Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
21. cutie
(
12/08/2008 18:27)
Ka raha io lazainao io dia tsy ny fibebahana tsisy fetrany mihitsy no manimba fa ny fandaingana hoe izaho no nanao ny tsy nety nefa tsy nanao ny tsy nety akory !
Izay no tiako hotsipihina aminao raha toa tsy azonao. Mandiso hevitra mantsy ny filazanao ! Ekenao fa ny fibebahana izany dia amin'ny ratsy natao ihany no mitombina ... ka ny filazanao hoe ny manimba ny fibebahana tsisy fetrany dia toy ny midika hoe manimba ny fibebahana tsisy fetrany amin'ny tsy nety natao.
mivadika be izy zany marina :-D :-D :-D :-D :-D
22. ikaretsaka
(
12/08/2008 23:32)
Ka raha io lazainao io dia tsy ny fibebahana tsisy fetrany mihitsy no manimba fa ny fandaingana hoe izaho no nanao ny tsy nety nefa tsy nanao ny tsy nety akory !
miombon-kevitra...
tsy voatery hoe fandaingana aza ilay izy fa lasa mety ho aretina mihitsy ilay matsiaro foana heo diso na tsy diso aza
23. booboo
(
13/08/2008 11:38)
tsy azoko mihitsy ny tian'i Badboy tenenina lava @ ilay hoe " mangataka fibebahana " ?
ny fibebahana tsy angatahina satria " action " io ary ny tena ihany no manao an'ilay izy fa tsy ny hafa mihitsy.
Ny fifonana no mitarika fangatahana famelan-keloka @ Atra na/sy @ olona, rahefa izay vao tonga @ fibebahana = tsy manao an'iny raha nifonana iny intsony.
Ny fangatahana famelan-keloka tsisy fetrany amiko no manimba raha atao tsy am-piheverena fa atao pli vava fotsiny ( hi-se victimiser-na ohatra, na hampisehoana ny hafa fotsiny hoe mpanetry tena beeee nefa fasana anaty, na tsy te hanohy gidraka dia mifompona fotsiny sns ).

24. prime
(
13/08/2008 12:33)
booboo> =D>
Ary ianao izany maharaka an... :-D
xxx:... Tena taraiky aho fa tratran'ny niasa alina... :lol:
Ary i Prime toa mbola eto amin'ny forum nefa efa alina be
Ary ianao izany maharaka an... :-D
25. badboy
(
13/08/2008 14:06)
Fibebahana (se répentir) dia fanekena ny tsy nety natao. Reha tsy nanao ny tsy nety dia tsy tokony hibebaka! Raha toa ka nisy nanao ny tsy nety taminao dia aza avela hande @ zao fa angatao ilay olona hibebaka ka hangataka ilay famelana avy aminao!! Ilay mibebeka tsisy fetra, dia araky ny voalazan'i karetsaka hoe aretina, sy lazain'i booboo hoe "victimisation de sa personne" dia manimba satria sady mamita-tena no mamitaka ny tena marina!!!
Izay no antony hilazako hoe ny mibebaka tsisy fetrany manimba, satria raha mivavaka ka mangataka famelana @ zavatra tsy voafaritra dia voalohany tsy mahalala akory ny mety sy ny tsy mety, faha2 mangatapamelana satria efa fahazarana fa tsy tena voadinika sy voalanjalanja, ary ny faha3 mamitatena, mamitak'olona ary manafina ny tena marina!!! ;-) ;-) ;-)

26. ikaretsaka
(
13/08/2008 14:11)
izay letsy no ilaina ny fandinihantena sy ny examen de conscience aloha.. dia mikonfesy an ..... hijerena lalandava heo inona no mety dia inona ny tsy mety..
fa tsy le hoe mifona aho jesosy ... na oui na non de mifona aho!

27. booboo
(
13/08/2008 14:25)
Ilay voambolana mihitsy kay no tsy voafehin'i Badboy ...
Samy hafa ny hoe " mifona " na " mamelà ny heloko " sy ny hoe " tsy hamerina intsony aho ". Io farany io no atao hoe fibebahana.
Ilay zavatra atao hanitsiana/hanovana ilay tsy nety/tsy ampy ary nekena sy nangatahana famelana t@ Atra sy/na oul no hatao hoe fibebahana. Tsy bla bla bla ilay izy fa " action ".
Ohatra : ni-triche zà t@ exam fa nitsikilo ny valin'ny voisin-ko. tratra ary niara-voasazy tamiko ilay nangalako tahaka. Mihaiky aho fa tsy nety ny nataoko dia mifona @ ilay voisin ( satria lasa voasazy koa izy noho ny nataoko ). Tsy mi-triche intsony @ manaraka = fibebahana. Fa tsy hoe ilay izaho nihaiky sy nifona no atao hoe fibebahana.
Asa raha azon'i Badboy @ zay ny tena dikan'ilay voambolana @ teny malagasy ( se repentir koa @ teny frantsay tsy hoe fihaikena heloka fotsiny...)

28. ikaretsaka
(
13/08/2008 15:25)
le heo mbola manao indray dia miteny indray rehefa tratra hoe tsary hanao tsotry ry boob's ahoana?
ataoko angamba fa io no tian'i badboy lazaina!
ankoatran'ilay hoe tsy nanao lilil de le milaza hoe tsy hanao intsony fa mi make up zavatra tsy nataony ho nataony ao anaty lohany ao izy

29. badboy
(
13/08/2008 15:38)
booboo >> Mila verenanao jerena ny boky misy tahiry voambolana gasy ao aminao!!
Mifona = mibebaka = manaiky ny tsy nety!! (= avouer, se repentir, contrition)
Tsy hanao intsony @ manaraka = tsy hanao intsony @ manaraka!! :^) :^) :^)

ikaretsaka:Io ilay izy!! ;-) ;-)
tsy nanao lilil de le milaza hoe tsy hanao intsony fa mi make up zavatra tsy nataony ho nataony ao anaty lohany ao izy
30. Herimiafina
(
13/08/2008 15:54)
Raha tena mibebaka amin'ny fo izany aloha ianao tsy ho isan'andro mihintsy e! :^)
31. ikaretsaka
(
13/08/2008 16:20)
raha io definition nomen'i boobs io tokoa ka mibebaka isan'andro izany dia firy andro tokotry de lasa olomasina.. satria miha tsy atao miha tsy atao le zavatra ....tsy ho lasa perfect ve izany??? :-D :-D :-D
32. xxx
(
13/08/2008 19:07)
badboy:
booboo >> Mila verenanao jerena ny boky misy tahiry voambolana gasy ao aminao!!
Mifona = mibebaka = manaiky ny tsy nety!! (= avouer, se repentir, contrition)
Tsy hanao intsony @ manaraka = tsy hanao intsony @ manaraka!! :^) :^) :^)
I Badboy no mila mamerina mijery ny rakibolana ary mampiasa ny teny Malagasy araka ny tokony ho izy !
Lazain'i Badboy foana hoe raha tsy nanao ny tsy nety dia tsy tokony hibebaka, kanefa ny olona anie efa tsisy mibebaka izany raha tsy nanao ny tsy nety e.
Ny mifona sy ny mibebaka dia tsy mitovy.
Rehefa mifona dia miresaka amin'ny olona hifonana. Ohatra hoe mifona amin'Andriamanitra dia mila miresaka amin'Andriamanitra. Raha hifona amin'i Badboy dia mila miresaka amin'i Badboy, mangataka ny famelan'i Badboy. Izany hoe tokony misy olona roa miresaka ao.
Rehefa mibebaka kosa indray dia tsy voatery misy olona roa, fa ilay olona nanao ny tsy nety ihany no miaiky (avaho amin'ny hoe manaiky) ny tsy nety nataony, ary izy ihany no mandray izay fanapaha-keviny tsy hamerina intsony sns.
Ny ideal dia mifona sy mibebaka. Izany hoe sady miaiky fa diso, no mangataka ny famelan'ny nanaovana hadisoana, ary tsy mamerina ny hadisoana intsony. :-P
badboy:
tsy nanao lilil de le milaza hoe tsy hanao intsony fa mi make up zavatra tsy nataony ho nataony ao anaty lohany ao izy
Io ilay izy!!
Tsy mibebaka no fiantsoana an'io fa avereno jerena ny rakibolan'i badboy :-D :-D :-D
34. fijo
(
13/08/2008 21:12)
raha vao tsy misy fetrany ny zavatra iray dia ratsy izay.fa ity voalazan'ika ity ihany no mety:" 6. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 11-08-2008 18:52:32
Lohateny : Re : Manimba ny fibebahana tsy misy fetrany!!
mahatsapa tena @ izay atao fotsiny dia sady tsy terena no tsy vozonana hibebaka e"
raha terena io tsy mety koa,ary raha tsy misy fandinihantena vao miha diso.

35. ikaretsaka
(
13/08/2008 23:06)
za nge efa miteny mivantana foana fa takonandry zalahy blablabla sy tsimpona le izy matetika e :°)
36. badboy
(
14/08/2008 07:32)
Marina ny an'i booboo mihomehy fa mampihomehy be ilay fanazavana ny mahasamy hafa ny manota sy ny mibebaka!!
Rehefa mibebaka izany dia tsy afamaka misy olona manatriaka, tahaka ny ataon'ireo jiolahy mibebaka @ pra rehefa tratra ambodiomby ; ary rehefa mifona izany dia tsy afaka atao bitsika ampo ilay izy fa tsy maintsy dradradradraina ho retany rendanitra!!
Ka raha io no mampihomehy an'i booboo dia tena miaramihomehy aminy aho, fa raha ilay fanakianana kely hoe "tsy io ilay mibebaka" dia izaho no mivanitika be :-D :-D :-D :-D satria mila miverina mianatra teny gasy daholo booboo sy xxx fa izaho tsy niteny mihintsy hoe "io ilay dikan'ny fibebahana", fa io no iombonako hevitra @ ikaretsaka satria nametraka hevitra mitohy @ ilay fibebahana tsisy fetrany izy!!
IO ilay mitsimpona araky ny lazain'ikaretsaka!!! ;-) ;-) ;-)

37. badboy
(
14/08/2008 09:45)
Fanitsiana kely : Marina ny an'i booboo mihomehy fa mampihomehy be ilay fanazavana ny mahasamy hafa ny mifona sy ny mibebaka!! ;-) ;-)
38. booboo
(
14/08/2008 12:03)
Zany ô ?
xxx a > ndao hono hiverina hianatra teny malagasy tsika vendrana aby angamba ny profs teny ankatso nampianatra ny tena dikan'ny hoe mibebaka @ teny malagasy klé ! :-D :-D :-D

39. xxx
(
14/08/2008 16:40)
Booboo : andao e :-D :-D :-D
Badboy : tsy ny fanazavana no mampihomehy fa ianao no toa tsy mahazo, na tsy mahay teny gasy !
Fa taiza ho aiza aho no niteny fa tsy misy mahazo manatrika rehefa mibebaka ? Mba ampiasao araka ny tokony ho izy ny teny Malagasy hoa ! Sa tsy azonao koa ny dikan'izany hoe tsy voatery :-D
Dia taiza ho aiza koa aho no niteny hoe tsy maitsy dradradradraina rehefa mifona ? Mba ampiasao araka ny tokony ho izy ny teny raha tena mahay tokoa fa tsy hitarina tahaka izao ny nolazain'ny olona e ;)
:-D :-D :-D

Badboy:
Rehefa mibebaka izany dia tsy afamaka misy olona manatriaka, tahaka ny ataon'ireo jiolahy mibebaka @ pra rehefa tratra ambodiomby ;

ary rehefa mifona izany dia tsy afaka atao bitsika ampo ilay izy fa tsy maintsy dradradradraina ho retany rendanitra!!

40. badboy
(
14/08/2008 17:56)
xxx:
Rehefa mifona dia miresaka amin'ny olona hifonana ... Rehefa mibebaka kosa indray dia tsy voatery misy olona roa, fa ilay olona nanao ny tsy nety ihany no miaiky (avaho amin'ny hoe manaiky) ny tsy nety nataony, ary izy ihany no mandray izay fanapaha-keviny tsy hamerina intsony
Dia tohizan'i xxx : Fa taiza ho aiza aho no niteny fa tsy misy mahazo manatrika rehefa mibebaka ? Mba ampiasao araka ny tokony ho izy ny teny Malagasy hoa ! Sa tsy azonao koa ny dikan'izany hoe tsy voatery :-D
Badboy:
Rehefa mibebaka izany dia tsy afamaka misy olona manatriaka, tahaka ny ataon'ireo jiolahy mibebaka @ pra rehefa tratra ambodiomby ;
Dia taiza ho aiza koa aho no niteny hoe tsy maitsy dradradradraina rehefa mifona ? Mba ampiasao araka ny tokony ho izy ny teny raha tena mahay tokoa fa tsy hitarina tahaka izao ny nolazain'ny olona e
Badboy:
ary rehefa mifona izany dia tsy afaka atao bitsika ampo ilay izy fa tsy maintsy dradradradraina ho retany rendanitra!!
Mampihomehy be ilay fifanoherankevitra asehon'ilay xxx!! Nety taminao ny tsy nampiseho pseudo satria tsy afabaraka @ zay!!! :-D :-D :-D :-D :-D