vehivavy manambady vazah
41. ni81
(
31/07/2008 16:38)
marina zany.:)
diniho kely anié ity e !
mikasa ny hanambady hono ity vavy iray ity.
ny zavatra hanontanian'ny ray aman-dreniny voalohany angamba dia ny hoe : inona no asa ataony ? efa manana situation tsara ve izy ? satria samy hanambady iahny ve dia tsy aleo aloha manana situation tsara ilay lahy vao mikasa ny hanambady ?
raha samy mbola mpianatra , na ohatra hoe tsy an'asa ilay lahy , dia ahoana ? hivelona @ inona ?
sa ve hivady fa mbola any @ ray aman-dreny no hipetraka ? dia avy eo raikitra indray ny disadisa entre vinanto , zoabavy , rafozana ?
donky: tsy maintsy ny interet aloha no jerena voalohany
43. ni81
(
03/08/2008 06:31)
marina io e ?Ekena satria misy tanjona daholo ny zava-drehetra rehefa tena dinihina sy fakafakaina.
44. bazylou
(
03/08/2008 16:51)
tadidio ry zala fa ny 90%n'ireny gasy manam-bady vazaha ireny dia rava foana, na 20 ans de mariazy aza......... :roll: :?: :?: , satria nahoana??? culture, culture....
45. fahamarinana
(
03/08/2008 16:57)
:arrow: mbola misy 10 pour cent tavela zany e,tsy efa tsara ve (l)
46. ni81
(
03/08/2008 17:27)
tadidio ry zala fa ny 90%n'ireny gasy manam-bady vazaha ireny dia rava foana, na 20 ans de mariazy aza......... , satria nahoana??? culture, culture....Rehefa hisaraka ny olona dia misaraka foana, na manambady gasy io na vazà na sinoa na karana.
47. haritianah
(
04/08/2008 13:24)
ni81;marina mits zany, na manambady mpivavaka bé aza, na manambady pasitera aza, na diakona, na katekista,na jiolahimboto, na inona refa ts mifanaraka dia misaraka foana fa ts voatery owé vadina vaza zany.
48. tess
(
07/08/2008 16:49)
bazylou:
tadidio ry zala fa ny 90%n'ireny gasy manam-bady vazaha ireny dia rava foana, na 20 ans de mariazy aza......... :roll: :?: :?: , satria nahoana??? culture, culture....
izaho indray tsy dakaoro amzany.....tsy hitako loatra izay hampisy olana eo am cumture fangah moa tsy efa nifakafantatra hatrenh amboalohany fa tsy mitovy ny culture e!
zvtr hafa mitsy no hety hampisaraka angamba fa tsy io resaka io
49. fijo
(
14/08/2008 20:33)
misy fahamarinany io ry tess ka,tsy hoe ny rehetra fa ny ankamaroany dia marina io.
50. nikah
(
15/08/2008 07:45)
Io re arakaraky ny toetsain'ny tsirairay e!Samy manana ny fomba fitondrany ny atao hoe vady, sy ny tokatrano.
Misy manko ny sipakely tsy mahalala fa refa hoe manambady vazaha dia mieritreritra izy fa hanakarena sy ho be vola.Mahita ny ataon'ny vazaha manao vacance dago,manaparitaka vola ,tsy fantany manko fa ty vazaha ty anie ny sasany manao economie mandritra ny 1 an ,hanaovana vacance pr 1 mois any dago e!Normale izy raha ho be vola sy be revy pdt 1mois.Dia taitaitra rasipakely hoe be vola le vazaha.Manana namana zay aho manambady vazaha ao paris ao ,tsy sahy mampandroso olona ao antranony mihitsy fa zara raha trano no ipetrahandry zareo,aleoko ihany miaina @ trano any dago ko!Ny fianankaviany dago anefa dia mirehareha ery hoe manambady vazaha ny zanany.8 taona zay tsy mbola nody dago akory fa tsy misy vola,ary ny tena comble dia tsy iterahan'ilay vazaha akory rasipa.
Fa misy in-1 kosa ny manambady vazaha avotra daholo ny fianakaviana rehetra,anaovan'ilay vazaha trano sns....
Fa ianao kosa aloha refa sipa tsy alehany no mitetateta manambady vazaha dia tsindriny tsara refa ela ny ela e!
Zavatra hitako t@ za nandalo tany @ faritra avaratra Dago,be ny sipa no miaraka @ vazaha,fa zara raha mahay miresaka frantsay akory.Mahamenatra !!!!!Ary ilay RAD mihitsy no mamporisika ny zanany hiaraka @ vazaha,juste pr prestige!!!

51. Njainjai
(
16/08/2008 04:46)
Fa ianao kosa aloha refa sipa tsy alehany no mitetateta manambady vazaha dia tsindriny tsara refa ela ny ela e!
Ary ilay RAD mihitsy no mamporisika ny zanany hiaraka @ vazaha,juste pr prestige!!!
ka eo njinja nge oah no mahatonga anah manontany an'le oe refa vazah v d çava? sa refa vazah de vas-y?
52. nikah
(
16/08/2008 07:45)
ka miankina @ tsirairay sy ny fitaizana ary ny toetsaina io ry Njai a!
53. Njainjai
(
16/08/2008 07:51)
nikah:
ka miankina @ tsirairay sy ny fitaizana ary ny toetsaina io ry Njai a!
d sahy miteny zany enao oe ratsy taiza reny ol reny sa miankina @ahona ozy ranikah fa ts d mazava loatra le tinao lazaina
54. xxx
(
21/08/2008 11:52)
ny any gasy alo zany d afa fona ny sainy ra vo maita gasy miaraka @vaza e.za mafantatra couple mixte betsaka na any dago na aty fa ra jerena ivelany d otrany oul rhtr e,misy ny tena mifakatia sns sns
55. nikah
(
21/08/2008 15:51)
Oadray kosa ty Njai e! Fa angaha mbola nisy niteny teo hoe refa miaraka @ vaza de ratsy taiza,nolazaiko fotsiny hoe miakina @ fitaizana hoah!!!
Zany hoe raha mbola kely no efa nampidirina tao antsaina fa tsara ny manambady vazaha de zay no raikitra ao antsainy mandrapahitany lay vaza,mety koa hoe ampidirina ao antsainy fa refa manambady vaza de manakarena ohatra,na hoe refa manambady gasy de mahantra ohatra.Dia zay no fantany fa mety!
Ary io ange tsy ny hoe manambady vaza na gasy ihany fa misy aza @ sasany de misy ilay hoe "tsy mahazo mihoampefy"Izany hoe io ilay lova tsy mifindra,dia efa zay no masaka ao andohan'ny fianakaviana ka dia tsy manambady olona hafa fihaviana mihitsy ry zareo.Fa dia ry zareo samy mpiray eo no mifampivady.
Izay no mahatonga ahy miteny anao hoe miankina @ fitaizana !

56. Njainjai
(
23/08/2008 04:09)
xxx:
ny any gasy alo zany d afa fona ny sainy ra vo maita gasy miaraka @vaza e.za mafantatra couple mixte betsaka na any dago na aty fa ra jerena ivelany d otrany oul rhtr e,misy ny tena mifakatia sns sns
amiko kos lo raxxx tsis afa saina zany fa ra mandinik ny volazan'ny ol ato ela d saika antony mitombna daolo sady adihvtra nge ty malalaka b le discussion. Sady fijery avy ety ivelany araky ny fitennla mints le izy e. Na izany az mba fier d'être gasy na any andaf aza fa tsika nge mlay e
57. ni81
(
23/08/2008 08:16)
ny any gasy alo zany d afa fona ny sainy ra vo maita gasy miaraka @vaza e.za mafantatra couple mixte betsaka na any dago na aty fa ra jerena ivelany d otrany oul rhtr e,misy ny tena mifakatia sns snsohatran'ny oul rehetra tokoa fa angamba ny maso no somary sahirana mahita ireo loko roa samihafa, ny fanabeazana tsy mitovy! :)
58. mandresyfoana
(
08/10/2008 13:13)
ary fa manin mou no vehivavy manambady vazah foan no resahana hoe mitady interet fa misy ko nge bandy manambady vazah sy ny gigolo e!
amiko refa ts ampy sy mapifilafila kosa v ny bandy gasy ka vazah no tia sy vonona tsy aleo ny sipa mbo hanambady vazah ka ts hitako ny olana. ny ah lou gasy ny vadiko fa za ts manome tsiny ny manambady vazah satria na samy gasy na samy vazah na vazah sy gasy d misy foana ny manambady par amour sy ny manambady par interet...ny olana kely fotsiny le any dago de stereotypé le genre-na sipa manambady vazah d lasa otran'zay daolo na d ts zay aza!