Hoy ny dokotera: 56 mino manasitrana ny vavaka ,24 tsy mino
1. niryna
(
24/09/2008 17:33)
Rehefa nataon'ny dokotera ny fandalinana mikasika ny fanasitranana ataony dia 56 no marary mino fa manasitrana ny vavaka amin'Atra Ray Mpanao ny zavatra rehetra ka mino ihany koa fa Kristy no antsoiny amin'izany.
Ny 24 notsaboiny kosa dia milaza fa tsy manasitrana ny vavaka
Ny 20 kosa dia tsy manakambara
Ireo no statistika nataon'ny dokotera raha naka olona zato izy
(l) niryna

novalian'i niryna ny 03/10/2008 05:16
2. ikaretsaka
(
24/09/2008 17:51)
dokotera inona aloha le nanaovana ny fandalinana ? hopitaly mpino ve sa hopitaly tsy mpino, dokotera kristianina ve sa dokotera jiosy sa dokotera silamo dokotera athee?
tsy ampy ny laza adina nangalana ny statistika

3. rakaroka
(
24/09/2008 20:26)
Raha nanasitrana ny vavaka dia tsy ho nidododo nitady dokotera sy hopitaly intsony fa nositranina tany am-piangonana avokoa ny tany @ izay toeram-pitsaboana mbô "efficace amin'izany" !
5. xxx
(
25/09/2008 05:58)
Ary raha ilazako ary ianao fa za de narary kibo be ny alina mparain'ny andro, ny maraina nefa tsy nihinana fanafody aho fa laingona goavy no nohaniko ary tena nivavaka aho: ary nangataka t@ foko tanteraka satria za tsy ho afaka hanapaka @ asa ataoko mihintsy ary tsy nanana fotoana ankanisana any @ Dokotera akory, za tsy maintsy hisakafo ary efa fantatro ny sakafo ao fa mbola pire koa! Tena nivavaka aho ary nohaniko tany daholo fa tsy naninona a! Tena manasitrana ny vavaka rehefa mino fa na izany na tsy izany aza fahasoavana avy amin'Andriamanitra koa ny an'ny Dokotera! Noho izany ilaina ny dokotera fa rehefa tena tsy misy fika, ny vavaka koa tena mahomby an!
6. fahamarinana
(
25/09/2008 08:28)
:arrow: tsara tokoa ilay statistique,misy fahagagana entin'ny vavaka fa rahatoa koa io irery ihany no vaha-olana tian'niryna ambara dia sanatria manao toy ny sasany hoe tsy mahazo homana fanafody,tsy maka rà nefa matetika ilaina izany... :? (l)
7. ikaretsaka
(
25/09/2008 15:03)
faha> izay ny probleme-ko raha niresaka t@ jesosy mamionjy sy ny temoins aho...
za hoa sady mpanome ra no efa namindrana ra , no efa nanaovana grefina organe, dia ahoana izany ny momba ahy?
fa nihodinkodina teo ry zareo

8. tywa68
(
25/09/2008 15:38)
Ika : momba ahy ahoana ? izy angaha no mandidy :D zany hoe aleo ihany afaka mitsabo tena satria noho ny fitahian'Atra d misy olona mahay mitsabo sy manamaivana anao :wink:
9. ikaretsaka
(
25/09/2008 15:58)
ka izay indrindra.. tsy izy no mandidy nefa heveriny fa ho toa azy aby ny olona ... nanomboka namelabelatra le hoe tsy mahazo alaina ra sns izany ry zareo
de ny nanontaniako sy somary namiliako ny resaka dia hoe
raha ny fijerinareo izany de ahako tsary avotra tsotry izany fa ato amiko misy ran'olona hafa, misy organen'olona hafa ...ko inona ro mbola hitonantonanana aty?
:-D

10. rakaroka
(
25/09/2008 21:23)
Izy ity aloha dia "tranga "concret" tamiko raha narary mafy ny reniko izay!
Rehefa nofotorako hatramin'ny "esperansy de vie-ny" mitaha ny aretina misy, dia tsy mihoatra ny roa volana hoy ny diagnosticn-rizareo.
Ny zandriko sns tany Dago à l'époque dia mbola nanonofy tao anareo izao hoe "manasitrana ny vavaka, ary ny tsy hain'olombelona hain'Atra, dia mbola nitolona maaafy tamim-bavaka?
Dia avy eo "Inn tokoa tsy ampy roa volana araka ny voalaza, dia lasa izy,
dia avy eo atao hoe izay no lahatra! :roll: :roll: :roll: Ekena.
:-$ Ny ahy efa fantatro nialoha, 'zary nisy fotoana nifamarafaranay tsara!

11. rakaroka
(
25/09/2008 21:25)
Izy ity aloha dia "tranga "concret" tamiko raha narary mafy ny reniko izay!
Rehefa nofotorako hatramin'ny "esperansy de vie-ny" mitaha ny aretina misy,ny dokotera dia tsy mihoatra ny roa volana hoy ny diagnosticn-rizareo.
Ny zandriko sns tany Dago à l'époque dia mbola nanonofy tao anareo izao hoe "manasitrana ny vavaka, ary ny tsy hain'olombelona hain'Atra, dia mbola nitolona maaafy tamim-bavaka
Dia avy eo "Inn tokoa tsy ampy roa volana araka ny voalaza, dia lasa izy,
dia avy eo atao hoe izay no lahatra! :roll: :roll: :roll: Ekena.
:-$ Ny ahy efa fantatro nialoha, 'zary nisy fotoana nifamarafaranay tsara!
Rehefa nofotorako hatramin'ny "esperansy de vie-ny" mitaha ny aretina misy,ny dokotera dia tsy mihoatra ny roa volana hoy ny diagnosticn-rizareo.
Ny zandriko sns tany Dago à l'époque dia mbola nanonofy tao anareo izao hoe "manasitrana ny vavaka, ary ny tsy hain'olombelona hain'Atra, dia mbola nitolona maaafy tamim-bavaka
Dia avy eo "Inn tokoa tsy ampy roa volana araka ny voalaza, dia lasa izy,
dia avy eo atao hoe izay no lahatra! :roll: :roll: :roll: Ekena.
:-$ Ny ahy efa fantatro nialoha, 'zary nisy fotoana nifamarafaranay tsara!
13. ikaretsaka
(
26/09/2008 18:58)
hoy ilay mpanoratra atao hoe Mark Twain
Il y a trois sortes de mensonges : les mensonges, les sacrés mensonges et les statistiques.
:-D :-D :-D

14. coopsal
(
30/09/2008 14:07)
Fa maninona no sahiran-tsaina be sy miady hevitra amin'ny aretin'ny nofo kay e?
Tsy ampy ve ny tenin'i Jesosy hoe :
- "na dia ny vorona faran'iazy madinika aza tsy misy voafandrika na maty raha tsy nanome fahefana ho @izany ny Raiko, ary ianareo mihoatra lavitra noho ny andiam-borona". Ahoana no tsy hiahian'Andriamanitra anareo e?
- "Aza matahotra izay mahafaty ny nofo kanefa tsy mahay na inona na inona mihoatra, fa matahora izay manana fahefana hanary any @ afobe rehefa avy namono ny nofonao izy". Ny aretina dia isan'izay mahafaty ny nofo nefa tsy mahay manao na inona na inona mihoatra.
[Matio10:28...]
Tsara kokoa ho an'izay mino (nefa na ny tsy mino aza) mijery ilay aretin'ny fanahy (dia ny fahotana)!
Ny nofo anie efa fantatsika fa na salama enao mandritra ny fiainanao na marary ianao mandritra ny fiainanao, rehefa tonga ny fotoana voatondro dia tsy maintsy maty ianao e! (Ary raha misy aza ny tsy maty fa mahatratra ny fiverenan'i Jesosy dia tsy ho iny nofo nampiahiahy iny no handova ny fanjakàn'ny lanitra fa vatana hafa izay homena @izany fotoana izany)
Toy ny ahoana ny statistika ka ahafahan'ny olona mino fa noho ny ràn'i Kristy nalatsaka teo ambony hazo fijaliana dia sitrana @ aretim-panahy rehetra ny olona (voavela ny heloka rehetra, voadio tsy misoratra intsony mihitsy). Raha manao statistika eto aho, firy no eto ary firy no mino an'izany ao am-po ka tsy matahotra intsony ary tsy manao ao am-pony hoe "mbola tsy fantatra fa ho hita eo rehefa tonga ny fitsarana", fa manantena ny fiainana mandrakizay efa nampanantenain'i Jesosy ho an'izay mino rehetra? Tokony hihevitra betsaka an'izany ny tsirairay (na mpino na tsy mpino hoy aho).

15. niryna
(
30/09/2008 15:52)
xxx:
Ary raha ilazako ary ianao fa za de narary kibo be ny alina mparain'ny andro, ny maraina nefa tsy nihinana fanafody aho fa laingona goavy no nohaniko ary tena nivavaka aho: ary nangataka t@ foko tanteraka satria za tsy ho afaka hanapaka @ asa ataoko mihintsy ary tsy nanana fotoana ankanisana any @ Dokotera akory, za tsy maintsy hisakafo ary efa fantatro ny sakafo ao fa mbola pire koa! Tena nivavaka aho ary nohaniko tany daholo fa tsy naninona a! Tena manasitrana ny vavaka rehefa mino fa na izany na tsy izany aza fahasoavana avy amin'Andriamanitra koa ny an'ny Dokotera! Noho izany ilaina ny dokotera fa rehefa tena tsy misy fika, ny vavaka koa tena mahomby an!
^:^
16. niryna
(
30/09/2008 15:53)
ikaretsaka:
dokotera inona aloha le nanaovana ny fandalinana ? hopitaly mpino ve sa hopitaly tsy mpino, dokotera kristianina ve sa dokotera jiosy sa dokotera silamo dokotera athee?
tsy ampy ny laza adina nangalana ny statistika
=)) hianao ihany dia efa afaka mahavaly anio raha kristiana ka
17. niryna
(
30/09/2008 16:13)
rakaroka:
Raha nanasitrana ny vavaka dia tsy ho nidododo nitady dokotera sy hopitaly intsony fa nositranina tany am-piangonana avokoa ny tany @ izay toeram-pitsaboana mbô "efficace amin'izany" !
izany ve ? ny tenin'Atra dia manambara fa zarazaraina ny fanomezam-pahasoavana fa tsy natao ho dokotera na ho mpampianatra avokoa ny olona rehetra. fahasoavana azon'ny tsiray no zaraina ka dia mizara toa izany koa ny dokotera ..na isika mifoha maraina aza dia efa nomeny fahagaga ary fitiavana antsika izany ,Angaha rakorako tsy mbola nivavaka na indray maraina aza mangataka fanasitranana ? tsy ara -batana ihany anie Atra no manasitra antsika e,ara panahy koa ohatra
Ataoko hoe olon-doza be aho ,tsy mety mamela heloka olona ,mivavaka Aminy aho mba omeny fanahy vanona hamela heloka satria zavatra roa no fantatro dia ny ran'i kristy latsaka nanadio ny fahotako ary ny fanahiny izay miasa ato amiko ka manova ny foko ho olona ahay hamela heloka manasitrana ahy tamin'ny toetrako ratsy izany Atra ary Dokoteran'ny foko Izy
^:^ ^:^
19. niryna
(
30/09/2008 16:27)
fahamarinana:hay ve ! tsy niteny aho hoe ny fivavahana ihany no manasitrana fa anisany iray manampy ny olona.
:arrow: tsara tokoa ilay statistique,misy fahagagana entin'ny vavaka fa rahatoa koa io irery ihany no vaha-olana tian'niryna ambara dia sanatria manao toy ny sasany hoe tsy mahazo homana fanafody,tsy maka rà nefa matetika ilaina izany... :? (l)
tsy fantako aloha fa tsy nisy teny milaza ao amin'ny baiboly manao hoe tsy mahazo mihinana fanafody.
20. ikaretsaka
(
30/09/2008 16:28)
manasitrana ahy tamin'ny toetrako ratsy izany Atra ary Dokoteran'ny foko Izy
nga lasa ny fo indray no marary?
tsy hay intsony koa ilay tiana hahatongavana ka!
eo dokotera hopitaly avy eo lasa dokoterampo sy toetra!