transcription

41. fahamarinana ( 22/08/2008 09:26)
:arrow: ds :misaotra indrindra amin'ny infos...ary na zà aza tsy mba manana certificat de nationalité gasy akory fa zatra be ny copie sy ny cni dia mianona amin'izay.Tsara kokoa zany ,amiko,mba ananana ihany io au cas òu,tahaka ny fananana ny certificat vazaha ihany. :) (l)
42. kelly13 ( 22/08/2008 20:13)
d ny fangatahana ny certificat de nationalité gasy io v mila ny presence physique any mada sa afaka "maniraka" oul? mahalala zvt mihintsiny refa i ds no mamaly, misaotra anao
43. fijo ( 22/08/2008 20:14)
marina io asehon'i ds io,fa ampiako kely hoe mila "manao fahafantarana ilay zaza ilay dada"

fa matetika dia le reniny no mitondra azy.

ny gasy koa dia tsy mitaky ny "fahalalana ilay zaza avy amin'ny reny"fa niy fiterahan adia ampy rehefa voaporofo,ny frantsay ohatra dia mitaky io "fahalalana ilay zaza io koa avy amin'ny reny"

de le ery ambony ,isika gasy tsy mampihatra ny "hus soli"
44. ds ( 23/08/2008 12:30)
kelly13:

d ny fangatahana ny certificat de nationalité gasy io v mila ny presence physique any mada sa afaka \"maniraka\" oul? (...)

Ny olona efa maty koa azo hangatahana certificat de nationalité :-)
Afaka maniraka olona ianao mangataka azy. Izaho efa nitondra certificat-n\'\'olona nangatahina tao Tanà...
Ireto avy ny antontan-taratasy ilaina :
certificat de nationalité (ray na reny na izy roa)
1) Zanaka ara-dàlana (teraka tao anaty mariazy) :
- taratasin\'ny sora-piankohonana (acte de naissance na jugement supplétif)
- taratasim-panambadiana (acte de mariage)

2) Zanaka \"tsy ara-dàlana\" (teraka ivelana mariazy) :
- taratasin\'ny sora-piankohonana (acte de naissance na jugement supplétif)
- taratasy manamarina ny fahazanaka (preuve du lien de filiation). Sarotsarotra kokoa ity ho an\'ny ray niteraka.
45. tsidina ( 24/08/2008 15:32)
Manahoana daholo,
Raha azoko zany ireo rehetra ireo dia tsy afaka mandova ny fananandreniny any dago ilay zaza? satri tsy manana nationalite malagasy? Ohatra hoe manana trano any dago ilay ramatoa? lol? Mba valio re io zay afaka e.
46. ds ( 24/08/2008 21:50)
tsidina:

Manahoana daholo,
Raha azoko zany ireo rehetra ireo dia tsy afaka mandova ny fananandreniny any dago ilay zaza? satri tsy manana nationalite malagasy? Ohatra hoe manana trano any dago ilay ramatoa? lol? Mba valio re io zay afaka e.

Toa ny Gasy ihany no mahazo manana tany (tanin-drazana io).
Fiarovana ny tanin-drazana no nanaovana lalàna tsy ahafahan'ny vahiny mividy tany tamin'ny 1960. Ankehitriny, afaka manofa tany mandritra 99 taona ny vahiny (bail emphytéotique)...
Fa izao e, ny lova ange tsy voatery tany fa azo atakalo lelavola :-)
Dia raha misy tsy azoazonao ny lalàna, dia ataovy izay ahalany solombavambahoaka maromaro hanoava azy amin'ny manaraka.

47. fahamarinana ( 25/08/2008 13:01)
:arrow: ds : tsy hoe hividy tany akory fa ohatra hoe zà manana trano dia ny zanako raha tsy manana nationalité gasy dia tsy mahazo mandova ahy ohatra...izay no mba reko fa asa raha marina jurudiquement parlant..azonao azavaina ve raha marina na tsia io?misaotra e !! (l)
48. ds ( 25/08/2008 19:48)
fahamarinana:

:arrow: ds : tsy hoe hividy tany akory fa ohatra hoe zà manana trano dia ny zanako raha tsy manana nationalité gasy dia tsy mahazo mandova ahy ohatra...izay no mba reko fa asa raha marina jurudiquement parlant..azonao azavaina ve raha marina na tsia io?misaotra e !! (l)

Tsy mahafantatra tranga ohatra izay aho kanefa matoa ianao manana trano, dia tompon'ny tany misy io trano io. Raha afaka manana tany ianao, dia gasy.
Manaraka ny lojikan'izay daholo ny sisa. Fa na izany aza, dieny mbola afaka dia karakarao ny taratasy maha gasy tsy hanahirana ny taranaka amam-para any aoriana.
49. fijo ( 26/08/2008 19:12)
efa hafaka mividy tany izao ny vazaha ka,ao ambadikiavoloh aizao misy vazaha manana tany sy trano.lery efa ela ny nipetraka tany fa mbola tsy gasy akory.
50. ds ( 26/08/2008 20:15)
fijo:

efa hafaka mividy tany izao ny vazaha ka,ao ambadikiavoloh aizao misy vazaha manana tany sy trano.lery efa ela ny nipetraka tany fa mbola tsy gasy akory.

Afaka mividy tany ny vahiny fa misy fepetra tsy maintsy arahany :
- manofa mandritra 99 taona
- mifandray amina petrakarena mamokatra (investissement) ny tany vidina
- azon'ny fanjakana esorina aminy ny tany
Ankoatra izay, matetika mody gasy no asaina mividy ny tany...:-)


51. fijo ( 26/08/2008 20:49)
efa fantatro le conditions ka,fa de nahagaga ahy fa dia nanao trano be mihintsy lery izao;de nanontaniako hoe fa efanahazo taratasy gasy ngaha??de nanda lery fa dia nijanona ho frantsay.

olona mpiasa amina ste gasy izany fa tsy mpampiasa vola.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6851