono ho aho e,iza na aiza no hatonina refa handevina.Satria raha vahiny be tsy mahalala na inona na inona le olona,de mety ho tahiriziny ao an-tranony ao liay razana :-P
:cry: tsy satry tokoa aza ve tazomina ao foana,foana,foana :cry: saingy ny fahasalamana,ny aretina ,ny nofo mihitsana ,ny fofona ary ny lalana mifehy dia tsy ahafahana mitazona izany Raha tao an-trano hianao no nisy voana toa izany fa tsy tany amin'ny hopitaly ohatra( ry zareo ihany no manome porofo ary tsy miverina any an-trano intsony ny maty fa tonga dia tazominy ao amin'ny tranom-paty amin'ny fotoana fohy ary dia alefa mivatana any amin'ny toerana fametrahan-drazana ( funeral home ) ,io toerana io indray no manadio ny razana(misy aza tena mandoa vola be manadio ny razana,misy olona efa voakarama manao an'io ,mampihaingo ny razana,manadio ny hohony,ny volony sns ) fa raha ao an-trano dia miantso polisy ary dia ny polisy no maka ireny toerana maka ilay razana ireny dia alefa any amin'ilay funeral home. Misy vola haloha avokoa ireo ary raha mipetraka any Amerika ohatra dia mametraka ny razana sy mikarakara azy fotsiny dia eo amin'ny $6000 eo,ny mandevina koa dia mbola hafa.. Indro kely ny any filipina dia any ambanin'ny trano ny fasana sasany ary mandoa vola isam-bolana ilay fianakaviana ka rehefa tsy mahaloa dia havokany any ivelany...aleviny eny amin'ny fasan'ny tsy manana havana ireny. Dia raha mieritreritra ny andefa ny razana araka ny hafatry ny maty dia eo amin'ny $ 25.000 eo ka raha toa moa izany hoe ho dorana ny fatydia kapoaka kely fotsiny izany no asiana ny razana e :cry: Ao amin'ny positra hono dia mahita foana ny ankizy mandefa faty, Ny akohokely aza alefa sy ny bibilava ary ireny angelikary ireny sy jorery ireny ..oops HS kely fa mba nahatonga saina ahy izany akohokely marobe nalefa izany dia tsy nisy rivotra hono tao anaty ilay fiara nandefasana azy ka rehefa tonga tany amin'ilay olona dia naverina avokoa ilay fatin'akohokely efa nisy ho firy ?
[quote=tsiambaratelo ka mety mba hety iany lay hevitra fandorana razana rehefa sendra ny patsa iray tsy omby vava:-w
[/quote] dia misy niteny ny ankizy fa eo amin'ny $10.000 eo hono no mandoro ny faty ry tsiambaratelo a.Ny fametrahana ny faty ao amin'ny funeral home :vola ,ny fandevenana azy koa :vola

50. tsiambaratelo ( 07/10/2008 20:02)
niryna:

Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna

Misaotra t@fanoroana e(l)
51. niryna ( 18/10/2008 02:01)

tsiambaratelo:

Misaotra t@fanoroana e(l)
tsy misy fisaorana e

:-*
52. rca ( 29/10/2008 13:52)
tsy mafantatra aho fa te halala ny valiny :?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3967