Fanagasiana: Inona tsara hoe?
21. naughtyboy
(
30/08/2008 11:53)
mba saika amaly aho fa i mandefitra efa nanazava
" Farany. ny zanaka tantsaha anie tsy mahavita primaire akory dia mijanona. Tsy hanana fahefa mividy hianatra teny vahiny akory izy, nefa rehefa hikarakara taratasy isan-karazany any @ fanjakana toa mbola teny vahiny ihany no ampiasaina. Ka dia vao maika hihabado hatrany ny tantsaha, nefa zay no sakana voalohany indrindra @ fampandrosoana ny firenena."
:arrow: ireo zanaky ny tantsaha 90 % no tena mila ireny fampianarana ireny satria izy reo no hery mamokatra no ho aviny toekarena koa,ahafahany miady @ tsy fahaizantaratasy sy tsy fahampiany fahalalana fototra,ialana @ fahantrana..

22. naughtyboy
(
30/08/2008 13:49)
reo fahalalana fototra entiny miady @ fiainana de azony ampiharina avy atrany @
zvmiseho andavana'andro no itarika azy reo ko @ sampana fanofanana asa mifanentana @ zany .Ny indro kely dia efa tokony hisy rafitra mitsinjo ny tombotsoany zanabahoaka sahady hiandry azy ireny @ sehatra azony anitarany fahalalana(ianatra asa antoky ny ho aviny,na iasa no sady ianatra ao anaty orinasa sns..) nahoana?
raha atsaraina ny fampianarana de mila mpitombona ny asa ny reo mpianatra mivoaka eo na eto antoerana na avy any ivelany,na efa nisy aza izany de mbola kely ny ezaka vita no tsy voafehiny fitondrana ny sehatra fitantanana arabola hanomezana hasina sy tsy voahaja karamany(wage) mpiasa sy ny satany(statut)
tetik'asa manatsara ny rafimpianarana no fotodrafitrasa amorona asa mampidibola ho azy sy ny firenena .ny antony zay de tsotra,ra atsaraina ny fampianarana de mila ampitomboana ny asa ilainy firenena itsinjovana ny ho aviny mpianatra rehetra,hevitra loabary ihany zany rehetra izany nefa hoy ny fiteny ..aleo misoroka toy izay mitsabo..efa mba sasatry ny mitsabo lava izao isika :lol:

23. niryna
(
01/09/2008 22:36)
endrika01:
Ny aty aminay zao Arabo ny tenin-drazany ,nefa dia ifandrombahany ny mitady sekoly mampianatra teny frantsay,Anglais,Italiana,Espagnole sns... Fa kosa tsy anariany ny azy velively,ifandrombahana ny ahazoana Bac frantsay,sy ny idirana @ Université Americaine,ny Arabo dia mipetraka ho tenim-pireneny ary tafiditra @taranja toy ny Malagasy.Ny fahalalana anie mandroso fa tsy mihemotra e!Ka maninona koa raha atao fiteny iraisam-pirenena nyTENY GASY.Ny Sinoa zao mahay teny gasy,ny Karana mahay,ny Indienne,reo vahiny tonga any amintsika reo,nefa ny gasy angaha mahalala akory na voaopa aza!:-P
marina tokoa izany,ny zanaky ny sinoa, karana,vahiny mpiavy rehetra dia mampianatra ny zanany amin'ny teniny ao an-tranony ary misy aza sekoly mivoha sabotsy ary alahady mampianatra ny zanany ny tenindrazany raha mivahiny izy ireo ary dia manampy ny fianarana teny vahiny,izay tenindrazany ho an'ny ilay izy.
Ny olana anie dia tsy ampy ny boky ary tsy ampy koa ny fandikana azy,ny fampianarana anglais aza toa nisy nandika teny gasy indray .
Raha ampy ny fitaovana malagasy dia tsy maninona raha ampianarina teny gasy ranonfotsiny ny ankizy,fa tena tsy ambony tsy ambany isika ary ny rar aza na eo an-tanana tsy mamela ny zanany hiteny gasy fa dia teny frantsay fotsiny eraky ny arabe ,eny an-tsena,tsy mety miteny gasy ilay ankizy.
Misy mahatsara azy ihany kanefa rehefa avadika teny gasy dia asa no fiafaran'ireo ,sa olombitsy.
Toa tahakany ho tsara kosa izany e,gasy ny firenena dia aleo hianatra teny gasy daholo ny mpianatra ary dia asiana taranja vahiny fa ny ora no ampitomboana satria ilaina io rehefa mivoaka ivelany(frantsay sy anglais) sa ahoana ?
24. tywa68
(
02/09/2008 09:24)
zao fotsiny e : tsy mora ny manova zavatra, indrindra fa resaka fampianarana ! ho antsika mipetraka aty ivelany d sarotra ny miaina izany fiovàna izany satria isika nianatra teny vahiny noho ny fianarana sy ny fitadiavana, tsy d niaina tao @izany "fanagasiana", asa anefa !
Niryna : ilay miteny vazaha na anglisy @ zaza d choix koa (mazàna mahazo teny gasy ny ankizy fa tsy tia miteny) :lol:

25. tsiambaratelo
(
03/09/2008 17:47)
naughtyboy:
zany oe ,anampiko io hevitry hery io @ lafiny fampivoarana ny teny malagasy zay efa misy ny nampiharina nefa mbola mila ezaka @ ho avy
-mila fanabeazamboho ny tenindrazantsika arakaraky ny ambaratonga ny fampianarana mba hifanentana @ reo takiany zvmisy sy ny fiainana andavan\'andro
-fanomezana vahana sy fanalalahana ny teny vahiny ilaina @ sehatra andavan\'andro na asa na fampandehanandraharaha ankapobeny ...
Inona reo fomba efa nentina nifehy izany teo aloha(prescription):
fitsipipifehezana(grammar),fomba fanoratana reo teny(spelling,lexicography),syntax(tsy haiko ny dikanteny..zay antsoina @ teny baiko na arampiarahamonina na politika ho marimpototra kokoa(correct)
ary ny tena raharaha dia ny fampitambarana reo teny isamparitra ho lasitra modely(standard model)miisa 18..ho teny ofisialy fototra
na aiza na aiza misy anao de malalaka ny fivoarany tenimpirenena erantany zay
manana olana samihafa toa ny antsika,toy ny fiovaovany kolontsaina avy any ivelany(nosy isika ka tsy afamiala @ zany),na ara kolotsaina na literatiora(neologism no fiantso azy)ary ireo teny vaovao hafa miditra @ alalany
fampielezambaovao sy ny resaka miampita(word of mouth)..ny fanajariana izany rehetra izany no itondra antsika @ lalany(teny malagasy manaraka ny toetr\'andro @ zao taonjato izao
-ny fanalalahana ny fidirany teny vahiny mifanentana @ fifandraisana @ tontolo ivelany rehetra mba ampiakarana ny ivo ny faripahalalany mpianatra malagasy rehetra ifanaraka @ fihazakazaky ny fandrosoana..
26. naughtyboy
(
03/09/2008 19:52)
hey tywa>de inona non tiany tywa lazaina eto oe zao fotsiny tsy mora ..tsy azo anoharana v sa oe tsy mora ahoana ,samy mahalala daoly manko fa tsy mora ary tsy mila averina intsony zany azavao..,za manko de mbola miezaka be mianatra teny gasy fa amiko tsisy ny tsy azo anoharana ra mbola samy miezaka..
27. Herimiafina
(
04/09/2008 00:02)
Raha misy malgasizasion ve dia hivadika teny gasy avokoa ny toerampianarana rehetra sa ny EPP-CEG-Lycée ihany no mianatra amin'ny teny gasy? :^)
28. tywa68
(
04/09/2008 13:38)
naughtyboy:
hey tywa>de inona non tiany tywa lazaina eto oe zao fotsiny tsy mora ..tsy azo anoharana v sa oe tsy mora ahoana ,samy mahalala daoly manko fa tsy mora ary tsy mila averina intsony zany azavao..,za manko de mbola miezaka be mianatra teny gasy fa amiko tsisy ny tsy azo anoharana ra mbola samy miezaka..
Mba avereno vakiana ny nosoratako aloha d ho azonao ny tiako ambara (mbola teny gasy io :°)
29. naughtyboy
(
04/09/2008 19:19)
.. :D twya>oay zafady fa maika loatra tsy namaky tsara kay za teo fa niverenako novakiana de mazava amiko fa tsy maintsy mbola ianatra teny gasy vao afaka mampihatra ny fanagasiana sa tsy zany v ? itovizako hevitra:lol: (ra mbola misy hevitra hafa ankoatran'io teny gasy ka mahasoa ny resaka de alefaso fa tsisy olana e,enao aza no isaorana meloha itondra sosokevitra.. :D :°)
tsy zany mankony fa za ndraindray manana olana @ ty hanihany ty refa mba tsy mananihany za zay de manala azy sisa fa aleo ranga itohy ny resaka fa ahitana vahaolana foana io na ela na haingana
:D

32. ikaretsaka
(
05/09/2008 18:24)
amiko manokana dia na teny arabo na koreanina na vazaha na norvezianina na inona no ampianarana ny kilonga dia tsy izay loatra no mikaonty fa ny hoe tafita ve ny fampianarana.
dia tsy hianona @ io tontolo sy teny io koa anefa aho fa tsy maintsy hoe hivelona sy hivelatra @ hafa... indrindra izoa globalisation sy anterineto izao
dia ny jereko akaiky raha izoa ny mpampianatra sy mpanabe de hoe ho tafitany sy voafehiny ve ny fampitana ilay fahaizana noratoviny sy ny fivelarany @ hafa!
amiko izay no important fa na dia teny tandroy aza no fototra nianarakoilay taranja tsary asiako olana fa ny tanjoko sy ny souci-ko de hoe rehefa any aoriana any de ho voafindrako @ le bandy japoney ho ampianariko sy hifampizarako traikefa norantoviko ve ny hevitro sy ny tiako ambara ...
(ampiako hoe raha any alemanina ohatra izahay mitsam no miara miasa)
izay amiko no important

33. tywa68
(
05/09/2008 18:38)
Ika : marina mihitsy zany hoe ny important d mahay mampiasa ilay izy fiainana na @ asa atao
naughtyboy :wink:
naughtyboy :wink:
34. naughtyboy
(
05/09/2008 21:15)
te hanaiky ny voalazany i ika fa ny olana dia tsotra,raha ny eritreritro de ny fampianarana any @ garabola(ozy endrika zay..primary) no mila fahaiza-mifehy tanteraka ny fahalalana ankapobeny ilainy zaza malagasy ts1/1 iatrehany reo olana antaratasy(mamaky teny sy manoratra) ka afahany miampita manovo ny dingana manaraka fianarana mivelatra koko @ teny vahiny ary ahafahany sahady manana fototra @ reo teny vahiny tena ilaina @ olana andavan'andro..
ny tena tsy azo adino dia ny tenindrazana no voalohany akaiky sy ampiasaina andavan'andro ary io no kolokoloina sy atao zay mampifandraika azy @ fanabeazana na akademika na sivika(civic),ireo no fototra atsaraina voalohany raha mba tsy ahavery ny fampianarana..manomboka eo dia tokony anokanana vola be tokoa ny fanatsarana ny fikarohana ary fampiharana ny fanagasiana zay fitandrovana mahaizy ny firenena no koa fanabeazamboho ny fanagasiana,
mazava ho azy fa azo itarina ny fampianarana ny haitao sy ny teny vahiny ifehezana ny fandrosoana..

35. tywa68
(
06/09/2008 06:04)
naughtyboy : tsy misy mandà anie fa ny teny malagasy no ampiasaina sy kolokoloina sns...lamaody ho an'izareo mpitondra ny milaza fa tsy mahay mamaky sy manoratra ny ankizy, d hanao an'izao sy zao BLABLA "fanagasiana", enao milaza fa tokony hanokanana vola be... nefa ny caisse efa goaka ary ny trosa tsy ho voaloha intsony fa miandry fanampiana sy fiantràna avy aty ivelany ... ny manana miha-manana foana, satria mahay manisa sy miteny vahiny koa fa tsy teny gasy ihany, ka d mampieritreritra ihany :-P
36. naughtyboy
(
06/09/2008 11:09)
samy mahalala isika fa raha te iala @ fahantrana de dingana voalohany ny fanetsehana,fanabeazana tsotra mihatra @ fiarahamonina ialana ny fahabadoana ny teny malagasy,fampivoarana ny haitao sy ny teny vahiny dia tokony itovy lanja,ny zv tena ilaina ao amintsika de ny lasitra nentiny bekintana miatrika ny olana goavana toy izao @ toerana be mpifindra monina azy dia ethnomethodology(H.Garfinkel) no sampana fanabeazana miantoka ny fahombiazany zany akademika sy aratsosialy,sivika,sampana miaramiasa akaiky @ ministera ny fampianarana rehetra zay mandrafitra ny soridalany fampianarana rehetra ,ary tsy azo ialana tsiny akory fa fandikana reo lalana velona ao anaty lalampanorenana tsotra izao @ fanjakana mandala ny rariny sy hitsiny(equality) ny tsy fahaizamitantana na tsy fananambola noho ny tombotsoany fitondrana manokana ...Aimpirenena izany raha ny ho aviny firenena no resahina, loza mitatao @ ho any M.kara sy ny vahoaka iray manontolo..
Ao anatiny ady aratoekarena sy sosialy (vahoaka sy ny fitondrana didy jadona/conflict paradigm) zay misy antsika de mitarika fisarahantsaranga lehibe arampiarahamonina(social rupture) sy hantsana ho any toekarena(poverty),ny fanimbana ny fanabeazana izany no lalana haingana itazomana ny
elanelantsaranga sy amotehana tanteraka ny soa iombonana ny tanindrazana
(stratification method)io no loza hiandry antsika ra tsy asina fiheverana haingana..
Tsy azo ekena izany fa heloka be vava ra ny mpitondra no mamarina ankady ny fanabeazana ,tsy ho ela de ho tapidakaleha ny mpandrebireby sy fahavalombahoaka toy izany ..

37. ikaretsaka
(
08/09/2008 12:43)
tssss
mba mijere ny manodidina hoa fa aza raisina theorie be le izy..
miodina fotsiny any Mandoton'A/be ohatra dia milaza any hoe "vata fandraisam-peo" na "siny fanondrahana" na "fimailo" sns.... fa 8O n'ny olona any fotsiny ianao... tena serieux
fa "arozoara" sy "radiokasety" sy "kapaoty" no ilazan- dreo azy any!
dia iza @ izay no fanagasiana eto?

38. naughtyboy
(
08/09/2008 20:14)
ozy ika
" tssss
mba mijere ny manodidina hoa fa aza raisina theorie be le izy..
miodina fotsiny any Mandoton'A/be ohatra dia milaza any hoe "vata fandraisam-peo" na "siny fanondrahana" na "fimailo" sns.... fa n'ny olona any fotsiny ianao... tena serieux
fa "arozoara" sy "radiokasety" sy "kapaoty" no ilazan- dreo azy any!
dia iza @ izay no fanagasiana eto? "
tsss.. saode io no nahavoa atr@ zay ry ika tsy mahay mametraka ny rafitra mitsinjo lavitra ialana @ zany fa varina manakiana fotsiny ,ny itsinjovana izany indrindra no anomezana sosokevitra raha namaky tsara tao ambony i ika fa tsy
theory ,vahaolana no atolotra fa tsy ny olana ra tia hiova @ fandrosoana :°)

39. arialy
(
11/09/2008 07:54)
ny fanagasiana ny fampianarana aloha dia tsy vahaolana am fandrosoana e, mety ho fitaovana entina hamoretana mihitsy aza.
tokony hoe atombo ny ora ianarana ny taranja malagasy any ampianarana , hovaina ny méthode fampianarana ny teny gasy sy ny fanoratana azy raha izay no hita fa lesoka fa ny ampiasa teny gasy am ny taranja rehetra kosa aloha dia ho fahadisoana lehibe.
ny olona mi proposer ilay principe anie olona efa mahafehy teny vahiny betsaka e, dia ny taranaka aoriana kosa ve no ho potehina ( borné-na) satria ny teny malagasy anie ao madagascar iany no ampesaina e, tsy afaka mivoaka akory.
hevitro manokana io !!
:)

40. Mandefitra
(
12/09/2008 05:25)
zao koa iray :
Misy boky lala sy noro, na etsy babeko @ fitenim-paritra ve?
Satria hoe tenin-dreny no enti-mampianatra, donky tokony misy boky voatonta @ fitenin-dreny isan-karazany koa zany.
Ny tiako hihaviana dia hoe, aleo ihany @ teny frantsay ny fampianarana, fa azo hazavaina @ tenin-dreny ilay izy, avy eo mivoatra tsikelikely.
Fa t@ gazety iray efa nisy hoe malgachisation = merinisation. Ka sady tsy hampandroso no hampifandrafy.