Ngorongosy,inona izany?
1. niryna
(
07/07/2008 11:30)
Ny zaza teraka aty ivelany dia toa mavomavo izany matetika ka dia voatery tazomin'ny hopitaly andro vitsivitsy vao alefany mody.
Ngorongosy ve no ilazana an'io ? dia ny olon-dehibe koa ve mety ho voan'io raha izay no anarany ?
Inona no mahatonga an'io aretina io sa fihinana sakafo tsy tokony ohanina ?
Misy namako izay toa mavomavo be ny felantanany (toy ny nosorana zavatra mavomavo toy ny carry ireny)kanefa hono izy tsy mihinana na mahandro carry na curry ).
Dia raha ngorongosy na aretina izany io, inona no mety ho fanafodiny?
misaotra anareo
(l) niryna

novalian'i niryna ny 23/07/2008 04:16
2. ainaheri
(
07/07/2008 12:09)
Fahafantarako ny ngorongosy d ; fievre jaune, ....Ny zvtr fanaon'ny oul any amorontsiraka @ izy ireny d vary sosoa hoanina miaraka vovoka rongony,mandrapasitrana,zany we tsy atao betsaka ilay vovoka sao dizina eo ndray na lasa za-dratsy lol
3. fahamarinana
(
07/07/2008 12:38)
:arrow: any am hopital koa ny zaza somary mavomavo (vao teraka no lazaiko eto an..) dia atapy masoandro kley.Resaka hémoglobine sns...tsy haiko en détails loatra fa izay aloha no hitako.Toa misy olon-dehibe voany koa fa tsy fantatro ny raisons sns .. (l)
4. niryna
(
07/07/2008 16:16)
ainaheri:
Fahafantarako ny ngorongosy d ; fievre jaune, ....Ny zvtr fanaon'ny oul any amorontsiraka @ izy ireny d vary sosoa hoanina miaraka vovoka rongony,mandrapasitrana,zany we tsy atao betsaka ilay vovoka sao dizina eo ndray na lasa za-dratsy lol
misaotra aina a ,ka aty anie tsy misy vovoka rongony izany e,dia inona no tokony omena azy?Marina aloha fa mila mankany amin'ny dokotera fa indraindray misy zavatra tsotra mety ho vita :D
5. niryna
(
07/07/2008 16:35)
fahamarinana:hay ve e resaka ra izany ilay izy e.
:arrow: any am hopital koa ny zaza somary mavomavo (vao teraka no lazaiko eto an..) dia atapy masoandro kley.Resaka hémoglobine sns...tsy haiko en détails loatra fa izay aloha no hitako.Toa misy olon-dehibe voany koa fa tsy fantatro ny raisons sns .. (l)
misaotra aky a :-*
6. Koditra
(
11/07/2008 20:53)
ainahery:
Fahafantarako ny ngorongosy d ; fievre jaune, ....Ny zvtr fanaon'ny oul any amorontsiraka @ izy ireny d vary sosoa hoanina miaraka vovoka rongony,mandrapasitrana,zany we tsy atao betsaka ilay vovoka sao dizina eo ndray na lasa za-dratsy lol
Araka ny resaka henoko tetsy sy teroa aloha dia marina mihitsy io voalazan'ny ainahery io, ary tsy ny any amorontsiraka ihany no mampiasa io fomba fitsaboana io fa ny eto andrenivohitra indrindra indrindra, miampy fitandremana fotsiny eo @ tsy tokony hihinanana zavatra matsiro sy misy menaka mandritran'ny fitsaboana.
7. Rasiligaoma
(
11/07/2008 21:50)
omena rongony tokoa ny olona voan'ny ngorongosy!
efa henoko koa io
efa henoko koa io
8. niryna
(
13/07/2008 19:06)
Koditra:
ainahery:
Fahafantarako ny ngorongosy d ; fievre jaune, ....Ny zvtr fanaon'ny oul any amorontsiraka @ izy ireny d vary sosoa hoanina miaraka vovoka rongony,mandrapasitrana,zany we tsy atao betsaka ilay vovoka sao dizina eo ndray na lasa za-dratsy lol
Araka ny resaka henoko tetsy sy teroa aloha dia marina mihitsy io voalazan'ny ainahery io, ary tsy ny any amorontsiraka ihany no mampiasa io fomba fitsaboana io fa ny eto andrenivohitra indrindra indrindra, miampy fitandremana fotsiny eo @ tsy tokony hihinanana zavatra matsiro sy misy menaka mandritran'ny fitsaboana.
ary avy aiza ilay loko mavo mivoaka amin'illay olona? Be afero dia mivoaka sa mihoatra ilay afero sa vaky ?
9. niryna
(
13/07/2008 19:09)
Rasiligaoma:
omena rongony tokoa ny olona voan'ny ngorongosy!
efa henoko koa io
raha any amintsika dia mety,mety hoy aho fa mbola tsy nahita izany rongony izany aho fa raha aty ivelany tsy ho sarotra koa ve no ahita izany raviny izany?
ny tranony mitsingidingidina amin'ny arabe no hoe rongony no tao anatin'ireny.Izany hoe toa efa vita fotsifotsy toy ny sira ! Raha tsy mahita rongony ilay olona dia inona koa no mety ho fanafody alohany ihinanana fanafody vazaha ohatra .
misaotra e
10. ni81
(
13/07/2008 19:52)
Ravitoto sy ravina papaye no ampangotrahana dia hisotroana fa ny fatrany tsy dia haiko. Ny ravina papaye aloha dia mangidy e! Tazo tsotra no efa nisotroako ravina papaye io.
11. Rasiligaoma
(
17/07/2008 13:42)
niryna:
Rasiligaoma:
omena rongony tokoa ny olona voan'ny ngorongosy!
efa henoko koa io
raha any amintsika dia mety,mety hoy aho fa mbola tsy nahita izany rongony izany aho fa raha aty ivelany tsy ho sarotra koa ve no ahita izany raviny izany?
ny tranony mitsingidingidina amin'ny arabe no hoe rongony no tao anatin'ireny.Izany hoe toa efa vita fotsifotsy toy ny sira ! Raha tsy mahita rongony ilay olona dia inona koa no mety ho fanafody alohany ihinanana fanafody vazaha ohatra .
misaotra e
misy mivarotra raviny betsaka mihitsy any ivelany any ka! mila mahafantatra tsara hoe aiza sy iza fotsiny.
misy isan-karazany ny rongony amidy ary miseho amin'ny endrika isankarazany izy araka ny nanaovan'ny mkpivarotra azy.
fa amintsika moa rehefa hoe rongony dia drogue izay nefa samihafa ny marijuana sy ny cocaine (ilay fotsifotsy lazainao) ohatra
12. elyzo
(
18/07/2008 08:23)
Ilay mavo2 mahazo ny zazakely dia antsoin'ny vazaha we ictère ka misy izy io pathologique na we tsy normal raha toa ka tonga aloha loatra amlay zaza zany we mety ho ao anatin'ny 24h naterahany! Fa mety mavo foan any zaza 3 andro aorian'ny nahaterahany ka normal tsara zay! Tsy angorongosy izy amzay fa fisehoan-javatra fotsn ka ny masoandro sy ny finonoan'ny zaza bdb am reniny dia mahafaka azy.Mety infecté le zaza mahatonga anzay na le foie tsy mbola mature tsara.
13. Koditra
(
18/07/2008 14:47)
niryna:
ary avy aiza ilay loko mavo mivoaka amin\'illay olona? Be afero dia mivoaka sa mihoatra ilay afero sa vaky ?
D tsy haiko re fa zay ngamba no hiantsona azy hoe fievre jaune.
14. haritianah
(
18/07/2008 15:30)
tena mahafaka gorongosy(amorotsiraka milaza azy an'io fa tazovony na fièvre jaune koa) tokoa ny rongony.
Afangaro @ vary aminanana atao sakafo maraina, atoandro ,ariva tsy minana zvtra hafa afa tsy io vary aminanana io.TSY ASIANA SIRA tsy ASIANA ninonina mitsy fa avy eo dia mivoaka tazo be mitsy ary mandoha bediabé mavomavo bé fa aprèsn'izay dia afaka.
Tsy atao maro ankory lé rongony fa ohatra lé fonosana 1 amidy à Mada iny zaraina 3(in 3 manao zany) saingy problèma fotsiny ny fividianana azy fa sao iteradoza.
15jrs teo dia niafana ny tazo vony na ngorongosy. Ny tsy fantatro fotsiny oé raha rongony @ tany mandroso vé dia hety sa ny antsika gasy ihany?
Ankoatran'izay alou raha mipetraka mada dia maro any ny manomé tambavy anasitranana azy io.
Tsy mazo minantsira, minana menaka na zvtr matavy mitsy.Mila misotro rano betsaka koa.
Ratsy be io aretina iray io, vetivety ny evolution ny ary mahafaty quelques jrs mits(efa naita ao), ary betsaka effets segondaires raha vao tsy tsara tsabo.
Mila manao repos total koa fa raha vao vizana kely fotsiny dia manaitra ny fihombony aretina.
Misy milaza sy mananatra mafy fa aza mitsindfronaz mitsy raha voan'io fa tsy mandaitra ny fitsaboana gasy(rongony sns...).tsy fantatro ny tena fahamarinany alou.

15. Koditra
(
18/07/2008 17:50)
haritianah> Efa naita olona voan'io ko za dia tena io lazainao io mihitsy ny traitement nanasitranana an'ilay olona fa dia sitrana : tsy nihinana fanafody vazaha akory (fanafody eny @ pharmacie mo zany e), repos total, variaminanana miaraka @lay rongony, ny tsy fihinanana sakafo misy menaka sns...
16. niryna
(
20/07/2008 18:07)
Koditra:
ainahery:
Fahafantarako ny ngorongosy d ; fievre jaune, ....Ny zvtr fanaon'ny oul any amorontsiraka @ izy ireny d vary sosoa hoanina miaraka vovoka rongony,mandrapasitrana,zany we tsy atao betsaka ilay vovoka sao dizina eo ndray na lasa za-dratsy lol
Araka ny resaka henoko tetsy sy teroa aloha dia marina mihitsy io voalazan'ny ainahery io, ary tsy ny any amorontsiraka ihany no mampiasa io fomba fitsaboana io fa ny eto andrenivohitra indrindra indrindra, miampy fitandremana fotsiny eo @ tsy tokony hihinanana zavatra matsiro sy misy menaka mandritran'ny fitsaboana.
misaotra koditra ny olana dia aiza no ahitan'ilay olona ravina rongony aty izany ?
17. niryna
(
20/07/2008 18:11)
ni81:
Ravitoto sy ravina papaye no ampangotrahana dia hisotroana fa ny fatrany tsy dia haiko. Ny ravina papaye aloha dia mangidy e! Tazo tsotra no efa nisotroako ravina papaye io.
misaotra betsaka e.
Toa nahazo fanafody ihany ilay olona fa mila iron betsaka hono izy
ary dia nasain'ny dokotera mihinana hena mantamanta betsaka,miaraka amin'ny betterave (na beets) ,ny voaloboka na ranomboaloboka,sy dovay.Ireo no nolazainy ahy .
18. niryna
(
20/07/2008 18:14)
Rasiligaoma:
misy mivarotra raviny betsaka mihitsy any ivelany any ka! mila mahafantatra tsara hoe aiza sy iza fotsiny.
misy isan-karazany ny rongony amidy ary miseho amin'ny endrika isankarazany izy araka ny nanaovan'ny mkpivarotra azy.
fa amintsika moa rehefa hoe rongony dia drogue izay nefa samihafa ny marijuana sy ny cocaine (ilay fotsifotsy lazainao) ohatra
ka izany mantsy woa e
misaotra rasily a. andraso fa hafarako ilay olona izany hitady izany ravina izany.asa aloha raha ahita tokoa e
:D
19. niryna
(
20/07/2008 18:17)
elyzo:
Ilay mavo2 mahazo ny zazakely dia antsoin'ny vazaha we ictère ka misy izy io pathologique na we tsy normal raha toa ka tonga aloha loatra amlay zaza zany we mety ho ao anatin'ny 24h naterahany! Fa mety mavo foan any zaza 3 andro aorian'ny nahaterahany ka normal tsara zay! Tsy angorongosy izy amzay fa fisehoan-javatra fotsn ka ny masoandro sy ny finonoan'ny zaza bdb am reniny dia mahafaka azy.Mety infecté le zaza mahatonga anzay na le foie tsy mbola mature tsara.
hay ve e ,matetika ny zaza gasy teraka aty ivelany dia toa voa an'io,tsy ny rehetra akory a,dia tazomin'ny hopitaly herinandro dia alefa mody.
20. kalasnou
(
20/07/2008 22:45)
@ zaza vao teraka dia normal ny loko mavomavo ary mora afaka, hatao @ lampe spécial dia afaka.
fa raha olona lehibe dia tsy normal fa mety misy infection au niveau du foie izany hoe: hepatite.
ny hepatite dia misy karazany maro zany hoe:
- hepatite A : azo avy @ sakafo ( salades verte, ect.... izay rehetra manta) rah tsy madio tsara.
-hepatite B sy C : azo avy @ transfusion sanguine, rapport sexuel non protegé, trasmission foeto-maternel ( ny reny mamindra @ zaza mandritra ny accouchement).
raha mitaraina vizana lava ny namanao , mavo ny tanany dia aleo manao test hepatite mba hafantarana azy tsara.