O ry filoha hajaina: Mba jerevo ihany akama...
21. kidoropamba
(
03/07/2008 08:40)
Miendrika expulsion ange ny fandosiran'ingahy Rajemison omaly e: nahazo 48 ora izy hiala an'i Madagasikara. Iny indray aloha dia fanapahankevitry praiministra raha vao nahazo baiko avy tany charmelicheky izy afak'omaly.
Ny ahy, ny tsy tiako @ ingahy Rajemison dia izy namorona ny Matsilo ka hikasa hanongana an'i filoha hajaina Marc Ravalomanana, izy filohan'ny antenimera afrikana ka voaroaka satria tsy tonga miasa mihitsy, ary izy nitomany te ho lohan'ny loholona kanefa nomena seza vice-rpezidA. Izany olona izany amiko dia tsy maharaka haranitsain'ny filoha hajaina mihitsy ary mendrika sesitany. Io ary fa lasa sesitany any zeneva lery dia mety izany.
Tafita Isika Malagasy
God save Ravalomanana ^:^

22. tsimati
(
03/07/2008 09:46)
E mba halefaso any amin'i zenevy ary zay raha any no atao hoe sesika tany e. ok sesikidoro =)) =)) =)) ^:^ ^:^
23. kidoropamba
(
03/07/2008 10:15)
Miverena aty madagasikara miaraka mangady ovy sy mitery ronono mba ho fampandrosoana an'i Madagasikara fa aza variana any ivelany any manao dokambarotr'ireo mpanohitra fotsiny.
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
Tafita Isika Malagasy
God bless Ravalomanana ^:^
24. kanota
(
03/07/2008 10:19)
Toa ny ivelany no tena mahay raha araka ny voalaza kano ??? Fa tsy any ivelany ve ilay Profesora mahiratra hampianatra olom-pirenena ? Mitraina hoe t48 taona nefa izy aza mitokona andafy.
25. kidoropamba
(
03/07/2008 10:29)
Ny any ivelany aloha raha tsy hiverina eto madagasikara hangady ovy sy hitery ronono dia tsy misy ilAna andryzareo. Ireny profesora ireny dia tsy misy IlAna azy satria olona matianina amin'ny fampiasana vola no ilain'ny Madagasikara.
Efa natsangana ny National Institut of leadership ao iavoloha mahasolo tsara ireny oniversitE sy ireny sekoly lazaina fa vaventy any ivelany any.
Tsy ilaina nareo any Ivelany be menomeno ireo fa raha hanohana an'i filoha hajaina kosa na hanampy azy @ famatsiana ny orinasa vahiny, tena matianina ary ikoizana raha fitrandrahana vatosoa, dia tongava soa aty.
Fa raha himenomeno, ndAna milahatra visa eny amin'ny pirefektioranareo any fa ny malagasy tsy mila an'izany.

26. kanota
(
03/07/2008 10:41)
Ity resaka masiso ity tsy hinanakanina ity ve no hifohana rongony rakidoro ooo? =)) =)) =))
27. kidoropamba
(
03/07/2008 10:57)
sakafo! sakafo! Io foana no ao antsian'ny kamo be tenda.
Efa nilaza ary nanazava ny filoha hajaina Ravalomanana hoe: "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany". Tsy fantatrareo angaha fa raha matory ianao dia voky foana ny kibo? Izay ange ilay filozofia fa tsy takatrareo e. Miasa, miasa mafy ary miasa tsara mba hamenoantsika ny kitapombolampanjakAna ahafan'ny filoha hajaina mitsangatsangana any ivelany mitrosa vola hoantsika hampandrosoana an'i Madagasikara. Miasa, miasa mafy ary miasa tsara ary avy eo dia matory. Raha matory isika dia tsarovy fa voky foana.
Ka aza miheritreritra izany sakafo, sakafo izany. Hitantsika fa i Madagasikara irery no tsy nisy kirizy ara-tsakafo. Satria matory isika malagasy ka noho izany dia voky foana.
Mazana ange hoa ity filoha hajaina ity e.
Ka tsy misy resaka rongony io (ekeko fa indraindray dia ilaina io mba hampatorina haingakaingana kokoa ireo be menomeno) io fa resaka torimaso satria reraky ny asa, asa tsara sy asa mafy.
Tohizo ny lalantsika

28. kanota
(
03/07/2008 11:06)
Mba jereo ihany ny akama fa efa manao resaka moly sisa eee =)) =)) =))
29. kidoropamba
(
03/07/2008 11:14)
Kay io resaka molimoly io izany no mahatonga anao mavitrika mamaly io? Iza izany no tena moly, ilay mpanamoly sa ilay manaraka an'ilay mpanamoly?
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
31. kidoropamba
(
03/07/2008 11:53)
Ravalomanana Ihany! na tianao na tsy tianao. Ravalomanana Hatrany! na ekenao na tsy ekenao.
God, yes, god save Ravalomanana ^:^
God, yes, god save Ravalomanana ^:^
33. nanas
(
04/07/2008 00:46)
kidoropamba:
sakafo! sakafo! Io foana no ao antsian'ny kamo be tenda.
Efa nilaza ary nanazava ny filoha hajaina Ravalomanana hoe: "Aza matahotra, minoa fotsiny ihany". Tsy fantatrareo angaha fa raha matory ianao dia voky foana ny kibo? Izay ange ilay filozofia fa tsy takatrareo e. Miasa, miasa mafy ary miasa tsara mba hamenoantsika ny kitapombolampanjakAna ahafan'ny filoha hajaina mitsangatsangana any ivelany mitrosa vola hoantsika hampandrosoana an'i Madagasikara. Miasa, miasa mafy ary miasa tsara ary avy eo dia matory. Raha matory isika dia tsarovy fa voky foana.
Ka aza miheritreritra izany sakafo, sakafo izany. Hitantsika fa i Madagasikara irery no tsy nisy kirizy ara-tsakafo. Satria matory isika malagasy ka noho izany dia voky foana.
Mazana ange hoa ity filoha hajaina ity e.
Ka tsy misy resaka rongony io (ekeko fa indraindray dia ilaina io mba hampatorina haingakaingana kokoa ireo be menomeno) io fa resaka torimaso satria reraky ny asa, asa tsara sy asa mafy.
Tohizo ny lalantsika
God bless Ravalomanana ^:^
Diso marina loatra, no comment! soa fa nisy anao tonga saina
34. nanas
(
04/07/2008 00:50)
Kidoro: aleo mba atao hoe kidoro chic ( FOAM ve zao no malaza any Tana any sa inona? ny anay manko mbola kidoro bozaka aty ambanivolo aty). Tsy hoe tonga saina fa nampahatsiahy an ireto mpanao maso be tsy mahita reto. Ry razanety sy ny troopy ato mbola jambena foana manko, mila fohazina kely, manao Ar100 ampandriana fotsiny ato.
35. tsimati
(
04/07/2008 02:19)
Angaha moa tsy tsimati ihany no kidoropamba no sady razanety ry nanas araka ny fahitanareo misy atidoha azy ? efa hita izao fa sakay sy 7tombenana mbola ampitoviana ihany. :-D :-D :-D
36. ronaldo09
(
04/07/2008 10:00)
kidoropamba:
ronaldo09:
Fa ileity ve mitapy sa ondranondranana ? Filoha hajaina hono nefa manakiana ary fanakianana tsy mandeha amin'ny laoniny !Rehefa tsy mahita hatao leity mangina fa tsy manakiana be fahatany tahak'izao ataon'ilahay zao ah!!!!
Moramora ny vava tsy ambina sy ny fo mitraotratraotra fa na dia efa bebetaona dia tsy matahotra zaza ho babena ny aty.
Raha tsy faly @ filazAko ny filoha hajaina teneno hoe filoha tsy hajaina fa aza mitady hanome lesona eto.
zO-ko ny milaza izay tiako lazaina raha tsy faly dia ndAna matoritory fa aza misera eto.
Tohizo ny lalantsika
Tafita Isika Malagasy ^:^
Oka ry bandy akama ty mifampanonona vava ity a! Tsy misy matahotra koa eo raha vava tsy ho resin-drangahy ny aty sady ianao rahateo koa mbola zazavao ato amin'ny serasera.org !Raha totohondry 35 seconde no omeko andrangahy raha ela indrindra !Tsotra aza rabirabina ny filoham-pirenena fa tsy tahaka anao izy tsy akory fa vahoaka alinkisa no nametraka azy teo!!!
37. tsimati
(
04/07/2008 10:32)
Tsy olona vaovao io ry Ronaldo09 fa tranainy tsy nahatafavoaka ny fanaratsiana sy tsikera ary nivadika hoe mpanasoaso. Efa rakatry ny bandy hafa izany vao nanomboka nivadika iray andro io. Dia avy koa ny sasany fa jeankely = Ronaldo = kidoropamba = kanota =....
nefa koa kidoropamba = tezitra = rabaradaka = patrick2002 = nanas = rakapy= lazaDaddy...
=)) =)) =)) =))
nefa koa kidoropamba = tezitra = rabaradaka = patrick2002 = nanas = rakapy= lazaDaddy...
=)) =)) =)) =))
38. kidoropamba
(
04/07/2008 11:21)
Mba tena mazana kosa izany bandy hamely anay 70 taona ity. Aleo hihomehezako fotsiny fa hita mibaribary fa fanaratsiana ny filoha hajaina Ravalomanana no tetehin'ny sasany.
Aoka hisika tsy hamely ny filoha hajaina Ravalomanana na dia totohondry 35 segodra fotsiny fa mampigadra.
Tafita Isika Malagasy
Dera sy laza hoan'ny tompo mahery, Ravalomanana ^:^
Aoka hisika tsy hamely ny filoha hajaina Ravalomanana na dia totohondry 35 segodra fotsiny fa mampigadra.
Tafita Isika Malagasy
Dera sy laza hoan'ny tompo mahery, Ravalomanana ^:^
39. tsimati
(
05/07/2008 01:06)
Tokony higadratanteraka rakidoro. oh tsy azo gadraina kay ny mivaha =)) =)) =))
40. nanas
(
05/07/2008 01:59)
tsimati:
Angaha moa tsy tsimati ihany no kidoropamba no sady razanety ry nanas araka ny fahitanareo misy atidoha azy ? efa hita izao fa sakay sy 7tombenana mbola ampitoviana ihany. :-D :-D :-D
ry razanety koa tsy miova mintsy, mba efa nanova pass tsimati, kanota, ranitse, nefa de mbola rakatry ny kil ihany. Le fomba fanehoana hevitra, le fomba fisainana dia tsy miova marina na hiova pass 100 ambin ny arivo eto aza.
Rehefa sa complexeR be loatra @ le tsi-fahaizana Ra8 oa dia aza arangaranga fa mahamenatra. Ny dondrona ihany no mbola mirehoka miaraka aminy hoe dondrona nahavita an itsy, dondrona mahavita mibaiko manampahaizana, zay ihany manko no zavatra fantany. Tsy adalan ny olona no handany ron-doha amin ny fianarana, tsy hiady hevitra aminao @ zany resaka ati-doha sy ny fahaizana sy ny tariny zany aho fa na hitatatata eto aza aho, @ farany sure fa tsy ho a la page ihany ianao. Ka ny mba teniko ho anareo complexer be @ tsy fahaizan R8 reo, zao no ataovy an-tsaina misy difference lavitr'ezaka be ny fomba fisainana ny olona nandalina ( nandiha fianarana lavitra) sy ny technisianina, ny olona nahita fianarana haingana ny fomba fiasan ny sainy nefa mafonja sy matotra, indrindra eo @ famahana olana, fa tsy mitovy @ technisianina, ny paik'adin ny tekinisianina ny vava no amidy. Ka aza atao be ny complexe fa hipoka eo ny loha.