Ny GASY hono...
21. lemenakely
(
06/07/2008 09:39)
lazounet:
Aty an-dafy,
Ny gasy hono miavonavona
Ny gasy hono mpanararaotra
Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano
Ny gasy hono be fosafosa
Ny gasy hono olona kamo
Ny gasy hono be vava
Ny gasy hono MANAO SAIN-GASY
Fa iza anefa no milaza izany é?
Ny samy GASY ihany é.
ilay mpanararaotra aloha dia raha ny cas izay sendra ahy dia marina ,tsy ny gasy rehetra fa nisy cas izay sendra ahy ,ka normal avy eo raha tsy nampiditra azy ireo antrano intsony aho!
22. endrika01
(
06/07/2008 19:27)
Zah kounkou ry i lazounet>nde mba hiavona fa araraotin\'ny sasany,tena marina e;ianao manao soa indray no endrikendrehana.Cas vao tsy ampy 2semaines ny ahy io.Ny Gasy(vhv)an-dafy hono tsy tia kofa gasy.Raha we ny gasy an-dafy tsy mba miraika @resaka sipasipa,sy vady, de ié marina io:D:-P
25. yonikafopl
(
07/07/2008 05:49)
Ny GASY hono...
Aty an-dafy,
Ny any Dago no tena tompon'ny toetra
Ny gasy hono mpanararaotra
indrisy marina io
Ny gasy hono be fosafosa
way , tena marina be mintsy
Ny gasy hono olona kamo
indrisy,io toetra iray io no mbola tsy mampandroso an'i Madagasikara
Ny gasy hono be vava
ie ny an'ny gasy mi wa wa wa no atao betsaka fa ny hakamoana hiasa nefa mameno trano :-P
Fa iza anefa no milaza izany é?
Ny samy GASY ihany é.
Ka isika gasy nge mahay mihatsaravelatsihy eee, imason'ny vahiny mampiseho ilay hatsarana ivelany, fa isika samy isika mahita ny maloto sy ny rovitra ao anatiny ao aby.Donky ny samy gasy no mifankahita sy mifankafantatra toetra
:)
26. xxx
(
07/07/2008 06:13)
yonikafopl:Raha eto dago de raha vô mahazo ville ny gasy de miova ny toetrany, lasa fetsy², manararaotra, mpifosafosa, sns....Fa hafa kosa le mbola original avy any an-tanana e! Mbola matotra be, hendry be, saro-kenatra, mpanaja olona.
Ny any Dago no tena tompon'ny toetra
Any ambanivohitra any na oul any antrano aza de anovana mbay lalana. Fahendrena maha-Malagasy zany!
27. ari.malala
(
07/07/2008 06:31)
xxx, voalaza ao ambonimbony ao ny hoe aza atao safobemantsina toy izao! misy ary tena misy tokoa ny Malagasy aty am ville fa mahay manaja sy manao azafady...
fa ny tsy azoko, inona kay ny interêt amle mifosa sy manaratsy e!
fa ny tsy azoko, inona kay ny interêt amle mifosa sy manaratsy e!
29. RATOVOARY
(
07/07/2008 07:17)
fa ny tsy azoko, inona kay ny interêt amle mifosa sy manaratsy e!Ny tsy manan-katao no tena tia mifosa donc fanalan'andro le izy ho an-dry zareo.
30. Rafahafahana
(
07/07/2008 10:20)
Tena marina ireo filazana rehetra reo mbola ampiko aza hoe tsy menatra ny maka ny vadin'ny namana, aza mba mampiatrano gasy indrindra ny gasy vavy raha tsy te hahita loza.
Ratsy toetra isika gasy aty an-dafy é
Ratsy toetra isika gasy aty an-dafy é
31. niryna
(
07/07/2008 10:52)
marindra:
Mpandefa : lazounet [ Valio ] 05-07-2008 12:47:57
Lohateny : Ny GASY hono...
Aty an-dafy,
Ny gasy hono miavonavona
Ny gasy hono mpanararaotra
Ny gasy hono tsy fampiditra an-trano
Ny gasy hono be fosafosa
Ny gasy hono olona kamo
Ny gasy hono be vava
Ny gasy hono MANAO SAIN-GASY
Fa iza anefa no milaza izany é?
Ny samy GASY ihany é.
misy adino
Ny gasy hono be fialonana
----------------------------------------------------
Izay voa manodidina e.Andalovana amin'ny fianana daholo ireo ka aza atao mahagaga fa tsy ny gasy ihany
Ireo foana foana matetika no toetra hilazan'ny olona teotrantsika kanefa mitovy tsy misy valaka ny toetran'ny olona rehetra io na gasy ity na vazaha.
Ny ory hava-manana ,ny hano fa adala tompo,ny hazo avo alan'ny rivotra, ireo dia mbola hitovizana ny olon-drehetra ihany.
Koa hoy aho hoe mba ny toetra tsara jerena fa tsy ny toetra ratsy satria samy manana an'io avy isika rehetra.Anjaran'ny tsi-11 no manova izay toetra ratsy ho tsara. Ilay ny gasy hono,ny gasy hono io no tena mankaleo,toa tsy mba misy zavatra tsara resahina fa ratsy foana.... :oops:
Ho antsika rehetra :-* :-* :-* Gasy ka manja,gasy tia fianarana,gasy manaja asa,gasy tia fivavahana,gasy mahay mifandray aman'alona,gasy mahay mandefitra,gasy mahay miafy,gasy mahay mifanaja,gasy mizara zavatra tsara foana.....ny olon-drehetra mitovy ny toetran'ny gasy na tsara izany na ratsy.
GASY MILAY.GASY SARIAKA e.e. :D
32. haritianah
(
07/07/2008 11:04)
ny itako indray dia raha ny fahaizana miaina amina olona hafa fiaviana amintsika isika gasy dia mahay ary misongadina fa manana ny fahendrena.
Isika gasy mbola manana image tsara raha eo anatrehany ireo maizina sy ny tavaratra, mahay mandray olona sy mitandrina asa no miasa @ fo mitsy.
Saingy betsaka ny gasy any ivelany azo lazaina fa ts mifamonjy; raha oharina @ mainty sy ny tavaratra.Ny mainty sy ny tavaratra raha misy lalana itany ka mety hahavonjy ny namany dia mifanoro ary misy an'izao zao atao mba hahazoana an'izao fa isiska gasy betsaka io, jamais iteny @ gasy sahala aminy raha maita lalana na maita zvtr atao mba hanatsarana ny fiaianana.Indrindra mou ny oé ampiantrano gasy zany.Nefa ny mainty sy tavaratra mitambatambatra ao aloa dia aveo samy manana ny azy amin'izay.
Sauve qui peu ny gasy, maro alou ny milaza fa avy @ nataon'ny gasy sasany ihany izany nefa azo lazaina fa fitivana tena koa.
Ts misy té halala anao zany raha vao tonga aty zany enao fa tandremo kosa mba misy irika stable kely ny fiainanao dia mahay anao daholo ny olona.
Aleon'ny olona ny mi-inviter anao @ resto na andaniany 100€ aza toy izay
anomé anao 10€ lela vola.
GASY HONO KAMO, laviko kosa io fa ny gasy dia tia miasa ary tsy mifidy asa fa zé ahazoana vola.No mitandrina asa raha oharina @ mainty sy tavaratra.

33. niryna
(
07/07/2008 11:17)
haritianah a> ka izany no teneniko hoe toetra hitovizana io.Ny sinoa mahay miaraka fa rehefa misy fanadinana dia izy mianakavy ihany no hifampitenenany na mizy zavatra mahasoa dia izy rehetra ihany no miteny amin'ny fiteniny eo.Dia io izao dia azo lazaina fa fizarana ho azy ihany fa tsy ho an'ny daholo be. hi,hi
Toy ny rehetra ihany io e,na iza ilaza fa ny gasy hono toy izao.Misy tia tena ,misy faingaifaingan-tanana,misy ory hava-manana,misy mamitaka ny gasy toa azy ihany(na an-dafy io na any an-tanana)saingy lavitra moa ny toerana ka toa mavesatra be ilay famitahan'ny gasy ny samy gasy mipetraka aty an-dafy.Tsy ny rehetra io hoy aho fa averiko indray,raha sendra ny miavona isika dia toy ny vazaha miavona ihany koa io .Saingy isika malagasy marary raha resaka fihavanana izany ka eo foana no mipetraka ny olana.Raha mbola samy mijery ny hoe moi,moi, me,my,mine,myself...fitiavantena,fitiavantena,izaho ihany no fantatro dia miverina daholo ny toetra ratsy ilazaina ny olona ka dia tonga foana ny hoe ny gasy hono e,ny gasy ka toy izao e....
:roll:

34. endrika01
(
07/07/2008 16:17)
Rafahafahana:haka ihany ve de ny an\'ny namana?Ny vozongo feno!Angaha hono millionnaire be ny vady ny namana,tena misy sahy manao izany tokoa ve?Angamba kosa ravehivavy tsy de any loatra de zaran-drangahy aza mahita vaovao!Sa le hoentim-behivavy @sangany?Io miakina @fitondran-tenan\'ilay namana hampidirinao an-trano ihany,zah ndray aloha zay vadin\'olona tsy iresahako no manenina;ary zahay lasa mpinamana daholo tsisy resaka relation intime mintsy,fa le vhv tompom-bady no saro-piaro,malailay fonosana,mianjonanjona fa tena anariko tsaratsara mintsy izy mi-deux face a face.:-D:-D:-D
Tena marina ireo filazana rehetra reo mbola ampiko aza hoe tsy menatra ny maka ny vadin\'ny namana, aza mba mampiatrano gasy indrindra ny gasy vavy raha tsy te hahita loza. Ratsy toetra isika gasy aty an-dafy é
35. ainaheri
(
07/07/2008 17:33)
Raliberté:
aza mba mampiatrano gasy indrindra ny gasy vavy raha tsy te hahita loza.
Aona kou zany kofa tsy azo ampiantranona zany? Za zao mitady nefa enao tô mampitahotra klé lol
37. ari.malala
(
08/07/2008 06:21)
neveriko fa niova taranja i toi ry ainacheri ;) naika hi :snif: za :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
Za mbola ts nivoaka an'i Madagasikara, ts mahay afats ny fiainana eto :°) fa reko malaza b mitns zao avon'ny Gasy any an-dafy izao! malaza mitnsy izao resaka GVT izao, ary ny tena mahavariana ana, d le samy Gasy any an-tanin'olona d mbola miteny frantsay refa miresaka fa ts am teny Gasy :roll: aty nefa ny sinoa, ny karana, ny kaomorianina, ny afikanina iany kou miresaka am fiteniny avy, zareo sam zareo iany no mahay azy raha ts hoe olona nianatra ilay fiteny angaha... manin re rey olona raha mba ianarana izany! misy aza moa vao 3 volana no mba tany d efa ts mahay miteny gasy tsony hono :-D :-D :-D ny comment dirai-je mirarak'ompana :-D :-D :-D :-D

38. ainaheri
(
08/07/2008 07:48)
aricherie>> hihihi za aza mba gaga we maninn mou za nanoratra an'io lol,efa lasa le izy vô tonga saina klé,...Tsika ndray tsy miova taranja zany ka hihihi,na d we sanatria lany tamingana ny joba klé :-D :-D :-D :-D
39. ari.malala
(
08/07/2008 08:15)
ainacheri, tandremo zany fa efa mitady hisy tendance kle :-D :-D :-D :-D :-D