Ity no tena marina @ raharaham-pirenena @ zao fotoana izao

61. naughtyboy ( 20/08/2008 19:13)
tsy nisokatra le rohy fa anjamohttp://www.riotintomadagascar.com/
62. naughtyboy ( 20/08/2008 19:15)
mba mangataka fanampina ampisokatra io rohy io fa mahaliana tompoko..sotra meloha :lol:
63. naughtyboy ( 21/08/2008 13:58)
http://www.riotintomadagascar.com/
64. naughtyboy ( 21/08/2008 14:53)
miala tsiny bdb @ nanas tsy manapaka fa manohy manohy ty resaka ty ,efa misokatra le rohy ka manarana fo mamaky tompoko ny tena votoatiny satria teny vahiny mo de adika tsara fa io harenantsika ilmenite io(ao Mandena,petriky,sainte luce) de tetik\'asa mitentina $ 850.000 million izy io ary miampy $ 145000 million anamboarana ny seranatsambo (Ehoala ao akaikiny faradofay)anondranana ny vokatra nifanarahany reo vazaha sy le8 teto de anondrana reo harena ankibony tany ao amintsika efa voavarotra @ vazaha mampiasa vola ny 80% ,ary sika tompony miafiafy 20% fotsiny ary ny hetra apetraky ny fitondrana..Ny tanjona tratrariny ty varotra 1 ty eto dia
itrandraka 750 kilotons isantaona ary 40 taona no faharetany vatsy ao de ritra zay mizara dingana 3..
Ny manitikitika ny saiko de tsotra na fanjakana aiza na aiza tsisy hisy amela mpamatsy vola itantana ny harempireneny mihoatra ny 50 na 60% vola ampiasainy
marina fa $ 35 million fotsiny no vola zay marihiko fa any fanjakana malagasy miasa ao samy tsy te aheno sika any aorina fa volany tiko ndray io nampindraminy andrafanja) zao ry malagasy rehetra no antsoina oe varo boba ny fananana misy ao amintsika entiny ty filohany tiko ity satria izy no nanao sonia ny fifananarahana fa tsy hevitra lany tany a@ antenimierambahoaka akory..
65. nanas ( 21/08/2008 16:18)
naughtyboy:

miala tsiny bdb @ nanas tsy manapaka fa manohy manohy ty resaka ty ,efa misokatra le rohy ka manarana fo mamaky tompoko ny tena votoatiny satria teny vahiny mo de adika tsara fa io harenantsika ilmenite io(ao Mandena,petriky,sainte luce) de tetik\'asa mitentina $ 850.000 million izy io ary miampy $ 145000 million anamboarana ny seranatsambo (Ehoala ao akaikiny faradofay)anondranana ny vokatra nifanarahany reo vazaha sy le8 teto de anondrana reo harena ankibony tany ao amintsika efa voavarotra @ vazaha mampiasa vola ny 80% ,ary sika tompony miafiafy 20% fotsiny ary ny hetra apetraky ny fitondrana..Ny tanjona tratrariny ty varotra 1 ty eto dia
itrandraka 750 kilotons isantaona ary 40 taona no faharetany vatsy ao de ritra zay mizara dingana 3..
Ny manitikitika ny saiko de tsotra na fanjakana aiza na aiza tsisy hisy amela mpamatsy vola itantana ny harempireneny mihoatra ny 50 na 60% vola ampia
marina fa $ 35 million fotsiny no vola zay marihiko fa any fanjakana malagasy miasa ao samy tsy te aheno sika any aorina fa volany tiko ndray io nampindraminy andrafanja) zao ry malagasy rehetra no antsoina oe varo boba ny fananana misy ao amintsika entiny ty filohany tiko ity satria izy no nanao sonia ny fifananarahana fa tsy hevitra lany tany a@ antenimierambahoaka akory..



Misaotra betsaka amin ny fanampi-panazavana naughty a! misaotra fa zao koa aho vao naharaka an izany, zay ilay hoe tsara ny fi-seraserana ahalalana ny zava-misy. fa asiko resaka kely ilay voasoratrao farany io manao hoe:
"volany tiko io nampindramina andrafanja" za manokana dia mino marimarina fa dia io voalazanao io no hanaovan-dry lematy an io, samy ho velon aina hahita.
Le Karavasy be vava mpilelaka iry moa dia manampi-maso sisa fa tsy te-hahalala ny marina. Ankoatr'izay mba anisan ny nahataitra ahy ihany koa ny nahita hoe ny fianakaviambe ny le8 nandeha tany China hanatrika J.O, nampiasa ilay air force one. Ny malagasy mifezaka kibo noana sy efa mitady ho fatin ny mosary, ry lematy tsy menatra akory mandany ny volam-panjakana manao la vie. Tena sans gene lematy iny a?


66. naughtyboy ( 21/08/2008 18:16)
..tsy misy fisaorana tompoko fa fifalina no azoko ny adidy vita no sady mankasitraka ny nitondranao ity lohahevitra ity ny tenako :wink:
67. penguin ( 28/08/2008 15:17)
Fanazavana manginy fotsiny saingy tsisy dikany ary ny baolina mivoaka satria mpahana. Raiso fa aza avela ry misy saina tsy mahafaty baolina a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071