hira, video , toriteny gasy

21. ni81 ( 26/09/2008 07:16)
Tsara ilay hira fiderana fa zao :
Hevitro manokana ty an : maninona moa raha atao hoe fikambanana Kristianina fotsiny ny MRE ohatra fa tsy fiangonana?
Dia mba kendrena ny fotoam-piderana mba sabotsy hariva na alahady hariva, ary entanina ny mpikambana hiditra am-piangonana.
Mampalahelo ihany ny mahita oh t@ ireny fotoana nampiroborobo ny MRE, bandy kely 18 ans de hoe pasitera ... tsy fianarana lasa lavitra, tsy fahamatorana ara-panahy, tsy fitondrana tena mendrika ...
Ny fiderana kosa angamba azo atao @ fotoana sy ora rehetra e(araka izay mampety ny fotoanan'ny olona tsirairay).
Tsara be ilay fiderana (toy ny Gospel rehetra) fa tsy tokony entina hananganana fiangonana ... hevitro iny ... mety ho diso aho .
ka misy hevitra tsy hitoviany t@ FJKM tao na ny fiangonana hafa dia nanao ny azy manokana ry zareo.
22. diamondra27 ( 26/09/2008 09:36)
mba nahita io site io aho hoe misy tv gasy wsy video sy we afaka mampiditra hira ianao dia mba nampandre fotsiny fa tsy dia ilay MRE na ilay fiangonana no tiana haseho tamin'ilay izy aloha > Eny fa na dia ireo aloha no hira misy ao angamba dia ohatry ny hoe mitarika olona ho aminy ilay izy fa tsy any mihintsy angamba ilay but an'ilay site kosa satria io site io tsy natokana ho an'ny fiangonana 1 ihany fa site mivelatra ilazana momba ny fiainana kristiana.

Izay ange ilay hoe: samy manana ny fomba fijeriny sy ny fahazoana hevitra 1 miseho isika rehetra e.


Mandefitra: miombon-kevitra aminao amin'ity:Tsara be ilay fiderana (toy ny Gospel rehetra) fa tsy tokony entina hananganana fiangonana ... hevitro iny ... mety ho diso aho .
Fa raha ny fahazoako azy ange de manana site azy manokana i Jocelyn http://mreradio.com/ fa tsy site-ny akory io agape io e, aoka aloha hazava ny amin'iny
23. diamondra27 ( 26/09/2008 09:40)
cutie:

diams
ary ny nga tsy manana an'le hira we " ny foko trotraka ..........mitady fitsaharana"


de efa nahita sa tsia aloha .

tena tsy haiko akia io hira io a, inon ny lohateniny

kay nareo sy fijo nihira irery tato irery za efa nandeha natory
:wink:
24. Mandefitra ( 26/09/2008 10:31)
Ok, misaotra an i diamondra ... mbola hira aloha zao no nohenoina, fa ho hita eo ihany ny toriteny hehehe.
25. booboo ( 26/09/2008 10:56)
hihihihihi nenà koa ny hira no henoiko fa ny toriteny kloungany hu... :°)
26. fahamarinana ( 26/09/2008 11:10)
:arrow: ny ahy koa hira aloha fa ho hita ny ambiny...fa dia misaotra nizara.
Diams :ilay site agape taloha ve no niova sa io ihany fa lasa tv ? (l)
27. ikaretsaka ( 26/09/2008 16:23)
matetika koa ange ry zareo le hira na soi disant hoe "hiram-piderana" aza dia mivoy kely ny doctrine na tsao-kevitr'ilay fiangonana na sekta mihira azy e!
ohatra hoe
"ave maria" sy hira rehetra misy Masina Maria na le hira midera an'Atra ka misy resaka V. Rasoamanarivo ireny izao azo sokajiana hoe ao anatin'ny hiram-piderana fa saingy tsy misy mihira azy mihitsy raha antokom-pinoana hafa tsy katolika...
Mazava ho azy ny atony: mitsipaka ilay doctrine ilay fiangonana!
28. fijo ( 26/09/2008 20:10)
io voalazan'ika io mihintsy,fomba fiantsoana na fisarihan aio.izany hoe avy amin'ilay hira no hanehoana ankolaka le hevitra.ary rehefa miha maro ny olona ao,izay vao ajoro izay tian ahoajoro.ka hoy aho hoe henoy ny hira dia pio.
29. diamondra27 ( 27/09/2008 10:25)
fahamarinana: eny akia a lasa niova le izy no fahitako azy

ika sy fijo: c'est possible fa miombon-kevitra aminareo za eto we le hira ihany henoina de zay ra tsy te hiditra lalina.

toa misy metody hafa koa nge itaritan'oul hanao secte e le fenarana anglais sa tsy arakareo 2 lahy io; zany we le fengonana zany mi-propose we misy fenarana teny anglais ato aminay etc... de mahita an zay le oul de revo, be dia be ny fomba itaritana oul hiditra am secte fa tsy io we mody hira fiderana io ihany e
fa le secte ange mbol tsy hain'olona tsara ny tena dikany e, tsy we refa tsy kato sy pro de secte doly zay saona ozy nareo
30. fahamarinana ( 27/09/2008 12:57)
:arrow: fianarana informatique maimaim-poana aza efa reko koa fa zvtr hafa no mafina ao ambadika.Na aty ivelany aza moa hatramin'ny fihinanana lasopy gratuit tsaroako tao paris tao taloha,dia homana tsara fa kere dia avy eo miala pas (mbola tanora tamin'izany an...) (l)
31. tywa68 ( 27/09/2008 13:10)
Diam : Msaotra nizara e ! Hira 2 misy an'i Jocelyn ihany no nohenoiko d ampy :lol: (tokony tsy nijery an'ilay vidéo angambany mba tsy hieritreretana an'ilay izy hoe sssssss.........inema avy eo :-D)


32. ikaretsaka ( 27/09/2008 17:14)
raha vao miafinafina sy mody takonana le hoe "kristy sy kristianina" de tsy tenenina mivantana ny tena toana hahatongavana fa io mody hoe info e... hira fiderana e.. anglais eee. de efa mailomailo ihany aho
ny kato sy ny prot manko izao tonga de miteny hoe kato izy na prot izy...
fa misy ny sasnay mody hoe Anglais gratos lo, de mivadiba fianarana baiboly....lasa sekta av'eo
33. rijadolly ( 28/09/2008 12:28)
Tena mahita hevitra mihitsy isika eto amin'ty serasera ty an!Azahona lesona tena tsara mihitsy.
Misaotra diams nizara a!
Zao re a! Alaivo zay tsara aminy dia aza miditra lalina marina izay fitarihany anao hiala ny Fiangonanao zany raha hitanao fa araka ny sitrapon'Andriamanitra ilay misy anao.

HS: Diamondra a! rehefa manao hoe "daholo" dia aza atao hoe "doly" fa taitra be za =)) =)) =)) =)) =))
fa le secte ange mbol tsy hain'olona tsara ny tena dikany e, tsy we refa tsy kato sy pro de secte doly zay saona ozy nareo
34. ikaretsaka ( 29/09/2008 15:48)
Zao re a! Alaivo zay tsara aminy dia aza miditra lalina marina izay fitarihany anao hiala ny Fiangonanao zany raha hitanao fa araka ny sitrapon'Andriamanitra ilay misy anao.


za ra RD tena tsy mahavoa ilay alaivo ze tsara io raha resaka religion fa ohatran'ny tsy mandry amin'ny konsiansiko le, mampanao io hoe "tsimpony" nefa izaho tsy te tia loatra ilay mitsimpona io

amiko dia aleo atsikio aby lo ny karatra de izay aho vao mandinika
fa tsy tiako le hoe mody Anglais sy informatika no ampiasaina hi endoctrinena olona...
aleoko manao lavitra hoe ok... io masera de io mompera dia izao ny momba ny finoan-dry zareo... dia izya ianao vao misafidy!
35. tywa68 ( 30/09/2008 09:31)
Rijadolly : ka na tsy te hiraha² fa te-haka ny mety ery @ sisiny d misy mampisesika ihany, hoe hanao anglisy, mody manampy hay mifono zavatra hafa :-D (zah aloha tsy ho tratra e !)
Sa tsy izany ry Ika :°)
36. coopsal ( 30/09/2008 13:08)
rijadolly:
Zao re a! Alaivo zay tsara aminy dia aza miditra lalina marina izay fitarihany anao hiala ny Fiangonanao zany raha hitanao fa araka ny sitrapon'Andriamanitra ilay misy anao.

==> Fahiny aho dia natahotra an'ireny antsoina hoe secte ireny. Ny antony? tsy fantatro ny (faha)marina(na), fa nasesika tao amiko hoe "tandremo ny secte".
Fa rehefa tena nahafantatra aho ka nino amin'izay fa velona Kristy, dia Kristy ihany ny ahy no référence. Raha misy mitory teny ka mampikorontan-tsaina ahy satria hafa noho izay faharesen-dahatro, dia manontany an' Andriamanitra aho raha avy amiNy iny olona nitory iny (sy ilay toriteny) na tsia, dia ambaraNy amiko foana ny marina! Ka inoako fa tsy ho voafitaka mihitsy izay olona mihaino an' Andriamanitra irery ihany, ary tena manokatra ny fony ho an' Andriamanitra, satria Andriamanitra fitiavana ary tsy hamela azy ho voarombaka. Hoy Jesosy hoe "ny ondriko mihaino ny feoko ka manaraka ahy ... tsy misy maharombaka azy eo am-pelan-tanako"[Jaona 10:27-29], fa ankoatra izay, hoy Jesosy "Mbola manana ondry hafa aho izay tsy ao anatin'ity vala ity, hangoniko izy rehetra mba ho andiany tokana tarihin'ny mpiandry tokana"[Jaona 10:16] : koa mino marimarina aho fa iray ihany ny fiangonan'i Kristy fa tsy misy mizarazara ho antokony izao sy izao! Ary iray ihany ny mpitarika azy : Kristy.
37. ikaretsaka ( 30/09/2008 16:40)
de le toriteny sy tsimpona sy filazana ny toy izoa sy toy izao e ny fiainako taloha de lasa toy izao tokoa ..de izay no hoe "marina" aminy
araka coopsal?

andao jerena ary ny lojikan-tsimpon'i coopsal:
Raha nontrsimponinao miteny i jesosy hoe "ny ondriko manaraka ahy" dia misy soi disant pasitera ve de hoe nisy nihaino izy de jesosy izany pasitera? ha! mba fahamboniana be ny an'ilay pasy!
38. fijo ( 30/09/2008 21:41)
henoy sy jereo aloh arah ahira e,zara aza misy aseho ko,fa vao manomboka mitoriteny ,dia ampidiro ny kiraro ,dia mivoaha migodogodona.
39. niryna ( 01/10/2008 05:01)
coopsal:

==> Fahiny aho dia natahotra an'ireny antsoina hoe secte ireny. Ny antony? tsy fantatro ny (faha)marina(na), fa nasesika tao amiko hoe "tandremo ny secte".
Fa rehefa tena nahafantatra aho ka nino amin'izay fa velona Kristy, dia Kristy ihany ny ahy no référence. Raha misy mitory teny ka mampikorontan-tsaina ahy satria hafa noho izay faharesen-dahatro, dia manontany an' Andriamanitra aho raha avy amiNy iny olona nitory iny (sy ilay toriteny) na tsia, dia ambaraNy amiko foana ny marina! Ka inoako fa tsy ho voafitaka mihitsy izay olona mihaino an' Andriamanitra irery ihany, ary tena manokatra ny fony ho an' Andriamanitra, satria Andriamanitra fitiavana ary tsy hamela azy ho voarombaka. Hoy Jesosy hoe "ny ondriko mihaino ny feoko ka manaraka ahy ... tsy misy maharombaka azy eo am-pelan-tanako"[Jaona 10:27-29], fa ankoatra izay, hoy Jesosy "Mbola manana ondry hafa aho izay tsy ao anatin'ity vala ity, hangoniko izy rehetra mba ho andiany tokana tarihin'ny mpiandry tokana"[Jaona 10:16] : koa mino marimarina aho fa iray ihany ny fiangonan'i Kristy fa tsy misy mizarazara ho antokony izao sy izao! Ary iray ihany ny mpitarika azy : Kristy.



=D> =D> ^:^ ^:^
marina tanteraka izany raha fanahin'Atra no ao amin'ilay olona dia mahalala izany koa ny olona manana ny fanahin'Atra . ka raha kristy no torian'ilay olona dia ho fantatro koa izany ilay finoany fa Kristy irery no toriko ...sa ho sarotra ho an'ny hafa ilay izy ? dia eo no miverina hoe fantaro ny fanahy izay miaraka aminao .
---------
misaotra diamondra a,aza kivy fa hafafazo ihany ny voa fa tsy maintsy misy maniry. :-*

40. tywa68 ( 01/10/2008 06:43)
fijo:

henoy sy jereo aloh arah ahira e,zara aza misy aseho ko,fa vao manomboka mitoriteny ,dia ampidiro ny kiraro ,dia mivoaha migodogodona.

Mba mitsaitsaika kosa e ! ho fatin'ny hanoanana eo :°) :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082