vehivavy manambady vazah
21. MimiSimply
(
23/07/2008 19:27)
Ny aty aminay manko vitsy gasy fa tsy aiko ny any aminareo! De ny mombany aty zany no resahako io.ka mety le fanambadiana gasy arany no hitako hafa2b satria otriny zavatra forcé zany..otriny oe:io no misy de io no vadiana!
22. xxx
(
23/07/2008 19:32)
zahako manokana manambady vazà! ny taonanay tsy mifankaiza...
vao tonga ny telo taona novadiana dia ny fangatahana nationalité no nataoko voalohany satria mba hananako zo sy avantage toy ny vazà ihany, satria ny antony efa monina amin'ny tanin'ny vazà ihany....
ny vola ve???? rehefa tadiavina io dia hita foana.....tsy voatery hananana vady vazà na gasy vao manambola na tsia..... izay mahay mampitombo ny fananany ihany no manana ny avo.....izany hoe tsy olona kamo velona tsy mazoto miasa fa manao revingadra eo fotsiny de hanantena an-dravola eo!
aty ivelany, miasa ianao , manana vola, manana fiainana tsara.....
nisy bandy izay namako, nanambady vazà koa izy taloha ary efa niteraka metiss!
nosarahiny ilay sipa vazà taty aoriana fa aleony mitady sipa gasy fa hafa ihany hono ny gasy.....dia jereo amin'izany ilay toe-tsaina....nanao izay hahazoana tts fotsiny sy situation tsara dia atsipy ny nahitan-tsoa ....
tadiaviny hisaraka am vadiko koa hono izaho hoy izy izay hoe: isarao any amin'izany iny vazà iny hozy dia handao hivady isika..... :roll:
hafa ihany hozy ny samy gasy na dia ilay samy mifapiteny gasy ihany aza....
aoka re! tsy mitovy ilay foto-pisainana samy olombelona daholo na gasy na vazà....ka tsy azo atao ny manao ratsy olona.

24. ni81
(
23/07/2008 20:04)
Ny aty aminay manko vitsy gasy fa tsy aiko ny any aminareo! De ny mombany aty zany no resahako io.ka mety le fanambadiana gasy arany no hitako hafa2b satria otriny zavatra forcé zany..otriny oe:io no misy de io no vadiana!Nisy vehivavy gasy izay mipetraka eto frantsa, ary efa t@ mbola kely izy no teto fa dia tsy tiany hono ny hanambady vazaha fa gasy ihany (efa noresahiko ity resaka ity t@ dinika iray teto izay) dia niaraka t@ gasy teto fa rava, ary farany aza dia nandeha tany dago nisoratra t@ olona gasy tany fa tsy tonga teto mihitsy io olona io hatramin'izao fa io vehivavy namana io zao niafara @ vazaha ihany. Manohy ny resak'i MimySimply @ ilay hoe vitsy gasy eto raha ampitahaina @ any dago koa.
25. xxx
(
23/07/2008 20:11)
Nisy vehivavy gasy izay mipetraka eto frantsa, ary efa t@ mbola kely izy no teto fa dia tsy tiany hono ny hanambady vazaha fa gasy ihany (efa noresahiko ity resaka ity t@ dinika iray teto izay) dia niaraka t@ gasy teto fa rava, ary farany aza dia nandeha tany dago nisoratra t@ olona gasy tany fa tsy tonga teto mihitsy io olona io hatramin'izao fa io vehivavy namana io zao niafara @ vazaha ihany. Manohy ny resak'i MimySimply @ ilay hoe vitsy gasy eto raha ampitahaina @ any dago koa.
ka io anie ilay miteniteny foana fotsiny e! anefa tsy hay izay hiafaràna.....
miteny tsy vokatry ny fo akory indraindray.....
ny aty aminay aloha vitsy ihany koa ny gasy, ary na lahy na vavy dia toa manambady vazà daholo....nisy sipa sy bandy izay aza nampihaonin'ny reny satria samy gasy tam lehilahy gasy tany maà ny zanany avy dia zareo rahateo mpinamana, dia hoe andao ampihaonina ny zanatsika dia hatao miaraka e!
fa lay sipa aloha mola be mihintsiny....fa ilay bandy nanao hoe ataoko inona koa sipa ndaizo be io :-D ilay sipa tsy ratsy fa te handrangitra ilay mamany mampidipiditra maporisika ny zanany hanambady gasy fotsiny ilay bandy...IZY EFA manana sipa kely vazà izay mantsy mifakantia be zareo niaraka nianatra dia hivady mihintsy angamba.
27. badboy
(
24/07/2008 04:33)
Milay be le lohahevitra fa hita be hoe sokafan'le kofa gasy marary fo reny satria napitik'ilay sipa fa nahita ngozo mialy izy :-D :-D :-D :-D
Ny kofa gasy manko matetika dia raha vao hoe sipa gasy dia tokony hotengenany aloha vao lasan'ny vazah! De marary fo ery raha vao misy sipa tsiriritina nefa efa eny ampelatanan'ny ngozo! Dia avy eo lazaina fa par intérêt etc...
Raha mahay ry rahalahy isany dia mba manaova koa ny ataony, mba maka vazah!! ;-) ;-) ;-)

28. RATOVOARY
(
24/07/2008 05:27)
interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely anizaniza ny tenako sanatri fa mba te afantatra ny hevtrin'ny be sy maro d misaotra antsika
N'inona n'inona ataonao tsy @ lafiny fitiavana ihany de tsy maintsy hoe interêt aloha no jerenao mialoha saingy samy manana ny katsahiny io. Fa le tena fitiavana no interêt ngeza be ndrindra aloha vô le vola. Mety hisy ihany tsy ferana ny mikatsaka interet vola fotsiny fa inoako marimarina fa fitiavana no tena fotony araka ny voalazan'ny namana teo aloha hoe safidy io ka tsy hitako zay maharatsy azy.
29. ni81
(
24/07/2008 06:24)
Mahagaga koa matetika ilay fisainan'ny olona an! Tany dago ireto olona roa ireto indray mandeha (vazaha ilay rangahy ary gasy ny vavy). Hitan'ilay vehivavy sy fantany ny vidin-javatra ho vidian'izy ireo teo @ lay toerana. Vao nahita ilay vazaha ilay mpivarotra dia nasondrony avo be ilay izy; dia niteny ilay vehivavy hoe tsy mety angaha raha toa ka .....fmg ? Tonga dia niakatra ilay mpivarotra ary nanao hoe: tony koa mba vadim-bazaha ka be ady varotra eo (nefa hita ilay tena vidiny), dia namaly ilay vavy hoe: ka angaha raha vadim-bazaha dia ho hararaotinao izy? Volanay ikambanana rangahy ity ka izay tiako ihany io a!
30. ari.malala
(
24/07/2008 07:23)
nefa ra ny fahitako d 20% iany no tena oe tsy mieritrertra interet zany,statistika nivoaka oviana io? ity fitsarana fiainan'olona ity re e!
31. Noue
(
24/07/2008 07:54)
Njainjai:aza hadino fotsiny fa tena misy tokoa ny atao hoe "fitiavana"
miarahaba antsika
tsy aiko ra efa nandalo teto ty sujet na ahoana fa mba lasa iany ny saiko. interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely anizaniza ny tenako sanatri fa mba te afantatra ny hevtrin'ny be sy maro d misaotra antsika
32. haritianah
(
24/07/2008 08:14)
ni81 à tsi ny mpivarotra gasy irery ihany ny manao an'iny oé refa vahiny dia asondrotra bé ny vidin'ny entana fa karactère na mpivarotra mits io, refa vahiny dia atao lafo lafo zany.Na entre samy ao mada fotsiny efa fantatry ny mpivarotra foana fa vahiny lé mpividy dia asondrotra kely foana.Ohatran'izay lé itanao io, oé sendra vahiny vazaha mou lé izy.Fa raha maka oh ao oé raha avy @ province ianao hividy zvtr ao tana dia fantany fa vahiny dé ataony lafo na mifanohitra @ zay midina any @ province ianao fa asondrony ny entana.
Ka maika fa fantany oé vahiny vazaha zao kosa.Tetikadiny mpivarotra naizanaiza mits io ary tsy any @ taniny gasy ihany fa eran-tany mits fa ny gasy mou no itanao.
Tsy misy pourcentage zany io,fa ny interré no mitondra lé izy ka ny safidinao zé tinao ametrahanao ny interré nao na gasy ny ho vadinao na karana na vazaha na zaponé(interré vola oa sa interré bogosité sa interré fahaizana,sa interré mpivavaka,sa interré zanaka mpanankarena,sa interré hatsaram-panahy iza @ reo no ametrahanao ny safidinao de zay).Na inona na inona zé ho vadinao dé zé interré takiny sainao zay no mitondra azy, fa tsis oé refa gasy dé zao isanjato ny interré nahatonga azy anambady gasy otrazy ihany, de refa vazaha dé zao isanjato indray no maha tonga azy anambady vazaha, de refa sinoa de zao.
Fa ny toetsaintsika koa anie indraindray no efa voa é, raha vao ts lé mahazatra antsika dé jugé na zao lé olona.
Efa naita sipa mbola kely zay zao ao, izy dia mila olona manambola,mikirakira vola,ary manana nationalité ny tiny ho vadiny satria té hikirakira vola izy dé té hanana nationalité izy fa izy tsy mila vazaha fa gasy ka na gasy ratsy tarehy be aza dia mety izy.Izy @ io mbola sipa kely 20taona no sady manja kely fa ts anambady izy raha ts izay ka io lehilahy gasy io na efa rangahy bé na efa maty vady na inona fa mety anambady azy fotsiny dé zay.
Dé inona zao no maha samy hafa ny sipa gasy mijoko ao @ nety mitady vazaha rangahy antitra misy vola ahazoana nationalité.
Mitovy fa ts sahala reo.

33. fijo
(
24/07/2008 20:58)
samy ita daholo wa ireo antony ireo.misy ny mitady hiala any fotsiny,de aty mitady bandy gasy indray,io le manaraka vazaha antitra ireny.
misy kosa tena zamour be,misy koa leo le fomba nitondran'ilay bandy gasy azy tany de nihifika
misy kosa tena zamour be,misy koa leo le fomba nitondran'ilay bandy gasy azy tany de nihifika
34. cutie
(
24/07/2008 23:02)
ny hoe resaka intérêt ndray dia mino aho fa amin'ny couple tsirairay na manambady gasy io na vazà na sinona na afrikanina, samy misy intérêt-ny tsirairay kosa angamba nanambadiana ilay olona, raha tsara bika sy tsara tarehy ilay bandy na sipa dia efa interet ho anao izay iny dia toy izay hatrany....
miombon-kevitra :)
35. ainaheri
(
25/07/2008 05:20)
Mandainga izay tsy mitady ny interet-ny zany ra eto antany iany................Nefa alaivo sary antsaina kosa fa na otran'inn ny elanelan-taonan'ireo,amiko tsy zay no zava-dehibe fa ilay hery mamatotr'azy dia ny ;fitiavana ....Za ndray tsy mitomany an'zay zava-misy any aho fa refa tia ahy sy tiako @ fo madio ilay oul d ampy ahy zay:lol:
36. ari.malala
(
25/07/2008 05:55)
ainaheri:
Mandainga izay tsy mitady ny interet-ny zany ra eto antany iany................Nefa alaivo sary antsaina kosa fa na otran'inn ny elanelan-taonan'ireo,amiko tsy zay no zava-dehibe fa ilay hery mamatotr'azy dia ny ;fitiavana ....Za ndray tsy mitomany an'zay zava-misy any aho fa refa tia ahy sy tiako @ fo madio ilay oul d ampy ahy zay:lol:
miombon-kevitra 100%
37. RATOVOARY
(
25/07/2008 06:04)
Samy manana ny reviny io, na fitia te ho lasa vazah fotsiny na te ahita tany fotsiny na tena fitiavana, izay no mba tiany sy mahamirana ny sainy.( Zay le interet katsahiny ho azy)
39. tess
(
25/07/2008 16:29)
RATOVOARY:
Samy manana ny reviny io, na fitia te ho lasa vazah fotsiny na te ahita tany fotsiny na tena fitiavana, izay no mba tiany sy mahamirana ny sainy.( Zay le interet katsahiny ho azy)
ekena wa ry ratovoary......
;-)
40. Noue
(
31/07/2008 16:32)
ainaheri:marina zany.
Mandainga izay tsy mitady ny interet-ny zany ra eto antany iany
diniho kely anié ity e !
mikasa ny hanambady hono ity vavy iray ity.
ny zavatra hanontanian'ny ray aman-dreniny voalohany angamba dia ny hoe : inona no asa ataony ? efa manana situation tsara ve izy ? satria samy hanambady iahny ve dia tsy aleo aloha manana situation tsara ilay lahy vao mikasa ny hanambady ?
raha samy mbola mpianatra , na ohatra hoe tsy an'asa ilay lahy , dia ahoana ? hivelona @ inona ?
sa ve hivady fa mbola any @ ray aman-dreny no hipetraka ? dia avy eo raikitra indray ny disadisa entre vinanto , zoabavy , rafozana ?
donky: tsy maintsy ny interet aloha no jerena voalohany.