saika mba hanontany fa ...

41. Angie ( 14/07/2008 22:56)
zah aloha nalahelo ihany lay nanaovana resaka be tao @ karajia e

fa enga anie mba hazava @ rehetra lay izy fa tsy misy OP hoe hi ban fa jalouse kosa. fa matoa misy ban antony hafa zay.

dia mirary tsaty milay ampifaliana foana

anarim > je t'aime be foana cherie o
42. Darlin ( 15/07/2008 08:10)
Miarahaba antsika rehetra indray,

Za moa tsy dia mahazo tsara ny net-ko fa dia hiezaka ny hiteny izay hitako sy tsapako aho.

Tsy dia tadidiko tsara moa hoe firy daty na firy exacte fa nisy fotoana samy nanala teo dholo ny namana, samy nanao izay tiany lazaina: izany hoe samy nanao izay tiany ho fanalana ny hererahana ny asa sns. Miresaka @ namana rehetra. Dia nisy ny fotoana naha bani an\'i naniie dia za nahatazana foana fa isaky ny niditra i naniie dia banie. I bogosse moa namana ary samy nahatazana izahay dia gaga hoe fa nahoana no bani. Dia izy no nanampy nidiran\'i naniie sera² ka dia hany ny resaka fa misy op iray nana bann azy. Dia ny nahavarina anay hoe maninona no izy no voadaka nefa betsaka izahay no nifanala sns teo.
marihina fa ity karajia ity nefa dia natao ho fialamboly sns fa tsy hitenenana ratsy akory fa hifanopa : raha izay dia tsy omena tsiny raha bani ilay olona ohatra.
Za alou tsy maka lagy fa ny tsy azoko dia maninona izy matetika bani nefa tsy hoe tsy nampiditra mot de passe sns fa zay fotsiny.
Mazava ny nolazain\'i hery fa ny zavatra hitanay dia sahirana mihintsy izy niditra raha tsy nisy namaha ny olana.
43. Darlin ( 15/07/2008 08:59)
Miarahaba antsika rehetra indray,

Za moa tsy dia mahazo tsara ny net-ko fa dia hiezaka ny hiteny izay hitako sy tsapako aho.

Tsy dia tadidiko tsara moa hoe firy daty na firy exacte fa nisy fotoana samy nanala teo dholo ny namana, samy nanao izay tiany lazaina: izany hoe samy nanao izay tiany ho fanalana ny hererahana ny asa sns. Miresaka @ namana rehetra. Dia nisy ny fotoana naha bani an'i naniie dia za nahatazana foana fa isaky ny niditra i naniie dia banie. I bogosse moa namana ary samy nahatazana izahay dia gaga hoe fa nahoana no bani. Dia izy no nanampy nidiran'i naniie sera² ka dia hany ny resaka fa misy op iray nana bann azy. Dia ny nahavarina anay hoe maninona no izy no voadaka nefa betsaka izahay no nifanala sns teo.
marihina fa ity karajia ity nefa dia natao ho fialamboly sns fa tsy hitenenana ratsy akory fa hifanopa : raha izay dia tsy omena tsiny raha bani ilay olona ohatra.
Za alou tsy maka lagy fa ny tsy azoko dia maninona izy matetika bani nefa tsy hoe tsy nampiditra mot de passe sns fa zay fotsiny.
Mazava ny nolazain'i hery fa ny zavatra hitanay dia sahirana mihintsy izy niditra raha tsy nisy namaha ny olana.
44. Noue ( 15/07/2008 10:02)
"Darlin":
Za alou tsy maka lagy fa ny tsy azoko dia maninona izy matetika bani nefa tsy hoe tsy nampiditra mot de passe sns fa zay fotsiny.
"hery":
Fanazavana

Avy nijery archives du 17 - 29 juin aho io (nandany andro ihany) ary izaho sy i bogosse no niaraka nijery azy tao. Dia izao no hita.

17 Juin.
Efa nisy blem ny ip-n'i Naniie satria misy clone be dia be (maditra, mack, soasoa, Naniie, tsiky) Kanefa raha vao mihoatra ny 3 ny ip mitovy dia killed izay miditra manaraka (Jereo ery @ farany ambany ny fanazavan'ny epiknet)

Ireto ohatra ny zavatra nitranga ny 17 juin

[12:42:52] Naniie (~sera@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.

Jereo ny IP fa IP-n'i Naniie ireto voadaka ireto. Nanontany an'i Naniie aho raha misy mitovy IP aminy dia nolazainy fa tsy @ cyber izy dia tsy haiko izany.


[12:23:29] tsiky (~tsiky@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[13:01:10] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))

18 Juin,
Tsy niditra Chat mihitsy i Naniie, tsy haiko na tsy niditra na tsy tafiditra. Raha

Fa raha tsy tafiditra izy dia mbola killed ihany ny IP tamin'io 18 io

[12:42:53] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:47:55] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:51:53] mack (~mack@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:52:47] sexy (~sexy@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))

19 Juin

Nisesisesy be loatra amin'izay io Killed by zeus io.

[08:36:49] In_Flames (~In_Flames@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[08:50:46] kely (~kely@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[08:59:57] tanya (~tanya@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[09:59:27] Miali_kaida (~Miali_kai@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:02:01] miali_kaida (~miali_kai@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:04:26] manou (~manou@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:19:20] mily (~mily@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))

Ka farany dia nataon'i epiknet banni tout de suite taorian'io mily io

[10:19:20] mily (~mily@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))

[10:19:21] Naniie (~Naniie@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: User has been banned from EpiKnet (Session limit exceeded)

[10:19:21] mitia (~mitia@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: User has been banned from EpiKnet (Session limit exceeded)

Hatreo dia tsisy tafiditra intsony ny avy amin'ilay IP raha tsy 2 heures taty aoriana

[12:17:20] ditra (~ditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.

I Naniie moa tafiditra tamin'ny 13h

[13:00:00] Naniie (~Naniie@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.


Entre temps i bogosse nanao an'ity commande ity hoe fanalana ban hono

[12:47:12] #serasera: mode change '-e Naniie!*@*' by bogosse!~AS241B@EpiK-254D7B34.blueline.mg

Izay inoako fa tsy nisy effet-ny satria 12:17 dia efa libéré ny IP (nidiran'i ditra) ka raha niditra taorian'io 12:17 io i Naniie dia tafiditra na dia tsy nasiana an'io commande nataon'i bogosse (le sauveur) io aza.

Fanazavana an'ilay commande /mode -e nataon'i bogosse
Raha /mode +e no nataon'i bogosse dia azo eritreretina ihany satria Jereo eto Ny mode +e, dia manome exception hoe raha banni-n'ny OP dia afaka miditra eo @ canal ihany. Ny mode -e dia contraire an'izay. Fa raha banni-n'ny réseau ny IP dia tsy tafiditra mihitsy na atao +e aza satria ivelan'ny canal indray izay fa tsy anatin'ny canal. I Naniie rahateo tamin'ny nanao pv tamiko dia nanazava fa tsy tafiditra na inona na inona mihitsy izy. Donc tsy blem canal fa blem epiknet mihitsy satria io hitantsika io fa banni ao @ epiknet ilay izy.

Izay izany no fanazavana araka ny hita tao amin'ny archives. Ankoatra an'ireo moa dia resaka mampalahelo no hita tao amin'ny archives, fanaovana mpamosavy olona sns...

Noho izany:
- Tsy marina velively ny filazana fa OP no ni-banni an'i Naniie.
- Tsy marina koa ny fanamelohana ny admin (zah mihitsy angamba) hoe tsy mba manaraka ny zavatra misy sy tsy mahita ze mitranga. Satria tsy nisy nitaraina ary izay nitaraina dia nahazo fahafaham-po ihany (tadidin'i Naniie tsara fa tsy vao izao io blem io)

Ny angatahako dia tsotra. Tokony hiaiky fa diso izay nanendrikendrika sy nanaparitaka vaovao tsy marina. Hi-réparer ny fo naratra sy ny fihavanana voakorontana. Tsy nieritreritra ny handany 3 heures hanaovana analyse-n'ny archives mihitsy aho raha tsy ni-insiste nareo. Dia io ary fa hita araka ny nolazaiko hoe azo jerena ao amin'ny archives daholo anie izany e.

Farany, nojereko tao amin'ny archives fa tena vitsy mihitsy ny ban ataon'ny OP. Kanefa toa vava be foana no heno. Izay ban hitako nandritra ireo fotoana ireo dia marim-pototra daholo (ps miteny ratsy sns). Koa atsaharo ny fanenjehana OP.
mazava be kosa angamba ireo fanazavana nataon'i Hery..sa tsy zany ry Darlin ? :)
45. ANARIM ( 15/07/2008 12:56)
darlin : efa novakianjiko ve ireo torohevitra sy fanazavana ireo e?
ari.malala : iraisampirenena ilay 1 minitra anaovana identification fa tsy fitsipika manokan'ny #serasera, koa tsy misy azon'ny OP atao ny momba an'io 8O
46. ari.malala ( 15/07/2008 14:36)
Nanaraka iany ah k nanaraka ilay dinika fa ilay nanokatra ny lohahevitra aloha izany dia tsy hita intsony, tsy nilaza na resolu ny olany na tsia, nefa efa ireo mazava be ireo ny fanazvana, ka amafisiko ny tenin'i hery hoe

hery:
Ny angatahako dia tsotra. Tokony hiaiky fa diso izay nanendrikendrika sy nanaparitaka vaovao tsy marina. Hi-réparer ny fo naratra sy ny fihavanana voakorontana. Tsy nieritreritra ny handany 3 heures hanaovana analyse-n'ny archives mihitsy aho raha tsy ni-insiste nareo. Dia io ary fa hita araka ny nolazaiko hoe azo jerena ao amin'ny archives daholo anie izany e.


Darlin:
Miarahaba antsika rehetra indray,

Za moa tsy dia mahazo tsara ny net-ko fa dia hiezaka ny hiteny izay hitako sy tsapako aho.

Tsy dia tadidiko tsara moa hoe firy daty na firy exacte fa nisy fotoana samy nanala teo dholo ny namana, samy nanao izay tiany lazaina: izany hoe samy nanao izay tiany ho fanalana ny hererahana ny asa sns. Miresaka @ namana rehetra. Dia nisy ny fotoana naha bani an'i naniie dia za nahatazana foana fa isaky ny niditra i naniie dia banie. I bogosse moa namana ary samy nahatazana izahay dia gaga hoe fa nahoana no bani. Dia izy no nanampy nidiran'i naniie sera² ka dia hany ny resaka fa misy op iray nana bann azy. ......


misy porofo mivaingana toy io an'i hery io ve ohe tena ilay op tokoa no mibann an'i naniie? izaho eto tsy miaro n'izan'iza, tsy tany am karajia ny tenako efa ela dia ela, na ny pseudo ako aza izay efa mety lanin'ni voalavo hihihi! fa mba mampalaelo iany kosa hoe zavatra tsy misy porofo mivaingana dia entina tabatabaina hitam-bahoaka toy izao! marina fa virtoaly ilay resaka, saingy isika anie efa mifankahita sy miresaka e! noho izany efa niampita aty amin'ny tontolo hita maso ilay virtoaly taloha! izingiziniko ilay fialan-tsiny e! mahaiza manaiky fa tsy fahambaniana akory ny fiaikena fa diso!
47. Naniie ( 17/07/2008 13:30)
Miarahaba ny rehetra indray,
tsy dia mana potoana firy dia tsy afa mandalo matetika,
Izaho manokana ts mandà mihitsy ireo fanazavana rehetra ambony ireo, fa tamin'izay andro iray izay dia hafa mits no niseho, fehiny, raha namaky azy hatram farany za dia otran oe zahay ndray zany zao no diso satria ts afaka omenay an tanana oe ity ilay izy ?
48. ANARIM ( 17/07/2008 15:00)
Naniie:

fa tamin'izay andro iray izay dia hafa mits no niseho


tonde tsory fa tsisy bedy, inona le niseho dia iza lay OP ???? fa asio porofo, fa moramotra loatra le manendrikendrika kom sa!


49. ANARIM ( 18/07/2008 06:22)
ary sao d mba lay mode /+e ary no midika oe ban amin'i bogosse sy naniie (satria manko toa hoe i bogosse no nanampy an'i naniie niditra dia ny komandy nataon'i bogosse tamin'izay dia mode /-e naniie) 8O :?: :P :o 8-) :lol:
50. Angie ( 19/08/2008 15:19)
tsiky dia ampy foana.

tena hadinoko we hay mou nisy zany resaka rehetra zany tato....

/+e anarim > je t'aime foana foana

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4052