Iza amn'ireto roa ireto lesy no alehako a:Vavolombelona !!
41. niryna
(
23/07/2008 14:51)
Rasiligaoma:
Ahoana tokoa no ahalalana fa tena voavonjy iny olona iny?
Mino Azy fa Zanak'ATra,mino Azy fa ATra.
Mino Azy fa noho ny fahotantany/fahotantsika dia maty teo ambonin'ny hazofijaliana Izy,nanadio ny fahotantsika, nanafaka antsika tamin'ny ota rehetra,mino an'izany ve hianao ?
Mifona any Aminy ary amin'izao fotoana hanoratako izao,maneke fa mpanota tokoa,miaiky fa tsy mendrika ny hiantso ny anarany kanefa noho ny fitiavana lehibe ho ahy,ho anao dia mifona any aminy ary mino tokoa fa ho voasasany avokoa ny helokao rehetra,tantarao Azy izany(andramo fa ho maivana daholo ny zioganao rehetra,andramo ary mifona ary mangata amiNy mba omeny ny Fanahy Masina hianao ahay hino amin'izay.Ataovy ny andrana ...
Mamela heloka izay nataonao tamin'olona na nataon'ny olona taminao.
Manomboka androany dia ampidiro ao am-ponao izy( alefaso ny invitation) tsy misy ttsy fa ny vavanao no mifona ,miaika,mangataka famelankeloka ary mampiantrano Azy ho ao am-ponao.
Mino Azy fa nitsangana tamin'ny maty tokoa Izy
Mino Azy fa mbola hiverina Izy haka ireo mpino Azy rehetra(tafiditra amin 'izany koa hianao raha mino Azy amin'izany .....io ilayi izy i....
misaotra niahiano ary ataovy foana ny fanandramana fa raha tsy mahita fihovana amin'ny fiainanao hianao na dia ny fo lasa malefaka ,ny fo lasa mitia ny fahavalo,ny fo lasa mizara ny fahosoavana Aminy ary ny fo mizara sy mijoro ho vavolombelona ho an'ny mpiara miaina aminao ....raha tena mino tokoa hianao,mino Azy Irery,tsy manafangaro Azy amin'ny zavatra hafa dia sahy mi-guarantie anao aho fa hiova hianao...
Mahafantatra an'i kristy ny olona iray ary ny tenin'ATra koa dia mmanambara fa hoe manatona Ahy dia anatona anao Aho,Mahafantatra izany ilay olona fa izay rehetra mino an'i kristy araka ny tenin'Atra dia ho voavonjy .
misaotra betsaka ary hialako tsiny fa lava e
:D
42. ari.malala
(
24/07/2008 08:04)
ikaretsaka:
ka le mamafy voa anie ry niryna tsy ny fitabatabana hoe "heyyyyy namafy voa aho le ankizy eee" loatra no tenjona na hoe zao fehezana ny ketsa nambokeko e....
fa ny fahitan'ny olona ny hoe nahavita taona sy nisy ambim-bava ve ny vary dia tsy nisambotra taman'olona ...
ko raha tsy akoho manatody izy ity ko mikakakaka ro atao voalohany dia rehefa any ambony lapoaly ny atody vao heo hey.... ka za nanatody!
:-D :-D :-D :-D :-D le filazanao anazy mampime be fa marina alou zany e! amko alou d ny atao no hita ary ny atao mahasarika e!
44. ikaretsaka
(
24/07/2008 18:24)
ari> ka io taoko betsaka ro tsa mahatsapa.... ny asa fitoriana voalohany dia ny "fanaovana toy izany koa" fa tsy ny fitatatatana hoe ranona nanao an zao sy zao!
raha nanatody ny akoho dia asehoy ny atody fa aza tenenina fotsiny hoe nanatody ny akoho
izay ahay mba credible
raha nanatody ny akoho dia asehoy ny atody fa aza tenenina fotsiny hoe nanatody ny akoho
izay ahay mba credible
45. ari.malala
(
25/07/2008 07:07)
ie, zay le ambara foana hoe ny atao mahasarika e! zay le iraka, ndehana ka manaova toy izany koa! izany hoe aza variana mitatatata fa ny teny entin'rivotra fa ny asa no ataovy mba ahitan'ny olona fa tena kristianina tokoa ianao :) moa ka tsy zany va :°) :-P
