Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara

21. tess ( 11/07/2008 20:25)
mbaliana: marina mitsy alou zay e! fa misy kou nge ndraindray metsara velatsihy fotsiny refa mbola miaraka fa refa mivady vao tena mivadika orera lay toetra e! :wink: :{ tsy hay tsy hay tsotry fa de mivonona am zay mety fisehony eo e!
22. tess ( 11/07/2008 20:29)
endrika01:

Amiko ndray ny fandraisako an le we lany ZARA,de le vhv be sipa be ireny,niarahany matory avy na mpanana na mahantra nefa tsisy iray naka vady azy.Donc lany no-zara-ina lay fika be(lany Zara)fa ny vhv tsy nizarazara nefa efa mihoatra ny taona,tsy hitako zay mahalany zara azy,reny aza no tena be anjara,ny entana tsy nozarazaraina,ny hoenti-miatrika ny hoavy efa misy eo an-tanana ny fahamatorana manginy fotsiny.Ka iza no milaza fa lany zara izy ireny?Raha we egoiste de mbô nekeko kely ihany,hi hi:-P


ka tsy voasoritra eny am andrina mitsy anie hoe lany nozaraina ny fika e! sady tsy misy hoe lany mihitsy aloha ilay izy....tandremo ihany koa fa mbetika ny bandy dia ireny efa nahita experience maro ireny no manitona azy koakoa....somary hoe resaka angaha io hoe lany nozaraina ny zvtr fa amiko ilay olona mihintsy no base nlay izy.....


23. tess ( 11/07/2008 20:33)
ni81: tsy voatery hoe izay manam-pahaizana dia mpanakarena ka!
ohatra lazaiko! nisy mpivarotra café amorondalana izay betsileo tany besarety taloha elabe, olona fatako...fa nandeha be ilay fivarotana mofogasy sy café dia lasa epicerie kely, niroborobo ihany io epicerie kely io dia lasa magazin lehibe ilay izy....de lasa nanakarena be nanangana trano be ry zareo, tsy nisy nahory ny zanany mitsiny alou, nilalao vola be ny zanany ...nihanta velona dool.....indraindray karazana chance ilay fananana harena sy fihezahana eo amin'ny fiainana, taoko misy manam-pahaizana faratampony fa tsy manana nin nin :wink:
24. Koditra ( 11/07/2008 21:36)
Inona no dikan'ny hoe "Lany zara"

Raha raisiko @ ankapobeny eo @ fiainana andavanandro dia haka ohatra iray isika, misy mofo eo, misy olona 4 ihany koa, natao ny fizarana ny mofo ho an'ireo olona 4 ireo, vita ny fizarana, samy nandrapaka ny anjarany, taorianan'izay vao tonga ilay olona faha 5, aiza ny anjarany? efa lany nozaraina ilay izy (lany zara), fa taiza ary izy t@ fotoana tokony nanaovana ny fizarana? mety misy antony marobe izay tsy hotanisaitsika eto.

Raha raisiko ara-pitiavana, tranga ho an'ny vehivavy moa no napetraky n81 ka dia ho raisina @zay tranga izay, @ ankapobeny dia misy fotoanany ny fotoana tokony hanambadian'ny vehivavy, ohatra hoe eo anelanelan'ny 25 ans sy ny 32 ans (ohatra hoy aho ireo fa mety ho diso), raha dila io fotoana io nohon'ny antony maro samihafa dia efa lany zara ny olona tokony ho anjarany. Azavaiko io, ohatra, raha 35ans ilay vhv ka mbola tsy nanambady, ny taonan'ny lhl tokony ho vadiny dia eo anelanelan'ny 35 ans sy 45 ans, aiza intsony aanefa izy no hahita lehilahy mbola selibatera @ zany taona izany? Noho izany dia, na ilay vehivavy hanambady olona divorcé, na hanambady veuf. Mety hahita selibatera ihany izy fa mety ho sarotra be satria efa lany zara.
25. tess ( 11/07/2008 22:36)
amiko aloha tsy dia midika inona ilay hoe lany zara na basin'arifito...fomba fiteny fotsiny ireny ho fanoharana fa ny tena mi compte dia ilay olona tsy manambady na tsy mahita vady mitsy no basenlay izy.....misy antony maro samy hafa izany no tiako ho lazaina e!......ny anjaranao misy foana fa
io na vody sobika aza mana-tandrify....fa noho ianao manokana no mety ahitanao na tsy ahitanao ny anjaranao....
26. Bola ( 11/07/2008 22:51)
mampatsiaro ahy zavatra novakiko teny @ magazay nareo - porte cle ilay izy dia izao no soratra teo amin ilay izy:

waiting for Mister Perfect, ending up with Mister all that is left

Ahoana izany raha adika: hivoaka ve ny hevitra:
Miandry an-Andriamatoa Tanteraka ka miafara mahazo an Andriamatoa sisa...
zany ve..

Ilay hoe lany zara io an i Koditra io toa miteny: indraindray ilay olona mbola manenjika zavata hafa - safidy na voatery: ohatra safidy hoe carriere aloha ary voatery raha andraikitra fianakaviana toy ny kamboty tampoka nefa ireto zandry mbola eo daholo dia tsy nisy fotoana ho an ny tena.

Ary rehefa lehibe dia tsy hoe tsy misy kosa angamba fa mihavitsy ny safidy satria misy koa anie lehilahy mbola variana @ carriere aloha fa tsy tonga dia vady na ilay andraikitra etsy ambony koa. Ohatra @ izany vao haingana asa raha fantatrao ilay fianakaviana hoe Firestone, ilay anarana pne...Nisy emission t@ Tele hoe The Bachelor dia izay no ataony hoe mifidy vady @ na vehivavy 25...Variana @ buisness ny izy dia tsy nisy loatra fahafahana hiaraka, kanefa koa hoy ilay reniny hoe izy koa hono fatra pifidy! :-D lay faralahy no nanao lay emission. tsy arako hoe akory ny fandehany fa hilazana hoe tsy hoe tsy misy anjara intsony fa mihavitsy ny olona mety ho vady. Ary ny fitiavana raha tadiavina mafy tsy hita fa tonga @ fotoana tsy hampoizana azy indrindra foana...HONO...
27. xxx ( 12/07/2008 09:12)
endrika01:

Amiko ndray ny fandraisako an le we lany ZARA,de le vhv be sipa be ireny,niarahany matory avy na mpanana na mahantra nefa tsisy iray naka vady azy.Donc lany no-zara-ina lay fika be(lany Zara)fa ny vhv tsy nizarazara nefa efa mihoatra ny taona,tsy hitako zay mahalany zara azy,reny aza no tena be anjara,ny entana tsy nozarazaraina,ny hoenti-miatrika ny hoavy efa misy eo an-tanana ny fahamatorana manginy fotsiny.Ka iza no milaza fa lany zara izy ireny?Raha we egoiste de mbô nekeko kely ihany,hi hi:-P


io no tena heviny ry endrika01

^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
28. tess ( 12/07/2008 13:50)
ka zà zao be sipa be mitsy tam mbola tovovavy, izany hoe izay tsy mifanaraka am saiko dia hadaboko de misolo hafa anefa tsy lany zara araka ny filaza azy :^) :°)
29. ni81 ( 12/07/2008 18:29)
message
ka zà zao be sipa be mitsy tam mbola tovovavy, izany hoe izay tsy mifanaraka am saiko dia hadaboko de misolo hafa anefa tsy lany zara araka ny filaza azy
:lol:
Manahirana ny filazana ilay hoe lany zara e! Aleo ho hita eo indray izay tenin'ny hafa.
30. tess ( 12/07/2008 19:43)
ka tsy marina io voalzan'i endrika io :wink: :-D mba he ity tanako ity.....
fa na de ataoko hoe be sipa aza taloha izaho kosa tsy nizàra an! fiarahana madio hatrany, izay ngamba no tsy nampaharitra ny fiarahana de miova ndray.....ny ahy ny tanjoko tamzany de ho virjiny mandra-panambady... :°)
fa azo lazaina hoe efa maro no sipa niarahana kosa...... :-D ary tsy nanenenana mitsiny :^)
31. carson ( 12/07/2008 20:24)
Marina kosa io an'i endrika01 io ry tess. Ny fitiavana izany tsy miakina amin'ny harena. Fa rehefa lany nozaraina aman'olona ilay izy dia tsy misy maniry intsony.

Ny vahaolana, rehefa lany zara, dia ny mifindra monina dia hendry tsara amin'izay.
Ohatra izay ankizivavy izay, efa nalaza ratsy mihitsy izy taty aoriana. Hoe manao be iny jo iny. Dia tsy nisy kofa niraka naharitra taminy intsony fa vao miaraka kelikely dia misaraka (resaka be ny anao hoe ny manana experience izany no tian'ny lhl). Farany le joba nifindra any Seychelle any dia tsy hay tsy hay intsony.
Fa tandremo ihany ny tena fa ny kofa tsy mandalo katsa-maina.
32. kelly13 ( 12/07/2008 20:55)
afaka mba fintinina v le resaka svp :oops:
33. tess ( 12/07/2008 20:58)
carson; aiza koa no hisy fitiavana ho lany zaraina izany e????

ary izaho tsy miteny hoe ny fitavana miankina am harena

io ohatra ahy io fotsiny no ilazako fa tsy marina satria izaho izaho tsy lany zara anefa nitia olona betraka ihany tam vao zatovo tanora....
aiza no no hoe lany zaraina ny fitiavana sady tsy misoritra am andrina izany ka hoe avy dia hivily lalana ilay olona tokony nitia sy niaraka taminao.....

hendry tsara amin'izay.

tsy misy resaka faehndrena na ditra aloha ilay fiarahana après fiarahana amiko.... ny olona maty pasipaoro angamba no tianao asiana resaka raha izany resaka hoe fahendrena sy ditra izany....maty pasipaor = ratsy fiton-dran-tena tamin'ny hadalàna rehetra mety nisy.....ka vao henon'ny olona ny lazanao dia miodina fotsiny ny olona hoe iza koa no hiaraka amin'iny! tsy faka vady ireny.....

amiko ny lany zara tsy misy izany.....ianao no mahatonga anao ho lany zara fa ny anjaranao dia misy foana any ho any .....

izay fandraisanao azy ry carson fa izay no hitako betsaka , ka lazaiko eto io resaka eksperiansa io, tsy voatery koa ianao handray ny resaka nolazaiko fa juste mandroso ny hevitro fotsiny aho e!


ka ny jo voalazanao malaza ratsy io norme izany raha tsy misy mpitia intsony kou! he izany izy hoe malaza ratsy, ka io no lazaiko hoe ianao ihany no mahatonga anao ho lany zara araka ny filazanareo azy.......
ny fanambadiana amiko karazana destin ka zay vadiny azony eo no anjarany izany......tsy misy resabe oyéoyé!
34. tess ( 12/07/2008 21:03)
hoy i cason:


tsy nisy kofa niraka naharitra taminy intsony fa vao miaraka kelikely dia misaraka.


ahoana moa no tena hilazanao kosa fa noho ilay sipa no mahatonga ny fisarahana????? matoa misaraka misy atony tsy nifanahrahana tao, tsy azo forcéna hoe hiaraka raha misy tsy mifandray ny raha ao...
ka tsy anjaranao no miteny hoe ilay sipa no diso fa mety misy koa antony avy am lay bandy......no nisarahana.....
35. tess ( 12/07/2008 21:05)
hoy i carson:
rehefa lany nozaraina aman'olona ilay izy dia tsy misy maniry intsony.
:-D :-D :-D koa raha tsy hazo maniry izy ity koa hoe tsy maniry itsony ny fitiavana fa lany nozaraina......taiza koa no nisy anzany.....
aza miteniteny foana .....
36. tess ( 12/07/2008 21:28)
ohatra hanindriko azy fotsiny momba ilay hoe sipa maditra lazaina fa lany zara...
tamin'ny taloha mbola zatovo kely , tao an-tanàna misy sipa manjakely bdb ihany fa maditra kely dool an! manidina moa ny filaza azy tamzany huuhuhuhu!
fa arakaraka ny ditra nataony no vao maika hifandrombahan'ny bandy ilay sipa, tadidiko tsara, fa nalaky lasa nananambady vao kely dool izy ireny, dia lasa hendry be amzay nony nanambady satria efa fiainana hafa mihitsy no hatreiny; ka tsy dakaoro mitsy amilay hoe fitiavana lany zara e! tsy misy fitiavana maniry zaraina tsotry e! sns!......RESABEA ABY IO.
Fa ny sipa hendry bonaika be no lasa taraiky tsy nisy mpaka vady ohatra fotsiny io raha ilay resaka hoe maditra no tianareo handresena lahatra ny dinika....
miverina am loha)hevitra ny dinika aho fa tsy misy ny lany zara izany, samy manana ny anjarany fa misy fotoana ny zavatra retra;......METY TSY am fotoana tokony hanambadiana ianao no hahita izay vady fa mety any amin'ny faha 50taona nao any lmihitsy, de zay no anjarany izany.....
MISY KOA no misafidy tsy hiaraka am olona mitsy dia izay no anjarany zany :-P
37. carson ( 12/07/2008 22:08)
mila mianatra teny gasy kely ianao fa izaho indray no lazainao fa miteniteny foana :-@ :-@ :-@

misy maniry = misy tia = misy mitsiriritra ...
38. carson ( 12/07/2008 23:32)
maty pasipaor (tenin-jatovo) = lany zara (teny gasy ofisialy)

tess:
ratsy fiton-dran-tena tamin'ny hadalàna rehetra mety nisy.....ka vao henon'ny olona ny lazanao dia miodina fotsiny ny olona hoe iza koa no hiaraka amin'iny! tsy faka vady ireny...

izany hoe lany zara

tess:
ahoana moa no tena hilazanao kosa fa noho ilay sipa no mahatonga ny fisarahana?????

ianao ve no nandalo tany sa izaho???

tess:
amiko ny lany zara tsy misy izany.....ianao no mahatonga anao ho lany zara fa ny anjaranao dia misy foana any ho any .....

matoa misy ilay teny dia misy izany

tess:
io ohatra ahy io fotsiny no ilazako fa tsy marina satria izaho izaho tsy lany zara anefa nitia olona betraka ihany tam vao zatovo tanora....

hahaha, imemezako fotsiny, daba loaka zany tsy mitira tsony.

tess:
tao an-tanàna misy sipa manjakely bdb ihany fa maditra kely dool an! manidina moa ny filaza azy tamzany huuhuhuhu!
fa arakaraka ny ditra nataony no vao maika hifandrombahan'ny bandy ilay sipa, tadidiko tsara, fa nalaky lasa nananambady vao kely dool izy ireny, dia lasa hendry be amzay nony nanambady satria efa fiainana hafa mihitsy no hatreiny;

dia mbola tsy henonao izany ilay hoe sisan'olona :-D :-D :-D
aleo anao eo koa, zaranay koa aza
39. tess ( 13/07/2008 01:48)
:-D :-D :-D :-D :-D ça alors!!!!!!!
j'en passe...... :-D :-D :-D :-D :-D MILA VANONA NDRAY LAY OLONA IRAY ITY :-D
40. tess ( 13/07/2008 03:26)
hoy i hery tany ho any:
Mpandefa : hery [ Valio ] 27-06-2008 16:59:55
Lohateny : Fanambaniana sy tsy manaraka fitsipika ve?
Tiako haverina amin'ny resaka dinika sy fifanazavana tsotra ity resaka ity fa ny anareo mantsy tonga dia ilay olona nanoratra no asianareo fa tsy mba ny hambom-ponareo no mihetsika
:p

hoy i rebecca:
tohano ny hevitrao
:°)

hoy i orona:
montres tes raisons
:-D

dia tsy handresy lahatra ahy mihitsy aloha raha fanoherana bontolo ny hevitra toy ny an'i carson izao e! :-D :-D :-D :-D :-D
ny ahy ireo aby ny raisonnements -ko :-D :-D



hoy carson:
hahaha, imemezako fotsiny, daba loaka zany tsy mitira tsony.

hahahaha! mba vakio tsara ary aloha ny voasoratra vao manohitra bontolo e! nomarihiko tsara fa fiarahana madio ary fitazomana ny maha virijiny tamzany fa tsy misy idiran'ny daba loaka :-D lazaiko anao fa olona telo be zao no matotra haka vady fa mbola tanora loatra zà tamzany tsy nivonona ny hanambady ary noho ny toetran'ilay olona indrindraindrina no tsy nampazoto ahy ihany kou! soa fa tsy maimaika ny nanambady koa fa nanenina angamba....

matoa misy ilay teny dia misy izany

tohano ny hevitrao, montres tes raisons, asehoy ny ambom-po :-D :-D

maty pasipaor (tenin-jatovo) = lany zara (teny gasy ofisialy)

samy fitenin'ny gasy ihany ireo ary tsy mitovy ny heviny....
ny iray lany zara tsy misy mpaka vady araka ny hevitra fotsiny maro ny antony tsy hanambadiany, ny iray maty pasipaoro malaza ratsy ka tsy misy mpitia intsony....



hahaha, imemezako fotsiny, daba loaka zany tsy mitira tsony.

koa na ianao izao aza ve tsy efa niaraka tam sisan'oul :-D :-D :-D
sa vao nipoitra avy tany ankibondreniny ilay zanak'oul de afaka reservéna ho anao irery :-D


mbola averiko fa tsy misy olona lany zara izany.....
na nanao ahoana izy na manao ahoana misy anjarany foana any ho any fa misy fotoanany ny zava-drehetra....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0769