Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
41. xxx
(
14/08/2008 18:04)
badboy:
Mampihomehy be ilay fifanoherankevitra asehon'ilay xxx!! Nety taminao ny tsy nampiseho pseudo satria tsy afabaraka @ zay!!!
:-D :-D :-D :-D :-D
Mifanohitra ve ny hevitro ry badboy ? Sa i Badboy no tena tsy mahazo teny Malagasy mihitsy ?
xxx:
Rehefa mifona dia miresaka amin'ny olona hifonana. Ohatra hoe mifona amin'Andriamanitra dia mila miresaka amin'Andriamanitra. Raha hifona amin'i Badboy dia mila miresaka amin'i Badboy, mangataka ny famelan'i Badboy. Izany hoe tokony misy olona roa miresaka ao.
Miresaka amin'ny olona hifonanao ianao, fa tsy misy miteny eo hoe tsy maitsy dradradradraina ho rentany ren-danitra araka ny nolazainao :
badboy:Sa ianao rehefa miresaka amin'ny olona iray dia tsy maitsy midradradradra ren-tany ren-danitra ? Sa ny dikan'ilay hoe midradradradra koa no tsy hainao ? ;)
ary rehefa mifona izany dia tsy afaka atao bitsika ampo ilay izy fa tsy maintsy dradradradraina ho retany rendanitra!!
xxx:
Rehefa mibebaka kosa indray dia tsy voatery misy olona roa, fa ilay olona nanao ny tsy nety ihany no miaiky (avaho amin'ny hoe manaiky) ny tsy nety nataony, ary izy ihany no mandray izay fanapaha-keviny tsy hamerina intsony
Dia jereo fa rehefa namaly ianao dia hoy ianao :
badboy:
Rehefa mibebaka izany dia tsy afamaka misy olona manatriaka,
Izaho ve niteny hoe tsy misy afaka manatrika ? Hoy aho hoe tsy voatery !
Afa-baraka ve izany i badboy izao satria tsy mahay teny gasy ? :-D :-D :-D
42. badboy
(
14/08/2008 18:42)
Fomba fiteny ilay hoe "dradradradraina retany rendanitra" dia io no rohitina satria tsisy ambara!!! Mampalahelo!! Tsoahy fotsiny io dradradradraina io dia ho hitan'xxx fa mila miverina mandalina voambolana kely aloha vao mamaly satria ilay fanavahana ny mibebaka sy ny fifonana eo @ ilay hoe misy olona miheno na tsia dia mampihomehy be!!
Aiza moa no tsy hiboliaka manjary mibebaka tsisy fetrany, ny mampita hevitra aza miteniteny foana!! :-D :-D :-D
Na izany na tsy izany, tsara ny maneho hevitra diso mba afaka hahitsy tahak'izao mba tsy hamerenana intsony any aoriana raha toa ka mbola hampita hevitra ihany!! Rehefa maneho hevitra ratsy fakany tahak'io dia mety mihintsy ny miafina ao ambadik'ilay xxx!!! ;-) ;-) ;-)
PS : tsara ny teny gasy rehefa hay ny mampiasa azy!! :^) :^)

43. booboo
(
14/08/2008 19:02)
Afaka omen'i Badboy ohatra ve ny @ maha samihafa ny " mifona " sy " mibebaka " ? hatreto manko dia tena hita be @ hevitra arosonao fa tsy voafehinao mihitsy ilay voambolana ( fa ianao no miziry² tsy manaiky ahitsy fa manipy ny tsy fahaizana ho any @ hafa :wink: )
44. booboo
(
14/08/2008 19:04)
PS : ampiharo @ fomba fanehoan'i badboy hevitra klou ilay hoe " tsara ny teny gasy rehefa hay ny mampiasa azy !! " vao miteny ny hafa ianao. :wink:
45. xxx
(
14/08/2008 19:13)
Badboy:
Fomba fiteny ilay hoe "dradradradraina retany rendanitra" dia io no rohitina satria tsisy ambara!!! Mampalahelo!! Tsoahy fotsiny io dradradradraina io dia ho hitan'xxx fa mila miverina mandalina voambolana kely aloha vao mamaly satria ilay fanavahana ny mibebaka sy ny fifonana eo @ ilay hoe misy olona miheno na tsia dia mampihomehy be!!
Fanontaniana ho an'i Badboy ary :
Tena mifona amiko ve i Badboy raha toa ka tsy miresaka amiko akory ?
:-D :-D :-D
47. badboy
(
14/08/2008 21:35)
fijo >> Lasa mpampianatra teny gasy ny tenako satria tsy ampy na tsy nisy ny fandaharana fampianarana teny gasy tany antsekoly!!!
Nohon'ny mahagasy tia hahita gasy tahaka ahy hahay teny gasy dia averiko eto ilay fanazavana ary ataoko tahaka ny miresaka @ mpianatra any @ 5ème mianatra teny malagasy!!!
Mibebaka : milaza na mitantara na koa miaiky ny nisy izay noheverin'ilay mitantara fa ho tsy nety!
Mifona : milaza na mitantara na koa miaiky ny nisy izay noheverin'ilay mitantara fa ho tsy nety!
Noho izany, mibebaka = mifona!!
Ny mibebaka, na mifona, dia tsy voatery hampitaina @ teny avoakan'ny vava, fa azo atao ampo, aneritreritra!! Ohatra : " mifona aho A/tra" izay azo atao antsaina eo ampivavahana, ankoatr'ireo fivavahana mampiasa ny fidradradradrana tsy hifandrenesana, dia mitovy @ "mibebaka aho A/tra" izay afaka tatatataina raha tia hanangampeo, na koa atao antsaina raha toa ka haka tsirony!!!
Rehefa mazava aminareo izay ry mpianatra mahay isany dia ho azaonareo @ izay ny antony ilazako fa MANIMBA NY FIBEBAHANA TSISY FETRANY!!
PS : ny antony mahatonga ilay tsy fifankazahoana dia ny tsy fahampian'ny voambolana mitovy, hany ka raha vao tojo voambolana 2 mitondra hevitra mitovy, dia tsy eken'ny saina satria vitsy ny voambolana mitovy @ teny malagasy!! Izay no mahatonga ny académie miasa mafy mba hampanakarena ny voambolana gasy sy hahafahan'ny tsirairay mahazo resaka haingana!!
Ajanoko hatreo ny fampianarana teny gasy, tsy ho tohizako intsony na misy tsy mahazo aza, fa mitadiava rakibolana gasy dia zahavo ao anatiny ny tianao ho fantatra!!! Aza adino fa mampivoatra ny mamaky boky na @ teny gasy na @ teny vahiny!! :^) :^) :^)

48. xxx
(
14/08/2008 22:13)
badboy:
Nohon'ny mahagasy tia hahita gasy tahaka ahy hahay teny gasy dia averiko eto ilay fanazavana ary ataoko tahaka ny miresaka @ mpianatra any @ 5ème mianatra teny malagasy!!!
Sao mila fanampiana ianao fa tena vao eo dia efa taratra ny tsy fahafehezanao ny teny Malagasy ? Aza maika mampianatra fa manjary mampihomehy :-D
Badboy:
Ny mibebaka, na mifona, dia tsy voatery hampitaina @ teny avoakan'ny vava, fa azo atao ampo, aneritreritra!! Ohatra : " mifona aho A/tra" izay azo atao antsaina eo ampivavahana, ankoatr'ireo fivavahana mampiasa ny fidradradradrana tsy hifandrenesana, dia mitovy @ "mibebaka aho A/tra" izay afaka tatatataina raha tia hanangampeo, na koa atao antsaina raha toa ka haka tsirony!!!
Fantatrao ve izany hoe mivavaka amin'ny ohatra raisinao ? Misy resaka ao amin'ny vavaka, misy fifandraisana amin'Andriamanitra na zanahary sns araka ny finoan'ny olona fa tsy hoe ilay olona mivavaka fotsiny eo ! Na tsy misokatra aza ny vava, ao anaty dia fantatra fa amin'ilay Andriamanitra na ilay zanahary sns no miresaka - ary afaka tsy miteny satria efa inoana fa afaka mamaky ny ao anaty ilay zanahary na Andriamanitra. ;)
Ary ahoana rehefa amin'ny olona tsotra no mifona ? Olona tsy afaka mamaky izay ao am-po na ao anaty ao ? Tsy novalianao ny fanontaniako hoe tena mifona amin'ny olona iray ve ianao raha toa ka tsy miresaka aminy akory ! Manahirana angaha ? :-D :-D :-D
49. rijadolly
(
15/08/2008 11:53)
Tena fanina aho ry reto an!Te ahalala koa za anefa.
fa ny zavatra tsy azoko,sao dia mitovy hevitra ihany ary nareo é!fa entin'hoe za mahay teny gasy kokoa noho i anono fotsiny dia samy miharo tena.
ra namaky tsara za zao dia olana hatrany am-boalohany ny hoe :MANIMBA NY FIBEBAHANA TSISY FETRANY!! dia nivadika hoe:MIBEBAKA sy ny MIFONA .izay jereko fa toa mitovy hevitra ihany nareo mikasika io,fa ilay olana dia tsy hitako mihitsy hoe inona ny tsy hitovizan'hevitrareo ka izay no mahafanina ahy. :D

badboy:Dia inona àry hoy sé no simba e!Amin'zay angamba tena azoko tsara ny tian'sé ampita.
Mibebaka : milaza na mitantara na koa miaiky ny nisy izay noheverin'ilay mitantara fa ho tsy nety!
Mifona : milaza na mitantara na koa miaiky ny nisy izay noheverin'ilay mitantara fa ho tsy nety!
Noho izany, mibebaka = mifona!!
Ny mibebaka, na mifona, dia tsy voatery hampitaina @ teny avoakan'ny vava, fa azo atao ampo, aneritreritra!! Ohatra : " mifona aho A/tra" izay azo atao antsaina eo ampivavahana, ankoatr'ireo fivavahana mampiasa ny fidradradradrana tsy hifandrenesana, dia mitovy @ "mibebaka aho A/tra" izay afaka tatatataina raha tia hanangampeo, na koa atao antsaina raha toa ka haka tsirony!!!
Rehefa mazava aminareo izay ry mpianatra mahay isany dia ho azaonareo @ izay ny antony ilazako fa MANIMBA NY FIBEBAHANA TSISY FETRANY!!
50. niryna
(
15/08/2008 13:28)
xxx:misaotra xxx a
I Badboy no mila mamerina mijery ny rakibolana ary mampiasa ny teny Malagasy araka ny tokony ho izy !
Lazain'i Badboy foana hoe raha tsy nanao ny tsy nety dia tsy tokony hibebaka, kanefa ny olona anie efa tsisy mibebaka izany raha tsy nanao ny tsy nety e.
Ny mifona sy ny mibebaka dia tsy mitovy.
Rehefa mifona dia miresaka amin'ny olona hifonana. Ohatra hoe mifona amin'Andriamanitra dia mila miresaka amin'Andriamanitra. Raha hifona amin'i Badboy dia mila miresaka amin'i Badboy, mangataka ny famelan'i Badboy. Izany hoe tokony misy olona roa miresaka ao.
Rehefa mibebaka kosa indray dia tsy voatery misy olona roa, fa ilay olona nanao ny tsy nety ihany no miaiky (avaho amin'ny hoe manaiky) ny tsy nety nataony, ary izy ihany no mandray izay fanapaha-keviny tsy hamerina intsony sns.
Ny ideal dia mifona sy mibebaka. Izany hoe sady miaiky fa diso, no mangataka ny famelan'ny nanaovana hadisoana, ary tsy mamerina ny hadisoana intsony. :-P
tsy mazava tokoa ilay tian'i badboy resahina.
Matoa isika mifona dia nisy zavatra tsy nety natao tao izay ka nahatsapa izany ary dia miezaka ny tsy amerina an'iny intsony.Afaka mifona any amin'ilay nanaovako ratsy aho ary mety mandray ny fifonako izy mety ho tsia koa saingy rehefa lasa izany ny fifonako dia azy sisa na hamela izy na tsia.
Mifona izany mety hiverina anao an'iny ilay olona ary mety tsy dia miraharaha koa fa dia hoe mifona fotsiny...
sorry no hilazana azy na fialana tsiny na inona mitranga ohatra ,voadonanny olona hianao voahitsaky ny olona dia miala tsiny izy ,mety mbola mandona olona indray izy avy eo .Teny lasa. mahazatra fahalalam-pomba fotsiny indraindray.Azafady fa tara aho ohatra ,dia eo ihany iny fa rahampitso indray aho mbola manao.
Ny fibebahana indray dia miaiky ilay heloka vita ary maniry sy miezaka ny tsy amerina an'iny intsony.(repent no hilazana azy) ,nahatsapa fa nanao fahadisoana ary menatra mihitsy aza noho ilay fahadalana ka dia mangataka fifonana miaro fibebahana.Izany hoe miaiky fa diso,mivaly tsy anindroa intsony fa tsy hamerina an'iny intsony.
Fanampiny : raha tsy mamela heloka ny olona isika na tsy mangataka famelan-keloka ny olona izay nanaovantsika ratsy dia tsy afaka ny hamela heloka amintsika koa Atra . Voasoratra ao anaty baiboly izany .Efa noresahiko io any ambadibandika any e
(l) niryna
51. xxx
(
15/08/2008 14:53)
badboy:
Tena fanina aho ry reto an!Te ahalala koa za anefa.
fa ny zavatra tsy azoko,sao dia mitovy hevitra ihany ary nareo é!fa entin'hoe za mahay teny gasy kokoa noho i anono fotsiny dia samy miharo tena.
ra namaky tsara za zao dia olana hatrany am-boalohany ny hoe :MANIMBA NY FIBEBAHANA TSISY FETRANY!! dia nivadika hoe:MIBEBAKA sy ny MIFONA .izay jereko fa toa mitovy hevitra ihany nareo mikasika io,fa ilay olana dia tsy hitako mihitsy hoe inona ny tsy hitovizan'hevitrareo ka izay no mahafanina ahy.
Tsy mitovy hevitra ka ! Zavatra roa mihitsy no tsy hitoviana hevitra !
Voalohany ,I Badboy milaza fa manimba ny mibebaka tsisy fetrany ! Izany midika hoe manimba ny miaiky tsisy fetrany fa nanao ny tsy nety sns rehefa nanao ny tsy nety - rehefa ampiasaina araka tsara ny teny Malagasy.
Ny faharoa dia tsy mitovy ny hoe mifona sy ny hoe mibebaka.
Ny mahatonga ny ady hevitra mikasika ny teny Malagasy dia manjary mandiso ny olona mahay Malagasy te hibebaka ny lazain'i Badboy ka aleo hazava ny resaka. Araka io voalaza eo ambony io, dia ny miaiky ny hadisoana natao no voalaza hoe manimba amin'ny fitenenana hoe manimba ny fibebahana tsisy fetrany.
Raha toa ka ny manendrikendrika ny tenany amin'ny heloka tsy nataony akory ny olona iray dia tsy mibebaka no dikan'izany ; ka raha io no tian'i Badboy holazaina hoe manimba dia tokony ahitsin'i Badboy ny teniny hoe tsy ny mibebaka tsisy fetra no manimba fa ny fanendrikendrehana ny tena amin'ny heloka tsy natao akory. ;)
:-D :-D :-D
52. ikaretsaka
(
15/08/2008 18:00)
raiso ho toy ny nify re io e..
ny nataon'ny gasy hoe mifona nify dia nidy 1 no lasa dia miverina maniry io
fa ny mibebaka tena le efa ringana banga be ireny :-D
ny nataon'ny gasy hoe mifona nify dia nidy 1 no lasa dia miverina maniry io
fa ny mibebaka tena le efa ringana banga be ireny :-D
53. badboy
(
16/08/2008 09:54)
Mifona = mibebaka!! Ny tena mahasamihafa azy dia ny mibebaka atao tsy ankanterena satria tsy nisy nahita na nahafantatra ilay tsy nety natao, ny mifona kosa dia satria hita na tatra ilay tsy nety natao ka nanaiky ilay voapanga na nitonitena! Maro anefa ny tsy manavaka ny fampiasana ireo teny ireo na koa tsy mahafantatra ny mahasamihafa azy!!:^) :^)
Noho izany, ilay mibebaka tsisy fetrany manimba!! Rehefa mibebaka @ A/tra ohatra, dia matetika miteny hoe "mibebaka @ izay ratsy rehetra nataoko aho" fa tsy faritana hoe inona ilay ratsy!! Tsy fahalalana ilay ratsy natao ve,izay tsy voaavaka @ tsara natao ; sa fahazarana fotsiny dia atao faobe tahaka ny taxibe mitatitra kil??? Eo ilay olana!!!!;-) ;-) ;-)

54. xxx
(
16/08/2008 12:56)
Badboy:
Mifona = mibebaka!! Ny tena mahasamihafa azy dia ny mibebaka atao tsy ankanterena satria tsy nisy nahita na nahafantatra ilay tsy nety natao, ny mifona kosa dia satria hita na tatra ilay tsy nety natao ka nanaiky ilay voapanga na nitonitena! Maro anefa ny tsy manavaka ny fampiasana ireo teny ireo na koa tsy mahafantatra ny mahasamihafa azy!!
Hay ve hanaiky ihany ranamana fa tsy mitovy ireo fa misy mahasamihafa azy e ! Bad boy ;-) ;-) ;-)
Dingana voalohany izay. Ilay mahasamihafa azy fotsiny no mila fanitsiana kely sisa :-P :-D :-D :-D
56. badboy
(
16/08/2008 13:19)
xxx:
Hay ve hanaiky ihany ranamana fa tsy mitovy ireo fa misy mahasamihafa azy e ! Bad boy ;-) ;-) ;-)
Dingana voalohany izay. Ilay mahasamihafa azy fotsiny no mila fanitsiana kely sisa :-P :-D :-D :-D
Izay ilay fahaizamitsimpona!! Tsy dia mahagaga loatra!! Hita hoe tena mila mamaky teny matetika dia miverina mmianatra ilay fakafakao, adihadio... t@ 3ème, sa nitsambikina an'ireny raxxx :-D :-D :-D :-D
Vakio tsara fa ny hevitra apetrako voalohany dia : "MIBEBAKA = MIFONA"!! Mitovy izany no dikany, io ilay hevidehibe hiaingana 8) 8) Avy eo indray arosoko ilay fanazavany ny mahasamihafa azy dia io faritako ambony io!! Ny mahagaga dia tsy voatohitra ilay mahasamihafa azy satria io no tena marina ary raha azoko tsara tsy dia kôpy loatra nytena dikany raxxx satria rehefa avy nanome dikateny mampihomehy dia mangataka ilay valiny marina @ fomba ankolaka!! Ka efa nomeko fahafahamo ianao raxxx dia io ambony io no tena valiny!! Ka aza mibebaka tsisy fetrany intsony ohatr'io fa manimba!!! :-D :-D :-D :-D
57. xxx
(
16/08/2008 13:35)
Ary hono hoa ry Badboy, toa tsy novalian'i Badboy mihitsy ny fanontaniako teo ambony ? Tsisy hanoherana azy angaha ? Toa voaporofon'ny ohatra nomenao eo amin'ny Hevitra 46 mantsy fa mila miresaka rehefa mifona ! :-D :-D :-D
Io no tena mampihomehy ! Ny iray nisy nahita moa ny iray tsy nisy nahita ?
Ka ahoana ianao no miresaka hoe mibebaka amin'Andriamanitra, nefa Andriamanitra efa inoana fa mahita foana ?
:-D :-D :-D
badboy:
Ny tena mahasamihafa azy dia ny mibebaka atao tsy ankanterena satria tsy nisy nahita na nahafantatra ilay tsy nety natao,
ny mifona kosa dia satria hita na tatra ilay tsy nety natao ka nanaiky ilay voapanga na nitonitena!
Io no tena mampihomehy ! Ny iray nisy nahita moa ny iray tsy nisy nahita ?
Ka ahoana ianao no miresaka hoe mibebaka amin'Andriamanitra, nefa Andriamanitra efa inoana fa mahita foana ?
Badboy:
Noho izany, ilay mibebaka tsisy fetrany manimba!! Rehefa mibebaka @ A/tra ohatra, dia matetika miteny hoe "mibebaka @ izay ratsy rehetra nataoko aho" fa tsy faritana hoe inona ilay ratsy!!
:-D :-D :-D
58. booboo
(
16/08/2008 18:38)
Mafy loha be tsy laitra ahitsy mihitsy Badboy. Efa atoro ampiana ohatra mazava zao hoe izao no tena dikan'izatsy sy izaroa dia mbola miziry² @ hevi-diso ihany...( asa inona inona no ambadik'ilay tsy mety ahitsy ? )
59. ikaretsaka
(
16/08/2008 19:18)
ka akondro ihany ve iznay ny fary dia vary ihany ny laoka raha mitovy ny mifona sy ny mibebaka e :-D :-D :-D
60. cutie
(
16/08/2008 20:40)
samy hafa zany e lol
efa we manimba ny fibebahana tsy misy fetrany :-D
efa we manimba ny fibebahana tsy misy fetrany :-D