Vakansy serasera eto Rome
41. rakaroka
(
21/07/2008 17:45)
haritianah:
manantena andry ary karokaroka fa ampianarindry tsara anay ary io hira io misy voandala entina mody ary é.
OK aky à,
:-D :-D :-D =)) =)) =)) :-$ Anefa tapak'hevitra aho fa tsy ho hatao indray izy io ka. Tsapako toa mi-impose-pose "mahasosotra" izany aho, ary ovaiko hira gasy iray izay aza e, dia izay ihany no mbô propo-ako, mety ve :roll: :?: :wink:
42. haritianah
(
21/07/2008 22:14)
de refa mba manantena zany zay dia ampilafilana indray nefa efa mba resilahatra izahay fa ilaina variéna ny hira atao ao fa ts voatery hira gasy.
Efa nilaza anie zareo fa raha misy sosokevitra dia afaka milazaé tsis zan mi-impose pose zany aky à.
Efa nilaza anie zareo fa raha misy sosokevitra dia afaka milazaé tsis zan mi-impose pose zany aky à.
43. rakaroka
(
22/07/2008 17:21)
[quote=haritianah]
Amin'izay anie mbô mitombo kely ny fahalalana e:
Rehefa sarotsa BBb akia dia ataovy tahaka izao ohatra:
"Sont tous bé saôsy!" ( ka raha tsy izany moa ve hanao vankasy ? Heuu...
fa 'reo tsy mandeha koa anie matoa izy tsy mandeha matetika asa aman-draharaha:sady faniriana ho an'ny gasy rhtra izany e! ).
Dia lazaivo fa tsy mora tadidiana indray aza ilay tononkira?
Heu...ny dikany aloha jerena Dico izay mazoto handalina e!
( raha misy fotoana : Hi!hi!hi!)
Dia mbola vao hianatra alfa bety nareo zany zay fa tsis ainay io soratra io.:-D :-D :-D :-D :-D :-D :- Mampmé ahy akia indry koh.
Amin'izay anie mbô mitombo kely ny fahalalana e:
Rehefa sarotsa BBb akia dia ataovy tahaka izao ohatra:
"Sont tous bé saôsy!" ( ka raha tsy izany moa ve hanao vankasy ? Heuu...
fa 'reo tsy mandeha koa anie matoa izy tsy mandeha matetika asa aman-draharaha:sady faniriana ho an'ny gasy rhtra izany e! ).
Dia lazaivo fa tsy mora tadidiana indray aza ilay tononkira?
Heu...ny dikany aloha jerena Dico izay mazoto handalina e!
( raha misy fotoana : Hi!hi!hi!)
44. mbaliana
(
22/07/2008 18:13)
rakaroka> za anie tsy mandà ny teninao za ary manohana ny teninao matoa aho niteny hoe tsy misy frontière ny mozika... en plus haiko koa le fiteny fa tsy hoe tsy haiko...
Za anie manao vzivazy anao fotsiny aho ny antony itenenako an'le hoe
dia novalianao an'ity hoe
dia notohizakao an'ity hoe
fa tsy contre ny hira amin'ny fiteny hafa mihitsy aho
:-D :-D
Za anie manao vzivazy anao fotsiny aho ny antony itenenako an'le hoe
ay ay ay ay... ho an'iza io hira io ry rakaroka... siento tu cuerpo vibrar cerca de mi....son tus besos me estremezco.....ah la la laaaa
dia novalianao an'ity hoe
Dia ho an'iza moa fa tsy ho an'izay mpankafia azy ! Misy version maro izy io, misy mihetsika koa!
Fa naleo kosa ry itony, anontanianareo hoe ho an'iza ny hira
koungefa rehefa mihira "ny itiavako anao" ny maaaaro, na "'lay volana tantely
nandramako sahady!" tsy mba napetraka lé fanontaniana hoe "ahoana sy ahoana sy iza sns?....
dia notohizakao an'ity hoe
fa ity hira mbola ianarana pour une occasion... hummm mahalasa eritreritra...
fa tsy contre ny hira amin'ny fiteny hafa mihitsy aho
:-D :-D
45. rakaroka
(
22/07/2008 19:21)
[quote=mbaliana]
Ireny inn aza ? Dia hain'iza ?....
'Taoko "géneration" isan-karazany no "fahitako" aty an-dafy, ary na samy tanora aza, marina tsy samy manana ny reviny? ho i Tovo ve sa ry Jerry?
sa Rihanna sns.
Atao hoe ry Mahaleo izao no be mpanaraka sy mpikalo wà fa mba vazivazy
somary zary tenany koa anie no namaliako hoe na ny tompon-kira aza
nanadino tononkira, ka io tsy ry Fafah Mahaleo loatra izay nisiontsiona sur scèn(hi!hi!hi) no ciblé fa ilay toetra milaza fa hay anefa ombiny ombieny miverina foana ilay tsy mahatadidy tononkira (Ha!ha!ha) dia ny mpitazana avy eo no manongo tena, tsy hainy hoe mi-roule" BBbe tsy misy ianarana tonokira ilay "fiainana" Hi!hi!hi!
Ay! ai! aia sahala @ hoe hisy mariage ô ?.
Ah! la!la Tapaka koa anie ny tsinaiko raha ny marina eto am-panoratana.
Hé!!!...Tena Mba liana marina tokoa aloa ilay PS e !
rakaroka> ka iren hira efa hay koa ...:roll: :?: :-D :-D

fa ity hira mbola ianarana pour une occasion... hummm mahalasa eritreritra... :wink: :-D :-D :-D:-D :-D :-D
Ay! ai! aia sahala @ hoe hisy mariage ô ?.
Ah! la!la Tapaka koa anie ny tsinaiko raha ny marina eto am-panoratana.
Hé!!!...Tena Mba liana marina tokoa aloa ilay PS e !
46. mbaliana
(
23/07/2008 16:14)
rakaroka> aza matahotra ny hira taloha ianao fa efa nahita aho matoa miteny ... misy manana cahier de chant anie ny sasany amin'ireo mpisera ireo e... ny toerana nihirana fotsiny no voafetra sinon mandra-maraina wa... ny mpitendry glita koa misy rahateo...
47. rakaroka
(
23/07/2008 16:37)
mbaliana:
rakaroka> aza matahotra ny hira taloha ianao fa efa nahita aho matoa miteny ... misy manana cahier de chant anie ny sasany amin'ireo mpisera ireo e... ny toerana nihirana fotsiny no voafetra sinon mandra-maraina wa... ny mpitendry glita koa misy rahateo...
Oadraiiiiyyyy. Hisy tahaka izany indray ve
:roll: :roll: :roll: 'draiiiiy ka namana tokoa anie ny ato dia efa any daholo izany ny rehetra fa dia ny vatabeako sisa no tongavana e :wink:
48. mbaliana
(
24/07/2008 18:20)
enga anie ka ho avy ao tokoa ry mpitendry glita... aza hitako hono ka tsy ho avy ry zalah zay vao afabaraka amin'i rakaroka...
dia mba eto ry zareo le cahier de chant tami'ìindray mande iry fa sao wain amin'i rakaroka za
rakaroka aza manantena be loatra nefa an
:-D :-D :-D :-* :-*
dia mba eto ry zareo le cahier de chant tami'ìindray mande iry fa sao wain amin'i rakaroka za
rakaroka aza manantena be loatra nefa an
:-D :-D :-D :-* :-*
50. cutie
(
24/07/2008 23:21)
rakaroka [ Valio ] 21-07-2008 18:21:55
Lohateny : Re : Vakansy serasera eto Rome
Hoy i cutie:
toa tsy misy oul fantatro any raha tsy handefa Fa
Andray akia Cutie koh, dia aiza aza no mbô ifankahitantsika roa raha tsy handeha indry
ho avy any za e :wink:
52. haritianah
(
29/07/2008 21:47)
fijo; ina ko zao ny mapitokiky eo.Lé fijo alou oh try ny mapatahotra refa miresaka sao manaka ny psedo ny ko ny lazainy retra.Hi hi hi hi
54. haritianah
(
30/07/2008 21:33)
Fijo; ahoana mou no ianohana fotsiny ihany @ zao ny ps aza efa Fijo ka ts ho fijo jiaby ny raha lazainy eo.Mavozo zà ka.
55. cutie
(
31/07/2008 14:13)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 29-07-2008 23:40:31
Lohateny : Re : Vakansy serasera eto Rome
hi hi h i
lol
59. tywa68
(
01/08/2008 06:31)
mbaliana : mamorona haingana njy cahier de chants sao wain eo raha "lalala" no hiraina eo ! ny mpitendry indray aloha d misy mahay foana ny namana e ! sa tsy zany ry fijo sy Ika ? :lol:
60. ftma
(
01/08/2008 08:02)
toa tsy misy oul fantatro any raha tsy handefa Facutie mandehana @ zay njy mahafantatra namana hafa ko, sa mbola tsy afaka makaiza e
tywa68: tsy handeha hanampy an'i mbaliana nga njy? hamono sambos fa mety adinony ny hety
mazoto daholo e kely sisa de fety be, hoan'ireo mbola misalasala ny handeha (indrindra ilay sombin'ny aiko :D ) vidio haingana ny billet fa mahafinaritra foana ny miaraka @ namana serasera e