Ity no tena marina @ raharaham-pirenena @ zao fotoana izao
21. karavasy
(
16/08/2008 15:23)
Fantatra ihany rehefa mbola mpianatra. be resaka amin'ny tsy ahoana. Vitao malaky ty fianarana dia ampiseho ty talenta ary.
22. xxx
(
16/08/2008 15:38)
menalamba:
Mamaly ny sifran'i bazilou aho ko mivoana ahoana??Sa kabary tsy valiana ny eto??? Azavao ary ny teninao hoe mahantra lavitra isika mihoatra ny vaza hodinihina é...hanoheranao ireo sifra voalaza ireo...de mba ho hitako ny ambom-po-nao.... :D
Menalamba a! aty Madagasikara tsy mba manome vola ny olona tsy miasa ny fanjakana fa any andafy any hono toa na tsy miasa aza dia mahazo vola, ka tsy manambola ve izany ny fanjakana any sa ahoana ozy enao é! amiko dia raha tsy manan-karena ny fanjakana tsy afaka hanome ny olona tsy miasa asa anefa!
23. naughtyboy
(
16/08/2008 15:48)
ary inona no mba hevitra mamokatra etiny zanety eto mapiditra hanina any ambavany madinika ho jerena, aminay mianatra @ fiainana manko de azo ampiharina sy itarina ny fahalalana ampivoarana ny eo antanana =)) =)) avoahy oe mbo jerena :-$
24. menalamba
(
16/08/2008 16:23)
xxx:
menalamba:
Mamaly ny sifran'i bazilou aho ko mivoana ahoana??Sa kabary tsy valiana ny eto??? Azavao ary ny teninao hoe mahantra lavitra isika mihoatra ny vaza hodinihina é...hanoheranao ireo sifra voalaza ireo...de mba ho hitako ny ambom-po-nao.... :D
Menalamba a! aty Madagasikara tsy mba manome vola ny olona tsy miasa ny fanjakana fa any andafy any hono toa na tsy miasa aza dia mahazo vola, ka tsy manambola ve izany ny fanjakana any sa ahoana ozy enao é! amiko dia raha tsy manan-karena ny fanjakana tsy afaka hanome ny olona tsy miasa asa anefa!
Ataoko dia mba tankatrao avy hatrany aza ilay izy,fa azavaiko ihany... Ka izay indrindra anie no maha tafidi-trosa ny fanjakana frantsay é ,mindram-bola @ banky mba hanomezana ireto fanampiana isan-karazany ,fa esory kely ange ireo ary dia ho hita eo ny isan'ny mahantra @ izay é...
25. xxx
(
16/08/2008 16:48)

Menalamba a! ka toa efa taona maro anie ry zareo no nanome vola ny tsy an'asa fa toa mbola ao antin'ilay atao hoe firenena manakarena ihany é ilay G8 moa sa inona ilay izy teo.Eritrereto hono hoe i Menalamba nanome vola olona tsy an'asa dia ahoana mety maharaka ihany ve ny sosy sa ahoana? raha lazaina hoe olona mahantra i Menalamba an!
26. xxx
(
16/08/2008 17:40)
Izao ange le efa teneniko an'i Menalamba hoe aza miVOna amin'ilay resaka eto e. Lasa resaka lafrantsa indray le izy fa tsy momba an'i ra8 sy gasikara. Mankarary ny foko koa ange resy isika taloha fa akory atao, tantara efa vita izany. Ny mampivoatra ny tananantsika izao no tokony ho atao fa tsy alahelo lava eo. Sao mantsy hivadika lamba mena ity menalamba
Averiko kely fa tsy handoavam-bola ny mamorona dinika vaovao.
Averiko kely fa tsy handoavam-bola ny mamorona dinika vaovao.
27. bazylou
(
16/08/2008 19:51)
efa fantatra daholo anie izany rehtra izany fa naninona aza izy no mbola lany teo hoy ianao?? olona ef anigadra ve dia azo fidiana indray ?? tsss , saosy, saosy :-D :-D
28. naughtyboy
(
16/08/2008 20:51)
zay le soa solafaka hahay mamindra ry bazylou ..tsy maika fotsiny ny anolo fa mijery oul mahalala tsara sy afaka mamaha reny olana reny aloha samy mila fiomanana daoly ny rehetra fa tsy maimaika anidina otrany akoho.. :lol:
29. karavasy
(
16/08/2008 23:37)
Izao vao hijery ve ry mpianatra ao andakilasy a ? Ny olona efa andalana sa misy izany any Frantsa hoe 5 taona alohan'ny fifidianana manaraka mbola vao hijery candidat dia avy eo olona 20 mahery no mirotsaka. Avolenta tsy hinanankanina fa faly hitanisa ny fahaizana tsy ahazoana iray tsotrokely . :-D :-D
30. naughtyboy
(
17/08/2008 10:26)
ny fiainana no lakilasiko ry zanety a, zany oe refa tapitra ny aiko de tsy mianatra tsony za..ny ol atao oe mikatsaka fivoarana na efa filoha aza de mbola mianatra @ hafa :-D ra tsy ao ny fatranao @ raharampirenena maka torohevitra @ i Hao :-D
soa ihany fa vitsy ny karazany otranao zao tsy nahalasa lavitra any gasikara tsy misy fanidinihanana kely aza @ zv resahina fa feno fitsikerana sy felonanana ny hafa..tsy mila valiny akory io fa isaino ra misy ny fitaovana fisainana miasa any ,te iresaka fa tsisy alahatra afatsy fanaratsina ny hafa avoahy ny hevitrao ra tsara koko noho ny hafa de vita ..efa ataony oul fimezana tsy mbola ary saina
alohany amerenako ny resaka any @ nanas de teny farany tsy mahafaty antoka ahy ty,tsisy oul nateraka ho tonga filoha avy atrany ry zanety zany oe ny vary tsy tonga oazy ao ambilia satria noloarana tao ambilany fa mbola mila volena sy kolokolona ireny aloha.. ary misy ny atao oe solofo dimbiny ala fa tsy hazo efa malazo sy azerany ny rivotra akory no atao ialokalofana sotra tompoko
:D

31. karavasy
(
17/08/2008 10:38)
Avohay ndray le toeria tsy hinanakanina aloha hiomehezana e. Dia mba tanisao hoe ty vitan-drakoto ho an'i Gasikara sa malaza tsy hinanana toy ny vilihin-tsahona. An'iza ny lamba miahy ? Iza no hivaky loha hitady hevitra erak'ity vaza-mototra ty hadika eto.
32. naughtyboy
(
17/08/2008 11:03)
saode enao kalo no tokony anotany tena voloany @ fatranao ary in efa vitanao nampiditra tombotsoa any M.kara eto lazaina anay vao mijery ny hafa na de hevitra fotsiny aza :-D :-D vavany maty andrano izy efa milentika njay no mime ny hafa ..
hatsikana marina no talentanao efa mazava :-D :-D :-D :-D tsy manapotona lanina firy aminao aho fa betsaka reo misy hevitra matotra azoko resahana ato :D
hatsikana marina no talentanao efa mazava :-D :-D :-D :-D tsy manapotona lanina firy aminao aho fa betsaka reo misy hevitra matotra azoko resahana ato :D
33. karavasy
(
17/08/2008 12:41)
Efa hoe havoahay ny toerian-lah raha mety hinanakanina ho an'ny olona tanisan-lah fa vizana. Ankoatr'izay tsy ahazoana atsasaky ny sotrokely rakoto ooo. Mototra amin'ny ary ary tsisy ilana azy. Volabaoritra. Ny hafa no lazaina tsy nianatra nefa ny vita tsy hita fa asehoy hono na hevitra fotsiny aza. hevitra amin'inona ?
34. nanas
(
17/08/2008 13:56)
karavasy:
Efa hoe havoahay ny toerian-lah raha mety hinanakanina ho an'ny olona tanisan-lah fa vizana. Ankoatr'izay tsy ahazoana atsasaky ny sotrokely rakoto ooo. Mototra amin'ny ary ary tsisy ilana azy. Volabaoritra. Ny hafa no lazaina tsy nianatra nefa ny vita tsy hita fa asehoy hono na hevitra fotsiny aza. hevitra amin'inona ?
Io manejika sy mitsara ny olona io ihany no efa mahavoa, fa tsy mba avoaka aloha zay mba anao. Ny afitsik le 8 tohananao mafy aza ty toa mody hodinao fanina fotsiny, efa tsy mahagaga intsony io fisainana lomorina anareo alikakelin dr8 io, na efa hita fa mainty dia fotsy foana, tsy mpitondra tsy entina. Mba arosoy zay vahaolana asetrinao io sujet io zay azo tsapain ny tanana zato isan-jato ny fahamarinany.
35. karavasy
(
17/08/2008 16:26)
Hehehehe. milatra amin'ny Sinoa aza ra8 mazava koa mainty ahoana ary e ? Fotsy izy. :-D :-D :-D . inona no haroso aminao eo vao maika haha-tapaka ny lalan-drivotrao hanaraka efa lasana ve ? :-D :-D :-D tariky ny maty andavaka hita ihany.
36. naughtyboy
(
17/08/2008 19:36)
misy ny ol mendrika azo ifanakalozankevitra @ fotodrafikevitra azo ampiharina hamahana olana ary mazava fa tsy otrany zanety na ovina 2 satria tsy misy azony zany toy ny alika mivovo tsy ampy fisainana alefandra8 ikotaba eto de omena taolana mihaja vita varahina izy ho mariboninahitra fankasitrahany an ra8 hipika daoly ny nifiny de vita.. =)) =)) =))
Iverina @ lohahevitry @ nanas zay za,ty resaka ty de tsisy hafa @ fiara(M.kara)mitatitra reo mpandeha(vahoaka) @ toerana nampanatenaina azy (ny ho avy tsara koko mendrika ny malagasy)..nofidiany ny mpitondra hanana andraikitra hanatanteraka zany fikasana zany,sendra olana ary teny andalana satria nikatso ny fiara ...

37. naughtyboy
(
17/08/2008 19:55)
iza ary no tompon'andraikitra voalohany amaha ny olana ? tonga v de hosoloina fotsiny zao ny mpitondra sa avela hanao ny saimpantany mandra paha... sa refa ita fa tsy voafehiny ny ahasarotany olana de omanina ny isolo azy anadihady sy itondra vahaolana mahomby? oh. ihany tsy mifanalavitra @ zvmisy io noraisiko eto io .. :D
38. karavasy
(
17/08/2008 22:44)
Resaky ny tsisy hapoaka ny an-lah. Ny hanolo azy tsy vitan-lah aloha voalohany ary haleteho anaty lohan'elahisiny. Averiko fa tsy vitan-lah afatsy ny mimenomeno toa loha tapaka. Faharoa, fa inona no mihazona ny lohan-lah sa loham-balala no olona efa ahatapitra mandat roa no mbola hanontaniana indray hoe "de omanina ny isolo" azy? Hatramin'izao zavatra akaiky kely 2012 dia mbola tsy mahita soritra fa hijapy masinina amin'izay mipoipoitra tampoka eo indray dia ny eo mihodikodina eo ihany ny resaka atao avy eo.
Izany ve no atao hoe antoko politikan-lah mivoaka andafy miseho be teoria io ? Rehefa andafy mba jerena ny ataon'ny olona fa tsy miseho milay nefa mpaka ta...
Izany ve no atao hoe antoko politikan-lah mivoaka andafy miseho be teoria io ? Rehefa andafy mba jerena ny ataon'ny olona fa tsy miseho milay nefa mpaka ta...
39. lizabeth
(
17/08/2008 23:08)
nanas:
Par: wikipedia
Date: 15 août 2008 - 13:40
Il est né à Imerinkasinina dans la banlieue de Tananarive, la capitale de Madagascar, est marié et a 4 enfants. Il appartient à l'ethnie merina. Autodidacte, il dirige la petite laiterie familiale et la transforme (Grâce au soutien d'un proche famille, ministre de l'économie de Didier Ratsiraka à l'époque, Le feu RAZAKABAONA)[1], avec l'aide de la Banque Mondiale, en une entreprise industrielle de dimension nationale : le groupe Tiko S.A.
En décembre 1999, il est élu maire de Tananarive, hors des partis politiques, sous les couleurs de l'association Tiako Iarivo (J’aime Iarivo). Il engage la réhabilitation de la capitale, grâce aux aides financières conséquentes que le gouvernement alloue, habituellement et comme c'est d'usage, à la capitale, Antananarivo, et lance de vastes opérations d’assainissement et de grands chantiers d’infrastructures urbaines, avec comme slogan : la « lutte contre la pauvreté ».
Marc Ravalomanana, avec une visée présidentielle bien en tête, se présente comme candidat à la vice-présidence de l'Eglise de Jésus-Christ à Madagascar FJKM, (église réformée), l’un des quatre piliers du Conseil des églises chrétiennes de Madagascar (FFKM)et a été élu, sans coup férir lors de l'élection d'octobre 2001. D'ailleurs, son élection était prévisible du fait même de sa position en tant que principal financier de l’Église de Jésus-Christ à Madagascar (. Il a su s’appuyer sur les courants religieux, formidables relais de propagande à Madagascar pour qui ne dispose pas d’un parti politique. Officiellement, il ne préside qu’une association dénommée Tiako'i Madagasikara (J’aime Madagascar).
En annonçant sa candidature à la présidence à Imerinkasinina, son village natal, sur le parvis du temple protestant FJKM local, il s’est placé d’emblée dans un courant d’inspiration politico-religieuse, sachant très bien qu’une grande partie des 15 millions de Malgaches sont de religion chrétienne et que 45% des chrétiens sont des fidèles de son église, l’église réformée FJKM.
Nadika avy any @ forum moov izy io (www.moov.mg/), misaotra manokana an i wikipedia, tsara ho fantatran ny vahoaka rehetra ny tena marina
une grande partie des 15 millions sont de religion chrétienne !!! angaha ??
45% fjkm!!!
tsy zany ve no atao hoe fampandriana adrisa ! io fotsiny aza dia hita andaingana !!!
40. karavasy
(
18/08/2008 02:00)
Ny hitanay koa aza 51% n'ny Malagasy manaraka ny fomba nentipaharazana ary ny ambiny no zarazarain'ny katolika, fjkm, advantita, silamo, sns. Tena marina amin'ny ahoana ty ? sa tena marina fa resaka be konetaka, mangorera, tsy mahafaty baolina nefa lazaina efa gorobaka tsisy mpiandry tsatokazo intsony. Ampidiro ny baolina fa aza ariana misavon-danitra aaaaan. :-D :-D :-D :-D . Avohay ndray ny teoria ry kotojesta a