Roa karazany ny olona ..hmm!!

41. ikaretsaka ( 24/08/2008 23:03)
tadidio fa ny fahendrena rehefa manompo an'Atra dia mampahalala ny olona an'Atra ianao fa tsy mandidy mba hino Azy.
Raha vao mandidy olona iray ianao dia tsy avy amin'Atra izany .

misaotra tompoko o!
42. prime ( 26/08/2008 10:13)
xxx> Misaotra... tenin'olon-kendry tokoa... =D>

naughtyboy> Izaho no anisan'ny voalohany amin'ireo teneninao ireo... ifonana re tompoko ô...

Ilay faharesen-dahatra ao anaty indraindray mahatonga hafanam-po diso toerana ka ialàna tsiny aminareo mianakavy... mino aho fa hamindra fo amiko ianareo... ^:^
43. fahamarinana ( 26/08/2008 13:20)
:arrow: prime : :-* ,na zahay koa aza sahala izay e,misaotra any xxx sy naughty mamerina an-doha ny tsara atao mba hampisy fifandraisana tsara... :) (l)
44. naughtyboy ( 26/08/2008 14:23)
prime > hevitra natsipy fotsiny iny fa tsy misy ifonana zany ,zay no mahaolombelona tsy misy ny lavorary fa samy manao ezaka ny ts1/1..tsy misy zay tsy mba ho diso fa zay mikiry no adala, na ny tenako aza mba voanzany de manaiky sy miova satria fanatsarana ze efa azo no tadiavina ..
45. niryna ( 26/08/2008 16:52)
xxx:

tadidio fa ny fahendrena rehefa manompo an'Atra dia mampahalala ny olona an'Atra ianao fa tsy mandidy mba hino Azy.
Raha vao mandidy olona iray ianao dia tsy avy amin'Atra izany .

"Tsy tonga hiantso ny marina Aho fa ny mpanota mba hibebaka
Tsy ianareo no nifidy Ahy fa Izaho no nifidy anareo."

Mbola tsy tonga ilay fotoana izany matoa tsy manaraka an'Atra ilay olona>

Rehefa nanome ny fony ho an'Atra izy dia efa an'Atra izay saingy mila fikolokoloina izany sy mila fanavaozana isanandro raha vao mifoha.
Izany no ilaina ny vavaka. Tsy atao tsianjery fa nandritra ny andro 1 dia manaova bilan ary raha tsapanao fa nisy diso ny nataonao dia ataovyizay hihavananao amin'Atra vao matory.

Miezaha mba ho tanteraka aminao ireo fianana ara-panahy ireo dia izay.
Aza lany andro amin'ny fitanisana ny zava-dratsy fa miezaha mitady izay mahafaly an'Atra satria efa Azy ianao.




marina izany,misaotra xxx a =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2092