Zavatra dimy no tokony ho fantatra raha mitranga io

21. niryna ( 28/09/2008 04:31)

niryna:
Ho an\'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara . Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin\'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany) Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany. Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin\'ny fianakaviana izany ? Misaotra mialoha e (l) niryna
endrika01:
Hi hi voalazany namana ery ambony wé,migogogogo mitomany,de avy eo misotro rano mangatsika :-P ka tsy maintsy wé zay foana,raha aty an-dafy enao,lay olona maty any Dago.Fa raha aty an-dafy aucune idée.Maty wé nisy namono ve?Sa maty teny @trano fitsaboana,sa maty tampoka...Sa fahafatesana en generale le izy ry niryna :D
endrika a >tsy maintsy mitomany daholo isika ka,misy izany hoe vide be izany aza ny ati-doha :cry: ...maty toy ny maty rehetra ,aretina ,misy aza mipetraka eo ambony seza fotsiny dia miondrika ny lohany dia izay....Inona no ataonao raha sanatria hoy aho a :cry:


22. niryna ( 28/09/2008 04:35)
niryna:

Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna
tsiambaratelo:


Tsy mazava loatra e,sa angamba ny tenanay no efa donto.Ny tokony atao: Ny Fandevenana sa Fandefasana ny razana mody sa tsy azoko :?: :D
=D misaotra tsiambaratelo a :D
Io izao misy iray...Tonga ve dia hoe alevona ? inona no hafatr'ilay maty?
Miteny ve izy hoe alefaso mody aho! nanafatra ve izy hoe dory ny fatiko fa manahirana sns ....resaka fandevenana izany aloha dia efa iray.
Mbola misy efatra ...oops .
Hitanareo fa rehefa atao eo amin'ilay toerana dia mandeha tokoa ny saina ...

23. niryna ( 28/09/2008 04:38)
tywa68:

inona ihany ilay zvtra 5 e :°)



aiza kosa e, tena alaivo sary an'eritreritra fa mila tsy ho zaka sy tsy te-hisaraka izany ny tena ,kanefa ve dia mitomany eo fotsiny ? hi-panic tsy mahita ho raisina,tonga dia lasa vide-be izany mantsy ny ati-doha ,tsy mahafantatra izay atao satria tampoka ilay izy fa tsy misy fanomanana ..angaha tsy loza ..:cry:
24. niryna ( 28/09/2008 04:41)
asasoa:

Enga anie tsy ho tonga alohan'ny fanazavan'i niryna ra-fahafatesana, sanatrian'ny vava.


tena marina tokoa izany ary tsy misy mahalala izay avoakan'ny am-pitso isika rehetra ...dia alefaso lavitra ny saina hoe inona tokoa no ataoka raha sanatria ...
:cry:
25. tsiambaratelo ( 28/09/2008 04:49)
niryna:

niryna:

Ho an'ireo olona rehetra mipetraka an-tany lavitra ,hafa firenena ,lavitry gasikara .
Raha sendra misy voina mahazo(fahafatesana eo amin'ny fianakaviana,vady aman-janaka,na olona akaiky ny tena izany)
Misy zavatra dimy tokony atao na tsara mba ho fantatra raha mitranga izany.
Alefaso lavitra kely anie ny saina e,inona no ataonao raha mitranga aminao izany fahafatesana eo amin'ny fianakaviana izany ?
Misaotra mialoha e
(l) niryna
tsiambaratelo:


Tsy mazava loatra e,sa angamba ny tenanay no efa donto.Ny tokony atao: Ny Fandevenana sa Fandefasana ny razana mody sa tsy azoko :?: :D
=D misaotra tsiambaratelo a :D
Io izao misy iray...Tonga ve dia hoe alevona ? inona no hafatr'ilay maty?
Miteny ve izy hoe alefaso mody aho! nanafatra ve izy hoe dory ny fatiko fa manahirana sns ....resaka fandevenana izany aloha dia efa iray.
Mbola misy efatra ...oops .
Hitanareo fa rehefa atao eo amin'ilay toerana dia mandeha tokoa ny saina ...





Na inona na inona finoany tsi 1-1,refa misy maty dia tsy maintsy misy Pastera,Mompera,...Mivavaka (obsèk)fanaovam-beloma sy fanavotana ny fanahiny maty angamba ireny!
26. niryna ( 28/09/2008 04:52)
tywa68:
inona ihany ilay zvtra 5 e :)
tsiambaratelo:
Miandry an'i niryna zany kou.Lainga lainga tokoa alou ,fa eto aminy misy anay,toa betsaka ihany ireo Afrikaina no mandevina ny namany,fianakaviany,havany,olom-patany eto.Ny demarche ataony aloha dia tsy hay mintsy e,itaitany fotsiny ve le toerana,sa toerana natokana hoany vahiny,iza no nanoro sa iza no hatonina.:?::?::?::?:

Vao nisy gasy koa maty tany amin'ny firenena hafa ,,tovovavy izy io,tsy manana fianakaviana na dia iray aza,tsy niaraka tamin'ny gasy hono izy araka ny filazan'ny namana,Ny antony ? maro ny olona mamadika,ifosa,manao sotrobe lavatango,manana toetra ratsy dia tena tofoka izy noho ny toetran'ny sasany...
Io ilay fitenenana hoe olona iray no nangalatra akoho dia Alasora iray vohitra no lazaina fa mpangalatra akoho avokoa :ny rehetra no tsy niarahany intsony fa dia nitokana irery teny izy :cry:
Eny e,miala tsiny aho raha miresaka kely any izany satria tsy anjarako no hitsara ,izaho koa aza mbola ho tsaraina any am-parany any ary efa maty koa izy ka tsy hisy hisolovava azy intsony. Fa tena mampalahelo be tokoa izany nahazo azy izany.Tsy zanaka ,tsy vady ...tsy havana :cry:

Narary teny amin'ny hopitaly izy ,tsy mba nisy nitsidika ary dia maty ...hatreo ihany no vaovao henoko Ny fatiny? tsy misy mahalala ny olona fa mety nalevina any amin'ny fasam-bahiny ,,,raha misy izany :cry:

Averiko indray ny fialantsiny an fa mahatonga saina ilay fahafatesana indraindray ary tsy azo hidivirana :cry:
27. niryna ( 28/09/2008 04:53)
tslem:

Ela loatra tokoa izany fanazavàn'i niryna izany an,mba omeo moa ry niryna fa miandry zahay a!

Araky ny
Enga anie tsy ho tonga alohan'ny fanazavan'i niryna ra-fahafatesana, sanatrian'ny vava.




:D aleo aloha hojereko ny hafatra farany fa efa nisy iray anie e :D
28. tsiambaratelo ( 28/09/2008 04:58)
Mety misy fikarakarana ttasy sy sonia isan-karazany ao. CERTIFICAT DE DECES. Aiza no hakana azy?Na wé iza no manomé anio?Ny fiangonana sa ny police?:-D:-D:-D
29. tsiambaratelo ( 28/09/2008 04:59)
Mety misy fikarakarana ttasy sy sonia isan-karazany ao. CERTIFICAT DE DECES. Aiza no hakana azy?Na wé iza no manomé anio?Ny fiangonana sa ny police?:-D:-D:-D
30. niryna ( 28/09/2008 05:02)
tslem:
Ela loatra tokoa izany fanazavàn'i niryna izany an,mba omeo moa ry niryna fa miandry zahay a!

Tslem a ! azafady aza raha ela loatra e,izaho izao nijery kely fotsiny dia nahita antsika namana namaly ..
tsiambaratelo:
Aiza kosa e,izy zao an,manaraka tsara ao ambadiky ny ecran ao.De mijery wé: iza ary no nandefa lavitra ny eritreriny :-w zah aloha efa nahita anle wé omeko eto izy 5 de tsa mba handefa eritreritra lavitra be e=))=))=)) refa tena tsy misy fika de dorana de entina mody le vovoka iny hoatrany an-dry zareo Indienne:-P ,tsy very fa eo akaikinao eo foana! Mora hoentina anaty bagage,tsy handaniana vola be tsitoko tsiforohana,na hidirana kizo @trosa.@zay tsy very foana an-taninolona! niryna alefaso @zay ary le izy 5 fa sasa-miandry ahay kou:-D:-D:-D

Tsiambaratelo a,tena mbola tsy nijery mihitsy aho fa izao aho vao nitsidika ka :D
yap ! hoy ilay olona izay hoe rehefa maty hono izy dia avarimbarino any an-dranomasina :roll: fa mijaly hono ny velona :roll:
Tsy tonga ve ny tena dia raisim-potsiny raha andefa ny fatiny eny amin'ny ranomasina ..ka ho zaka koa ve ?

:roll:
31. niryna ( 28/09/2008 05:04)
tywa68:

ô ry Niryna a ! ndrao lahy tonga tara izay hafatra zao fa alefaso @izay e :°)

asasoa :-D :-D


koukoulou kely ...io ambany io misy mahita iray =D
32. niryna ( 28/09/2008 05:15)
Herimiafina:

Dia inona moa retsy ry Niryna fa dia ny polisy sy ny hopitaly no manao ny constat dia avy teo ny coroner dia avy teo mandoa vola be dia dorana na mamandrika cimetière aty ivelany dia manofa fasana, na aterina any Dago ny lavenona. :^)
=D misaotra Hery a
tsy maintsy manana porofo ny tena fa maty tokoa ilay olona ,,,izay no hilaina ny hopitaly na ny polisy ...maka taratasy fahamarinana fa maty tokoa izany ilay olona ary atao kopia dimy ...inona indray re ity diny hafa ity e ,fa maninona no tsy iray fotsiny no atao kopy ?
he ! io misy faharoa
1: mikasika ny fandevenana alevina aty an-tanin'olona ve sa alefa mody hoy ny hafatry ny maty ? ...
Raha aty an-tany lavitra ihany no halevina ,aiza ilay toerana ?
dia tohizako indray ary izany io , aiza no ahita vola ? nametraka vola ve izy ? manana kaonty ve izy ? ...dia anareo no miezaka mitady ny manaraka ...
ahoana no hanaporofona fa maty ilay olona ? izaho ,hianao mahalala fa maty ilay olona fa .....tsy mahalala ka !
Inona ary no ataontsika mba hanaporofona fa maty tokoa ilay olona
iza aza no hampandrenesana mialoha ? Iza avy ny olona hakaiky afaka hifanampy amin'izany ? ,,Ny fiangonana ,ny mpampiasa,ny namana akaiky,ny fianakaviana ....
Mety tao an-tsaina angamba ireo e sa
Dia inona koa ny manaraka .:D
33. niryna ( 28/09/2008 05:17)

fahamarinana:

:arrow: tonga dia ambarao moa niryna raha efa hay fa ohatran'ny mampahatsiahy ny fanadinana lesona taloha... :wink: (l)

endrika01:


Mahafinaritra be le voahadina kou!:-P



:-* :-*
34. tsiambaratelo ( 28/09/2008 20:42)
niryna:
Herimiafina:
Dia inona moa retsy ry Niryna fa dia ny polisy sy ny hopitaly no manao ny constat dia avy teo ny coroner dia avy teo mandoa vola be dia dorana na mamandrika cimetière aty ivelany dia manofa fasana, na aterina any Dago ny lavenona. :^)
=D misaotra Hery a tsy maintsy manana porofo ny tena fa maty tokoa ilay olona ,,,izay no hilaina ny hopitaly na ny polisy ...maka taratasy fahamarinana fa maty tokoa izany ilay olona ary atao kopia dimy ...inona indray re ity diny hafa ity e ,fa maninona no tsy iray fotsiny no atao kopy ? he ! io misy faharoa 1: mikasika ny fandevenana alevina aty an-tanin\'olona ve sa alefa mody hoy ny hafatry ny maty ? ... Raha aty an-tany lavitra ihany no halevina ,aiza ilay toerana ? dia tohizako indray ary izany io , aiza no ahita vola ? nametraka vola ve izy ? manana kaonty ve izy ? ...dia anareo no miezaka mitady ny manaraka ... ahoana no hanaporofona fa maty ilay olona ? izaho ,hianao mahalala fa maty ilay olona fa .....tsy mahalala ka ! Inona ary no ataontsika mba hanaporofona fa maty tokoa ilay olona iza aza no hampandrenesana mialoha ? Iza avy ny olona hakaiky afaka hifanampy amin\'izany ? ,,Ny fiangonana ,ny mpampiasa,ny namana akaiky,ny fianakaviana .... Mety tao an-tsaina angamba ireo e sa Dia inona koa ny manaraka .:D
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana
35. tywa68 ( 29/09/2008 09:04)
aiza ihany e :lol:
36. fahamarinana ( 29/09/2008 11:56)
:arrow: tsa nipody koa kalakely iny ,marina moa !!! (l)
37. niryna ( 29/09/2008 17:02)
tsiambaratelo:

niryna:
Herimiafina:
Dia inona moa retsy ry Niryna fa dia ny polisy sy ny hopitaly no manao ny constat dia avy teo ny coroner dia avy teo mandoa vola be dia dorana na mamandrika cimetière aty ivelany dia manofa fasana, na aterina any Dago ny lavenona. :^)
=D misaotra Hery a tsy maintsy manana porofo ny tena fa maty tokoa ilay olona ,,,izay no hilaina ny hopitaly na ny polisy ...maka taratasy fahamarinana fa maty tokoa izany ilay olona ary atao kopia dimy ...inona indray re ity diny hafa ity e ,fa maninona no tsy iray fotsiny no atao kopy ? he ! io misy faharoa 1: mikasika ny fandevenana alevina aty an-tanin\'olona ve sa alefa mody hoy ny hafatry ny maty ? ... Raha aty an-tany lavitra ihany no halevina ,aiza ilay toerana ? dia tohizako indray ary izany io , aiza no ahita vola ? nametraka vola ve izy ? manana kaonty ve izy ? ...dia anareo no miezaka mitady ny manaraka ... ahoana no hanaporofona fa maty ilay olona ? izaho ,hianao mahalala fa maty ilay olona fa .....tsy mahalala ka ! Inona ary no ataontsika mba hanaporofona fa maty tokoa ilay olona iza aza no hampandrenesana mialoha ? Iza avy ny olona hakaiky afaka hifanampy amin\'izany ? ,,Ny fiangonana ,ny mpampiasa,ny namana akaiky,ny fianakaviana .... Mety tao an-tsaina angamba ireo e sa Dia inona koa ny manaraka .:D
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana

Ny aina tsy mifametra ka rehefa sendra ny loza isika dia tsy mahita izay atao fa tena fanina eo amin'ny fahoriana.

Tsy maintsy manana ttasy izany isika ho porofo fa maty ilay olona ka ny hopitaly sy ny dokotera no manaporo izany ary dia iny no atao kopia dimy
ilain'ny toerana fametrahana ny fametrahana ny razana ..io ihany koa no mahalala ny atao rehetra hoe aiza no manamporofo fa misy vola afahana mampiasa ny fanadiovana ny razana,fandevenana ny razana,fandorana ny razana ..
Ny iray omena ny mpampiasa mba ahafahany mamone alalana ny olona velona afaka andevina,na mba ahafahany mamindra ny vola napetrak'ilay maty,raha misy moa ny anarany ho mpandova .
Ny iray omena ny banky misy ny volany mba ahafahan'ny fianakaviana na ny zanany maka ny vola
hatreo aloha fa mbola andeha hiasa aho an,ho tohizako avy eo an

38. tsiambaratelo ( 30/09/2008 10:33)
niryna:
tsiambaratelo:
niryna:
Herimiafina:
Dia inona moa retsy ry Niryna fa dia ny polisy sy ny hopitaly no manao ny constat dia avy teo ny coroner dia avy teo mandoa vola be dia dorana na mamandrika cimetière aty ivelany dia manofa fasana, na aterina any Dago ny lavenona. :^)
=D misaotra Hery a tsy maintsy manana porofo ny tena fa maty tokoa ilay olona ,,,izay no hilaina ny hopitaly na ny polisy ...maka taratasy fahamarinana fa maty tokoa izany ilay olona ary atao kopia dimy ...inona indray re ity diny hafa ity e ,fa maninona no tsy iray fotsiny no atao kopy ? he ! io misy faharoa 1: mikasika ny fandevenana alevina aty an-tanin\\\'olona ve sa alefa mody hoy ny hafatry ny maty ? ... Raha aty an-tany lavitra ihany no halevina ,aiza ilay toerana ? dia tohizako indray ary izany io , aiza no ahita vola ? nametraka vola ve izy ? manana kaonty ve izy ? ...dia anareo no miezaka mitady ny manaraka ... ahoana no hanaporofona fa maty ilay olona ? izaho ,hianao mahalala fa maty ilay olona fa .....tsy mahalala ka ! Inona ary no ataontsika mba hanaporofona fa maty tokoa ilay olona iza aza no hampandrenesana mialoha ? Iza avy ny olona hakaiky afaka hifanampy amin\\\'izany ? ,,Ny fiangonana ,ny mpampiasa,ny namana akaiky,ny fianakaviana .... Mety tao an-tsaina angamba ireo e sa Dia inona koa ny manaraka .:D
Ny hany fantatro ny ilaina ny kopy (5) etsy ambony:-P, 1 iany no fantatro,hi hi,hikarakarana ny TESTAMENT resaka lova sy fandovana
Ny aina tsy mifametra ka rehefa sendra ny loza isika dia tsy mahita izay atao fa tena fanina eo amin\'ny fahoriana. Tsy maintsy manana ttasy izany isika ho porofo fa maty ilay olona ka ny hopitaly sy ny dokotera no manaporo izany ary dia iny no atao kopia dimy ilain\'ny toerana fametrahana ny fametrahana ny razana ..io ihany koa no mahalala ny atao rehetra hoe aiza no manamporofo fa misy vola afahana mampiasa ny fanadiovana ny razana,fandevenana ny razana,fandorana ny razana .. Ny iray omena ny mpampiasa mba ahafahany mamone alalana ny olona velona afaka andevina,na mba ahafahany mamindra ny vola napetrak\'ilay maty,raha misy moa ny anarany ho mpandova . Ny iray omena ny banky misy ny volany mba ahafahan\'ny fianakaviana na ny zanany maka ny vola hatreo aloha fa mbola andeha hiasa aho an,ho tohizako avy eo an
De hono ho aho e,iza na aiza no hatonina refa handevina.Satria raha vahiny be tsy mahalala na inona na inona le olona,de mety ho tahiriziny ao an-tranony ao lay razana :-P
39. tywa68 ( 30/09/2008 11:34)
tsiambaratelo : koa na vahiny ohtran'inona ve d tsy hahay hanontany hoe ahoana ny atao ? sa hoe tsy mahay miteny koa :-D
Rehefa tojo an'ilay fahoriana d tonga d misy olona manoro eo hoe ataovy ty sy ry fa tsy very mandeha (indrindra moa sympa sy mba mangataka fa tsy mivandravandra, miandry lova :°) )
40. fahamarinana ( 30/09/2008 12:17)
:arrow: tywa : :-D aoka marina !!! (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1838