Vizaka

21. vale ( 12/09/2008 18:49)
:lol: :-D :-D :-D kiali> :-D :-D :-D :-D :-D :wink:
22. Herimiafina ( 13/09/2008 12:27)
rastafarai:

Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:

Tsy mitia be loatra sady tsy tiavina be loatra, amin'ny daoziny mirary, sady tsy mi-zesta no tsy voatositosika no tsy manirery.:D :^)

23. Noue ( 13/09/2008 12:52)
rastafarai:

Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:
efa tiavina kosa ve dia maninona no mizesta eeeee ? ka aiza no tsy ho vizaka ianao ?


:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
24. tsiambaratelo ( 13/09/2008 15:18)
rastafarai:
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:
Mizesta=misehoseho te hisongadina.Tiavina enao mizésta,ka io zany misy olana.Zah zao tia ny fofombadiko ,mizesta mintsy izy mitantara @pokona,sa tsy hotrizay le mizésta an i rastafarai,hafa ndray mantsy le miseho midingin-drambo.Raha izany mieux vô sel k mal akôpainé :-P fa aza manao masera na mompera zany:-P voangaly angah ka ho faty an-kazo tokana :-P
25. ni81 ( 13/09/2008 15:32)
Mizesta=misehoseho te hisongadina.Tiavina enao mizésta,ka io zany misy olana.Zah zao tia ny fofombadiko ,mizesta mintsy izy mitantara @pokona,sa tsy hotrizay le mizésta an i rastafarai,hafa ndray mantsy le miseho midingin-drambo.Raha izany mieux vô sel k mal akôpainé fa aza manao masera na mompera zany voangaly angah ka ho faty an-kazo tokana
:-D :-D
26. Herimiafina ( 13/09/2008 18:48)
Za klou tena mi-zesta tsara mihintsy raha mba fantatro hoe reven'i Jessica Alba hono izaho e! lol :-D :-D
27. Noue ( 13/09/2008 19:17)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
28. rastafarai ( 15/09/2008 01:23)
:^) Le manao mompera alou angamba tsy ho solution fa misaotra ihany na d zany aza!
Misaotra ny mpanome hevitra rehetra e!
29. nathie86 ( 15/09/2008 09:01)
pp87:

refa mitia a!de mila mandeftra refa tena tinao le ol.mandefera fona fref tena tsy zakade miala @zay,fts mety kosa alou zany oe tiavina de mizesta ,mizesta aona ?tsy azoko ny tinao ambara @le izy.aza mizesta zany fts mety zany.tsy tsara ko anef ny tokana mila namana @fiainana fa lanjalanjao ftsny ze tokon atao

Aiza kosa d handefitra fôna zay tia eh, lasa fitia mitongilana d tonga @ lay oe mizesta lay iray. Refa mienjandroa ny tady mila mangina ftsny ny iray d mifanazava tsara avy teo eh

30. playboys ( 20/09/2008 20:51)
Tano ny azo fa sarotra ny mila :*
31. jobamilay ( 20/09/2008 21:39)
rastafarai:

Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy mitia énao mani-irery...Misy vahaolana hafa v!??? :?:

raha izaho aloaha aleoko mitia le olona tia ahy e! lol, laingako izany, ny mitia no ahitana fahasambarana satria tsapa tsara ny lanjany..... fa raha oh moa fitia mifamaly vao maika kou hummmm be!
32. rastafarai ( 24/09/2008 23:46)
playboys: :-D Ary ra mahazo foana??
33. tsiambaratelo ( 01/10/2008 15:09)
[quote=rastafarai]
Mitia énao voatositosika,tiavina enao mizesta...tsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075