« fiandry »

41. kelly13 ( 05/08/2008 09:30)
ratonga>ka le bôbô si7 kou tsinn nge tsy nisy fonony ngamba d lanin'ny sasany e! :-D :-D


nisy tatara (sa resaka tsy tadidiko tsony kou) fa nivadika bibilava ono oa le zvt'ilay lhl d ny fen'ilay rangà no ataon'ilay bibilava sakafo! asa misy anie zany, njekaky ô!

42. ratonga ( 05/08/2008 13:01)
saika rovitsa mintsy ny foniny ko :-D :-D :-D
ary aza mapiresaka eo ry kalakelly fa tsy posibla zany lasa bibilava zany é :°) :-D
43. Herimiafina ( 05/08/2008 13:48)
Midi M/kara:

Ataon’ny tompom-bady izy io mba hiarovany ny vadiny tsy ho alain’olon-kafa.


Saingy efa lasan'olonkafa avy eny am-pandriana ilay vadiny vao mandaitra ilay izy knou! :{ :{ :^)
44. kelly13 ( 05/08/2008 18:29)
ratonga>za kou mpitatitra ny henoko fotsiny ka :°)
nga voan'ny haromotana ny sasany no saika norovitiny le fonon'ilay bôbô si7? enao ty an, mdrrrr
45. ratonga ( 05/08/2008 18:45)
kelly: :-$ :-D :-D
efa nangidy élabé ngamba ny vavany ko :-D :-D :-D
46. kelly13 ( 05/08/2008 18:46)
ela tsy nitsetsitra bôbô v? mdrrrr :-D :-D
mampiteniteny nawak mintsy eto ka
47. endrika01 ( 07/08/2008 09:55)
ratonga:
lahatsoratra hitako tao @ gazety midi ity, fa tsy mazava amiko ilay atao wé > ra misy afaka manazava misimisy kokoa :) Faits divers FAHAFATESANA. Tena mahay zavatra mihitsy ny olona. Tsy nanampo na inona na inona ny olon-droa niaraka. Niafara tamina fahafatesana izany. Maty voan\'ny > rehefa avy nanao firaisana Fotoana fohy taorian\'ny nanaovany firaisana tamina vehivavy iray dia maty ilay rangahy. Nihemotra ny filahiany raha vao vita izany. Ary dia io no voalaza fa nitarika ny fahafatesany. Nanamafy ny dokotera nijery azy fa avy amin\'io fihemoran\'ny mahalehilahy azy io no nahafaty azy. Hay, hono, misy fiandry nataon\'ny vadiny ilay ramatoa.Tany amin\'ny tanàna atao hoe Antsiraka any amin\'ny faritr\'i Bealalana no nisehoan\'izany tamin\'ny 13 jolay lasa teo. Ny vadin\'ity rangahy namoy ny ainy ity no nitantara ny fandehan-javatra. Nilaza izy fa tafaresaka tamin\'ny vadin\'ilay vehivavy niray tamim-badiny izay nanamafy tokoa fa misy izany ny vadiny.Efa hatramin\'ny volana janoary ireo olona ireo no niara-niasa nanao vato. Nandeha tsara ny fihariana nataon\'izy ireo ary tsy nisy nanembantsembana izany. Taty aoriana anefa azon\'ny fakam-panahy ilay lehilahy sy ilay ramatoa. Nitsiry tany amin\'izy ireo ny hiaraka. Dia raikitra tokoa izany. Tamin\'io daty voalaza etsy ambony no niray ry zareo. Inoana fa samy tsy nahafantatra izy roa ireto fa misy zavatra ilay vehivavy.FiandryTena misy tokoa ve izany atao hoe fiandry izany. Maro mantsy ny resaka efa re mikasika ity zavatra ity. Ataon\'ny tompom-bady izy io mba hiarovany ny vadiny tsy ho alain\'olon-kafa. Maro ny tranga taterin\'olona etsy sy eroa. Karazana fanafody ilay izy ary izay olona mikasika ilay vehivavy, dia na marary, na maty, na mivadika ho zavatra hafa ny filahiany. Ilay olona nametraka ny fiandry ihany hono no afaka manasitrana izay voa. Mamy A.
Nampalahelo zany le lhl maty!Ny efa henoko sy nitangoronany olona aloha,dia lay bandy sy sipa tsy nety nisaraka.Nanofa Hotel ry zareo,de tsy afa-nisaraka,de nampanatsoina hono ny baviny le bandy,de ny anadahiny le sipa.Dia nasiana nandika teo amboniny de nisaraka!Soa ihany fa samy nanana ny nasiana notadiavina!Fa tsy wé ny baviny le bandy any an-dafy!Na sipasipa aza ané izany misy mahavita é,tsy hay tsony lay fotom-pisainana fa masiso @le bôbô si7 ny lhl,iny koa zao atao inona no arovana?Tsy aleo ny sôsy no arovana de vita,hi hi hi:-P:-P:-P=))
48. naughtyboy ( 16/08/2008 19:51)
..hafa de hafa ty koziny bazylou a
resaka izany a, ,, moly firy kg no laninareo teto tamin'io ?? :-D
:-D :-D :-D
49. naughtyboy ( 17/08/2008 09:46)
otrany @ le oe za ry zala tsy mirevy bol kitra fa firy sy firy kalo ny score t@ match anjoany.. :-D :-D sarobabay ry bazy fa ze voa aza tezitra..
50. neo83 ( 03/09/2008 09:47)
tena za zany mety misy fanafody anti-fiandry aty klé. otran'ny tsmbola nivadika fa norme iany alou izy ato e.
51. tsiambaratelo ( 25/09/2008 16:13)
neo83:
tena za zany mety misy fanafody anti-fiandry aty klé. otran\'ny tsmbola nivadika fa norme iany alou izy ato e.
=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2295