Ny GASY hono...
41. vale
(
16/07/2008 00:48)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :lol: :-D :-D , ari.malala!!! hihihihihi..iny indray no ts'hitako!!lollll
42. ainaheri
(
21/07/2008 05:08)
ari.malala:
ainacheri, tandremo zany fa efa mitady hisy tendance kle :-D :-D :-D :-D :-D
hihihihihih efa antitra d mampitambatra resaka :-D :-D :-D :-D
44. 08051972
(
30/07/2008 20:29)
vale:
oay, adinoko kely, ...ny be fosafosa kosa aloha dia mMarina, za izao no efa nanana namana tsy miresaka raha tsy hifosa ny sasany, dia anefa rehefa avy eo miresaka be amin'ilay oul fosainy izy avy eo ohatran'ireny tsy nanao in'inona ireny! hummmm, no-coupéko ilay relation fa tsssss, mandany rora fotsiny sady poizina, avy eo ianao mihaino azy indray no lazainyfa nilaza ilay izy sy nifosa ilay oul!! 8O .... :evil:
Toetra azony taty andafy angamba izany fa ny Vazà vavy Frantsay indrindra2 ,tena mpifosa ol tsisy hevitra mihintsy !!!!
45. 08051972
(
30/07/2008 20:34)
ainaheri:
Misy adino kou," ny gasy hono mpandefitra lava "
Io koa tena marina mihintsy aloha!!!! Nefa aza mandefitra manana ny rariny izany fa aton'ny ol taignimbozaon'enao, de avy eo enao rehefa leo de enao indray no diso satria tsy nahay nadà hatrany ambohalohany!!!!Na @ any ampiasana na eo @ fiarahamonina!!!!
46. SHOAN
(
08/08/2008 22:01)
hihihhihi
Hono Hono daholy zany é !
hihiihhi
izay lé hoe angano angano arira arira
hihihihi ;-) :D
Hono Hono daholy zany é !
hihiihhi
izay lé hoe angano angano arira arira
hihihihi ;-) :D
lazounet:
Aty an-dafy,
Ny gasy hono miavonavona
Ny gasy hono mpanararaotra
Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano
Ny gasy hono be fosafosa
Ny gasy hono olona kamo
Ny gasy hono be vava
Ny gasy hono MANAO SAIN-GASY
Fa iza anefa no milaza izany é?
Ny samy GASY ihany é.