Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
61. rijadolly
(
16/08/2008 20:49)
ary ahoana raha hoe:MIFONA amin'ireo ratsy efa vitako aho.
Ny hevitro manokana indray dia zao
Ny MIFONA ampiasaina rehefa tsy ny bebaka(nitonotena) kanefa tratra ianao avy eo
izany hoe ny MIBEBAKA zany dia tsy miandry ho tratra na efa misy sazy mihatra azonao,ka ny mifona sisa no azo atao(tsy fiteny angamba amin'izay fotoana zay ny hoe:mibebaka re tompoko.fa hoe mifona re tompoko)
:arrow: ny hitoviany dia samy mahazo famelana satria mbola nomen'Andriamanitra fotoana na ny efa voasazy(kapoka) na ny tsy mbola ra ara-Panahy :-* :-*

62. cutie
(
16/08/2008 20:55)
amiko indray ny mifona: mahatsiaro tena fa nanao ny diso ka mangata-pamelana. Raha le mifona fotsiny manko mbola mety hamerina le diso indray refa veo :-d
ny mibebaka indray: refa avy nahatsiaro tena fa diso de tsy mamerina le diso tsony :)

63. badboy
(
16/08/2008 21:50)
cutie >> nandalo teto akaiky teto zany le dali-lama fa tsy hitako ze natao!! Za tsy mbola kopy ilay fomba boudhiste, ny anao nanao ahoana??? ;-) ;-)
66. prime
(
22/08/2008 11:14)
Efa ambaran'ny namana maro tokoa ny mahasamihafa ny atao hoe mifona sy mibebaka...
Ary ilay lohahevitra mihitsy no mila averina satria nataon'i badboy ho mitovy ireo...