Vizaka

1. rastafarai ( 12/09/2008 02:35)
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:
2. pp87 ( 12/09/2008 05:11)
rastafarai:

Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:


refa mitia a!de mila mandeftra refa tena tinao le ol.mandefera fona fref tena tsy zakade miala @zay,fts mety kosa alou zany oe tiavina de mizesta ,mizesta aona ?tsy azoko ny tinao ambara @le izy.aza mizesta zany fts mety zany.tsy tsara ko anef ny tokana mila namana @fiainana fa lanjalanjao ftsny ze tokon atao
3. kiali ( 12/09/2008 05:33)
manamaina ko ry rasta mety ho vaholana an :-P
4. ni81 ( 12/09/2008 05:42)
manamaina ko ry rasta mety ho vaholana an
Rediredy
5. pp87 ( 12/09/2008 05:42)
kiali:

manamaina ko ry rasta mety ho vaholana an :-P


andray kosa e!pitaribato vilambava
6. tsihataorana ( 12/09/2008 05:47)
Dinio alo ny momba anao sao de mba sipa sarotiavina, nabandy saro tiavina. Fa ra tsy mahita vaholana de, ndana manao masera na mompera. sady any tsy misy filana ara nofo, fa feno fivavahana. Fa tandremo kosa anefa ny mivadika @ mopera sy masera an!!!. sady ireny mbola casté, ka inona no ivakina loa @reny zavatra mandalo ireny, aza kivy eh!! tsy hataorana io
7. masisokely ( 12/09/2008 06:00)
rastafarai:

Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:

tsy voatery mi zesita rehefa tiavina, au contraire sambatra be dia tsy mi zesita izany, raha mitia ianao ka voatositosika miatadiava hafa tsy manosika
marina fa tsy mitia manirery raha vao mahita olona miaraka mifankatia ianao dia lasa saina fotsiny hoe izaho manirery
ka équilibré-o ilay izy e!


8. Eumilianah ( 12/09/2008 06:16)
Andray kosa eh! evitra ts mety nenao ry tsihataorana an!
zany ve mba solution?
9. kiali ( 12/09/2008 08:20)
pp81> ka refa sahirana ny saiko de maina no mapilamina azy ko!! sady lery aza efa rasta raha teo ve de tsy hainy oe mety io eh! :-D :-D :-D
10. ni81 ( 12/09/2008 08:24)
pp81>
:lol: :lol:
11. xxx ( 12/09/2008 08:34)
marina mintsy zany voalazanao zany fa misy ny olona sasany refa tiavina de miseho milay hotrany maty kambo, refa mitia olona dia aza atao tena hitany be hoe tara be enao, nefa kosa ampisehoy kely eny ihany hoe tia azy enao fa ny olona sasany (averiko ndray) dia azo lazaina fa refa tena ty be azy enao de matoky izy hoe tsy hanary azy tsony enao de tsy misy lotra le fanajana na dia @ psychologie d'anfent io de hita be hitanareo @ reny zaza ampiahantana be reny mila vaniny be koretaka tsy mety irahana satria fantany fa ny ray amandreniny tsy hi bedy azy mintsy matoky tena be le zaza hoe tena rol izy no deba,ka zany hoe lanjalanjao ihany ny fitiavana fa enao ihany no ifoterany na olondroa zany tiavo izy fa @ le maha olombelona antsika on est imparfait; de zay no mapizeste ny sasany refa tiavina, nefa tsy mankaiza akory ani e!






12. fahamarinana ( 12/09/2008 08:49)
:arrow: mba hafa koa zany fitiavana misy conditions be hoe ataovy an'izao fa raha tsy izany dia izao.Koa tsy aleo mipetra-drery rahatoa sady tsy hatoky olona no hiahiahy lava eo,ho reraka ihany.Natao hitondra fiadanana nefa vao maika adi-tsaina sy aretin'an-doha no azo.Aoka marina...péssismisme be mirarakopana izany. :?
kiali:
manamaina ko ry rasta mety ho vaholana an

:arrow: tonga dia vao maika loza fa hivaha tanteraka eo,mety ho vahaolana adiny 1 fa avy akeo koa pire ny mahazo ny tena. (l)
13. kiali ( 12/09/2008 11:36)
faha>de refa tsy mandaitra ny maina de zava_pisotro misy alikôla indray eh!!
bedebe ange ny solution eh! :-D :-D :-D
sa ahona rasta? :lol: :lol:
14. fahamarinana ( 12/09/2008 12:14)
kiali:
de refa tsy mandaitra ny maina de zava_pisotro misy alikôla indray eh!!

:arrow: avy akeo ndraika mamo an-tatatra dia midegoba etsy sy ero,kay !!!beurk beuhhh.. :( (l)
15. xxx ( 12/09/2008 12:48)
Nareo ko mba hafahafa ilay olona mba mangataka vahaolona @ nareo de to latsainareo ndray, tsy hitako ny itsofohanareo ato refa tsy mahita ho lazaina ianareo. ovina ihiany vao hiova; ny marary ny sasany hafaliany hafa
aza mba voa ihiany
bon courage ra rastafarai fa de zao no izy ato @ serasera e!
16. kiali ( 12/09/2008 13:47)
fahama>ka zay ny solution hitako eh!! sa mamono tena? :-D :-D :-D
17. fahamarinana ( 12/09/2008 15:56)
xxx14:
tsy hitako ny itsofohanareo ato refa tsy mahita ho lazaina ianareo. ovina ihiany vao hiova; ny marary ny sasany hafaliany hafa

:arrow: ka raha tsy mahita ho lazaina ve dia afaka ny hanoratra ? Isan'ny vaha-olana tokony tsy hidirana ireo ary izay indrindra no namaliako an'ny kiali...raha nandinika tsara ianao ry xxx.Izy ity tsy entim-po fa aleo andrasana izay lazain'ny rastafarai raha ho avy eo izy :) (l)
18. ni81 ( 12/09/2008 16:08)
ka raha tsy mahita ho lazaina ve dia afaka ny hanoratra ? Isan'ny vaha-olana tokony tsy hidirana ireo ary izay indrindra no namaliako an'ny kiali...raha nandinika tsara ianao ry xxx.Izy ity tsy entim-po fa aleo andrasana izay lazain'ny rastafarai raha ho avy eo izy
bedy injiako fa tanjemo :-*
19. vale ( 12/09/2008 17:25)
[quote=rastafarai]
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:
____________________________________________________________________



:-D :-D :-D :-D :-D :-D ..manaova mompera! :-D :-D :wink:
20. kiali ( 12/09/2008 18:30)
vale> :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.008