Vakansy serasera eto Rome
21. rastafarai
(
17/07/2008 01:11)
:-D Niala pà njay colar an! :°) Mba ampireveo mlay kouss reo ankizy reo fa inn ary ty! :wink: Manotrona ny tenanay ra misy fotoana e! Bonne vacances daholo e!
22. colar
(
17/07/2008 21:50)
ny trano gratos tena tsy mahita za zao fa vo hitady,tany am rasta anie ny gratos hatrizay fa lery zao lasa misy ol d tsisy fika,sa aona less rasta,misy ny azo atao gratos fa tongava ra tess a,mbola vo mitady villa za io zao,hahahahhaha,mbola sahirana kely ny bandy zao e,enga anie ka hilamina mandrapatongan io daty io,efa te hivazo b miaraka am tess,mangidy,sns,sy zay mahay mivazo retra,tsisy kilalaka ny ahy ny revy an,hahahha
23. tess
(
18/07/2008 05:33)
:-D :-D :-D :-D aza ela lay gratos ary e! :-D
manjary eny amorondalana no matory fa tsy naka hotel kou :?
hay ve tany am rasrafarai lay gratos talou e! :-D
itako mitsy io sary n'i rasta nahazo olona ao am sary rhetra io colar an!
:^)
manjary eny amorondalana no matory fa tsy naka hotel kou :?
hay ve tany am rasrafarai lay gratos talou e! :-D
itako mitsy io sary n'i rasta nahazo olona ao am sary rhetra io colar an!
:^)
24. haritianah
(
18/07/2008 13:56)
rakaroka à zahay avy aty ambanivohitra toa ts ahay lé hiranao ka.Dé aona zany?
sa samy afaka mihira @ teny ts fantatra doly ary isika raha ho any é? hihihihi
Ny anay mantsy RY tannindrazanay malal ihany nomba hay
sa samy afaka mihira @ teny ts fantatra doly ary isika raha ho any é? hihihihi
Ny anay mantsy RY tannindrazanay malal ihany nomba hay
25. rakaroka
(
19/07/2008 14:19)
haritianah:
rakaroka à zahay avy aty ambanivohitra toa ts ahay lé hiranao ka.Dé aona zany?
sa samy afaka mihira @ teny ts fantatra doly ary isika raha ho any é? hihihihi
Ny anay mantsy RY tannindrazanay malal ihany nomba hay
:-D :-D :-D
Fa koa angaha moa hiran'ny ambonivohitra io :-D :-D . Sady mbola misy tsara anie ny fotoana ianarana raha vonona @ izany. Seulement késtion "feeling "no mitondra ny rehetra!
Ary 'zaho indrindra aza anie no ni-propose hoe hohiraina ny "Ry tanindrazanay malala t@ herintaona, fa nony tany antoerana aho dia tsy nisy nazoto ny hihira izany ireo tany. Misy hira "gasy "tiako Be izay aza tiako hohiraina amin'ity fihaonana sera roma 2008 fa 'zary sadaikatra aho @ "feling samy manana ny azy!
27. rakaroka
(
19/07/2008 17:28)
haritianah:
Ekena indray ary rakaroka à.
Manja kosa 'njy izany; tsss....Mbola afaka mi-apprendre zavatra tsara :
"milay ange io hira io" sy izay hira gasy kasaiko atao izay . Brefffff samy manana ny haniny ny hira rehetra fa tsy aleo aza mba
omanina toa izao toa izay lé rehefa misy "sortie" anie aty dia tsy mahay tononkira ny betsaka. Dia mifampihainohaino dia matetika voatery mijanona atenantenany ny hira. Ka efa "vaste BBbe" ilay tontolon'ny mozika iainantsika, tsy voatery hitovy mihitsy ny "repertoire". Fa 'zaho koa anie vonona no hahita tombontsoa amin'ny mozika tianareo fa "ento" ary raha natao iarahana mirada, sa ho mpihaino aho izany @ izay fotoana?...
28. rakaroka
(
19/07/2008 17:51)
'zavatra ilay hira anie, tsotra kely: tsy tonga dia hay ve "une fois" tapitra ity klip ity :?: :-D :-D :-D :-P
http://fr.youtube.com/watch?v=xJyi06bY--g
http://fr.youtube.com/watch?v=xJyi06bY--g
29. mbaliana
(
20/07/2008 06:04)
ay ay ay ay... ho an'iza io hira io ry rakaroka... siento tu cuerpo vibrar cerca de mi....son tus besos me estremezco.....ah la la laaaa :-D :-D :-D :-D
30. rakaroka
(
20/07/2008 17:23)
mbaliana:
ay ay ay ay... ho an'iza io hira io ry rakaroka... siento tu cuerpo vibrar cerca de mi....son tus besos me estremezco.....ah la la laaaa :-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D Dia ho an'iza moa fa tsy ho an'izay mpankafia azy ! Misy version maro izy io, misy mihetsika koa!
Fa naleo kosa ry itony, anontanianareo hoe ho an'iza ny hira :roll: :roll:
koungefa rehefa mihira "ny itiavako anao" ny maaaaro, na "'lay volana tantely
nandramako sahady!" tsy mba napetraka lé fanontaniana hoe "ahoana sy ahoana sy iza sns?.... :wink: :-D :-D :-D :-D :-D
31. haritianah
(
21/07/2008 11:57)
Dia mbola vao hianatra alfa bety nareo zany zay fa tsis ainay io soratra io.
Teny gasy zao no efa mba fantatry ny lafy valo ka salany mapatahotra anay zany mbola aty zahay aza efa tenenanareo teny ts fantatra maika ka refa any sao ihanahana eo zahay.
Refa fihaonany gasy ve ts tokony ho gasy ranoray ny zvtr retra atao ao satria okasion mba anehoana maha gasy io.
Ny andavanadro tsinona efa samy miaina @ fiainana zé misy any à misy azy avy (indrindra fa ivelandranomasina) dia mananaraotra ny maneho maha gasy fa samy gasy doly.Asa alou é.
Tokony reglement aza ny oé tsy miteny raha ts teny gasy.Ka raha samy iteny à teny ts fantatra doly ary dé anahoana isika ao?

32. rakaroka
(
21/07/2008 12:58)
Ah la,la! toa hiverina t@ lé "blem" nampitsoaka ahy t@ fiangonana izy izany .
Tojo ilay olona "Conservateur BBbbe ireny aho". Ka ny tsy hain'ireny olona ireny ny hoe ny any Dago aza mivazo hira vahiny anefa samy gasy anie ny any e,ny style imatimatesan'ny tanora na tkto, na R&B, na tendance 'taoko tsy gasy aby :roll: :roll: dia fa maninn ny zaza tsy niaina @ gasy "originale" aty no ho sesefana 4 andro tsy hiato teny gasy? Sa hoe "nationaliste isika?".
Izany hoe handeha vankasy izany rizareo ary déjà ary ilay izy tsy any dago,
rahateo hira vahiny iray anie no voambara dia mahasarotiny ery, am'izay koa anie mbô mety faly rizareo 'taliana mandre antsika mbo "maharaka an- drizareo koa !
:wink: :-D :-D :-D

33. haritianah
(
21/07/2008 15:29)
mataotra mants zay sao hiranareo any no ho betsaka ry karokaroka à, marina ny lazainao fa nefa kosa aza adino fa fihaonana gasy io ka ilaina ny zanatsika tsy mahay teny gasy mihintsy no maita antsika manao zvtr gasy tanteraka mba hahalalany fa hay izao zany ny maha gasy anay.
Tsara variéna zany é.
Tsara variéna zany é.
34. mbaliana
(
21/07/2008 15:32)
rakaroka> ka iren hira efa hay koa ... fa ity hira mbola ianarana pour une occasion... hummm mahalasa eritreritra... :wink: :-D :-D :-D
teny espagnol raha tsy diso aho io hira io... fa mba le feonkira no ndao asiana accent e..ny mozika anie tsy manana frontière e... cool e :lol: :lol: :lol:
teny espagnol raha tsy diso aho io hira io... fa mba le feonkira no ndao asiana accent e..ny mozika anie tsy manana frontière e... cool e :lol: :lol: :lol:
37. rakaroka
(
21/07/2008 16:19)
Asa aloha na tsy maharaka aho na tsia, fa ankoatry ny planning général
voasoratr'i Hery sy "Angie" , tsy nahita programma "détaillé" aho hoe izao ny hira ho atao! Et dire que hoe "matahotra fandrao" hira vahiny no hibahana.
Ka dia hira vahiny iray ve no miroso dia "atao mampaninona?.". Azontsika ferana amin'io ani ny hira vahiny. Fa raha tahiny hisy hafa hi-insiste dia cela veut dire hoe "manana ny feeling" tokony mbô heverina koa ny hafa.
Resaka filozofika Bbbbe ilay "fitiavana ampisongadina ny maha-gasy"
hoy
Manudi Bango: "ao anaty loko mainty no ivoiran'ny fotsy ary vice-versa!"

38. rakaroka
(
21/07/2008 16:21)
cutie:
toa tsy misy oul fantatro any raha tsy handefa Fa :cry:
Andray akia Cutie koh, dia aiza aza no mbô ifankahitantsika roa raha tsy handeha indry
:roll: :wink:
39. rakaroka
(
21/07/2008 16:34)
mbaliana:
rakaroka> ka iren hira efa hay koa ... fa ity hira mbola ianarana pour une occasion... hummm mahalasa eritreritra... :wink: :-D :-D :-D:-D :-D :-D :?: :?: :?:
Ka 'zay mihitsy anie e, tsy tsara ary ve hoe mba nisy hira "occasionnel"
sa moa natao ho an'ny any Dago ihany izany?
D'autant plus , mi-souzy rangahy ny gasy ah, hoe fa hay dia négligé-na, dia ny répértoire anfa tsy mitovy, ny musique sy ny feeling vaste.
Ilay misouzy ohatr'izao mihitsy anefa nahatonga ny tarika Mahaleo nanadino tononkira tatsy am Olympia! Dia tsy "quoi" satria gasy wà, fa je me sens
plus à l'aise mihira raha hay ny tononkira! Ary vankasy tsara no amboloiko
matoa tafaina e!
teny espagnol raha tsy diso aho io hira io... fa mba le feonkira no ndao asiana accent e..ny mozika anie tsy manana frontière e... cool e :lol: :lol: :lol:
Hou la!la!
Ianao angamba tsy mbola nihira "scat" ô?...
Ery ambony aho nametraka tsara ho misy teny frantsay koa na raha afaka hadika teny gasy wà tsy maninn...
Revy fotsiny no hanaovana azy
tahaka ny revy hoe
"comment tsé-tsé"
allé matory chez "pascalinà"
Na E macarena hirahiraina.
Tsy nasiako "importance" loatra ny hoe fiteny inona ary nisy version Anglisy koa fa ilay "impression" vacances no nanesika ahy itondra azy teto!
40. haritianah
(
21/07/2008 17:04)
manantena andry ary karokaroka fa ampianarindry tsara anay ary io hira io misy voandala entina mody ary é.
OK aky à,
OK aky à,