vehivavy manambady vazah
1. Njainjai
(
23/07/2008 15:43)
miarahaba antsika
tsy aiko ra efa nandalo teto ty sujet na ahoana fa mba lasa iany ny saiko. interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely anizaniza ny tenako sanatri fa mba te afantatra ny hevtrin'ny be sy maro d misaotra antsika

novalian'i mandresyfoana ny 08/10/2008 13:13
2. ainaheri
(
23/07/2008 16:07)
d'efa io zany kou,hevitra inn ndray no avoaka ankotran'io ,samy mitady ny interet-ny kosa nama aa,hiaraka iany ve izy mbola hiaraka @ gasy tsisy paps no sady tsy miasa hihihi,....Ilay vazah na tsy miasa aza efa we vazah zany izy lol
3. xxx
(
23/07/2008 16:09)
fa maninona ary raha vao resaka hoe manambady vazaha dia tafiditra foana ny resaka vola.....
maro ny sipa manambady vazà aty amin'ny tany misy ahy ahy! ary saika mitovitovy taona izy ireny, na zandriny ilay bandy vazà na zokiny....hita taratra am fiainan'ny tsiarairary fa samy miasa , miaraka mihary, hampandroso ny fiainany otran'ny couple gasy ihany izy ireny....misy ny mety manambady vazà resaka vola fa ao koa anie ny manambady gasy resaka vola ihany koa e!
ny hoe resaka intérêt ndray dia mino aho fa amin'ny couple tsirairay na manambady gasy io na vazà na sinona na afrikanina, samy misy intérêt-ny tsirairay kosa angamba nanambadiana ilay olona, raha tsara bika sy tsara tarehy ilay bandy na sipa dia efa interet ho anao izay iny dia toy izay hatrany....
ny hoe fitadiavana nationalité, iza no tsy mikatsaka io anefa na manamgady na tsia, manao zay hirika azahoana azy daholo raha misy ny risoriso aza misy ny maika ery ny hividy sns.....TSARA ny manan-droa, ka tsy hitako ny maharatsy an'ilay hoe hakàna nationalité ve ny hanambadiana vazà, ao koa anie ny gasy manana papier, maro ery ny mifandrombaka an'ireny gasy manana paps ireny amin'izay manana nationalité mazava ho azy raha mivady, fa tsy ho voatery hanambady vazà foana vao afaka mahazo nationalité.....

4. ni81
(
23/07/2008 16:12)
miarahaba antsikaRaha ny hevitro dia arakarak'ilay toe-tsain'ilay vehivavy na lehilahy manambady ihany io. Misy dia tena fitiavana marina, misy intérêt fotsiny na mitady nationalité fotsiny koa. Misy maro ny voan'izany ireo vazaha ary nanafatra taranaka mihitsy ny sasany tsy tia hiherika olona hafa firenena. Misy koa ny tena nahazo voka-tsoa fa tena olona tsara no azony ka dia mitarika ny namany hanambady olona hafa firenena.
tsy aiko ra efa nandalo teto ty sujet na ahoana fa mba lasa iany ny saiko. interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah. Tsy mamely anizaniza ny tenako sanatri fa mba te afantatra ny hevtrin'ny be sy maro d misaotra antsika
5. mbaliana
(
23/07/2008 16:25)
tsy voatery interet ara-bola na ara-ttasy ny fanambadiana olona hafa fiaviana noho ny tena...
adalana koa aloha hoe interet amin'ireo zavatra ireo no tena anambadiana olona iray e... satria ny fiainana tsy vola na ttasy ihany na dia ilaina aza eo @ fiainan fa firaisankinan'ny mpivady... dia miharitra trefle foana zany le vhv satria ireo no tena nidirany tao.. sanatria ny vava miteny fa sy hitako zay mahasamihafa an'izany sy ny mpivaro-tena...
matoa koa anie olona roa no mivady misy fitiavana ihany ao satria eritrereto hoe iny olona iny foana no ho hitanao isanandro dia iarahanao miaina nefa manana ny toetrany koa iny olona iny...dia hiaritra ny tsy tiana foana ve zany ny fiainan'ilay vhv??? :roll:

6. xxx
(
23/07/2008 16:38)
ekena aloha fa misy ny manambady vazà kinantitra manambola noho ny fitiavam-bola sy ny fanantenàna hoe handova any aoriana.... raha maty ohatra i rahangahy vazà izy mbola mety hafaka manararaotra ny fananana navelan'ilay vazà....iny dia araka io voalazan'ny sasany etsy ambony hoe ilay toe-tsaina mitsiny....fa aza hadino koa fa na samy gasy aza misy io ary vao maika miroborobo be amin'izao fotoana sarotra hiainana izao....
ka ny tiako hanidriana azy dia ny gasy vao maheno hoe vazà dia ny vola foana no ao antsainy, misy ny diso fanantenàna manaraka vazà avy any madagascar avy any manaraka azy ampita ny riaka....kanefa tsy araka ny nieritreretana azy avy eo ilay izy dia juste manambady an'ilay vazà izy dia sarahina avy eo ilay vazà rahefa mahazo taratasy.....dia mande manambady gasy indray avy eo....
maro ny cas azo hamaliana ity dinika iray ity....
izaho izao nahalala sipa gasy izay tsy nanana paps, dia nahita bandy nanana paps, ma ve tsy otran'ny fihetsiky ny sipa misary zoro amin'ny vazà ihany no fihetsiky ilay sipa amin'ilay bandy gasy manana paps, fa ny indro kely, ny bandy gasy rehefa manana paps dia mampifilafila sipa be sady mapirafy sipa be dia be, ataony kilalao ilay sipa tsy manana paps :roll:
farany ilay sipa ity nahita bandy kely vazà ihany dia lasa nanambady vazà ihany ireo, fa kosa couple normale, niteraka, samy miasa, ary miezaka izy ireo hampandroso ny fiainany.....

7. Njainjai
(
23/07/2008 16:46)
mbaliana:
tsy voatery interet ara-bola na ara-ttasy ny fanambadiana olona hafa fiaviana noho ny tena...
adalana koa aloha hoe interet amin'ireo zavatra ireo no tena anambadiana olona iray e... satria ny fiainana tsy vola na ttasy ihany na dia ilaina aza eo @ fiainan fa firaisankinan'ny mpivady... dia miharitra trefle foana zany le vhv satria ireo no tena nidirany tao.. sanatria ny vava miteny fa sy hitako zay mahasamihafa an'izany sy ny mpivaro-tena...
matoa koa anie olona roa no mivady misy fitiavana ihany ao satria eritrereto hoe iny olona iny foana no ho hitanao isanandro dia iarahanao miaina nefa manana ny toetrany koa iny olona iny...dia hiaritra ny tsy tiana foana ve zany ny fiainan'ilay vhv??? :roll:
Misy marina daolo ny voalazanao nefa ra ny fahitako d 20% iany no tena oe tsy mieritrertra interet zany, eny na ny tsodrano fitenintsika aza ange manao oe maazo vady iadanana e, matetika milamina ny tokatrano refa misy ny vola, lavitra ny gidragidra satria tsy fitiavana fotsiny io fa manana heriny b ravola ao atrano, ny fitsiriritana hoany andafy zany mo d mampanaonao fona mihintsy. aona ra izany ny zavamisy ny fahitanareo anreny sipa kely miaraka @vazaefa menafify ireny sa oe vaza de ça va
8. ni81
(
23/07/2008 16:52)
Misy marina daolo ny voalazanao nefa ra ny fahitako d 20% iany no tena oe tsy mieritrertra interet zany, eny na ny tsodrano fitenintsika aza ange manao oe maazo vady iadanana e, matetika milamina ny tokatrano refa misy ny vola, lavitra ny gidragidra satria tsy fitiavana fotsiny io fa manana heriny b ravola ao atrano, ny fitsiriritana hoany andafy zany mo d mampanaonao fona mihintsy. aona ra izany ny zavamisy ny fahitanareo anreny sipa kely miaraka @vazaefa menafify ireny sa oe vaza de ça vaKa ireny sipa kely lazainao ireny indray dia tsy mivaky loha fa ilay hoe miaraka dia mahazo vola, dia mety ho tonga aty andafy, dia rehefa avy eo izy mipitika rehefa mahita mitovitovy taona aminy indray. :)
9. xxx
(
23/07/2008 16:55)
matetika milamina ny tokatrano refa misy ny vola, lavitra ny gidragidra satria tsy fitiavana fotsiny io fa manana heriny
tena marina aloha e! ny vola no maha olona amin'izao fotoana izao...
ny ela maha iray ny roa hoy ny fiteny....rehefa miara-mipetraka elabe ao mifankatia foana na dia ataoko aza hoe tsy grand amour ilay izy fa fitiavana amin'ny maha samy olombelona, mino aho fa misy io....vao maika moa fa tondrahan'ny vola dia vao maika salanitra ra zazavavy.....
raha fitiavana be tsy misy vola tsy maintsy hoe mifampila kisa ihany ....
satria ny fiainana tsy vitan'ny fitiavana fotsiny ihany amin'izao fotoana izao.
aona ra izany ny zavamisy ny fahitanareo anreny sipa kely miaraka @vazaefa menafify ireny sa oe vaza de ça va
io efa voalazako io....manantena lova sy fananam-be dia vao maty i menafify dia mandeha manambady bandy gasy amin'izay izy ohatra, toy izay ihany ny manambady vazà misaraka juste ahazoana tts vazà fotsiny dia avy eo afaka mijanona andafy dia manambady gasy ihany.....
araka ny toetsain'ny tsiraray ihany ilay izy
10. xxx
(
23/07/2008 16:59)
7. Mpandefa : ni81 [ Valio ] 23-07-2008 18:52:54
Lohateny : Re : vehivavy manambady vazah
Voalaza teo :
Ka ireny sipa kely lazainao ireny indray dia tsy mivaky loha fa ilay hoe miaraka dia mahazo vola, dia mety ho tonga aty andafy, dia rehefa avy eo izy mipitika rehefa mahita mitovitovy taona aminy indray.
ka izay indrindra, fikafika daholo izany.... ny aza azony ihany fa raha anti-mola koa ilay vazà dia tsy maiintsy hoe tratran'izany ihany, mba normale koa ve ianao efa hoatra ny zafikelinao ilay sipa dia handeha ho vadiana satria manararaotra ny faiblesse n'ilay sipa hoe avy amin'ny tany mahantra io sipa io ka vao mi claque doits sy mampidera vola aho dia azoko io....
TSARA ho azy raha izay no fisainany aloha, aleo faizin'ny sipakely rhefa tsy mahay miaina :-D
11. Njainjai
(
23/07/2008 17:28)
zao alo e, tsika tsy oe mialona na manenjika b fahatany anireo zay voakasika fa adihevitra ty surtout amin'ny oe mahamalagasy antsika d b d b ny zo sy hasina ary ny voninahtra voahitsakitsaka. Ny an-dry menafify nge efa fantany fa revy mandalo sisa ny anazy e sady tsy possible zany oe handova seul zany rasipadago kely
12. xxx
(
23/07/2008 17:33)
Njainjai:
zao alo e, tsika tsy oe mialona na manenjika b fahatany anireo zay voakasika fa adihevitra ty surtout amin'ny oe mahamalagasy antsika d b d b ny zo sy hasina ary ny voninahtra voahitsakitsaka. Ny an-dry menafify nge efa fantany fa revy mandalo sisa ny anazy e sady tsy possible zany oe handova seul zany rasipadago kely
ka tsy misy mihintsy aloha hatramin'izao eto manenjika be fahatany na mialona kosa fa mamaly ara-dalàna ny hevitry ny dinika hatreto...................+
inona no tianao lazaina amini'lay hoe hasina sy ny vonahitra voahitsakitsaka????
tena possible mihintsy hoe mandova an'i menafify i rasipakely raha sendra anti-dahy be fitetika anefa voatetika
:-D
13. Njainjai
(
23/07/2008 17:41)
xxx:

ny tiko antongavana @ le resaka hasina sy ny karazany zany d le amin'ny le fandraisana an'le mahamalagasy @ankapobeny mintsy zany oe lasa ohatra ny oe malagasy tia vola, les male gaches, le pays de moramora sns...
14. ni81
(
23/07/2008 17:54)
zao alo e, tsika tsy oe mialona na manenjika b fahatany anireo zay voakasika fa adihevitra ty surtout amin'ny oe mahamalagasy antsika d b d b ny zo sy hasina ary ny voninahtra voahitsakitsaka. Ny an-dry menafify nge efa fantany fa revy mandalo sisa ny anazy e sady tsy possible zany oe handova seul zany rasipadago kelyTena mandova izy kah!
Misy vazaha izay ao Antananarivo ao, manana orinasa maro sy toeram-pambolena maro ao dago izy.
Rangahy 70 taona, ary ilay sipa gasy t@ vao nanomboka niaraka izy ireo dia 25 taona eo ho eo fa tsy dia tadidiko tsara. Mbola nanana ny vadiny (légitime) io vazà io t@ fotoana nanomboka niarahany t@ ilay sipa. Bevohoka ilay sipa ary dia teraka lahy kely. Tonga dia ny anaran-drangahy manontolo no anaran'ilay bandy kely tsy nisy nanalàna na nampiana. Henoko t@ namana fa natao mariazy izy sy io sipa io t@ ty taona ity. Rangahy izao zany 85 taona. Ireo zanany mianatra aty Frantsa, ary izy mivady mivezivezy eran'izao tontolo izao isaky ny 2 volana. Ny tany rehetra misy ny fambolena dia misoratra @ ilay vehivavy gasy daholo @ zao. Ny fianakaviany rehetra miasa @ orinasan'izy ireo.
16. xxx
(
23/07/2008 18:12)
[]
tsy ny malagasy ihany no azo lazaina fa ho tia vola fa ny olona rehetra eran-tany na firenena inona na aiza na manao ahoana....
iza no olona tsy tia vola .....????? afaka milaza ve ianao???????
ny tiko antongavana @ le resaka hasina sy ny karazany zany d le amin'ny le fandraisana an'le mahamalagasy @ankapobeny mintsy zany oe lasa ohatra ny oe malagasy tia vola, les male gaches, le pays de moramora sns...
tsy ny malagasy ihany no azo lazaina fa ho tia vola fa ny olona rehetra eran-tany na firenena inona na aiza na manao ahoana....
iza no olona tsy tia vola .....????? afaka milaza ve ianao???????
17. fahamarinana
(
23/07/2008 18:58)
njainjai:
interet v sa fitadiavambola sa fitadiavana nationalité fotsiny zao le oe manambady vazah.
:arrow: ary raha gasy manana ttasy vazaha ve dia mbola hipetraka foana koa na hitombina ilay resaka interet sa ???satria vahiny ilay olona? Amiko aloha,asa ny hafa ,dia raha mahasoa azy moa zany,raha hety ny tokatranony (ary misy tokoa maharitra sy mety ),matoa tanteraka dia misy interet-ny tsi11 fa tsy voatery ilay gasy foana no lasa hoe mitady inona...Ireny vazaha manambady gasy am agence sns...ireny zao oh dia efa samy mahalala ny zava-misy no niditra ,izany hoe interet-ny daholo be zany no tadiavina ao.. :) (l)
18. MimiSimply
(
23/07/2008 19:18)
Manambady vahiny aty @tany vahiny ve? Otriny reny vazà makany a dago nefa tsy tia sipa gasy de mitady vazà otrinizareo.... De possible v oe mipetraka aty andafy de... 1% de gasy sur 99% de vazà... De iny1%iny mints v no tiana automatiquement? Iny1% iny v no mitovy toetra @tena, iny 1%iny mints v ny karazana olona,sy karazana tareha tiana ndrindra ndrindra? Tsy normal v oe entre le 99% vazà no mahita olontiana? Za mievitra fa ze tsy mitady vazà,tsy oe tsy tia,fa tsy mahazaka!
19. xxx
(
23/07/2008 19:25)
Za mievitra fa ze tsy mitady vazà,tsy oe tsy tia,fa tsy mahazaka!:-D :-D :-D
20. haritianah
(
23/07/2008 19:26)
io anie sahalan'ny safidin'ny tsirairay ihany na gasy na vazaha no alaina vady misy foana io.Na samy gasy anie manana ny antony itiavanao lé léhilah enao é.Ao ny manomé lanja ny hatsaran-toetra,ao ny manomé lanja ny hatsaran-tarehy, ao ny fitiavana tsotra zao oé zà ts anambady raha ts gasy ohatray, ao ny hanambady an-ity lhl ity ao fa manampahaizana, ao ny hanambady an-ity lhl ity ao fa zanaka mpanakarena.Ao ny oé mpivavaka bé ity ka ity no tiko ho vadiko.Ao lé oé efa any andafy ity lhl ity ka vadiko fa mba hahazoakao paps koa.
Dé otran zay koa lé manambadt vazaha, misy tena faniriany mits fa tsy anambady aho raha ts vaza nefa sipa manana anton'asa tsara mahavelona ny yenany tsara, fa zay no safidiny.Misy dé otran'ireo nitanisaiko ireo.
Fa maninona anefa refa oé sipa gasy manambady vazaha dé atao resaka lé izy.Zà ts manambady vazaha fa gaga ao fa refa misy gasy manambady vazaha oh ka surtous oé resa bola no anambadiany azy dia resa bé, nefa firifiry isika gasy manambady lhl gasy noho ny volany.
Firifiry ny vhv gasy raha vao bandy avy andafy zan dia matimaty mits.Otran zay ny fahitako azy.Manana ny prioritaire doly ny olona @ fiainany raha isafidy zé olona vadiana.Vhv gasy manja tarehy bé sady mbola kely taona manambady rangahy gasy efa lehibé fa DG na sociète no ratsy tarebé.Salan zay lé izy, safidy.