TRATRA KOA I MASERA

21. nofinofy ( 04/09/2008 06:10)
valikely:

io nambaran'i niryna io no iraisako hevitra fa

ilay tary ambony tary milaza ny hoe"efa nomeko anareo n fahefana ... izay heloka ho avelanareo dia ho voavela..." ny fahazoako an'io aloha @ maha kristiana tsotra ahy dia hoe raha misy olona nanao ratsy taminao ka avelanao ny helon dia voavela any an-danitra ihany koa, fa tsy hoe fahotana nataony tany @ olona hafa any no izaho no amela azy , fahefana avy aiza. izay momba ny ordinasion sy ny sisa no tsy haiko

Ok ravaly an! itovizako hevitra aminao kosa aloha iny e!

22. tywa68 ( 04/09/2008 14:26)
chiquitta:


Tsara ny samy mamoaka ny heviny, fa amiko dia tsy anjarantsika no mitsara ireny olom-boafidin'Andriamanitra ireny (isan'izany ny Masera), Andriamanitra irery no aoka hitsara. Sarotra anie ny mitsara na manenjika olona e, olona mbola nofo aman-drà daholo isika.

zany mihitsy :wink:
23. nofinofy ( 04/09/2008 16:02)
tywa68:

chiquitta:


Tsara ny samy mamoaka ny heviny, fa amiko dia tsy anjarantsika no mitsara ireny olom-boafidin'Andriamanitra ireny (isan'izany ny Masera), Andriamanitra irery no aoka hitsara. Sarotra anie ny mitsara na manenjika olona e, olona mbola nofo aman-drà daholo isika.

zany mihitsy :wink:


De ahoana izany le atsy ambadika atsy hoe:"hay rapasy koa mba biby", tena tsy mba fitsarana intsony fa tena fanambaniana olona mihintsy!!!!!!!, sa rehefa aty amin'ny antokompinoana toy izao dia azo ampitoviana amin'ny biby, fa rehefa amin'ny antokompinoana toy itsy dia tsy tokony hitsara azy isika?
Mahagaga ihany isika, miandry an'i masera ho voaresaka ve vao tonga saina hoe tsy mety ny mifampitsaratsara? Izaho manao soso-kevitra hoe tokony hanaovana forum manokan ho an'ireo te hifampiantsy de ze ataony aho na hifandrora paraky na hiteny ny tsy fiteny, na hifanao totohondry izy avy eo fa raha misokatra ho an'i rehetra tokony mba asiana fifanajana ihany. Ny mahagag ahy koa dia toa misy amin'ireo mpiandraikitra(angamba) (tsy haiko na inona no andraikiny ao ) tafiditra lalina amin'ny resaka toy ireny. izy natao handamina indray no toa vao maika mandrangitra. Sa ve rehefa tsy mitovy aminy dia halany?
24. fijo ( 04/09/2008 20:20)
zaraiko roa le resaka fa mifampiditra.

1)ilay resaka masera:io toa andrapasy ihany e,rehefa tratra dia avohay ho hitan'ny rehetra.amin'izay samy mandinika izay arahany eo.tsy ankiafinafina io.na rapasy na masera.

2)ilay resak akofesy: eto aho dia momba tanteraka an'i hery.za tsy mpino,dia tsy mila izany,fa rah amino izany izy,satria io fomva,dia tsy itako mihintsy ny hanenjehana azy amin'izany.za no tsy mila izany ,fa rah amil aizy avelao hanao e,tsy misy milaza mihintsy hoe ratsy izany na tsara,fa izay no fomba arahany de tsara izany aminy.

ohatra izao ,tao amin'ny tribune androany koa nisy le resaka hoe"ny fifozana tsy manaiky ny famadihana mihintsy"fa aminy dia tsy mifanaraka amin'ny finoana an'i jesoa io.
ko maninona ny protestanta sy katolika sasany mamadika de ahoana????sa avy dia meloka tsy ahita ny lanitra koa ireny???
rehefa mety aminao io dia ataovy,fa aza rarana ny te hafa raha tsy toa anao.
25. fahamarinana ( 05/09/2008 07:51)
:arrow: iombonako hevitra tanteraka i fijo eto,ity manery olona an-kolaka ity hoe ny ahy izy,ny anao tsy izy no tena mampisy olana nefa ny olona tsi 11 samy manana ny experience-ny koa sy ny fahitany azy sy ny niainanay samirery :izy daholo anie zany e !!!.Ary tsy ny fiventesanao hatrany ny tianao lazaina no aharesy lahatra olona iray koa fa ny fahatsapany,ny fahitany ny fiainany miaraka amin'ny Kristy mihintsy...:) (l)
26. nofinofy ( 05/09/2008 07:58)
fijo:

zaraiko roa le resaka fa mifampiditra.

1)ilay resaka masera:io toa andrapasy ihany e,rehefa tratra dia avohay ho hitan'ny rehetra.amin'izay samy mandinika izay arahany eo.tsy ankiafinafina io.na rapasy na masera.

2)ilay resak akofesy: eto aho dia momba tanteraka an'i hery.za tsy mpino,dia tsy mila izany,fa rah amino izany izy,satria io fomva,dia tsy itako mihintsy ny hanenjehana azy amin'izany.za no tsy mila izany ,fa rah amil aizy avelao hanao e,tsy misy milaza mihintsy hoe ratsy izany na tsara,fa izay no fomba arahany de tsara izany aminy.

ohatra izao ,tao amin'ny tribune androany koa nisy le resaka hoe"ny fifozana tsy manaiky ny famadihana mihintsy"fa aminy dia tsy mifanaraka amin'ny finoana an'i jesoa io.
ko maninona ny protestanta sy katolika sasany mamadika de ahoana????sa avy dia meloka tsy ahita ny lanitra koa ireny???
rehefa mety aminao io dia ataovy,fa aza rarana ny te hafa raha tsy toa anao.



d'accord aho amin'ny tsiakinafinafina, fa tsy d'accord aho amin'ny fampitoviana ny olona amin'ny BIBY, na inona no nataona na inona, indrindra fa mitondra fivavahana izy. Tsy fantatro na antokompinoana inona ilay pasitera, ary tsy miaro azy aho, fa le fomba toy izay ataonao atsy ambadika no tsy dia tsara loatra,fa na ianao io aza mety ho tezitra raha misy milaza hoe toy ny biby, ka mba asio fetrany ihany ny voambolana hamaritana ny olona
Ary niresaka an'i masera aho tsy milaza hoe ratsy na tsara ny naton'ny masera
27. tywa68 ( 05/09/2008 09:44)
Nofinofy : ny mpitondra fivavahana manao zavatra ohatr'izao d miala tsiny fa na tsy te-hitsara aza d tena kiriko (toa maro ny biby no manao relation @ zanany toy io donc inona no olana eto ?) BIBY hoy i fijo d maninona e ? na isika tsy te-hitsara aza d mahita fa ny masera mi-frôdy azo eken'ny saina kokoa noho izao adin'ilay pasitera nivoana izao ! samy nanao ny tsy mety fa tsy antsika no mitsara zany fa ny ao Ambony ! inona no hidiran'ny antokom-pinoana @izany ? samy olombelona aloha vao manana etikety hoe protesta na katolika na hafa (pasitera aloha tsy katolika e :lol:)
28. fahamarinana ( 05/09/2008 10:50)
nofonofy:
Mahagaga ihany isika, miandry an'i masera ho voaresaka ve vao tonga saina hoe tsy mety ny mifampitsaratsara?

:arrow:tsy niandry io resaka maseranao io vao hoe tonga saina ny mpisera fa tsy tokony hifampitsara kah....mba avadibadio koa ny dinika fa raha tena mandinika ianao dia voalaza any ombieny io resaka io.Aza gaga akory fa betsaka ireo nahatsikaritra izay talohanao fa misaotra anao ihany nampahatsiahy.
nofinofy:
Izaho manao soso-kevitra hoe tokony hanaovana forum manokan ho an'ireo te hifampiantsy de ze ataony aho na hifandrora paraky na hiteny ny tsy fiteny, na hifanao totohondry izy avy eo fa raha misokatra ho an'i rehetra tokony mba asiana fifanajana ihany.

:arrow: azontsika atao koa anie ny mamaky fontsiny dia tsy mamaly amin'izay tsy misy ny adihevitra e,sa ahoana ...tsy terena hamaly isika fa izay mahay mangina koa dia mety.Hoy ny namana zay hoe ny hevitra no miady eto fa tsy ny olona matoa mbola tavela eto daholo ny rehetra.Sady serasera ny ahy no tiako na hisy hamorona forum hafa aza.Tsiky dia ampy hono !!! :)
nofinofy:
Ny mahagag ahy koa dia toa misy amin'ireo mpiandraikitra(angamba) (tsy haiko na inona no andraikiny ao ) tafiditra lalina amin'ny resaka toy ireny. izy natao handamina indray no toa vao maika mandrangitra. Sa ve rehefa tsy mitovy aminy dia halany?

:arrow: :roll: :roll: sans commentaires.... (l)
29. tywa68 ( 05/09/2008 12:28)
:lol:
30. fahamarinana ( 05/09/2008 13:26)
:arrow: tywa : itsikin' i toi fontsiny aho an...:lol: (l)
31. tywa68 ( 05/09/2008 17:04)
ka mamaky fotsiny aho fa ny ahy koa serasera no tiako eto d :lol:
32. ikaretsaka ( 05/09/2008 17:16)
maserasera lasa serasera zany ko
33. fahamarinana ( 05/09/2008 17:23)
:arrow: ho bedy eto fa atao :) mba tsy ho :-D (l)
34. tywa68 ( 05/09/2008 17:49)
:-D :-D :°)
35. fijo ( 05/09/2008 19:52)
nofinofy an, za efa hatrany amboalohany no efa nanaiky ary nilaza fa isika olombelona dia karazam biby.ka tsy ahatezitra ahy rah alazainao fa biby aho.

fa mba jereo amin'ny fo sy saina tsy miangatra.
iza no ratsy kokoa,manao hosoka,sa mandry miaraka amin'ny zanaka?????

ny hosoka,dia toetra ratsy efa ampiasain'ny olona matetika entina ahatratrarana tanjona iray.ratsy io,fa maro mpanao koa.

fa ny mandry amin'ny zanaka ve maro mpanao sa ahoana????
36. tywa68 ( 06/09/2008 05:43)
fijo : mitsara ihany zany isika fa ny mandry @ zanaka aloha d "biby" :x
37. fijo ( 10/09/2008 21:49)
eny e,mitsara ihany,satria mampitahy ny heloka roa nisy.
38. xxx ( 12/09/2008 05:04)
tywa68:

Nofinofy : ny mpitondra fivavahana manao zavatra ohatr'izao d miala tsiny fa na tsy te-hitsara aza d tena kiriko (toa maro ny biby no manao relation @ zanany toy io donc inona no olana eto ?) BIBY hoy i fijo d maninona e ? na isika tsy te-hitsara aza d mahita fa ny masera mi-frôdy azo eken'ny saina kokoa noho izao adin'ilay pasitera nivoana izao ! samy nanao ny tsy mety fa tsy antsika no mitsara zany fa ny ao Ambony ! inona no hidiran'ny antokom-pinoana @izany ? samy olombelona aloha vao manana etikety hoe protesta na katolika na hafa (pasitera aloha tsy katolika e :lol:)
=))


39. fijo ( 12/09/2008 20:08)
mibaribary loatra kosa nendrapasy eto ko.
40. tywa68 ( 14/09/2008 10:06)
fijo : BIBY k ! f'angaha rhf tsy mibaribary d mety kokoa :D :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079