« fiandry »

21. ni81 ( 04/08/2008 17:34)
nareo lhlnge tokony mba fidele refa en mission fa tsy miraparapa foana e
tsy hoe rehefa en mission ihany fa isan'andro isan'andro mihitsy ary na aiza na aiza toerana aleha e!
22. ratonga ( 04/08/2008 17:36)
fahamarinana:

:arrow: ka angaha lehilahy irery fa ilay ramatoa koa no tratra teto hono kouh... (l)

ka zay dindra aleo ry zareo ho any dé mitady hafa :°)
23. kelly13 ( 04/08/2008 17:42)
d ra tsy mahita?
24. fahamarinana ( 04/08/2008 17:44)
:arrow: ratonga : :evil: , :-w , :-P (l)
25. ratonga ( 04/08/2008 17:47)
kelly13:

d ra tsy mahita?

ra tsy mitady vé ahita ry kalakelly a! :-P
26. ratonga ( 04/08/2008 17:47)
fahamarinana:

:arrow: ratonga : :evil: , :-w , :-P (l)

:*
27. kelly13 ( 04/08/2008 17:48)
za zao nitady tsy nahita kou, lazao indray oe mila solomaso fa manomboka jamba fa efa antitra aho :°)
28. fahamarinana ( 04/08/2008 17:50)
:arrow: ratonga :mahazo tefaka eo.. :-P (l)
29. kelly13 ( 04/08/2008 18:14)
fahamarinana>i ratonga nge ono manana ceinture anti tefaka e :-D :-D
30. ratonga ( 04/08/2008 18:58)
kalakelly: :-D :-D :-D mba nanana sintura ihany fa lanin'ny sasany ihany ny bôbô si7 :-D
31. Koditra ( 04/08/2008 19:56)
Ary raha mampiasa kapaoty anglisy ve dia mbola mety handaitra ihany ilay Fiandry? Mety tsy misy heriny kosa ngamba e, zay nge no mampilay an'ireny zvtra vita anglisy ireny e.

ratonga> efa oe zava-misy lé izy, tsy maintsy mino.

32. ratonga ( 04/08/2008 20:03)
zah wa tsy mino :-D :-D :-D
33. haritianah ( 04/08/2008 22:14)
RATONGA. Maka douche ny lahy fa tous les moyens sont bon, matoa anie lé vhv manao zany efa vita etida dolo ny rehetra.Ary tedidio fa ny vhv anie refa hanao zvtr zay dé mahavita zvtr ts eritrertina mits é.
Fahamarinana : Desol ary fa ts enao lé omena azy é.
L é mino sy ts mino alou resaka tantara lava bé lé izy raha roitina.Fa ny azoko ilazana azy dia mahavita raha ny gasy é!
Koditra owa aza manao zé mapivanitika ol eo.Marina alou ny fanontanianao é! zvm mants io ka andairany sa tsia marina hihihihiihi
34. bazylou ( 04/08/2008 23:13)
resaka izany a, ,, moly firy kg no laninareo teto tamin'io ?? :-D :-D
35. ikaretsaka ( 05/08/2008 03:42)
efa naheno an'io resaka fiandry io aho tany avaratra tany tamina These ana bandy akama izay fa misy resaka ara tsiantifika le raha... hoe asiana zavatra ny fitaovam-pananahana (lahy na vavy) izay lasa mivadika poizina mahafaty rehefa mitampoka ny tsiranoka na voan'ny iray amin'ny tsiranoky ny lahy na vavy!
ilay nametraka azy ihany na ireo izay nanoro sy efa mahay an'ilay zavatra no manana ny antidote-ny!
dia rehefa tonga izy dia dia petahany aloha ny antidote dia afaka dia miverina ny firaisana avy eo fa ilay tsy mahalala tonfa de mi declenche ilay poizina.
36. haritianah ( 05/08/2008 05:38)
SAO DE BAZYLOU ARY NO NISONTONA KELY TATS;
NISINTONA NISITRIKA TATS AMBADIKA TATS? to av av zan av an.
Efa ita fa resa K2 eto ko, liana doly na là na và ry bazylou à
37. ni81 ( 05/08/2008 06:00)
resaka izany a, ,, moly firy kg no laninareo teto tamin'io ??
:roll:
38. ratonga ( 05/08/2008 08:39)
ikaretsaka:

efa naheno an'io resaka fiandry io aho tany avaratra tany tamina These ana bandy akama izay fa misy resaka ara tsiantifika le raha... hoe asiana zavatra ny fitaovam-pananahana (lahy na vavy) izay lasa mivadika poizina mahafaty rehefa mitampoka ny tsiranoka na voan'ny iray amin'ny tsiranoky ny lahy na vavy!
ilay nametraka azy ihany na ireo izay nanoro sy efa mahay an'ilay zavatra no manana ny antidote-ny!
dia rehefa tonga izy dia dia petahany aloha ny antidote dia afaka dia miverina ny firaisana avy eo fa ilay tsy mahalala tonfa de mi declenche ilay poizina.


ra izay ahay dé mino ah klé :lol:
39. ni81 ( 05/08/2008 08:45)
ra izay ahay dé mino ah klé
40. ratonga ( 05/08/2008 09:17)
:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5297