mbola tsy tonga saina ihany ve e!
41. nanas
(
17/07/2008 00:20)
Averiko eto ambany ny hevitro hamaliana an i xxx:
Tsy nisy niresaka aloha teto oe dondrona sy tsy mahay na inona na inona ny zanaka malagasy nivoaka andafy fa aza hafangaro na havadika ny resaka. Niveau intelct ny zaza nandia ankatso sy ny zaza nahavita Bac nankany andafy avy hatrany no resahana eto.
Mahay ny zaza malagasy nandia ankantso noho ny zaza mandeha undergrad andafy ( surtout US), ny indro @ ny fampianarana gasy dia ny tsy fahampian ny fitaovana. Ny andafy efa vonona daholo ny rehetra document, materialy etsetra , manginy fotsiny ny internet ka tsy manana saina tikarokaroka hoatran ny mpianatra gasy intsony fa zay eo ihany no avadibadika, efa zay raha teo no nanazarana azy. Tsy manda aho hoe misy ny zaza vazaha mahay, misy dia misy saingy tsy any @ ecole tsy fatapotro hoatran Abilene, ary tsy zay nivoaka tao no atao hoe mahay, betsaka ny gasy nivoaka t@ oniversite lehibe sy matanjaka tany US fa tsy mbola nisy nilaza hoe tena tapi-pahaizana. Sady averiko indray tsy misy system major zany any. Raha manana GPA 4 daholo ny 50% ny ao ampianarana dia major doly zany?
Raha Abilen no nivoahana tsy azo hi- mesurer-na an ireo ankizy reo mihtsy oe mahay na tapi-pahaizana. Tsy adalan ny vazaha ny mandany vola be tsy toko sy forohana any @ best college na lafo aza satria nahoana? satria mitady ny tena fahaizana. fa tsy oe iry mora de ndao alefa ao ny ankizy. Io toetsaina gasy milaza oe tapi-pahaizana e! sy ny tariny io na hita zao fa tsy mamely aza tokony hialana fa lasa manao fisainam-borona fotsiny.
Hoy ianao hoe "Sao dia ambi-po diso toerana fotsiny ary. Fa inona loatra ny nanovan'ny vazaha-anao tany no ankahalainao toy izao ry zareo any. Eny fa na dia ny malagasy mitovy aminao ary dia haratsianao".
Tsy misy resaka ambi-po diso toerana eto fa omena anao ny facts dia anjaranao ny mijery aza. Ary tsy nanaratsy velively aho fa nampitaha, raha tsy dia mahay teny malagasy tsara efa andron ny fanagasiana zao dia mianarana.
Ny zavatra tokony hataon ny fanjaka dia atao zay mba hahazahoan ny university fitaovana manarak andro hampianarana ny zaza eny Ankatso

42. tsimati
(
17/07/2008 02:17)
Hoan'i nanas sy ny nanoratra ny major des majors. Raha olona nianatra teny Ankatso angamba no misy izany majors des majors izany fa ireo izay mampiasa ny GPA dia tsisy ny major satria mandeha Grade io ka maro ny mitovy grade. Ilay hoe GPA 4 koa dia tsy mitombona mihintsy raha resaka Economics ohatra no nianarana satria na eny ankatso aza dia tsy azo atao ny manome 20/20 fa ny resaka Accountants, na Math sy izay "quantitative" no mety ahazoana 20/20. Marina izany ny fananzavan'i nanas hoe tsisy major des major nefa tsy ampy koa satria tsy fantatra hoe inona no "specialisation' nataondreo zaza ireo.
Aza adino fa tsy resaka manampahaizana sy tsy manampahaizana na GPA sy 20/20 teny Ankatso no resahina fa hoe iza no afaka hampandroso an'i Madagasikara faingana.
Izaho aloha mankasitraka ny fizahavana hevitra ny hianaran'ny ankizy andafy satria hatramin'izao dia tsy ampy zavatra maro Ankatso sy ny University rehetra ao Madagasikara. Porofon'izany alefa mioafana andafy koa ny mpampianatra. Ny mpianatra ampiofanina na alefa mianatra dia mandany fotoana ary na ny mpitondra nandefa azy aza efa tsy eo intsony tonga izy.

43. nanas
(
17/07/2008 02:30)
tsimati:

ka i tsimaty ve zany manaiky fa tokony tonga dia hiasa hoan ny tanindrazana avy hatrany reo zaza reo fa tsy mila mandeha manao zao Master, Master zao?
Zay anie no hitenenako hoe vola ariana ny gasy raha hiandry azy mahavita Master vao hanao ny asa e! Asaivo miasa avy hatrany izy fa zay no nandaniany ny volam-bahoaka.
44. tsimati
(
17/07/2008 03:41)
Tena manao resaka tsy mifampiankina ianao ry nanas. Milaza ianao fa tsy mahavoa ny teny Ankatso reo zaza ireo koa tsy ny fanampiana ny fahalalany mba ahalasa azy ahavoa ve no tanjona ary ireo mahavoa aloha aleo hanohy ny asa. Avy eo indray rehefa tonga izy manaraka ny torohevitry ny mahavoa.
NB: Mahavoa ary izao Madagasikara an? tena mahavoa tokoa e? :-D :-D

45. xxx
(
17/07/2008 03:44)
Ny tsy mba azoko amin'ity zavatra resahinao ity ange ry nanas dia ny hoe lazainao fa mahay ny gasy mivoaka tao ankatso fa noho ny tsy fananany kojakoja fotsiny dia tsy tafita izy. Iza no milaza aminao fa mahay ny mpianatra mivoaka tao ankatso mihoatra ny namany avy any an-dafy. Nisy kajy anandrina natao tany dia mamoroporina eto fotsiny enao izany. Ary lazainao fa kinga saina kokoa izy ireo satria tsy tolora-potsiny, kinga saina amin'inona ary?, nefa tsy misy ininona eo am-pelatanany araky ny teninao.
Tsy misy resaka facts mihitsy izany ny resakao. Ary miala tsiny ny tenako fa tsy fantatro hoe teny gasy ange ny facts. Efa tena mila mamerina mianatra teny malagasy izahay izany.

46. tsimati
(
17/07/2008 03:55)
Tena marina ny anao io raxxx iray farany. Izy no milaza fa tsy alehany ny mpianatra Ankatso avy eo vao tonga ny avy USA dia porofoany fa mahay noho ireo indray ny ao Ankatso. Ny tiany ambara dia izy avy Frantsa ihany no tena mahay. Saingy hadinony fa mbola sahirana i Madagasikara ary tsy nahavita nisongadina ny firenena izy avy Frantsa fa milaza mahay tsisy vokany.
47. nanas
(
17/07/2008 23:38)
xxx:
Ny tsy mba azoko amin'ity zavatra resahinao ity ange ry nanas dia ny hoe lazainao fa mahay ny gasy mivoaka tao ankatso fa noho ny tsy fananany kojakoja fotsiny dia tsy tafita izy. Iza no milaza aminao fa mahay ny mpianatra mivoaka tao ankatso mihoatra ny namany avy any an-dafy. Nisy kajy anandrina natao tany dia mamoroporina eto fotsiny enao izany. Ary lazainao fa kinga saina kokoa izy ireo satria tsy tolora-potsiny, kinga saina amin'inona ary?, nefa tsy misy ininona eo am-pelatanany araky ny teninao.
Tsy misy resaka facts mihitsy izany ny resakao. Ary miala tsiny ny tenako fa tsy fantatro hoe teny gasy ange ny facts. Efa tena mila mamerina mianatra teny malagasy izahay izany.
Mba vakio tsara aloha zay voasoratra fa mandreraka be! Tsy misy resaka kajy ankandrina sy ny forngony eto ry anooonty fa fampitahana azo tsapain-tanana a! Resaka fampitahana no nataoko teto , mikasika ankizy nahavita Bac nandeha Ankatso, sy ny ankizy nahavita Bac nandeha Abilen.
Sokafy tsara ny maso: mahay ny ankizy nahavita 4 na 5 ans teny ankatso, noho ny ankizy nahavita 4 ans tany Abilene, mazava a?
Preuve: betsaka ny ankizy nahavita fianarana teny Ankatso vao nankany USA, mahay lavitra izy reo any ampianarana noho ny ankizy mitovy filiere aminy ( zany hoe nahavita 4 ans undergrade tany USA). Midika zany fa mahay ny ankizy avy eny ankatso noho ny ankizy nanao undergrad tany, tsy misy resabe fa manotany ankizy avy any. Plus koa ty ankizy gasy mba nalefa hianatra tany Texas, any Abilene ve no alefa kooo, vao maika dondrona.
48. tsimati
(
18/07/2008 01:45)
Ny tenako manoratra dia anisany efa niaranianatra tamin'ny ankizy nahavita Undergraduate tany USA fa tsy ity Abilene lazainao ity kosa aloha. Tsy vendrana mihintsy ireo ankizy ireo. Misy avy Bengladesh, misy avy India sns ary izaho Malagasy. Izahay nifanaja satria samy manana ny naha-izy azy. izaho tsy milaza andreo vendrana ary izy tsy afaka ny hilaza aho nofa satria maro no miantso sy mitady fanampiana avy amiko ary izaho koa sahala izay. Ny tsapako kosa anefa dia misy zanaka Malagasy marobe mahay noho izaho miteny nefa tsy afaka nivoaka. Mazava ho azy fa raha ireny no mivoaka dia mbola mahavita tsara lavitra noho ny vitako tamin'ny androny.
Na izany aza hafa ny mijanona Madagasikara sy ny nivoaka ivelany. Ny ambarako an'i nanas kosa dia hoe tsy tokony mbola omena andraikitra ny avy Abilene raha lazainao fa tsy alehany. Mba ataovy mifampiankina ny resaka. Ny tsy alehany tsy mbola azo atao Ministra.

49. xxx
(
18/07/2008 05:51)
Resa-be fampatoriana zaza fotsiny ny ataonao ry nanas an! Mampita zavatra tsy mitovy enao, tsy mba kajy ankandrina ity ataonao ity fa kajin'olona tsy té hijery ny fact fa faly hanakiana fotsiny.
Fanazavana: Matoa zaza nivoka tao ankatso nahavita 4ème na 5ème année ka nakany an-dafy avy eo, dia ny dikany izany dia zaza nifofotra tamin'ny fianarana izy fa tsy ny fianarana ao ankatso mihitsy no avo lenta mihoatra ny any an-dafy. Ary ny mpianatra any an-dafy koa tsy mafy ady kely ohatry ny gasy daholy ka hifofotra amin'ny fianarana daholy, misy ny mianatra ary misy ny tsy mianatra ohatry ny eny ankatso. Ny diso amin'ny zavatra teneninao dia ny samy oniversité no hanaovanao fampitahana nefa ny mpianatra no resahintsika. Mazava a!.
PS: Vakio tsara ny zavatra nosoratako alohan'ny hitsekerana indray ry nanas.

50. tsimati
(
18/07/2008 08:16)
Aza atao xxx fa tsy hay hoe iza na iza ary olona samihafa no resaka mifanopaka no voalazan'ny xxx samihafa. Ny Ankatso nahavita 4 na 5 taona lasa tsy ampitoviana amin'ny ankizy undergraduate kosa angamba. Tsy ho loza ve raha ny fahaizan'ireo ankizy ireo no ataho Ministra noho izany mendrika ho azy ny manampy fiofanana misimisy kokoa. Vita ny rehetra efa misy Ministra 22 ho avy izany ry nanas-be oooo :-D :-D :-D
51. nanas
(
18/07/2008 22:35)
xxx:
Resa-be fampatoriana zaza fotsiny ny ataonao ry nanas an! Mampita zavatra tsy mitovy enao, tsy mba kajy ankandrina ity ataonao ity fa kajin'olona tsy té hijery ny fact fa faly hanakiana fotsiny.
Fanazavana: Matoa zaza nivoka tao ankatso nahavita 4ème na 5ème année ka nakany an-dafy avy eo, dia ny dikany izany dia zaza nifofotra tamin'ny fianarana izy fa tsy ny fianarana ao ankatso mihitsy no avo lenta mihoatra ny any an-dafy. Ary ny mpianatra any an-dafy koa tsy mafy ady kely ohatry ny gasy daholy ka hifofotra amin'ny fianarana daholy, misy ny mianatra ary misy ny tsy mianatra ohatry ny eny ankatso. Ny diso amin'ny zavatra teneninao dia ny samy oniversité no hanaovanao fampitahana nefa ny mpianatra no resahintsika. Mazava a!.
PS: Vakio tsara ny zavatra nosoratako alohan'ny hitsekerana indray ry nanas.
Mandreraka be ny miresaka amin ny olona ohatranao, bornE loatra, ianao zao no tsy mamaky tsara zay voasoratry ny olona fa manaoresaka tsy misy ifandraisaisany eto, efa tenenina foana hoe vakio tsara zay soratan ny olona. Averiko aminao Farany dia sokafy tsara ny maso: fampitahana ny niveau ny ankizy nahazo Bac tany Mada avy eo nianatra teny Ankatso sy ny ankizy nahazo Bac tany Mada avy eo nandeha Abilene na college tsy fanta-pototra ohatran i Abilene no resahako teto. Mandreraka be ny manazava zavatra aminao fa na hiverina ampolony eto aza tsy ho a la page ihany ianao enfin. Na mahafaly anao na tsy mahafaly anao, ra nanao undergrad tany USA ( ny any Frantsa no tsy fantatro) rehefa tsy nivoaka t@ best college ianao tany dia aza mihevi-tena hoe mahay noho ny ankizy eny ankatso @ lafiny rehetra. Best = best mpampianatra, best fitaovana ampiasaina ( tsy voatery ireo ihany fa betsaka ny critere azo atsofoka ao)= best niveaun ny mpianatra, afaka miasa avy hatrany tsy mila Masters etsetra fa tonga de basy.
Inona no idiran ny mpianatra mafy aksss sy tsy mafy aksss eto. Fa ny mafy aksss ihany zany no tokony mianatra mafy, fisainana retardE be zany ramato a! Ianao zao no mila mamaky tsara zay lazaiko vao mamaly, na aza mamaly intsony fa ohatran ny miresaka @ olona tsy misy maso sy saina mandinika.
tsimaty: f'angaha moa rehefa hoe nahavita fianarana andafy dia miandrandra poste ministra? Asaivo miasa @ zay zavatra nianarany tany fa zay no nandaniany ny volam-bahoaka. Avereno aloha ny vola laniny zay vao miala maina izy e! tsy misy kabary.
52. nanas
(
18/07/2008 22:45)
Ny Ankatso nahavita 4 na 5 taona lasa tsy ampitoviana amin'ny ankizy undergraduate kosa angamba. Tsy ho loza ve raha ny fahaizan'ireo ankizy ireo no ataho Ministra noho izany mendrika ho azy ny manampy fiofanana misimisy kokoa.
Bacc+ 4 ans na 5ans eny ankatso tompoko dia = B.S any andafy
ary ny undergrade any US tsy mahazo ny B.S raha tsy mahafeno ny credit izay equivalent 4ans raha farafahatarany.
Rehefa tsy de maha kopy tsara le system ianao dia miverena any @ universite nianaranao tany US de asaivo hazavainy kely indray mandeha.
Aza manambany kely ny gasy eny ankatso fa ra samy alatsaka anaty projet nareo sure certain aho fa tsy hahaovoka azy ianao be zesta io. Aza de atao be ty vava fa sao ouain any aoriana any hoe avy any amerika hono nefa fopla.

53. tsimati
(
19/07/2008 00:26)
Ireo zaza ireo efa hoe undergraduate koa inona no hazavainao. Soa fa efa nanaraka ny teniko ihany hoe mila manampy fiofanana ireo zaza lazainao tsy alehany ireo fa tsy ny hidohika ihany hoe aleo izy hanompo sy hampanroso ny tanindrazana amin'izay. Mahafinaritra rehefa mivadika ny resaka.
Aza adino fa raha mahay be isiaka rehetra efa ambony noho i Singapore i Madagasikara. Tsy ampy 50 isantaona ny avy US nefa firy isan-taona no mivoaka University Gasy ka lasa aiza nefa Madagasikara ? Mahaibe fotsiny dia izay vita mandrsoso ve ry nanas-be ?

54. xxx
(
19/07/2008 05:26)
izay aho vao nijery ny mombamombanao hatramin'izay ka avy dia azoko avy hatrany ny tsy mampitovy hevitra antsika. Raha lé sary aloha kosa dia mahafatifaty be mihitsy fa hay enao koa mbola zaza tsy hafa-taim-body ka mbola manao izay saimpatany fotsiny.
55. tsimati
(
19/07/2008 07:00)
I tsimati sa i nanas no tsy afaka izany voalazanao izany. Mitandrema kely fa sao voarara ity teniratsy ? Be ihany izay efa nanjavona izay.