Ity no tena marina @ raharaham-pirenena @ zao fotoana izao

41. naughtyboy ( 18/08/2008 10:40)
@ saina tsy miangatra de tsotra ry zanety refa ita fa tsy mahavoa ny mpanamory ny fiara fa miverindalana ny zotra de mitady vahaolana matotra reo mpandeha maro an\\\'isa ialana @ zany,ny marina njay de misy ny lohan\\\'angidina toa anao zao (mikipy ny masony ary mikatona ny sainy toy ny varavarampasana) mikidaona fotsiny tsy ampy fahalalana ka na efa latsaka any andavaka aza ny fiara de mbola mitehaka ihany...fampatsiahivana,kely sisa ny fotoanany mpanofa tranony Iavoloha ao satria hazo boboka amorontevana io mpanao didy jadona io, ny hevitra defa ela no nitsiry fa ny fotoana no andamina sy anatanterahana azy sisa.. =)) =)) =)) =)) horakoraka ny any sahona fa ny tsiboboka(vahoaka) no tompony rano...
42. naughtyboy ( 18/08/2008 11:03)
betsaka tko ry nanas no azoko inoana @ reo voalaza reo ,indrisy na ratsy aza no akamaroany reo vaovao aiza ko monopoliser-ny ra7mbenana +1 @ alalany reo orinasany daoly sehatra fitantanana ny harembahoaka ,aiza ko vao tafakatra mo lery de nofafany daoly haingana reo trosa sy hetrany orinasany tiko,magro,mbs...ary amafisiny sahady reo volavolandalana @ reo andrimpanjakana ahatongavany @ presidential term, zany @ reo oul sasany no antsoiny oe fivoarana ,oul efa voaroiroy @ afera maloto sy voagadra mo no tompomarika @ zany ,fanairana ny sainy rehetra handinika ny zvmisy mo no tanjona eto ka samia mandray zay tandrify azy no samy tompon'andraikitra @ fananana iombonana de i Madagasikara miatrika ny ho aviny..
43. karavasy ( 18/08/2008 11:39)
Izao no be teoria sy mihaja an:
- ra7mbenana +1
-fanairana ny sainy rehetra handinika ny zvmisy

-IZAHAY KOA MILAZA NY MARO ANISA HOE ARAHO IREO RAHA HINANANKANINA.
-AZA MILAZA MANENINA FA IZAY TIANA HARAHO TSISY MANERY

koatairo ary e
44. nanas ( 18/08/2008 13:57)
naughtyboy:

betsaka tko ry nanas no azoko inoana @ reo voalaza reo ,indrisy na ratsy aza no akamaroany reo vaovao aiza ko monopoliser-ny ra7mbenana +1 @ alalany reo orinasany daoly sehatra fitantanana ny harembahoaka ,aiza ko vao tafakatra mo lery de nofafany daoly haingana reo trosa sy hetrany orinasany tiko,magro,mbs...ary amafisiny sahady reo volavolandalana @ reo andrimpanjakana ahatongavany @ presidential term, zany @ reo oul sasany no antsoiny oe fivoarana ,oul efa voaroiroy @ afera maloto sy voagadra mo no tompomarika @ zany ,fanairana ny sainy rehetra handinika ny zvmisy mo no tanjona eto ka samia mandray zay tandrify azy no samy tompon'andraikitra @ fananana iombonana de i Madagasikara miatrika ny ho aviny..


Justement, betsaka ary azo tsapan ny tanana ny fahamarinan ireo raha tsy hiteny zay zavatra nihatra tamiko manokana fotsiny aho t@ 2006 lasa teo. Mino aho fa tsy zaho irery fa maro be any ho any ny vahoaka madinika toa ahy saingy tsy manana opportunitE hilazana na tsy afaka mihitsy satria hitanao ihany, ny fonja sy ny fasana no miandry anao raha mba maneho hevitra na milaza izay tsy mety ataon ndrafanja ianao @ zao fotoana zao. Zay ilay hoe didiko fehy lehibe.
araka ny teninao dia tompon andraikitra @ Madagasikara isika, noho izany tokony ho saropiaro tanteraka @ isika, antsika vahoaka madinika tsy mandady arona i Madagasikara fa tsy an olona tokana akory ka azony hanaovana zao saim-pantany mirefarefa @ tany rehetra zao. Ary tsy fanadramana zao hadalany rehetra zao akory ny firenena, masina ny tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy, ilaina tokoa ny fampahafantarana ny vahoaka indrindra ny madinika ny marina, mba tsy ho tompon-trano mihano fotsiny ihany izy.
45. kidoropamba ( 18/08/2008 16:15)
Efa tsy misy fonja intsony ary tsy misy fAsana intsony ao Madagasikara ao. Fandrosoana no misy ao ka ilmenita nikely ary kobalta no ao.

Aza manao vava ratsy @ filoha hajaina fa io ihany ny anay. Na hiaraka hamono tena aminy aza dia tsy koi.
Io no gouRou anay. Io no dadanay. havanay.

Raha ny heviko manokana dia efa namidiko tamindry zareo etiopEana io Madagasikara io fa tsy mahay mihaina ny vahoaka ao. Soa ihany fa teo ny filoha hajaina mbna sahy mizarazara io madagasikara io @ ireo sinoa, noriveziana, kanadiANa sy ny sisa fa raha tsy izany dia lany @ ady eo ireto gasy ireto.

Tafita Isika Malagasy
Tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
46. naughtyboy ( 18/08/2008 16:42)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D io le koziko oe tsy sitrampanafana ny agegena mahazo any zanaky ra7mbenana + 1(zanety) :-D :-D :-D :-D :-D :-D
tsisy taitra @ resakao eto ry zanety faza mandany rora a...
47. karavasy ( 18/08/2008 16:49)
Matahotra fonja sy fasana ngah ny "olo-masina sy olomanga" sy manandoha nohon'ny mpitondra sa koa hero?...hahaha.
EFA MITENY AHO HOE ARAHO NY HEVITRA HINANANKANINA FA TSY OLANA.NY TSY HINANANKANINA EFA HAIN'NY VAHOAKA NY FANAO AZY.
48. naughtyboy ( 18/08/2008 17:00)
fandraisany vahoaka andraikitra @ tandrify azy iatrika ny raharampireneny tsy voatery resaka ihinanakanina fotsiny fa fampatsiahivana ny adidiny ts1/1 eo anivony firenena..tsisy atahorako reo voalazanao reo na kely aza ,1 ihany lehibe atahorako Andriamanitra ra tsy hainao sady tsy ho voatery ho mahery fo akory vao afaka aneho hevitra zay tsara lavitra toy ny boloky toa anao :-D :-D :-D :-D
49. naughtyboy ( 18/08/2008 19:54)
na enao io aza ry zanety mba tonga saina fa zao enao no omeny ra7+1 fotsimbary fa rapitso omeny daka ambavafo andry fotsy ihany ... :-D :-D :-D :-D :-D :-D
50. kidoropamba ( 18/08/2008 20:07)
Aleo hakabahana tsara: Ravalomanana ihany! Ravalomanana hatrany!

aleo fenoina ny kitapombolan'i fAONdasiOn Ravalomanana fa tsy handany fotoana @ resaka tsy hinanakanina io.
ManAna ambompompirenena ka ndao ampina ny filoha ravalomanana.

Ity misy hira kely hoantsika:

Ao anaty boky MAP
Misy soridAlana
...
nDAO ampio, Ravalomanana mba
hanantanterak'ilay
fiteny mamy hoe:
Madagasikara hatramin'izao
Mijoro fa tsy miankohoka.


Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^
51. xxx ( 18/08/2008 20:55)
nanas:



Justement, betsaka ary azo tsapan ny tanana ny fahamarinan ireo raha tsy hiteny zay zavatra nihatra tamiko manokana fotsiny aho t@ 2006 lasa teo. Mino aho fa tsy zaho irery fa maro be any ho any ny vahoaka madinika toa ahy saingy tsy manana opportunitE hilazana na tsy afaka mihitsy satria hitanao ihany, ny fonja sy ny fasana no miandry anao raha mba maneho hevitra na milaza izay tsy mety ataon ndrafanja ianao @ zao fotoana zao. Zay ilay hoe didiko fehy lehibe.



an ! zay lé izy ! anisan'ireo very fihinana ianao dia lazaina fa didy kofehy lehibe ! vahoaka madinika amin'ny ahoana koa e ! tsy mahafantatra ny tena madinika ianao izany ! fonja a fonja !!! dia lazao koa fa nigadragadra foana daholo izay nigadra tany !!! mba manampy psychologiquement fotsiny ny filazana fa Ra8 no ratsy ! ny aferanao no rava tany !
52. karavasy ( 18/08/2008 22:39)
Tena rava ny tiany atao ka lasa KONDRANA ny zatra ny mandeha ho azy. Sokafana daholo ny loha-hevitra rehetra tsy voafehy izao ary miseho mahay nefa vongany.
NY OLOMASINA NA OLOMANGA TSY MAVOZO SY BE KONETAKA FA MAHAFOHY NY AINY. IRETO KOSA DIA NY MITADY VAHOAKA ATAO TOHATRA HATRANY NO ZAHAVINY. TSY HINAN'NY VAHOAKA HANINA KA TSY AHOANAY HOY NY VAHOAKA. IZA NO MILAZA AMINAO FA MIADANA VEIVETY EO NY VAHOAKA RAHA IANAO NO MITONDRA. VARY BE. An'iza ny lamba miahy ?
53. naughtyboy ( 19/08/2008 12:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D zanety : n'in n'in lazainao de reto no tsy azonao kosehina ao antsainy rehetra eto ...
1.tsy zay mitabataba akory ry zanety de manana ny marina
2.tsy reo bolokindra7+1 akory no antsoina oe vahoaka
3.tsy mbola nisy theory teto na kely aza fa investigation(fanadihadina)ny zv misy tsy azo afenina ao @ nosy ikambanana no resaka eto
fampatsiahivana : tsy resaka fahaizana sy zvbita no resaka eto na fizahozahoana fa fifanakalozana hevitra mazava ,ra milaza reo tsy mety ataony ny mpitondra teo aloha na @ zao fotoana de tsotra: ny amisavisana ny ratsy no iaviny soa
itadiavana ny vahaolana tsara koko :D
ra tena olompirenena misy hazondamosina enao de henoy i nanas milaza fa :

masina ny tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy, ilaina tokoa ny fampahafantarana ny vahoaka indrindra ny madinika ny marina, mba tsy ho tompon-trano mihano fotsiny ihany izy.
54. nanas ( 19/08/2008 14:21)
xxx:

nanas:



Justement, betsaka ary azo tsapan ny tanana ny fahamarinan ireo raha tsy hiteny zay zavatra nihatra tamiko manokana fotsiny aho t@ 2006 lasa teo. Mino aho fa tsy zaho irery fa maro be any ho any ny vahoaka madinika toa ahy saingy tsy manana opportunitE hilazana na tsy afaka mihitsy satria hitanao ihany, ny fonja sy ny fasana no miandry anao raha mba maneho hevitra na milaza izay tsy mety ataon ndrafanja ianao @ zao fotoana zao. Zay ilay hoe didiko fehy lehibe.



an ! zay lé izy ! anisan'ireo very fihinana ianao dia lazaina fa didy kofehy lehibe ! vahoaka madinika amin'ny ahoana koa e ! tsy mahafantatra ny tena madinika ianao izany ! fonja a fonja !!! dia lazao koa fa nigadragadra foana daholo izay nigadra tany !!! mba manampy psychologiquement fotsiny ny filazana fa Ra8 no ratsy ! ny aferanao no rava tany !



hono hoa ra xxx, ianao angaha no niaraka nihinana tamiko dia niaraka very fihinana tamiko, toa miseho mahalala be ahy ianao zany? pauvre con! Rehefa tsy mahay miady hevitra na lany rora dia ajanony fa aza zay soratanay eto indray no mody critiquEna @ ty hevitra akohonao.
Tsy misy resaka halako bika tsy tiako tarehy eto fa ny zava-misy no ambara eto, ra tianao ho fantatra tsy le8 no ratsy fa ilay fomba fisainany sy ny tsy fananany fanahin olombelona.


55. nanas ( 19/08/2008 14:34)
karavasy:

Tena rava ny tiany atao ka lasa KONDRANA ny zatra ny mandeha ho azy. Sokafana daholo ny loha-hevitra rehetra tsy voafehy izao ary miseho mahay nefa vongany.
NY OLOMASINA NA OLOMANGA TSY MAVOZO SY BE KONETAKA FA MAHAFOHY NY AINY. IRETO KOSA DIA NY MITADY VAHOAKA ATAO TOHATRA HATRANY NO ZAHAVINY. TSY HINAN'NY VAHOAKA HANINA KA TSY AHOANAY HOY NY VAHOAKA. IZA NO MILAZA AMINAO FA MIADANA VEIVETY EO NY VAHOAKA RAHA IANAO NO MITONDRA. VARY BE. An'iza ny lamba miahy ?




itony ny fomba famalin ny maty andrano tsy de mahagaga loatra fa efa manomboka ho rendrika ny lainga sy fitaka nasesika ny vahoaka , rehefa aposaka ny marina dia marary ny ainy fa noheveriny mantsy hatramin zay fa ny azy ihany no tena mety sy tena marina. Dia malahelo aho milaza aminao ra-karavasy fa hatrany ambanivolo any, tsy ny eto Antananarivo ihany dia efa mitaraina daholo raha tsy hilaza aminao afatsy ny fametsifetsena atao @ vokatran ny tantsaha any ambanivolo any aho , reto misy toeraa vitsivitsy, tsy ho ary ho voatanisa eto daholo: Ambatondrazaka, faritry SAVA, DIANA,Vakinakaratra iray manotolo, Mananjary-Manakara. Ary raha mandinika ianao dia zone mpamokatra eto Madagascar daholo ireo, mazava ho azy tena misy tombon-tsoa manokana an le8. Tsy misy fijerevana interetm-pirenena io fa interetny personel

56. naughtyboy ( 19/08/2008 21:32)
zay ko marina .. ;-) efa very ny fankamaminy vahoaka azy,mangidy hoditra @ vahoaka ary efa voaisa ny androny eo :D
57. naughtyboy ( 20/08/2008 12:58)
ny tena mampalahelo de efa fonja no iainany vahoaka malagasy @ zao fotoana nesorina aminy daoly ny fahalalahana sy ny fahafahany ary ny hareny ary iza no manakarena ny mpitondra sy ny orinasany.
De ho very maina ve reo aina nafoy t@ 1947 reo olomangany Gasikara sy ny reharehany malagasy ho mahaleo tena fa tonga ny mpanjanaka vaovao zay manana fanirina tafahoatra anitatra fanjakany arabola anjanahana any M.kara sy ny vahoaka te hiotra ,taiza t@ tantarany politika erantany no ahitana mpitondra afaka mametraka ny orinasany manokana itantana ny sehatra mamokatra rehetra @ raharampirenena ,oh. akaiky de zao firenena manana harena sy manampahaizana ary mahaizy azy no potika ,norobainy reo olombitsy ny fananany Gasikara ka nosoloiny trosa tsy toko tsy forohana ho any taranaka,didy jadona sy fanamparampahefana no manjaka ary levona tsy hita popoka ny mangarahara sy ny demokrasia..tsy angano noforonina akory reo fa zv misy tompokovavy sy tompokolahy hajaina isany eto .Amaranako ny teniko de topimaso lavitra ny zv hiseho ao anaty 5 na10 taona manaraka ,
refa mitombo hery ny orinasa manokany mpanao didy jadona ary mihafoana ny kitampombatsimpanjakana de itsangana ny fanjakana tsy refesimandidy(empire tiko)zay itantana arabola sy fahefana any M.kara, io no endriky ny fanjanahana vaovao ,tsy nisy nananibohitra fa ny ao antrano ihany no mandroba sy nanao ampihimamaba ny fananana
tsy kivy tsy ketraka fa mbola any amintsika mamaky eto ny fahefana na safidy anovana zany rehetra zany satria ny malagasy de tia ny tanindrazany ary miara miatrika sy hiady @ ho avy tsara koko ho an\'ilay fananana iombonana
marina ny any nanas fa \" masina ny tanindrazana sy ny vahoaka ao aminy \"
58. kidoropamba ( 20/08/2008 15:20)
TSY masina izany ny tanindrazan'ny malagasy fa MAMY. tssss! tsy maharaka lesona nareo.
Any stockolm izao ny filoha hajaina mihaino ny adalan'ny gasy sy ny maligasizAsiony. hin!hin!hin!hin! dondrona hoa ireto ka hain'i filoha tsara ny manesika azy anaty lava-piringa. hin!hin!hin!hin!

Dera sy laza hoanao ry tompo mahery Ravalomanana. Tomponay, tohananay ary hilohalohavinay.
Ravalomanana ihany! Ravalomanana hatrany!

Tafita Isika malagasy
tohizo ny lalantsika
God save Ravalomanana ^:^
59. naughtyboy ( 20/08/2008 16:29)
...indrisy ,mamela azy fa tsy fantany zay lazainy.. :?
60. naughtyboy ( 20/08/2008 19:11)
fa iverenako kely eto ozy H.M
lmenite sa Nickel.
Dynatech any Ambatovy Moramanaga no mitrandraka Nickel.

eny marina ary ny Ilmenite dia Rio tinto no itrandraka azy @ farany 2008 ao anaty ny rafitra QMM tsy lavitra Faradofay sy Tolagnaro zay kompania goavana erantany @ fitrandrahana harena ankibony tany natsangany N.M Rothchild 1873 manana foibe ao London ,io no fitrandrahana namatsiany vahiny vola lehibe indrindra atr@ tantarany M.kara eo no tiako isarihana ny saintsika mamaky eto de tsotra ,tena nivarotra ny tanindrazantsika marina ty filohany tiko ity fa ny fananana no atao varoboba satria ny 20% ny vola miasa kiraina ao ihany no any M.kara ary reo hetrampanjakana azo ifanarahany ary ny 80% de any vahiny eo no mipetraka ny olana..http://www.riotintomadagascar.com/
ny Ilmenite(titanuim dioxyde) zay fantatra @ rakipohy aratsimika(FeTi 03)de karazana vato vy any ambany tany ,akora tsy voadio (diovina @ alalany fomba Becher process) tediaviny firenena indostrialy rehetra erantany aodina ho vokatra pigment mba ampahazava azy de otrany reny vovoka luminescencereny zany fampiasa @ loko ,plastika,taratasy sns..Ra ny filaharana erantany @ famokarana azy io de Australia no voalohany ary isika de aorinany Afrika atsimo sy Canada
ra tsy ho lazaina eto ny Exxon mihady solika ao Antsohihy sy mamono reo bibintsika trozona zay harena arovana fa lany tamingana,Madagascar oil ao tsimiroro sy bemolanga nanao fifanarahana tsy mazava ko @ nosoniaviny filohany tiko(Production Sharing Agreements)any @ OMNIS ,dia tena ratsy tokoa ny toerana ametrahany ty filoha ty ny fiainampirenena ry mpiray tanindrazana...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0092