transcription

21. kelly13 ( 05/08/2008 18:00)
fahamarinana>ny livret de famille na d en concubinage aza ka niteraka ilay couple de omen'ny mairie refa manao ny transcription ny naissance ny zaza

Ratoa>tsy azoko loatra ilay tatara

22. kelly13 ( 05/08/2008 18:02)
fanampiny kely fa adinoko teo, ilay livret de famille zany @ anaran'ny rangahy (raha vazaha ilay rangahy) d misy soratra @ sisiny oe "ni reconnaitre azy ramatoa .... t@ zao daty zao". tsy mitovy @ livret de famille omena refa mivady le izy ra tsy diso aho (tsy haiko ra mazava ny tiko lazaina) :)
23. Bola ( 06/08/2008 01:10)
Kelly a, ny hanontanian i Fahamarinana hoe tsy manambady mihitsy sady tsy concubinage ve mahazo livret de famille...zany hoe ilay olona sady tsy manambady no tsy misy concubin fa dia misy zaza fotsiny, dia mahazo livret de famille ve...
Za tsy mahay aloha satria ny livret de famille koa ny fiheverako azy hoe ho an ny mpivady na olon droa manangana fianakaviana...Kanefa raha misy zaza dia ahoana...Aiza o misoratra iny zaza iny...Sa mahazo livret de famille ny vehivavy tsy misy vady na concubin dia soratana ao ny zanaka naterany...

Ilay an i Ratoa indray: Sao dia mba tsy manana visa en regle akory io Ramatoa resahinao io...Ary ankaotra an izay..angaha moa izy no manapakevitra hoe atao mahazo visa ny zanany na tsia e...Raha tena manana papiers en regle ve izy tsy efa mba nidina nijery ny zanany....
Tsy mbola misy mizaka ny zo pirenena Frantsay zany izy rehetra ireo (na ilay ramatoa na rangahy na ny ankizy)...Fa matoa refuser nefa ny visa dia misy antony ao..Zany no hilazako hoe sao dia tsy misy papiers en regle akory ilay ramatoa...
Za nisy olona fantako nahazo sejour tany fa nanao ny ainy tsy ho zavatra izy hodiana tany Mada fara faharatsiny 1 fois par an hijerena ilay zanany..Tsy resaka papier no probleme t@ izany tsy nahalasan ny zanany fa resaka fianakaviana..Fa tiako lazaina hoe tsy misy reny izany mahafoy zanaka tanteraka...Raha tsy hoe ireny fo vato ireny sy ny tsy fidiny! Ka izay amiko tsy mahita antony hafa aho ankaotra ny hoe sao dia tsy misy papier ilay Ramatoa ... raha misy moa izany dia hanokafo dinika vaovao manontany ny mahay eto hoe akory ny fandehan ny rapprochement familial...Raha manokatra dinika vaovao manko mora hitan ny rehetra fa raha eto no manao mety tsy manokatra an ity akory ilay olona mahay valin ilay izy!
24. fahamarinana ( 06/08/2008 09:33)
:arrow: keliterezy :zay voalazan'ny bola zay mihintsy no tiako fantarina am ilay livret akia a.. :) (l)
25. ni81 ( 06/08/2008 09:57)
Toy izao no voalaza momba ny livret de famille hitako ato e! tsy haiko na mbola misy hafa na tsia manampy ireo:
http://vosdroits.service-public.fr/F1345.xhtml
26. kelly13 ( 06/08/2008 20:57)
bola sy fahamarinana>ah ra tokatena indray klou le vhv d tena tsy haiko e! nefa ange ra ohatra oe teraka teto ilay zaza, d TSY MAINTSY declarer any @ i mairie ny fisian'io zaza io e! donc, tokony manome livret de famille iany ny mairie @ zay! izay no tsy azoko kou @ le resak'i xxx12 oe teraka teto le zaza, ni reconnaitre azy ny rainy na d tsy nitondra ny anarandrainy aza le zaza! bref, sarotra b kou izy zany :?
27. xxx ( 07/08/2008 16:44)
kelly13:

bola sy fahamarinana>ah ra tokatena indray klou le vhv d tena tsy haiko e! nefa ange ra ohatra oe teraka teto ilay zaza, d TSY MAINTSY declarer any @ i mairie ny fisian'io zaza io e! donc, tokony manome livret de famille iany ny mairie @ zay! izay no tsy azoko kou @ le resak'i xxx12 oe teraka teto le zaza, ni reconnaitre azy ny rainy na d tsy nitondra ny anarandrainy aza le zaza! bref, sarotra b kou izy zany :?



misaotra, izaho ilay xxx12 io ihany, tsy voalazako moa fa t@ ilay rain-janako ni-reconaitre ilay zaza dia mbola tany am-bohoka, ny indro kely anefa mba tsy hatao hoe olana beh dia io lehilahy io dia nanao usurpation d'identité ka tratra ihany, izany hoe anaran'onon-kafa fa tsy azy no nentiny t@ izany fotoana izany, fantatra sy tra-tehaka anefa izany taty aoriana kely(fotoana fohy nahaterahan'ny zaza) ka nony nanao ny ttsy mikasika ilay zaza aho (izay marihiko fa teraka taty fr) dia sady tsy frantsay ilay zaza satria ttsy sandoka ny an'ny rainy, no tsy nety koa ny any @ paris 16ème amnassady malagasy fa hoe ttsy vazà ny rain'ny zaza, dia izahay rahateo araka ny voalazako tery ambony tsy nivady, dia tsy manana izany livret de famille izany aho. Dia tena fanina aho à procedure rehetra hanaovana ilay ttsin'ilay zaza, marihiko fa ny ttsiko dia 10 ans,

Dia ahoana izany ny zanako gasy sa vazà sa apatride??? hihihi
28. kelly13 ( 07/08/2008 20:02)
xxx12-26>oups, tena sarotra b marina izany a! fa t@ ianao niteraka io zaza io tany @ hopital v d tsy nasain'ny tao @ hopital nakany @ mairie, na enao (bon, enao mou vao avy teraka) na ny rainjanakao na fianakaviana na ireny oul manao asa social any @ hopitaly ireny? tsy maintsy declarer-na any @ mairie zay misy ny hopitaly niterahanao (ary ra tsy diso aho d tsy mahakasika io na vaza na gasy le zaza) ao anatin'ny 3 andro mou sa 5 andro nahaterahan'ny zaza ilay zaza!
29. xxx ( 07/08/2008 20:22)
misaotra kelly, voasoratra any @ mairie tokoa ny zanako kann, iny tsy olana, fa dia tsy nisy nanome ahy izany livret de famille izany na ny tany (mairie argenteuil 95) na ny tany @ ambassade e! hoy ny gasy tao à ambassade hoe: 'ny vehivavy gasy tsy miteraka tsy manam-bady izany' ppff hoy aho tamindreo tao tss...
dia ny any @ prefecture aloha dia olana e! satria sday tsy gasy ny zanako no tsy vazà ihany koa fa juste hoe manana iny carte kely de circulation iny izy dia izay! ny acte de naissanceny ihany no fitondrako mandendeha rehefa misy ilàna azy na any @ caf na aiza na aiza. Fa ny tiako ho hay dia hoe mba hety hanome azy ttsy ihany veh ny vazà indray andro any, amiko manokana aloha tsoriko fa tsy misy ilàko ny ttsy vazà izany e! miasa aho ary mandoa impôts, fa ny zanako avy eo ahoana ny aminy??
30. kelly13 ( 07/08/2008 21:03)
refa feno 13 ans izy d toa manana safidy na ho lasa vaza na ho malagasy! tandremo anefa fa ao anatin'ny 13 ans izay d teto frantsa tsy ankijanona izy (sauf oe nande kely nanao vacances ...) ny porofo azonao omena ny prefecture (sa mou aiza le fangatahana azy io?) d ny cerificats de scolarité-ny depuis 13 ans! aza kivy fa ataovy zay mampety ny ho avin'ny zanakao eh :)
31. xxx ( 08/08/2008 16:50)
ok, misoatra anao fa dia mbola hiandry 13 taona izany lol
32. dailynews ( 20/08/2008 18:02)
Hono hoa, afaka ovaina ve io lalana any amintsika io hoe, ny reny malagasy manambady tsy gasy dia tsy gasy ny zanany? mahita aho mantsy fa tsy rariny izany fa mamingavinga ny zon ny vehivavy.
Inona no lalana ahafahana miady hanovana io lalana io? mino aho fa lalana lavitra saingy aiza no mety hanombohana azy? :(
33. kelly13 ( 20/08/2008 20:45)
za kou mahita fa tena tsy rariny io oe ra malagasy ny reny ka vahiny ny ray, d manaraka ny zompirenenan'ilay ray niteraka azy ny zaza, ary d sahirana d sahirana tkou ny hahazoany (le zaza io) ny zompirenena malagasy a, na d oe teraka tany madagascar aza ilay zaza.

aty frantsa anefa, @ fianakavian'i ramose, d frantsay le renin'ilay zaza, mou le vadiny polak, fa d frantsay soa amantsara reto zanany, mou ranga kou aveo nahazo ny zompirenena frantsay! any amintsika ny vhv manambady vahiny izany, d tsy mba hahazo nationalité malagasy io vadiny io. mahavariana mintsy!
34. fahamarinana ( 20/08/2008 20:56)
:arrow: kelly :hay na ilay vazaha vadin'ny vehivavy gasy koa dia tsy mahazo nationalité ? na dia hoe aman-taonany maro aza ve ? mba misy tsy dia mety kosa angamba kah...
dailynews :mbola ezaka goavana be angambany vao hiova ilay lalana raha ny fahitako azy... (l)
35. ds ( 21/08/2008 13:31)
kelly13:

za kou mahita fa tena tsy rariny io oe ra malagasy ny reny ka vahiny ny ray, d manaraka ny zompirenenan'ilay ray niteraka azy ny zaza, ary d sahirana d sahirana tkou ny hahazoany (le zaza io) ny zompirenena malagasy a, na d oe teraka tany madagascar aza ilay zaza.
(...)

Raha voaporofo fa gasy ny reny niteraka, dia gasy avy hatrany ny zanany. (Art. 10, 1° Code de la nationalité malgache).
Tsy gasy ilay zaza rahatoa ka manambady vahiny ny reniny ka naka ny zom-pirenem-badiny. Tsarovy fa rehefa mizaka ny zom-pirenena vahiny ny gasy, dia tsy gasy intsony eo anatrehan'ny lalàna gasy.



36. fahamarinana ( 21/08/2008 14:12)
ds:
Tsarovy fa rehefa mizaka ny zom-pirenena vahiny ny gasy, dia tsy gasy intsony eo anatrehan'ny lalàna gasy.

:arrow:ka raha araka io lalana io anie zany dia tokony tsy hanaiky akory ry zareo hoe mampiseho passport vazaha sy gasy rehefa ho any nefa dia eken'ny gasy ara-dalàna tsara hany ka lasa misy contradictoire kely ihany...(l)
37. kelly13 ( 21/08/2008 19:52)
ds> hoy ianao oe "Tsy gasy ilay zaza raha toa ka manambady vahiny ny reniny ka naka ny zom-pirenem-badiny. Tsarovy fa rehefa mizaka ny zom-pirenena vahiny ny gasy, dia tsy gasy intsony eo anatrehan'ny lalàna gasy.", na d double nationalité aza v ohatra le reny d tsy ekeny? nefa gasy aho fa tsy nomendry zareo nationalité malagasy ny zanako, za tsy manana zompirenena hafa tsy malagasy! zay nge no tena nahagaga ahy e
38. fijo ( 21/08/2008 20:22)
le izy misy cas e,
jerena aloha hoe "mpivady aradalana ve le ray sy reny"raha azay dia ny zompirenen'ilay dada no mitondra azy raha any mada.

raha tsy mpivady aradalana kosa fa "zaza teny hoeny,dia ny zompirenen'ilay reny no mitondra azy.mbola any mada ihany io resahako io.

ka izay no metytsy nahazoan'ny zanak'i kelly.satria nareo mivady aradalana.
39. ds ( 21/08/2008 22:56)
Misy karazany roa ny "double nationalité".
1) zo azo avy amin'ny raiamandreny niteraka (jus sanguinis) sy zo azo avy amin'ny firenena nahaterahana (jus soli)
2) zo azo avy amin'ny raiamandreny niteraka (jus sanguinis) sy zo azo tamina fangatahana.
Ilay voalohany, tsy azo anoharana, ka leferin'ny lalàna. Ilay faharoa kosa safidy ny hanana zom-pirenena roa...:-)
Araka ny hevitro, tsy manam-potoana hanadihadiana an'ireo antony roa ireo ny ao Ivato ka manaiky ny fampisehoana pasipaoro roa. Na dia manana pasipaoro gasy aza ianao, dia azo toherina any amin'ny tribonaly ny mahagasy anao raha ohatra ka manana pasipaoro maro ianao.
Ny Frantsay (ohatra), dia manafina amin'ny fitondrana malagasy ny anaran'ireo malagasy nangataka zom-pirenena ao aminy satria fantany fa mety miteraka olana.
kelly13:

na d double nationalité aza v ohatra le reny d tsy ekeny? nefa gasy aho fa tsy nomendry zareo nationalité malagasy ny zanako,
za tsy manana zompirenena hafa tsy malagasy! zay nge no tena nahagaga ahy e

Afaka mangataka taratasim-panamarinana ny maha gasy anao ange ianao e. Any amin'ny tribonaly misy ny toeram-ponenanao farany (any Dago) no mangataka "certificat de nationalité". Rehefa azonao io, dia mora amin'ny zanakao koa ny mahazo ny azy.
40. ds ( 21/08/2008 23:11)
fijo:

le izy misy cas e,
jerena aloha hoe "mpivady aradalana ve le ray sy reny"raha azay dia ny zompirenen'ilay dada no mitondra azy raha any mada.

raha tsy mpivady aradalana kosa fa "zaza teny hoeny,dia ny zompirenen'ilay reny no mitondra azy.mbola any mada ihany io resahako io.

ka izay no metytsy nahazoan'ny zanak'i kelly.satria nareo mivady aradalana.

Rehefa ny iray amin'ny raimandren'ny zaza gasy, dia tokony ho gasy koa ilay zaza...

INSTRUCTION RELATIVE A LA DELIVRANCE
DES CERTIFICATS DE NATIONALITE MALGACHE
(JO N° 137 du 10.12.60 p. 2552)
(...)
II - Situation des enfants naturels nés d'un parent malgache

A - Enfant naturel né d'une mère malgache

Par application de l'article 10, 1°, cet enfant sera toujours malgache dès sa naissance dès lors que le fait matériel de l'accouchement sera établi quand bien même la mère, de statut civil moderne, n'aurait pas reconnu son enfant.
Cette attribution de nationalité interviendra dans tous les cas, que la filiation paternelle soit ou non établie, que le père soit de nationalité étrangère ou que sa nationalité soit inconnue.



B - Enfant naturel né d'un père malgache

Plusieurs cas doivent être envisagés :

1° La filiation naturelle maternelle n'est pas établie :
L'enfant aura la nationalité malgache, par attribution, dès sa naissance (art.10, 2°) ;

2° La filiation est établie à l'égard d'une mère dont la nationalité est inconnue ;
L'enfant aura la nationalité malgache, par attribution, dès sa naissance (art.10, 2°) ;

3° La filiation est établie à l'égard d'une mère étrangère :
- Si la filiation à l'égard de la mère est établie en premier lieu, l'enfant pourra acquérir la nationalité malgache par application de l'article 16, 2°, en réclamant cette nationalité ;
- Si la filiation à l'égard de la mère est établie en deuxième lieu, l'enfant n'est pas malgache et ne peut acquérir la nationalité malgache que par voie de naturalisation. En effet, ni l'article 10, ni l'article 16, 2°, ne peuvent recevoir application.
Cette situation est singulière, surtout si on la rapproche de la précédente. Mais la loi, sur ce point, n'est susceptible d'aucune autre interprétation. Il y a là une inadvertance du législateur.




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4672