nogiazina ny vola tokony hampiasain'ny CU Antananarivo !
41. kidoropamba
(
28/08/2008 14:21)
Zaho ange tsy dia manakana an'ingahy Andry TGV hiasa e. Fa kosa manakana azy hanala ny fahefana eo ampelatanan'ny filoha hajaina. Raha miroborobo io Antananarivo io hitondran'inaghy TGV azy dia mazava hoa azy fa ho ratsy pasipAOro ny filoha hajaina eo anatrehan'i vahoaka ka mety bandy avy ao @ TGV no mety ho lasa filohampirenena @ 2012.
Kanefa raha izay tokoa, dia ho potika ity TIKO sy ny bizna rehetra ataonay ity.
Interet-anay manokana no hanosehako an'i Patou tramway hanao aksiOn satria raha tsy izany dia ho rava tampoka ireto bizna ireto. Mampitandrina antsika TIM aho an. Fitiavako anareo hilazako an'izany.
Tsy misy resaka bozaka io fa tena seriE be: Mba hevero kely ange izany antananarivo mandroso sy miroborobo Avy amin'ny TGV izany? Tena fandevenana an'i TIM izany e. SAolisiON? potehina ity TGV ity. à la medivedevy e. daroka foana.
Raha mbola atao resaka ambony latabatra io, dia ho vitain'ity boaykely ity matavy isika raha tsy mitandrina. Io Ary fa efa tektonika ny ataon'ireo ministra ka raha vao fanina kely isika dia veloma ny fitondrAna. Za aloha mbola te ambasadaoro ao maorisy e, ka mila manohana an'i filoha hajaina Ravalomanana ihany aloha. Fa na dia izany kosa dia efa misy CV nalefako any @ CUA. "on sait jamais" hoy ny teny baiko.
Ravalomanana ihany fa... :x

42. penguin
(
28/08/2008 15:23)
Fa tsisy olona ve any amin'ny faritany ry donto no TGV no asesika e ? Aleo mba Toliary ndray dada-banga a. =))
43. kidoropamba
(
28/08/2008 16:02)
Efa nogadrainay dolidoly ny tany @ faritany sy any anindrana any ka tsy misy olona intsony.
ppffffffffffffffffffffffffffhhhhuugrgfffppfffffff.....iny indray ra-pengy a. setroka dolidoly ireny. ahoana ny fahitanao azy? efa misy fivoarany ve ilay aretin-doha sa mbola manavy be ihany? snnnnniiiiffffffff!!!!