Zavatra dimy no tokony ho fantatra raha mitranga io
1. niryna
(
26/09/2008 10:09)
Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna

novalian'i rca ny 29/10/2008 13:52
2. fahamarinana
(
26/09/2008 10:45)
:arrow: tonga dia ambarao moa niryna raha efa hay fa ohatran'ny mampahatsiahy ny fanadinana lesona taloha... :wink: (l)
3. booboo
(
26/09/2008 10:50)
hu ...migogo² mitomany, migogo² mitomany, migogo² mitomany, migogo² mitomany dia farany misotro rano mangitsy :°)
6. endrika01
(
26/09/2008 17:25)
niryna:Hi hi voalazany namana ery ambony wé,migogogogo mitomany,de avy eo misotro rano mangatsika :-P ka tsy maintsy wé zay foana,raha aty an-dafy enao,lay olona maty any Dago.Fa raha aty an-dafy aucune idée.Maty wé nisy namono ve?Sa maty teny @trano fitsaboana,sa maty tampoka...Sa fahafatesana en generale le izy ry niryna :D
Ho an\'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara . Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin\'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany) Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany. Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin\'ny fianakaviana izany ? Misaotra mialoha e (l) niryna
7. tsiambaratelo
(
27/09/2008 06:45)
niryna:
Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna
Tsy mazava loatra e,sa angamba ny tenanay no efa donto.Ny tokony atao: Ny Fandevenana sa Fandefasana ny razana mody sa tsy azoko :?: :D
9. asasoa
(
27/09/2008 08:00)
Enga anie tsy ho tonga alohan'ny fanazavan'i niryna ra-fahafatesana, sanatrian'ny vava.
10. tsiambaratelo
(
27/09/2008 08:01)
tywa68:Miandry an\'i niryna zany kou.Lainga lainga tokoa alou ,fa eto aminy misy anay,toa betsaka ihany ireo Afrikaina no mandevina ny namany,fianakaviany,havany,olom-patany eto.Ny demarche ataony aloha dia tsy hay mintsy e,itaitany fotsiny ve le toerana,sa toerana natokana hoany vahiny,iza no nanoro sa iza no hatonina.:?::?::?::?:
inona ihany ilay zvtra 5 e :)
11. tslem
(
27/09/2008 09:14)
Ela loatra tokoa izany fanazavàn'i niryna izany an,mba omeo moa ry niryna fa miandry zahay a!
Araky ny
Araky ny
Enga anie tsy ho tonga alohan'ny fanazavan'i niryna ra-fahafatesana, sanatrian'ny vava.
12. tsiambaratelo
(
27/09/2008 10:46)
tslem:Aiza kosa e,izy zao an,manaraka tsara ao ambadiky ny ecran ao.De mijery wé: iza ary no nandefa lavitra ny eritreriny :-w zah aloha efa nahita anle wé omeko eto izy 5 de tsa mba handefa eritreritra lavitra be e=))=))=)) refa tena tsy misy fika de dorana de entina mody le vovoka iny hoatrany an-dry zareo Indienne:-P ,tsy very fa eo akaikinao eo foana! Mora hoentina anaty bagage,tsy handaniana vola be tsitoko tsiforohana,na hidirana kizo @trosa.@zay tsy very foana an-taninolona! niryna alefaso @zay ary le izy 5 fa sasa-miandry ahay kou:-D:-D:-D
Ela loatra tokoa izany fanazavàn\'i niryna izany an,mba omeo moa ry niryna fa miandry zahay a! Araky nyEnga anie tsy ho tonga alohan\'ny fanazavan\'i niryna ra-fahafatesana, sanatrian\'ny vava.
14. tsiambaratelo
(
27/09/2008 14:11)
[quote=tywa68]
ô ry Niryna a ! ndrao lahy tonga tara izay hafatra zao f
ô ry Niryna a ! ndrao lahy tonga tara izay hafatra zao f
15. Herimiafina
(
27/09/2008 14:19)
Dia inona moa retsy ry Niryna fa dia ny polisy sy ny hopitaly no manao ny constat dia avy teo ny coroner dia avy teo mandoa vola be dia dorana na mamandrika cimetière aty ivelany dia manofa fasana, na aterina any Dago ny lavenona. :^)
16. endrika01
(
27/09/2008 20:43)
fahamarinana:
:arrow: tonga dia ambarao moa niryna raha efa hay fa ohatran'ny mampahatsiahy ny fanadinana lesona taloha... :wink: (l)
Mahafinaritra be le voahadina kou!:-P
17. niryna
(
28/09/2008 04:22)
niryna:
Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna
ooops ...aleo aloha azavaiko kely e.Samy an-tany lavitra avokoa ireo midoam-pahoriana ka.:cry:
:cry: :cry:
18. niryna
(
28/09/2008 04:24)
fahamarinana:
:arrow: tonga dia ambarao moa niryna raha efa hay fa ohatran'ny mampahatsiahy ny fanadinana lesona taloha... :wink: (l)
Tsy mampanao fanadinana aky aho a,sanatriavina mihatra ilay vona ka samy an-tany lavitra avy ireo olona roa ireo...Inona no ataonao raha sanatria hoy aho an...Izaho koa aza mba kenda tsy mahita ho tenenina voan'io fanontanian'i vadiko io kou
:cry:
19. niryna
(
28/09/2008 04:25)
booboo:
hu ...migogo² mitomany, migogo² mitomany, migogo² mitomany, migogo² mitomany dia farany misotro rano mangitsy :°)
dia namaly toa io koa aho dia hoy izy hoe dia inona no ataonao avy eo ?
:cry:
20. niryna
(
28/09/2008 04:27)
asasoa:
mba miandry ny valiny tompoko, raha azo atao
eny omeko ilay izy fa ataovy sanatria hoe eo amin'io toerana io hoy aho isika e ...Tena ny patsa iray tsy omby vava anie rehefa misy midona tsy ampoizina e.Indrindra moa izany hoe any dago ny manjo ary misy tsy afaka na tsy te an-deha na asa tsy fantatro e...Ilay olona nahitanao azy farany iny ihany no mibahana ao an-doha kanefa tsy iny intsony izy :cry: