TRATRA KOA I MASERA

41. fijo ( 16/09/2008 20:45)
tsy hoe mety ka,fa eto tsy misy azo hiarovana an drapasy mihintsy.mba nikaroka ihany aho hoe inona no azo hiarovana an drapasy eo imasom bahoaka fa tena tsy misy azo aroso.ny biby miray an dalambe aza mbola azo lazaina hoe ka biby ireo ko.fa ity tena tsy itako intsony izay hisokajiana azy
42. Mandefitra ( 17/09/2008 09:40)
Tsy mila arovana ny ratsy ra fijo a. Na sakako na sakan olona refa vandana dia kary.
Na ny apostoly Paoly aza dia niteny fiangonana mitsy hanala ilay ratsy fitondran-tena tao aminy.
Ny olon'Andriamanitra tsy miray tsikombakomba @ mpanao ratsy.
43. fijo ( 17/09/2008 20:50)
bedy eo ndry fa aza mandefitra eo ary.hummm rapasy anie be akama e
44. ikaretsaka ( 18/09/2008 00:30)
marina mihitsy io hoe rapasy lava tanana io
fa jereo @ fiainana andavanandro tokoa anie fa ny Mopre na ny masera tratra mamohehatra vao kobo hoe mamoehatra izy de na esorina (naaton'ny dioseziny na ny fikambanana relijiozy misy azy) ) na miala mangina @ asany
fa rapasy raha mamoehatra misy ny tafajanona eo ihany, na rehefa tsy tafa dia matetika manohitra ny decision an'ny foibeny dia lasa misintaka manangana ny azy manokana
asa angaha hoe fa nahoana?
za milaza ny cas mpiseho isan'andro fotsiny
45. fijo ( 18/09/2008 20:56)
ka rapasy ko.deba anie izany e
46. ikaretsaka ( 19/09/2008 17:08)
pasipasy paosipaosy be ve ry fijo?
47. fijo ( 19/09/2008 20:12)
mandeha daholo ny fikafika ko.masina anie e
48. nofinofy ( 06/10/2008 16:15)
fijo:

mandeha daholo ny fikafika ko.masina anie e


Aiza ry fijo a! iza ndray izao no pasitera hitanao nivadika biby tany? i masera sy mamera sy mompera sy mosenera sy ra papa aloha tsy ho hitanao mihintsy na inona na inona nataony e! Sady ireny koa anie masindahy sy masimbavy daholo, tsy voakasim-pahotana tamin'ny fototra (asa na fototra goavy, na foto-paiso, na foto...... anontanio francis turbo fa taranjany io!)
49. tywa68 ( 07/10/2008 09:06)
oay zany fanenjehina ato : mazava be fa tsy nofy2 :lol:
50. fahamarinana ( 07/10/2008 14:13)
:arrow: :lol: ,tena nanonofy marina koa aho nahita azy teo.. (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071