Ngorongosy,inona izany?

21. haritianah ( 22/07/2008 20:59)
kalasou; tsy voatery azo avy @ transfusion sanguine,rapport sexuel non protegè,transmission maternel zany ny HEPATITE C.
Ny fahavizanany aty no fositra,tazo notsaboina fa ts afaka tanteraka dia niombo mangina ao anaty, ireo no miampy havizanana dia mivadika hepatite C.
Ka raha vao misy olona tratrany hepatite C dia eo no mipoitra oé tandreman doly zé zvtr retra misy tsiranoka avy aminy tsy iampita @ olona hafa.Hatramin'ny rora zany.
Fomba mety hifindrany io fa ts voatery tsy maintsy ireo.

Nefa koa na misy hepatite C lé olona ka nisy fifampikasohana @ olona oh vadiny dia ts voatery amindra koa, miankina @ hery fiarovan'ilay vadiny ihany koa.
Ny olana mada koa anie lafo bé ny manao alyse mijery hepatite C, satria mbola alefa any ivelany no manao lé analyse.
22. kalasnou ( 22/07/2008 21:46)
marina ny zavatra teneninao Haritianah, misy karazana hepatite azo avy @ fanafody toy ny "paludrine", satria hono mahary be hono ary manimba ny foie raha tsy mitandrina.
ny tokony ho izy raha vao maka an'io fanafody io dia manao bilan hépatique en même tps.
tena marina tokoa fa tena lafo be ny analyse any madagascar
23. niryna ( 23/07/2008 04:01)
kalasnou:

@ zaza vao teraka dia normal ny loko mavomavo ary mora afaka, hatao @ lampe spécial dia afaka.
fa raha olona lehibe dia tsy normal fa mety misy infection au niveau du foie izany hoe: hepatite.
ny hepatite dia misy karazany maro zany hoe:
- hepatite A : azo avy @ sakafo ( salades verte, ect.... izay rehetra manta) rah tsy madio tsara.
-hepatite B sy C : azo avy @ transfusion sanguine, rapport sexuel non protegé, trasmission foeto-maternel ( ny reny mamindra @ zaza mandritra ny accouchement).
raha mitaraina vizana lava ny namanao , mavo ny tanany dia aleo manao test hepatite mba hafantarana azy tsara.

misaotra kalasnou a..Toa efa natao test izy taty aoriana ary dia hita fa tsy ampy ra (mena hono) ka mila mihinana steak mantamanta isan'andro.Ary toa nomen'ny dokotera fanafody koa fa tsy ampy iron no antony.
Toa mihinana betterave (menamena na beets no hilazana azy) ,divay,ranomboaloboka,ranonan'apongabeandanitra (pomegrenade),tsy aiko ny fanoratra azy amin'ny teny gasy fa mety ho diso io fa mba ahitsiho azafady e raha diso...


:D
24. niryna ( 23/07/2008 04:16)
haritianah:

kalasou; tsy voatery azo avy @ transfusion sanguine,rapport sexuel non protegè,transmission maternel zany ny HEPATITE C.
asa aloha fa izaho koa aza mba gaga kely ihany tamin'ireo zavatra ireo.

tsy ampy globule rouge hono no mahazo azy hoy ny dokotera fa tsy hepatite izany.Ireo sary roa samihafa ireo ilay izy,ny iray normal tsara ny globule mena an'ilay olona ary ny iray amin'ny havanana tsy ampy.Toa dange be izy izany kanefa raha voadidin'ny antsika na voatsindron'ny fanjaitra ilay olona toa ra menamena ihany no mivoaka e..

tsara ho fantatra ireo A,B,C Hepatite ireo...

Ny fahavizanany aty no fositra,tazo notsaboina fa ts afaka tanteraka dia niombo mangina ao anaty, ireo no miampy havizanana dia mivadika hepatite C.
Ka raha vao misy olona tratrany hepatite C dia eo no mipoitra oé tandreman doly zé zvtr retra misy tsiranoka avy aminy tsy iampita @ olona hafa.Hatramin'ny rora zany.
Fomba mety hifindrany io fa ts voatery tsy maintsy ireo.
Nefa koa na misy hepatite C lé olona ka nisy fifampikasohana @ olona oh vadiny dia ts voatery amindra koa, miankina @ hery fiarovan'ilay vadiny ihany koa.
hay ve e

Ny olana mada koa anie lafo bé ny manao alyse mijery hepatite C, satria mbola alefa any ivelany no manao lé analyse.
angaha tsy mampalahelo e .


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2911