Vakansy serasera eto Rome

61. rakaroka ( 01/08/2008 09:52)
Efa migadona aza 'ty ny volana "Aout".
:lol: :-w :-w :-w :-$ 'Za indray ry Mbaliana matoa miala aty am dezaka
mbĂ´ hamonjy ny fihaonana amin'ny namana sra, indrindra indray hono
ao amin'izany "Deba" dia hanantena zavatra tokoa aho izay fa tsy "aza manantena loatra izany an! (raha tsy izany tetsy am Anjely mainty aho no notsangatsangana irery dia vita :-D :-D :-D . Ka masako tsara o Toi
raha tsy tomombana ny vonkasako: sady hananako tsara ny vava fa mainka moa mifankahita mbola hisy hafa koa 'ngamba hanampiko izany :wink: :-D :-D :-D
62. cutie ( 01/08/2008 18:40)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 01-08-2008 10:02:44
Lohateny : Re : Vakansy serasera eto Rome
Voalaza teo :
toa tsy misy oul fantatro any raha tsy handefa Fa
cutie mandehana @ zay njy mahafantatra namana hafa ko, sa mbola tsy afaka makaiza e

refa afaka njy vo mandeha za :-P :-*
63. mbaliana ( 01/08/2008 19:03)
tywa> kiss njy efa elaela akia tsy hita trasy njy a.... loza akia .. za akia tsy mana cahier de chant , efa niteny tamin'i mangidy aho fa sa klou..
eo fa tenena ny deba mba hampisy internet fa et amin'ny serasera toa misy tononkira koa hihihi...

rakaroka> za aza masahina fa tsy azo hohanina anie za rehefa avy eo e... :-D :-D :-D raha tsy tomombana akia ny vokansindry, dia aleo ampiasaina akia le vava amin'ny tsikitsiky fa tena mamay be aty sao dia miakatra tampoka eo koa mantsy ny temperature-njy ka hanahirana :-P
64. tywa68 ( 03/08/2008 16:40)
mbaliana an, njy zao no misolo tena anay ao fa d ataovy mafotaka ny fiarahana e :-* mazotoa dhl e :wink:
65. mbaliana ( 04/08/2008 19:41)
tywa> ho hita eo akia fa za koa tena sahirana kely :(
66. jobamilay ( 04/08/2008 21:57)
mbaliana:

tywa> ho hita eo akia fa za koa tena sahirana kely :(


rahoviana ihany njy akia ry mbaliana no tsy ho sahirana a! za tsy ho avy raha tsy tsenainjy ko kiss mamy njy!
67. mbaliana ( 05/08/2008 17:55)
jobamilay> teneno dieny maialoha aho e... enga anie fotsiny tsy ho maraina :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8071