hira, video , toriteny gasy
41. diamondra27
(
01/10/2008 10:43)
rijadolly:
Tena mahita hevitra mihitsy isika eto amin'ty serasera ty an!Azahona lesona tena tsara mihitsy.
Misaotra diams nizara a!
Zao re a! Alaivo zay tsara aminy dia aza miditra lalina marina izay fitarihany anao hiala ny Fiangonanao zany raha hitanao fa araka ny sitrapon'Andriamanitra ilay misy anao.
HS: Diamondra a! rehefa manao hoe "daholo" dia aza atao hoe "doly" fa taitra be za =)) =)) =)) =)) =))fa le secte ange mbol tsy hain'olona tsara ny tena dikany e, tsy we refa tsy kato sy pro de secte doly zay saona ozy nareo
-----------------------------------------
merci rijadolly
kay le we doly no nanaitra anao
:oops: azafady fa lasa zatra manoratra toy ny fanaon'ny tanora e , andraso fa hiezaka tsy hanao an'io raha vao eto amin'ny resaka fivavahana
:-* :-*
42. diamondra27
(
01/10/2008 10:46)
nyrina: ka ilay izy ange misy radio dia misy tv e fa tsy voatery hoe hijery clip ihany fa so dia izay kosa aza no tsy azon'ny sasany.
marina aloaha zany e , efaizay no teny azontsika hoe afafazo foana
mamafaza voa

43. ikaretsaka
(
01/10/2008 13:26)
diamondra27:
nyrina: ka ilay izy ange misy radio dia misy tv e fa tsy voatery hoe hijery clip ihany fa so dia izay kosa aza no tsy azon'ny sasany.
marina aloaha zany e , efaizay no teny azontsika hoe afafazo foana
mamafaza voa
nga koa izy ity afafifafy fahatany? mba karakaraina kao aloha ny tany ...
ny tompom-bokatra no mamavy rehefa voakarakara ny tany fa manjary very fotsiny ny voa
45. fahamarinana
(
01/10/2008 19:12)
:arrow: hanky va re tokoa,lasa nanjavona fa nanakory eky !! 8O (l)
53. niryna
(
03/10/2008 22:17)
diamondra27:
nyrina: ka ilay izy ange misy radio dia misy tv e fa tsy voatery hoe hijery clip ihany fa so dia izay kosa aza no tsy azon'ny sasany.
marina aloaha zany e , efaizay no teny azontsika hoe afafazo foana
mamafaza voa
ikaretsaka:
nga koa izy ity afafifafy fahatany? mba karakaraina kao aloha ny tany ...
ny tompom-bokatra no mamavy rehefa voakarakara ny tany fa manjary very fotsiny ny voa
toi ity hoy aho tena tss any mihitsy ,mivavaka hatrany mba hirotsaka aminao tokoa anie ny fanahy masina,raha manaiky hiasany hianao fa misy mantsy efa manda ary efa fantan'Atra tokoa izany ka na afafy eo aza ny voa mbola ao anaty tsilo izy dia voageja foana fa tsy mety ho taitra mihitsy na manilotsilo izao aza ilay tsipolitra miaraka aminy ,oops
=))
54. ikaretsaka
(
03/10/2008 22:43)
niryna:
][quote

[/quote]
izoa niryna an. @ sisa dia
ny argument anao apetraka tsara ary ny tenanao hivavahana mba hanana argument fa tsy manao boloky fotsiny akory dia hoe hanaiky anao ny olona nefa ny fondements-pinoanao aza tsy fantatrao akory hoe fa maninona no mananona!
55. fijo
(
08/10/2008 20:50)
ka izay le vavolombelona ko.ireny anie asaina milaza hoe "de toy izao sy toa izao aho fahiny,de lasa izao indray nony nahita an'i kristy e"goy samoela izay.ary marina io hirany io.
56. ikaretsaka
(
08/10/2008 21:15)
eee... dia inona anefa ny effets?
ny fiainanao fahiny sy zao nga mitovy @ fiainan-drakoto fahiny sy @ izao fotoana izao?
sa forcena hitovy?
raiso @ lojikany fotsiny
niryna ve vevavy de za lehilahy de hoe hitovy ny fiainantsika?
mijewre lavitra ankoatranny ao ambany orona hoa!

57. tywa68
(
09/10/2008 13:45)
hoy i Niryna :
Tsy any ahoana moa ?? i Ika aloha tsy hanaiky handihy ohatran'ireo na homena jupe fotsy aza :°) :°)
toi ity hoy aho tena tss any mihitsy ,mivavaka hatrany mba hirotsaka aminao tokoa anie ny fanahy masina,raha manaiky hiasany hianao fa misy mantsy efa manda ary efa fantan'Atra tokoa izany ka na afafy eo aza ny voa mbola ao anaty tsilo izy dia voageja foana fa tsy mety ho taitra mihitsy na manilotsilo izao aza ilay tsipolitra miaraka aminy ,oops
Tsy any ahoana moa ?? i Ika aloha tsy hanaiky handihy ohatran'ireo na homena jupe fotsy aza :°) :°)
58. ikaretsaka
(
09/10/2008 16:32)
tywa ko tss....ko raha tsy mandihindihy sy manao zipo fotsy no hahatonga any andanitra ko...
zarao zipo fotsy sy ashevo manao klip aby ny demony :-D :-D

59. fijo
(
09/10/2008 20:08)
esory ny jipo fotsiny de alefaso aty fa azonay hampandizina ka.asaivo mitondra ny ran'i lery fotsiny.