saika mba hanontany fa ...

21. ftma ( 03/07/2008 11:47)
diamondra27: Fa akia mbola vacances an :wink: mandalo ao ihany rehefa malalaka
momba ny resaka banni mazava gamba io lazain'i Hery io, fa alaivo pv ihany izay ni banni anareo dia mba mifanazava ao, raha tsy diso aho, afaka miditra pv ihany raha banni aza.
22. lanto ( 03/07/2008 11:53)
diamondra27:

angotiko: efa reserver ve aloha le ps-ndry fa hitako mivadika anonyme foana ange akia le izy refa miditra ndry e
ka sao dia misy mampiasa rehefa tsy eo indry


Tazako io angotiko mivadika anonyme io, tonga dia tany ny eritreritro vao nahita ito fitarainana ito zah. Rehefa lasa anonyme manko dia mahazo msg hoe vous etes bani , ka sao mba izay re ;-) Jereo ihany fa indraindray ianao sy ny mdp-nao no tsy mifanaraka fa tsy ianao sy ny Op.
D ashio tchiky fôna.
:-)


23. Angie ( 03/07/2008 12:44)
sao hadino koa fa ny robot kou mandaka fa tsy voatery op foana
24. Darlin ( 03/07/2008 14:59)
faly miarahaba ny namana rehetra eto alou e!

Fa izao, ny resaka an''ireto problème ireto dia za anisan'ny nahita zavatra niseho fa na ny tenako aza tato ho ato tena sahirana vao tafiditra fa asa na naninona. Indray mandeha moa dia tena nampiditra ny login sy ny mot de passe-ko za nefa mbola hoe "anonyme" d ia gaga sy talanjona ny tenako.

Ankoatr'izay misy namana iray moa dia lasa tsy OP fa nesorina taminy izany. Malahelo nefa ny tena raha mahita an'izao satria karajia dia natao hifampiresahana sy hifanalana sns, ary mba hifandraisan'ny gasy rehetra fa nefa dia izany no miseho. Betsaka no banni ary betsaka no sahirana @ fidirana eto..
Izay ngamba fa io marina dia asakasak'ireo maka lagy @ zava-miseho eo @ karajia e!

HIHIHi kiss b foana d raiso tsiky foana e!
25. angotiko ( 03/07/2008 16:38)
tsy nisy resaka karama sy tsy karama alou teo fa fanontaniana ny ahy, kai io zay tin'ny tsirairay io safidy io, d zay ny sadifinareo d zay zany, fa fanontaniana ny ahy fa tsy zay no valiny tadiviko we mikarama ve nareo sa tsi,

fa ny zavatra lazaiko sy ny namana sasany ireo dia marina, fa tsy haiko we modinareo tsy hita ve,
ary le we iza sy iza d oviana sy oviana, izy io anie tsy vao omaly na afakomaly fa efa andro maromaro eh, ka ahoana moa no tsy ahitanareo rehetra we inona zavatra mitranga sy miseho, fanga mou zay zavatra miseho eto tsy itanareo na enregistré any aminareo, fa na dia ataoko we andro iray tamin'ireo andro maromaro ireo d tsy mahatsikaritra zavatra ianareo
jereo fotsiny manodididina ny andro 26 juin fa misy resaka fiatsina ataony ny op sasany ao, d jereo zay bloké ao, zay fotsiny ny ohatra fa ny akoatran'zay d tsy ho lazaina tsony fa d samy mandinika ny tenany

fa zahay anie raha banniavana na blokéna lava dia tsy marary na mahia na lasa adala fa d mipetraka zahay rehefa tsy tiana d tsy miditra ao eh, fa ny mahasorena d ny fanaparana ny fahefana amin'ny tsy misy dikany

26. Angie ( 03/07/2008 17:56)
NB: momba lay namana we nesorina tsy Op raha i bogosse no tianareo asiana resaka dia mbola tsy Op izy teo fa mbola halfop.

hoy bogosse:
tena marina tokoa satria fony za mbola halfop de gaga sy talanjona nahita ny namana anankiray izay somary tapaka ny connexion dia refa niditra indray izy de tsy tafiditra intsony. Voatery za namaha le bani satria tsy misy zavatra ratsy nataony tao am salon.

tsy midika io hoe Op no ni ban azy fa ny robot ka aleo tsy afangaro.

tsiky dia ampy foana
27. hery ( 03/07/2008 18:51)
Ok, efa niresaka tamin\'i Naniie sy angotiko aho fa averiko eto ihany ny fanazavana.

- Raha misy zavatra manjo tsy mazavazava dia manontania amin\'iny fotoana iny satria azo jerena ao amin\'ny archives hoe iza no naninona. Tsy rariny kosa raha ohatra ka tsy misy porofo hahafahana (hahafahanareo sy hahafahanay) mijery hoe naniona marina ny OP

- Momba ny resaka hoe tafiditra sy tsy tafiditra dia efa naverimberina teto foana fa tsy mitovy mihitsy ny hoe tsy tafiditra sy banni. Raha tsy tafiditra mihitsy dia tsy banni ao @ #serasera izay fa tena misy olana eo @ fifandraisana amin\'ny serveur epiknet. Ohatra iray ilay holazaiko an\'i bogosse etsy ambany. Ny ohatra hafa dia resaka connexion fotsiny tsotra izao. Raha toa ka banni ao @ #serasera ianao dia MISY SORATRA MAZAVA hoe banni ao @ #serasera. Izany hoe misoratra mihitsy ilay #serasera fa tsy hoe banni @ epiknet etc.

- Momba ny resaka enregistrement-n\'ny ps dia mamporisika izahay hoe enregistrer-o ny ps... fa tsy anjaranay no mitahiry ny tenimiafina. Raha toa ianareo ka lasa anonyme dia efa nisy olona hafa ni-enregistrer ny ps talohanareo, na adino ny tenimiafina, na tsy nampiditra tenimiafina tao anatin\'ny 1 min aorian\'ny nidirana (mety ho olan\'ny connexion koa no mahatonga an\'io fahatarana io)

bogosse:
Mampalahelo anefa ny ataon\'ny OP sasany fa marina tokoa rehefa tsy tiana dia bani avy hatrany ny mpikarajia sasany, ary ny tenako izao mintsy no naitana an\'zany fa tsy angano na honohono le izy fa tena marina tokoa satria fony za mbola halfop de gaga sy talanjona nahita ny namana anankiray izay somary tapaka ny connexion dia refa niditra indray izy de tsy tafiditra intsony.


Toa accusation gratuite izany resaka izany. Hita foana raha misy mi-banni ny olona iray. Ary i bogosse noheveriko fa efa mahalala ny antony mahatonga ny olona tsy ho tafiditra koa raha toa ka tapaka tampoka ny connexion. Ny mpi-chat efa zatra mantsy dia mahalala daholo hoe rehefa tapaka tampoka ny connexion dia tsy tafiditra avy hatrany ilay ps satria mbola mijanona eo ilay teo aloha. Izay no atao hoe Ghost session http://en.wikipedia.org/wiki/Ghost_(IRC)

28. ftma ( 04/07/2008 07:17)
anampiana ny voalazan'i Hery momba ny ps raha enregistrer aza ny ps ka tsy miditra ao anatin'ny 1 mois dia voafafa ho azy ka mila averina enregistrer-na
mirary chat mahafinaritra ko an'ny rehetra :D
29. ANARIM ( 08/07/2008 06:10)
angotiko:

amiko zay rehetra miditra eo eo d azo resahina daholo, resaka viritoraly ny eto fa aza d entientipo d gafigafina daholo ry OP iray zay

so d tena gratos marina klé?

misy ihany koa ny mitovy IP fa samy manana ny fomba fitsatiany, ao ny tonga eo mba tena iresaka amin'ny namana sns, ao kosa ny tonga eo tsy hanao afa tsy hiteny ratsy sy higafy, rehefa kick-banned iny mpiteny ratsy iny dia ilay IP no migadra ao amponja, anisan'ny nitaraina taty amiko i Naniie hoe isaky ny hariva akia aho hoy izy toa banni fona, izaho moa izany nitady solution dia nanontany azy : efa protégé ve ny pseudo anao, eny hoy izy, dia nampidiriko tao anatin'ny lisitry ny exception izy, izany hoe, raha tena i Naniie marina no miditra ka manao ny identification aradalana tsy taran'ny 1 minitra ny fampidirana ny mdp, dia tafiditra izy na gadra aza ilay IP, (tsy naharaka archive lotra aho, dia tsy afaka nijery hoe io IP io ve mpiditra isaky ny hariva ary mpigafy sns fa solution dia Naniie excepté tam zay)
Bon, aveo moa Naniie dia mbola nitaraina, zà anie hoy izy mbola banni ihany refa ariva e! D noverifieko ny tao am liste excepté dia mbola tao tsara i Naniie, dia nilaza taminy aho, impossible hoy aho fa efa tsy tokony intsony, tsy haiko na mino sy manaiky ny fandaminana sy ny fanampian'ny OP ny mpitsaty, na te hanao "accusation gratuite" arak'ilay voalaza etsy ambony, fa fantaro ihany marina aloha ny mety anton'ilay olana mitranga re vao blablabla, satria, zà manokana, vao mahita connexion anaki-3 mitovy, dia mampandre : raha mbola misy fani-4 hoy aho mi tenté miditra eo dia banni ianareo rehetra mitondra io IP io, ka asa, mety rehefa ariva dia misy marobe te hiditra am lay IP an'i Naniie ohatra, dia any ny olana, izany hoe ny "epiknet" fa tsy ny OP #serasera
i bogosse koa ohatra, tsy haiko loatra hoe hatraiza ny fahalalany sy ny fahafantarany ny firindran'ny epiknet sy ny #serasera, fa nisy fotoana izy tsy nahatafiditra aradalàna ny mot de passe tao anatin'ny 1 minitra, dia kicked satria nivadika anonym, rehefa kicked noho io antony io ianao, dia tsy tafiditra eo no ho eo mihitsy, i bogosse anefa itako fa manao join automatik après 1 kick (mitovy ny ampiasainay, izaho mihitsy aza moa no nanoro azy ilay ampiasainy satria nitaraina loatra izy hoe tena tsy tafa sns dia nanampy azy aho hoe ity ampiasaina aza d jerena, d afapo izy aveo oe tsy lent b tsony sns...) ka rehefa tsy tafiditra tamin'ilay join automatik i bogosse taori'nlay kicked fa lasa anonym, dia nanomé tsiny avy hatrany, naka pv ahy, dia hoe, maninona aho no natao banned!!!!!
cas ananki2 mazava io, ary ny ahy avy dia lazaiko araky ny tena nitranga, fa tsy asiako sarinteny na ankamantatra !!!
ny ambiny dia efa ireo voalaza eo ambony ireo
azokazonareo amin'izay ve lay izy rankizy a?


30. ANARIM ( 08/07/2008 06:19)
euhhh fanampiny kely, rehefa lay mipitika oazy iny enao dia aza manandrana miditra eo no ho eo amin'ilay pseudo fampiasanao fa tsy ho tafiditra mihitsy satria mbola voatazon'ny ao amin'ny epiknet iny dia ataony hoe pseudo déjà utilisé, fa ataovy /nick autrepseudo aloha, dia itanao marina oe no bannissevan'ny OP v enao sa nogafian'nlay OP ray zay, sa ny firindran'ny epiknet no antony , fa rehefa maka fotoana kelikely enao, dia afaka manao /part dia mamerina /nick pseudo fa efa malalaka amin'izay ilay pseudo anao rehefa dila ilay mémoire tao ambadika tao, dia miverena /join #serasera
31. ravatorano ( 08/07/2008 09:20)
yti koa misy hafatra farany : mety nisy olona nampiasa ny adiresy IP nao ka niteny ratsy izy na nanompa nananao teny tsy voahevitra dia banni ilay adiresy dia tsy tafiditra izany ianao
aza adino mihitsy io ary tsara raha hamarinina satria ohatra hoe za zao manana namana mampiasa ity adiresi Ip ity ka raha izaho no migafy dia tsary tafiditra ato intsony zaay namako hafa mampiasa ity adiresi Ip ity
ohatra akaiky ny cyber café : any matetika no miseho ny fihetsika tsy voahevitra ary tsy raharahain ilay olona na ho banni aza izy indrindra fa ilay adiresy IP satria tsy hgo izy irery no banni amizay fa izay rehetra hampiasa an io cyber café io
dia izay tonga ao lasa miteny hoe fa naninn aza za no tsy tafa fa bann kle
mazotoa daholo e
32. diamondra27 ( 08/07/2008 09:59)
angotiko: mbola ao ve ndry e!

za akia mahita fa za aloha tsy op an fa tena misy olonabe dia be mitovy IP amindry lazaiko any ambadika ny psny tamindry niditra farany niaraka tamiko iny zao dia nisy olona 4 nareo niditra teo dia lasa indry dia mbola miova ps foana ilay olona

tsy any amin'ny cyber ndry nefa dia meme ligne amindry le olona

ilay anankiray aloha nolazaiko tonga dia niala avy hatrany izy fa ny hafa mbola teo ihany

ka io zany na dia hiova ps tahaka ny inona aza dia tsy solution satria meme ligne foana e , vao maika mi clone be dia be

33. ANARIM ( 08/07/2008 12:59)
Darlin:

faly miarahaba ny namana rehetra eto alou e!

Fa izao, ny resaka an''ireto problème ireto dia za anisan'ny nahita zavatra niseho fa na ny tenako aza tato ho ato tena sahirana vao tafiditra fa asa na naninona. Indray mandeha moa dia tena nampiditra ny login sy ny mot de passe-ko za nefa mbola hoe "anonyme" d ia gaga sy talanjona ny tenako.

Ankoatr'izay misy namana iray moa dia lasa tsy OP fa nesorina taminy izany. Malahelo nefa ny tena raha mahita an'izao satria karajia dia natao hifampiresahana sy hifanalana sns, ary mba hifandraisan'ny gasy rehetra fa nefa dia izany no miseho. Betsaka no banni ary betsaka no sahirana @ fidirana eto..
Izay ngamba fa io marina dia asakasak'ireo maka lagy @ zava-miseho eo @ karajia e!

HIHIHi kiss b foana d raiso tsiky foana e!


aza adino oa e! 4 clones = bannis dofisy par epiknet ( fa tsy banni noho lay OP serasera)
dia aza adino koa fa ny connexion dia tsy voatery stable b, mety aléatoire be io, indraindray misosa, indraindray mihisatra, i darlin toa mitaraina ohatry ny hoe noho ny OP no mahatonga azy sahirankirana vao tafiditra tato ho ato, hihihi, tsy misy idiran'ny OP ny connexion an'ny tsi-1-1 r'ise a!
d lay namana 1 nesorina tsy OP io, aza dia mahita volana alohan'ny biby re rahavako fa aha i bogosse no tian'ise ambara, dia tsy mbola OP mihitsy i bogosse hatrizay aloha raha ny teto am #serasera, ary raha ny oe tsy OP intsony no mampalahelo (lol b) dia gaga zà mamaky ny tohin'ny resak'ise dia manontany tena hoe : angaha rehefa tsy OP dia tsy afaka miresaka, mifanala, mifanerasera amin'ny gasy rehetra ...

farany : sao mba tsy ny OP ary no maka lagy sy saropiaro ô?????
34. hery ( 11/07/2008 10:10)
Fanazavana

Avy nijery archives du 17 - 29 juin aho io (nandany andro ihany) ary izaho sy i bogosse no niaraka nijery azy tao. Dia izao no hita.

17 Juin.
Efa nisy blem ny ip-n\'i Naniie satria misy clone be dia be (maditra, mack, soasoa, Naniie, tsiky) Kanefa raha vao mihoatra ny 3 ny ip mitovy dia killed izay miditra manaraka (Jereo ery @ farany ambany ny fanazavan\'ny epiknet)

Ireto ohatra ny zavatra nitranga ny 17 juin

[12:42:52] Naniie (~sera@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.

Jereo ny IP fa IP-n\'i Naniie ireto voadaka ireto. Nanontany an\'i Naniie aho raha misy mitovy IP aminy dia nolazainy fa tsy @ cyber izy dia tsy haiko izany.


[12:23:29] tsiky (~tsiky@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[13:01:10] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))


18 Juin,
Tsy niditra Chat mihitsy i Naniie, tsy haiko na tsy niditra na tsy tafiditra. Raha

Fa raha tsy tafiditra izy dia mbola killed ihany ny IP tamin\'io 18 io

[12:42:53] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:47:55] maditra (~maditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:51:53] mack (~mack@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[12:52:47] sexy (~sexy@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))


19 Juin

Nisesisesy be loatra amin\'izay io Killed by zeus io.

[08:36:49] In_Flames (~In_Flames@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[08:50:46] kely (~kely@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[08:59:57] tanya (~tanya@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[09:59:27] Miali_kaida (~Miali_kai@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:02:01] miali_kaida (~miali_kai@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:04:26] manou (~manou@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))
[10:19:20] mily (~mily@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))


Ka farany dia nataon\'i epiknet banni tout de suite taorian\'io mily io

[10:19:20] mily (~mily@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: Killed (Zeus (Session limit exceeded))

[10:19:21] Naniie (~Naniie@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: User has been banned from EpiKnet (Session limit exceeded)

[10:19:21] mitia (~mitia@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) left irc: User has been banned from EpiKnet (Session limit exceeded)


Hatreo dia tsisy tafiditra intsony ny avy amin\'ilay IP raha tsy 2 heures taty aoriana

[12:17:20] ditra (~ditra@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.

I Naniie moa tafiditra tamin\'ny 13h

[13:00:00] Naniie (~Naniie@2B4938CA.6D076E92.4D1C878A.EpiK) joined #serasera.


Entre temps i bogosse nanao an\'ity commande ity hoe fanalana ban hono

[12:47:12] #serasera: mode change \'-e Naniie!*@*\' by bogosse!~AS241B@EpiK-254D7B34.blueline.mg

Izay inoako fa tsy nisy effet-ny satria 12:17 dia efa libéré ny IP (nidiran\'i ditra) ka raha niditra taorian\'io 12:17 io i Naniie dia tafiditra na dia tsy nasiana an\'io commande nataon\'i bogosse (le sauveur) io aza.

Fanazavana an\'ilay commande /mode -e nataon\'i bogosse
Raha /mode +e no nataon\'i bogosse dia azo eritreretina ihany satria http://webtoman.com/opera/panel/ircdmodes.html Ny mode +e, dia manome exception hoe raha banni-n\'ny OP dia afaka miditra eo @ canal ihany. Ny mode -e dia contraire an\'izay. Fa raha banni-n\'ny réseau ny IP dia tsy tafiditra mihitsy na atao +e aza satria ivelan\'ny canal indray izay fa tsy anatin\'ny canal. I Naniie rahateo tamin\'ny nanao pv tamiko dia nanazava fa tsy tafiditra na inona na inona mihitsy izy. Donc tsy blem canal fa blem epiknet mihitsy satria io hitantsika io fa banni ao @ epiknet ilay izy.

Izay izany no fanazavana araka ny hita tao amin\'ny archives. Ankoatra an\'ireo moa dia resaka mampalahelo no hita tao amin\'ny archives, fanaovana mpamosavy olona sns...

Noho izany:
- Tsy marina velively ny filazana fa OP no ni-banni an\'i Naniie.
- Tsy marina koa ny fanamelohana ny admin (zah mihitsy angamba) hoe tsy mba manaraka ny zavatra misy sy tsy mahita ze mitranga. Satria tsy nisy nitaraina ary izay nitaraina dia nahazo fahafaham-po ihany (tadidin\'i Naniie tsara fa tsy vao izao io blem io)

Ny angatahako dia tsotra. Tokony hiaiky fa diso izay nanendrikendrika sy nanaparitaka vaovao tsy marina. Hi-réparer ny fo naratra sy ny fihavanana voakorontana. Tsy nieritreritra ny handany 3 heures hanaovana analyse-n\'ny archives mihitsy aho raha tsy ni-insiste nareo. Dia io ary fa hita araka ny nolazaiko hoe azo jerena ao amin\'ny archives daholo anie izany e.

Farany, nojereko tao amin\'ny archives fa tena vitsy mihitsy ny ban ataon\'ny OP. Kanefa toa vava be foana no heno. Izay ban hitako nandritra ireo fotoana ireo dia marim-pototra daholo (ps miteny ratsy sns). Koa atsaharo ny fanenjehana OP.

Misaotra
Hery
----------

http://epiknet.org/docs/faq.asp?id=11
Question n°11 ajoutée le 02/10/2002

\"On me dit que trop de connexions viennent de mon adresse, et la connexion est refusée. Que faire ?\"

Réponse : Afin d\'éviter toute attaque massive contre notre réseau, nous avons mis en place une protection pour limiter à 3 sessions les connexions provenant d\'une même adresse. Nous pouvons toutefois faire certaines exceptions, notamment pour ceux d\'entre vous qui êtes situés derrière un proxy ou firewall, uniquement si vous disposez d\'une adresse IP fixe. Contacter la Commission Technique en nous envoyant votre adresse IP fixe, le nombre de sessions maximal estimé et la raison.

Question/Réponse vue 7498 fois
(7006 fois depuis le 29/06/2003)
35. XxxX ( 11/07/2008 10:27)
zao zany lé atao oe mamo miantso polisy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
36. sipagasy ( 11/07/2008 11:48)
misaotra an'i hery!!! ataoko fa vita izany izao ny resaka eto???

mirary karajia finaritra sy milamina hatrany e!
37. ANARIM ( 11/07/2008 11:59)
misaotra Hery, oroka mamy ialahy!
38. mignone ( 12/07/2008 10:13)
ary lé blem any i angotiko nanao sizé ve hita e ? :°) ny any i Nanie zany zano no hita sa ??? :p
39. ANARIM ( 14/07/2008 05:54)
mignone : i angotiko akia tsy mahavita identification ara-potoana d mivadika anonym d banned en tant que anonym (angotiko) fa tsy banned oe gadra akory ny IP
angotiko : rehefa sendra tafavadika anonym iny enao d araho lay toromariko etsy ambony hoe /nick autrepseudo d miandry fotoana kely d /nick angotiko am zay d miverina miditra salon aveo
40. ari.malala ( 14/07/2008 07:35)
sosokevitra kely momba ilay resaka identification, saod mba afaka atao elaela ilay fetran'ny fahafahana mampiditra tenimiafina, fa hainareo iany ny hafainganan'ny connex° aty amintsika, miadana d miadana ka mandra-pampiditr'ilay olona ny mdp ny efa dila iany ny 1 min d lasa anonym foana izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2192