Iza amn'ireto roa ireto lesy no alehako a:Vavolombelona !!
21. fahamarinana
(
17/07/2008 06:49)
koditra:
Afaka milaza eto ihany koa izay boudiste na silamo sns, mitantara ohatra boudiste na ohatra silamo izay mety hitovy na mifanipaka @ io ohatra kristianina io
:arrow: efa nisy fa tonga dia pan pan pan be no nahazo azy.Izay intolérance izay no tsy tsara,araka io voalazan'ny rasily mikasika ilay resaky pissoa ao am dinika hafa.
koditra:
Asa, ohatra oe ny an'ny silamo ny olona efa ho faty dia asaina mitondra fiara efa misy bomba any @ tany amerikanina any ohatra, @zay ny adidy ho an'ny tanindrazany vita, izy tody soamantsara any @ Allah.
:arrow: Tsy ny silamo rehetra io koditra a,misy silamo fa hafa mihintsy koa fa tsy voatery manao kamikaze etc...foana.Toa antsika Xna koa io e,misy modéré,misy integriste,misy ouverts,misy tena mihidy tanteraka amin'ny finoana ivelan'ny azy,na dia atao hoe hiezaka hiheno ny an'ny hafa aza dia tsy atao fa lasa fahotana.Nefa hiheno monja,partage fa tsy midika hoe araho...na dia am maha-olombelona tsotra izao :tsy hary olona efa Mpino no mbola hitoriana fa na ireo eo ampisalasalana aza dia izay no hianarana mizara sy miheno koa..Hevitro moa io.. (l)
22. fahamarinana
(
17/07/2008 06:55)
prime:
Rehefa misy ny toa ireny dia ny "authenticité" 'ny "témoignages" sy ny "témoins" no mamehy azy eo ambany asan'ny Fanahy Masina...
:arrow: Itovizako hevitra tanteraka....
Ilay hoe resaka vavolombelona mihintsy ka tantaraina amin'olona no mametraka olana be amin'ny finoana na tsia azy angamba no fahitako azy.Na ny tenako manokana dia sahala izay koa,ny maheno vavolombelona tantarain'ilay niaina izany no mandresy lahatra ahy tanteraka :ohatra naheno an'ny mama rabea harilala,dada rasolofo sns izay efa hitako fa raha toa io tantara tantarain'ny nirina io dia somary sarotra ho ahy.Ilay olona tsi11 no samy manana ny fandraisany azy.
Tsy haiko lazaina anareo akory eto hoe inona no nandresy lahatra ahy oh raha naheno ireo RAR notononiko ireo .... (l)
23. ari.malala
(
17/07/2008 07:19)
k ilay tantaran'i niryna aza anie tsy azo e! narary ity fianakaviana iray, izany hoe izy mianakavy v izany no narary dool sa aona.. d aona kou ilay hoe idio ny varavarana fa misy mtady hiditra ao antrano d in le we ny farateniny, eny Kristy o, tsy misy azo...
24. bichette
(
17/07/2008 07:26)
Marina tokoa aloha fa eo ampivoan'ny tantaran'i Niryna mitsy tsy azo loatra hoe nanao ahoana ny fandehany :-*
25. fahamarinana
(
17/07/2008 07:48)
:arrow: miala tsiny fa tafaverina indroa ilay valiny..
Ari sy bichette :mbola ho avy eo izy hanome fanazavana ++ kokoa. :) ,nyfahitako azy nefa mety diso aho dia ilay lalana 2 no tena tiany hosoritana ka amiko izay no tokony asongadina fa ilay manisy tantara tsy feno,tsy azo sns sns lasa mampihazohazo.Fa samy manana ny fomba fitoriany sy fanehoany azy moa.Izay no mahasamihafa ny tsi11 e !!! :) (l)

26. Koditra
(
18/07/2008 13:20)
fahamarinana> dakôro be aminao a @lay oe na ny samy kristianina, na ny samy silamo sns... aza dia mety tsy mitovy.
Côté finoana fotsiny ihany no tiko nolazaina, za tsy miteny hoe ratsy io ohatra silamo nolazaiko io, tsy hijery ilay acte fa ny halehibean'ny finoana nananany fotsiny sy noeritreretiny hahavoavonjy azy.
Dia toy izay koa ny finoana kristianina, tsy maintsy mandalo sy mandray an'Kristy vao maazo famonjena. Raha misy hafatra tian'ny niryna napetraka angamba t@ io tranga nomeny io dia ny hoe dieny zao defa tadiavo Jesosy fa aza andrasana @ fotoana farany (ny fahazahoako azy a)
Omeko naoty 20 tsy analàna 1 enao. Ok :-*

fahamarinana:
...Nefa hiheno monja,partage fa tsy midika hoe araho...na dia am maha-olombelona tsotra izao :tsy hary olona efa Mpino no mbola hitoriana fa na ireo eo ampisalasalana aza dia izay no hianarana mizara sy miheno koa..
Omeko naoty 20 tsy analàna 1 enao. Ok :-*
27. Rasiligaoma
(
18/07/2008 14:37)
.Nefa hiheno monja,partage fa tsy midika hoe araho...na dia am maha-olombelona tsotra izao :tsy hary olona efa Mpino no mbola hitoriana fa na ireo eo ampisalasalana aza dia izay no hianarana mizara sy miheno koa..
rehefa mi partage ange dia tokony mandray koa e!
fa raha vao tsy mandray ilay hevitry ny hafa dia mandinika ny mampitombona na tsia an'iny, fa ny anao ihany no asesikao dianaman'ny manery ihany izany hoe ny anao ihany!
raha tsy d'accord amin'ny hevitr'olona ianao dia mba fara faharatsiny omena antony mazava tsara ny tsy maha d'accord anao amin'iny
28. niryna
(
19/07/2008 15:20)
badboy:
Fahasambarana tsy misy toa izany,farateny miantso ny anaran'i kristy izany
Tena kristy ve ilay hitany fa tsy sandoka??? Inona ny porofo ahafahanao milaza fa kristy ilay izy??? Ary tena sur ve ianao fa tena lasa eo akaikin'i kristy ilay olona vokatr'ilay fiantsoana ny anarany matetika sy ny fihirana salamo???
Nahazo hery avokoa ny rehetra ary dia nifankatia sy niaraka daholo,toa maivana ny fahoriana
Rehefa mipetraka ilay fifampitokisana eo @ tsirairay, na inona io fivavahan io na inona, dia afaka miaina ampilaminana foana na dia miatrika fahoriana aza fa tsy ho voatery hoe miaraka @ kristy ihany! Dia tonga dia ahilikao eto ny bouddhiste, ny jiosy sy ny silamo. Tsy afaka ny hanakaiky an'Atra ve izany ireo rehefa voaantso?? Ny kristianina ihany ve izany no mitana ilay fahamarinana tena lafatra???
Sao dia fohy loatra ilay fomba fijerinao ka minia tsy mijery sy tsy mandray ireo misy eo @ manodidina fa dia faly mamita ny kely ananana! :-D :-D :-D
--------------------------------------------------------
tsotra no teny omeko,zavatra nitranga nahazo ny fianakaviana iray io ary nahatonga an'ireo zanany ho nanatona an'i Tompo avokoa.Voa iray no nafafy ary namokatra maro dia maro.Mijoro aho ho vavolombelona,izay mino arahaba soa ,izay tsy mino moa akory atao baba fa mangataha amin'Atra ny omeny hery hino Azy.
niryna
29. Rasiligaoma
(
19/07/2008 15:34)
niryna:
tsotra no teny omeko,zavatra nitranga nahazo ny fianakaviana iray io ary nahatonga an'ireo zanany ho nanatona an'i Tompo avokoa.Voa iray no nafafy ary namokatra maro dia maro.Mijoro aho ho vavolombelona,izay mino arahaba soa ,izay tsy mino moa akory atao baba fa mangataha amin'Atra ny omeny hery hino Azy.
niryna
ary raha izao ary hoe zavatra nahazo ny fianakaviana iray indray no tantarain'i niryna aminay ka nahatobnga azy ireo tsy nanantona ny tompo intsony?
izay indray hijoroana vavolombelona!
30. niryna
(
23/07/2008 04:20)
badboy:ny tompony mahalala ny ondriny ary ny ondriny koa mahalala ny tompony.
Tena kristy ve ilay hitany fa tsy sandoka??? Inona ny porofo ahafahanao milaza fa kristy ilay izy??? Ary tena sur ve ianao fa tena lasa eo akaikin'i kristy ilay olona vokatr'ilay fiantsoana ny anarany matetika sy ny fihirana salamo???
Rehefa mipetraka ilay fifampitokisana eo @ tsirairay, na inona io fivavahan io na inona, dia afaka miaina ampilaminana foana na dia miatrika fahoriana aza fa tsy ho voatery hoe miaraka @ kristy ihany! Dia tonga dia ahilikao eto ny bouddhiste, ny jiosy sy ny silamo. Tsy afaka ny hanakaiky an'Atra ve izany ireo rehefa voaantso?? Ny kristianina ihany ve izany no mitana ilay fahamarinana tena lafatra???hianao no niteny an'io fa tsy izaho an
Sao dia fohy loatra ilay fomba fijerinao ka minia tsy mijery sy tsy mandray ireo misy eo @ manodidina fa dia faly mamita ny kely ananana! :-D :-D :-D
tsy ho voatery hino hianao ka ,zaraiko ho an'izay te andray fotsiny fa efa mahazatra ny mitsipaka ny tenin'Atra lava.
:D
31. niryna
(
23/07/2008 04:24)
Sao dia fohy loatra ilay fomba fijerinao ka minia tsy mijery sy tsy mandray ireo misy eo @ manodidina fa dia faly mamita ny kely ananana!
.
Rasiligaoma:koa alefaso aza ny fijoroanareo ireo ho vavolombelona e,inona no nataon' Atrareo taminareo,inona no nataony tamin'ny fiainanareo na olona fantatrareo fa tsy mpino kristiana fa ireo finoana hafa ireo,mba liana te aheno ny fijoroanareo vavolombelona tokoa aho .
marina io
Ekena fa samy manana ny fivavahany sy izay fironany daholo ny olona tsirairay fa ny fivelarana sy ny fijerena ny an'ny hafa, indrindra ny manodidina ny tena, ankoatran'ny an'ny tena dia ahitana koa hoe aiza ho aiza aho izany
Misy fiteny izay hoe ohatran'ny miakanjo io, mba jerena ihany ny manodidina ny tena sy ny akanjo sasany fa tsy hoe rehefa zatra manao jeans sy mahatsiaro tena ho lafatra ao anaty jeans dia tsy te hahalala hafa afa tsy jeans na hatory sy hanao mariazy aza ohatra
:D
32. niryna
(
23/07/2008 04:28)
kalointsika:aleloia .... izay fomba hitsarana olona no ao anatin'ilay mitsara e, raha milaza ny hafa ho fohy fisainana izy dia izy izany no fohy fisainana fa tsy izaho mihitsy,tsy ho azontsika tokoa ny tenin'Atra raha tsy miainana ao antiny isika, sa ahoana hoy kalointsika ?
angamb kosa ts oe fohy fisainana izy na ahoana fa fijoroana vavolombelona ny azy. afk miteny izy hoe mahazo mino isika na tsia fa izay no inoany dia ampy.
anjarantsika koa ny mivelatra mankany amin'ny fisainany fa tsy tonga dia mitsara. sad izy anie ts nilaza oe, ny an'ny hafa tsy izy e!hitako, ha,ha,
mitantara zava-misy no ataony fa ny tokony ataontsika angamb dia ny mangatak fanazavana fanampiny dia anjaran'ny tsirairay ny mandray ny tandrify az. sad tsik anie zao ra mb misy adihevitr d oe "Atra iray ihany no ivavahana... etc" d lazao ahy ko oe misy gasy boudhiste (besoin d'info)
matrina tanteraka ny teninao. Efa voalazan'i kristy io fa maro no anohitra ny tenin'Atra koa aza atao mankarary an-doha fa mivavaka ho azy ireo no ataontsika mba omen'Atra ny FAnahy Masina izy ireo.
:-* :-* :-* :-* :-*
33. ari.malala
(
23/07/2008 11:49)
fa efa milaza ohe ts mahazo v d manohitra fona e! za zao manontany ao amboni ao tsy mahazo fahafahampo mints... fianakaviana ray manontolo v no narary, in le hoe idio ny trano fa misy mitady hiditra, iza no niteny anizany izy mianakavy miara marary v, d niara maty v zany ry zareo sa aona ts mazava mitns le tantara.Manaraka izany, tena le mijoro vavolombelona mitabataba tokoa ve no ilaina sa taratra @ fiainana andavanandro le izy? tsy ataoko ity v hoe ny kristianina no fahazavan'izao tontolo izao e! tsy ilaina araka ny hevitro ny mamorona tantara etsy sy eroa fa ny atao no hita! ndeha ka manaova toy izany hoy i Jesoa t@ le oul nanontany azy hoe iza no namako ,zany hoe tsy enao mitantara hoe za nataondrako to anizao sy izao no ilaina fa enao mamerina am hafa ilay nataondrakoto taminao! izay no tena fitoriana!
34. ikaretsaka
(
23/07/2008 13:40)
ari.malala:

marina!
35. niryna
(
23/07/2008 14:03)
tsanga:
aza de mampiasaaina loatra amin izany reto a.miaina de miezaka manao ny tsara eo aminy fiaraha monina de ze farany any farany.ze lasa tsisy niverina tsinona
:D marina izany.Mamafy ny voa isika ary tsy misy miverina aty amintsika intsony ireny sady Atra dia fitiavana,Atra dia mampianatra antsika ny hizara ny fitiavany amin'ny hafa,ny manodidina,ny mpisera ,ny iray tampo indrindra indrindra ary mivavaka sy mangataka famelana ary mamela ireo izay mankahala na tsy tiantsika isika, sa tsy izany?
36. niryna
(
23/07/2008 14:10)
badboy:
afk miteny izy hoe mahazo mino isika na tsia fa izay no inoany dia ampy
Tsy mitovy @ mitoriteny mandresy lahatra ny hafa hoe ty no tena izy ve izany????
Anjaranao ny mandray ny tandrifinao na mandingana ny sujet rehefa tsy azokazon'ny vavoninao satria misy mandray foana ny hafatra ary tsy ho voatery hitovy daholo ny saina ka.
misy hafa izao mangetaheta ny tenin'Atra ny sasany kosa ny anohitra an'izany foana no ataony satria ahoana,tsy miaina ao anatin'ny tenin'Atra izy ka ahoana tokoa moa no ahazoany an'izany?????
Miankina ny fihainoana ny tenin'Atra sy Izy manome ny teny ary isika mandray Azy io ,fa raha tsy nomeny Fanahy Masina isika,raha tsy mino Azy ho nandefa ny FM ary raha tsy mino NY TeniNy dia tsy ahazo velively ny teniNy na teny gasy mazava tsara aza ilay teny.
Antsoy ny FM ampianatra antsika fa raha mino Azydia omeny fanampiana tokoa
:D :D
37. niryna
(
23/07/2008 14:14)
afk miteny izy hoe mahazo mino isika na tsia fa izay no inoany dia ampy
Rasiligaoma:
afaka izy fa tsy nanao izany fa fijoroana vavolombelona miampy fandresen-dahatra ankolaka no nataony
ha,ha,ha, ahoana izany fandresendahatra ankolaka izany ????
Teny mazava sy mivandravandra io ka ,averiko indray ,zaraina ny teny ary maro no mihaino ary tsy vitsy koa ny hanipaka,ho an'i tsirairay io.
Ny mpamafy mamafy ny voa,ny hafa manondraka manampy azy ireo fa Atra irery no manokatra ny fon'ilay olona raha mihaino izy,raha mino izy.
:D
38. ikaretsaka
(
23/07/2008 14:17)
ka le mamafy voa anie ry niryna tsy ny fitabatabana hoe "heyyyyy namafy voa aho le ankizy eee" loatra no tenjona na hoe zao fehezana ny ketsa nambokeko e....
fa ny fahitan'ny olona ny hoe nahavita taona sy nisy ambim-bava ve ny vary dia tsy nisambotra taman'olona ...
ko raha tsy akoho manatody izy ity ko mikakakaka ro atao voalohany dia rehefa any ambony lapoaly ny atody vao heo hey.... ka za nanatody!

39. niryna
(
23/07/2008 14:45)
ari.malala:
tsisy azoko alou zany ilay fandehan'ilay tantaran'i niryna e!
olona narary efa nolazaiko io taloha ary dia afaka nanao zavatra tsy vitany izy rehefa nivavahanay taty sy tany dago ,...afaka nitsangana teo am-pandriana ,afaka nivoaka ,afaka nihinankanina sns ...fianakavina ilay izy (fa tsy hoe maty daholo akory ny mpianakavy rehetra,iray ihany. Ary noho ny fahitan'ilay miracle nasehon'ATra azy ireo dia resy lahatra tokoa izy ka rehefa tonga ny mpiandry nivavaka azy isan'andro dia nanolotra ny tenany ho an'Atra izy ary nametraka finoana fa i kristy no mpamonjy azy,ho tompony,ho mpanjakany ary mino Azy izy fa hiaraka amiNy rehefa nivavaka ka nangataka famelankeloka TamiNy ary nino an'izany tokoa izy tao anatin'ny fony fa voasasaNy avokoa ny fahotany rehetra aleloia !!! fino kely kanefa izay mino Azy dia omeny fiainana mandrakizay tokoa
Rasiligaoma:aleloia ,misaotra aky ari-malala a.
ny tsy mba haritro dia ny fomba hoe ahoana tokoa no ahalalana fa tena voavonjy iny olona iny? sa dia inoana fotsiny?[/quote=ari-malala]] wana manokana d ilay tenin'i Jesoa hoe "misy toerana maro ao an-tranon'ny Raiko ka handeha aho hanomana toerana hoanareo ary refa tonga haka anareo aho dia izay misy ahy no hisy anareo koa" no andraisako azy! ts afaka hitsara mints ah hoe ts voavonjy iny olona iny na d mpiteny ratsy sy mpangalatra sy hitako daolo aza izay nataony, satria raha nahavita fanenenana tsara izy talohan'ny nahafatesany dia isan'ny voavonjy izy izany! ohatra ftsn ilay jiolahy nivalo! Tsy voatery hiandry apparition sy béatification sns vao hino fa voavonjy ny olona iray!
40. niryna
(
23/07/2008 14:49)
Rasiligaoma:nyi tenin'ATra ao anatin'ny baiboly no mampianatra antsika an'izany isan'andro,ary izay rehetra voalaza ao dia marina avokoa,ka raha miteny Izy ihoe Izaho voaloboka hianareo no sampany raha miaraka amiko hianareo dia amoha be be kokoa,raha miaraka aminy izany isika dia voavonjy .
Ahoana tokoa no ahalalana fa tena voavonjy iny olona iny?
Inona avy izany fetra mahatonga antsika ho voavonjy izany ? (resaka salvation?)
Dia averiko indray anjaranao no mandray izay tandrifinao na mino izay tokony ho fantatrao fa marina..Aza mihaino fotsiny anefa fa jereo ,vakio, lalino ny baiboly fa ao no misy ny fanalahidin'ny fiainana.
Kristy,kristy,kristy foana no resahina raha miresaka famonjena isika,tsy misy na iza na iza ka afaka hitondra antsika ho any amin'ny Rainy na ahafahantsika mifandray amin'ny Rainy raha tsy i kristy irery io izao dia efa zavatra iray.