Chacun pour soi sa ........?

21. imaitsoanala ( 08/08/2008 18:40)
za koa mba ampidramo e :-D
22. fijo ( 08/08/2008 21:19)
za indray aloha rah aio mampindran aio dia tsy misy amin'ny vokabulerako e,hialana tsiny fa tena afera tsy tiako io mifampindrana io
23. fahamarinana ( 09/08/2008 10:37)
:arrow: Ny efa hitako : ilay ampindramina mazana mody fanina fa takiana vao mamerina,raha tsy simba ihany koa,na lazainy fa azy satria tsy tsaroany intsony fa efa ela no tany aminy... :( (l)
24. kalazagasy ( 09/08/2008 14:52)
fa : zay mitsy, ny manahirana ihany koa dia indraindray enao tompony indray no hihindrana refa kelikely. :lol: :lol:
25. diamondra27 ( 09/08/2008 16:36)
rehefa mindrana zavatra dia tokony tsy hanimba . Raha sendra simba anefa ilay izy dia tokony hanolo.
Izany no mahatonga ny olona lasa sarotiny amin'ny zay hananany satria mba nanahirana azy ange ny nahazo an'iny nefa iano tsy nisasatra fa faly ny hindrana fotsiny nefa tsy manaja.

Ny tsara angamba raha tena zavatra tsy foinao dia aleo tsy ampindramina fa manimba fihavanana.

reaha resaka sira sy sucre sy sns de tsy maninona

Raha fiara aloha dia tsy mety ny ampindramina azy satria outil de travail iny amiko.
26. fahamarinana ( 10/08/2008 09:11)
:arrow: ny ahy tsy azoko mihintsy e,ohatra ny lehilahy mpindrana chargeur-na battérie e,piece izao e,clé izao e nefa amiko raha manana auto dia tokony koa hanana an'ireo matériels ireo fa tsy miandry voa vao mipàpàpà etsy sy eroa...,na ny vehivavy mindrana sy mangataka fanjaitra nefa ianao manana machine à coudre dia tokony hanana reserve,rehefa tsy manana dia tokony mahandry mividy fa tsy manadala vahoaka...zany manko no mahazo ahy matetika ato satria mpanjaitra,tam 1er nanome fa lasa oh tsy manana foana ilay namana dia leo ihany aho am farany... :-P (l)
27. diamondra27 ( 10/08/2008 10:12)
fahamarinana: dia ampiaro ilay we mahaiza mamaly non indraindray.

za koa miombonkevitra amindry, aiza koa no hisy we manana fiara dia tsy hanana kojakoja miaraka aminy, tsssssssssss tandremo aza adino le gilet sy triangle de secours sao de tratry ny pv eo an.sa mbola hindrana any aminareo koa le olona :lol:
Efa trop kosa akia izany olona manana machine tsy manana fanjaitra zany a> Raha we tapaka le aiguile fa nanjairana jean anga de mba ekeko ihany we tsy nanana resrve za fa refa mivoaka deomeko ny andry de tena omena fa tsy vava fotsiny>

aza omena retsy refa outil de travail andry fa raha simba iny de tsy misy hiasandriko a.
28. fahamarinana ( 10/08/2008 10:22)
:arrow: ka zay no nahatonga ilay hoe tsy tia mampindrana sy indramina fa tsy efan'olona e....rehefa tonga amin'ilay non dia efa définitif ,tsy ampiana fanazavana intsony fa samy barakay...efa nahazo aby za hoe tsyampahafiriny koa..vidin'ny fanjaitra anie ka lafo e.. (l)
29. sakaizakely ( 12/08/2008 20:45)
tam za vo 17 taona de nindramin' namako zay ny cahier de chants-ko, nony tonga za haka azy de ouz fotsiny oe tsy hitako ntsony le izy fa be oul be kou ato antrano. important be zany kahié de chants zany tam zany fotoana, tena kivy sady sosot.y be za fa tena nolakoako le ankizy an

De teo no nahatsapako fa hay misy tsy azo atokisana na oul akaiky be anao aza, ary tena fay tanteraka tsy tia mampindrana ninn ninn aho hatram zay, de aleoko tsy mindrana kou na misy zavatra mamptsirritra ahy aza.

de zao za tena lasa mpanao oe samy maka ny azy io, de sady tsy mindrana no tsy mampindrana. Toy izany koa, tsy dia tia mangataka service am noul fa miezaka vitaiko za irery ny fiainako
:°) :°) :°)
30. ikaretsaka ( 13/08/2008 03:12)
ny ahy rehefa sarotra amin'ilay olona ny mahazo ilay non dia ny alikako no nampindramiko azy...
fa mahagagaga fa mahazo rovitr'akanjo kely foana i lery isaky ny miverina
31. fahamarinana ( 13/08/2008 07:07)
:arrow: ika: :-D :-D hevitra mety sady mahomby...
sakaizakely :itovizako hevitra koa.Hatraty io miezaka tsy mangataka service io fa ny olona mangataka foana matetika.Ny mahatsara azy fontsiny rehefa zatra tsy mangataka dia afaka mandà mandrakariva...rehefa zatra mpangataka dia sarotra ihany ny handà na efa kamo be zao aza satria mieritreritra ny nataon'olona tamin'ny tena hatrany (l)
32. dadabe ( 13/08/2008 16:38)
pounk kely jiaby aza e :-D (l) :evil: :°) d Jereo eto
33. yonikafopl ( 13/08/2008 17:26)
Betsaka mintsy le manao indran-draikitra , indrindra fa ny gasy, za zao tena leo, satria za talou no mampindrana tsy indramana, zany we ohatra zao samy eo doly zahay maromaro, de miomana fa misy zavatra hatrehina ohatra, de misy ny sasany very hevitra fa tsy manana hanaovana, na misy ihany fa tsy dia tsara, ohatra collier sy kavina, ka akanjo na kiraro, de ra ohatra za ka manana mifanarakaraka amin'izay hanaovany de za mintsy no manome ilay izy we ty anaovana fa mety tsara am le akanjonao ohatra. Rehefa vita anefa ny atao, de tsy mahalala mamerina, efa mitaky za an, fa lazainy we mbola anaovako am ann akia le izy aaa, de any de any izy ndray no miseho ho tompony avy eo. Fa farany za zao de tena leo leo mintsy, aleoko tonga de manome raha toa ka tsy de ilaiko le zavatra, fa ra zavatra tena ilaiko de tsy mampindrana zany tsony za fa tssssssssssssssss :evil:
34. Herimiafina ( 13/08/2008 17:37)
Tsara ny mampindrana kah, tsara dia tsara.
Saingy ny mampindrana dia efa naman'ny mahafoy izany, rehefa mbola tsy mahafoy ny zavatrao dia aza mampindrana.
Ny any Madagasikara izany kiraro sy kavina fa ny hitako sy niainako taty ivelany dia fiara matetika na trano no indramin'ny olona. :^)
35. fasaly ( 13/08/2008 18:16)
dadabe:

pounk kely jiaby aza e :-D (l) :evil: :°) d Jereo eto



:-D
36. ikaretsaka ( 19/08/2008 02:36)
fasaly an za ampindramo st...
37. fasaly ( 19/08/2008 05:30)
ika ah! sokafy kely ilay poketra menamena am kiraroko io de ao misy iraika :°) :wink:
38. kelly13 ( 19/08/2008 18:40)
:-D
39. vale ( 21/08/2008 17:31)
[quote=fijo]
za indray aloha rah aio mampindran aio dia tsy misy amin'ny vokabulerako e,hialana tsiny fa tena afera tsy tiako io mifampindrana io
___________________________________________________________
mitovy amin'i fijo koa aho, tsy mba tiko ny mindrankindrana entan'olona io, voalohany maharikoriko anahy raha akanjo sns, faharoa za tsy te hampindrana de mba tsy mampindrana!


:lol:
40. vale ( 21/08/2008 17:35)
...ny cahier de chants koa ny ahy haempon'ny namako foana taloha, anankitelo no any de tsisy miverina, tena :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2484