hira, video , toriteny gasy

1. diamondra27 ( 25/09/2008 20:35)
entina hampahery antsika raha misy manam-potoana

afaka misafidy izay tianao jerena ianao

http://www.tvagape.com/view/35/ho-anao-ny-dera-jocelyn-ranjarson/

mazotoa ry zareo a dia mampahery anao rehetra amin'ny anaran'i Tompo indray e
novalian'i fijo ny 10/10/2008 21:05
2. ni81 ( 25/09/2008 20:37)
Misaotra nizara e! :)
3. ikaretsaka ( 25/09/2008 21:15)
misaotra nizara e

fa sekta vaovao inona indray io ry diams?
4. fijo ( 25/09/2008 21:25)
hihih vao nahita aho hoe ika no namaly ,dia azoko an tsaina ilay valiny.za koa vao saika hanontany an'io mantsy.
5. ikaretsaka ( 25/09/2008 21:31)
odry! lasa mpampinany njay lefijo
6. fijo ( 25/09/2008 21:35)
an an,tena vao nahita le loahevitra aho,avy dia sekta indray no tao andoako,ny antony ,dia izay no fomba fiasan'ny sekta,ka mampiahiahy ihany raha vao mahita le tranga ny tena
7. diamondra27 ( 25/09/2008 21:35)
ika: tsy secte izany io fa site fihainoana hira masina sy toriteny e
dia miandry ny video ampirinao ao izany zahay an

fijo: de mitovy amin'io ve le valinteny ry fijo


nareo kosa tonga dia manakiana foana fa mitovy amin'ny video misy any am youtube sy dailymotion ihany ireo koa, saingy hoe izy be gasy fotsiny ngah hiii

8. fijo ( 25/09/2008 21:37)
fomba fampiasan'ny sekta io,ka izay no avy dia nahatonga le ahiahiko ka.
9. cutie ( 25/09/2008 21:43)
za mbola tsy tafajery :)
10. diamondra27 ( 25/09/2008 21:47)
fijo de tsy hihaino hira akory ve fijo zany

andraso fa mbola te hampiditra le hira we lavitra akaiky za zao ao :wink:
11. cutie ( 25/09/2008 21:51)
diams
ary ny nga tsy manana an'le hira we " ny foko trotraka ..........mitady fitsaharana"
12. fijo ( 25/09/2008 21:56)
ny ahy le maso mifanojo no tiako ka
13. cutie ( 25/09/2008 22:02)
:-D :-D :-D :-D
ndao hihira e
14. fijo ( 25/09/2008 22:07)
alefa e
15. cutie ( 25/09/2008 22:12)
miandry gitara
16. fijo ( 25/09/2008 22:13)
efa io,fa atomboy ko
17. cutie ( 25/09/2008 22:27)
lalalalalala :-D
18. fijo ( 25/09/2008 22:27)
lelelelelelele
19. ikaretsaka ( 25/09/2008 22:37)
diams> fa maninona ary io no hoe tsy sekta e?
20. Mandefitra ( 26/09/2008 06:21)
Tsara ilay hira fiderana fa zao :
Hevitro manokana ty an : maninona moa raha atao hoe fikambanana Kristianina fotsiny ny MRE ohatra fa tsy fiangonana?
- Dia misy ny vondrona fiderana an'Andriamanitra tarihin i Jocelyn oh
- misy ny vondrona fampianarana etc ...
Dia mba kendrena ny fotoam-piderana mba sabotsy hariva na alahady hariva, ary entanina ny mpikambana hiditra am-piangonana.
Mampalahelo ihany ny mahita oh t@ ireny fotoana nampiroborobo ny MRE, bandy kely 18 ans de hoe pasitera ... tsy fianarana lasa lavitra, tsy fahamatorana ara-panahy, tsy fitondrana tena mendrika ...

Tsara be ilay fiderana (toy ny Gospel rehetra) fa tsy tokony entina hananganana fiangonana ... hevitro iny ... mety ho diso aho .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008