O ry filoha hajaina: Mba jerevo ihany akama...
41. tsimati
(
05/07/2008 07:24)
Tena hafa ny nandalina ary manana maripahaizana. Ny mampiomehy anefa toa tsy manana baoritra nohon'ny andr'i zalahy indray rehafa isaina ty baoritra mivareraka. Misafoaka ary miantso baba rehefa anontaniana hoe aiza ny vitanao ary jereo ny vitan'iretsy. Hahahaha. =)) =)) =))
42. patrick2002
(
05/07/2008 15:05)
nanas: rakatrao tsara ilay fomba fiteny hoe KAMO BE TENDA ISANY iza no miteny anio .
rajeankely ,zao izy manjary kidoropamba no miteny azy eto
Antony hanaovany an'izao dia mazava ,tezitra fa nesoriny Hery tato razanety dia io mamorona PS maro be io dia izy ihany no miteny rery eo ,manao loha-hevitra tsy misy lohany sy vodiny ,amin'izay izay mamaku sorena dia tsy miditra ato intsony.
:-D :-D :-D ny ahy dia hiomehezako fotsiny efa ela no nasiana klasy ny olona misy foana ny andrina ,hova sy andevo fisainana .
Ary hita izy eto @ forum iza no andevo mahazo micro ,na andevo mahazo ordinateur. :-D :-D :-D
43. tsimati
(
05/07/2008 23:26)
tsimati aloha tsy anisany zanak'Andriana ka tsy tezitra ary tsy malahelo velively lazaina ny marina amin'ny hoe andevo ka dia hisaorana ianao Andriamanjaka. Ny jeankely tsy asiako resaka betsaka fa ny kidoropamba kosa tsy mety ho kidorompamba mihintsy tsimati ary ny tenany no manambara izany. ianao moa zana'andriana ka asa raha izay lazain'ny taranak'andriana sahala anao mety avy dia marina ? SAHALA IZAY IHANY KOA RAHA TOA MPIKAMBANA AO AMIN'NY TARANAK'ANDRIANA TOKOA NY RAY AMANDRENINAO. :-D :-D :-D
44. nanas
(
06/07/2008 01:11)
tsimati:

Tsara ianao rehefa miaky hoe razanety ihany no tsimaty, efa ampangain ny fomba fanehoana hevitra sy ny firesaka eto @ serasera koa ve moa mbola handainga ihany.
MIresaka andevo sy andriana ianao fa angaha tsy fantatrao fa R8 anie no tena mirentirety an io resaka io rangaty e! ndana oe mba anotanio azy kely le question-nao io ambony hoe " Zay lazain ny zanaka andriana sahala aminy ve mety avy dia marina doly"
45. kanota
(
06/07/2008 05:13)
Fa i nanas ngah taranakandriana ? Raha izany ianao dia ataovy izay hiverenan'ny fanjakana any aminao. Raha tsy izany kosa fa samy andevovavy sy andevolahy aoka ahay hijery fitaratra :-D :-D :-D
46. tsimati
(
06/07/2008 06:33)
Ny resaka maha-taranak'andriana noventesin'ny akamanao patrick2002 sy ny maha-andevo no nekeko fa tsy niditra amin'ny resaka zanetinao aho ry nanas. Tsy azoko atao ny misalotra ny tsy misy fa ianareo milaza ho taranany dia ireo tena izy no afaka mampisongadina izany. Rha ny fahalalako azy dia ompa ratsy nohon'ny teniratsy ny filazana olona andevozana saingy mety izany rehefa ankalazaina ka dia tohizo soa.