Misy karazan 'olona raha mindrana zavatra any aminao na iny very tsy hita intsony na potika !
Ohatra manana kiraro tsara tarehy ianao dia misy miteny ny fianakaviana a ny namana hoe :"mbĂ ampindrĂ mo ahy iny fa andeha mariage aho !".Refa avy eo ampindramin ilay olona ny zaodahiny dia ilay zaodahiny indray mampindrana azy ny zandriny...... farany potika ilay kiraro :twisted:
Ka eo izany no mahatonga ny olona sasany @ izao fotoana izao lasa manana toetsaina toy ny vazaha hoe CHACUN POUR SOI!
omeo sira kely hono ny mamanay fa averiny rahampitso rehefa mandray vola ny dadanay =))
ampindramo elo kely koa hono ny mamanay ry lemenakely fa andeha andevina izy fa tsy manana,mba lazao ny mamanao e =))
ohatrinona leity no nividianako an'ity an?
nindraminy ny akanjon'ny zokinay dia nandaingany ny cousin-nay fa lafobe hono ilay jean (nindraminy io an) =))
angaha adinona ilay rojo nindramin'ilay olona tamin'ilay ramatoa manankarena ? noheveriny fa ho volamena ka tsy niteny izy fa dia nanaraka hatramin'ny taninketsa ny vidiny ?
Kanefa indray dia misy fitenenana hoe aza modiana tsy hita izay misambotra aminao,na mihindrana aminao ,dia ahoana indray izy izany k'ty ?